dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
LALAO Entre Filles Ny Entre Filles indray no mampiakanjo ny tovovavin'ny Morning D ho an'ny anio. Hizara loaka ho an'ireo olona roa (02) voasarika sy manaraka tsara ireto fepetra manaraka ireto izyPlus ireo. Ka andao ary hilalao e! . . FEPETRA: Asio “J’aime” ny pejy Entre Filles ZARAO ka ataovy “𝐏𝐀𝐑𝐓𝐀𝐆𝐄 𝐏𝐔𝐁𝐋𝐈𝐂” ny lalao Tagguer-o ny namanao miisa 5 hanao “J’aime” ny pejy Entre Filles. Valio anaty fehezanteny mazava tsara tsy misy fanafohezanteny ity fanontaniana manaraka ity . . Manomboka amin’ny ohatrinona ny robe ao amin'ny Entre Filles Manomboka amin’ny 20.000ar ny robe ao amin'ny Entre Filles Manomboka amin’ny 30.000ar ny robe ao amin'ny Entre Filles . . Araho tsara ireo fepetra ireo a! Mirary soa
Tsara b daolo Inona n astuce amlay tsisy kibo daolo
Biraon'ny Commune vaovao eto Andranovorivato, district Vohibato Fianarantsoa Jos Soandry ( misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Ny olona tsy te hiresaka ary mampiseho tsy misy henatra amin'ny fihetsika mety nanafintohina na mandratra hambom-po amiko no miavona. Hita eny foana ny ato hoe saro-kenatra na fanahiniana atao. Miavona koa izay manao kabary tsy valiana satria mihevitra ho tompon'ny teny farany ary indrindra indrindra izay mihevi-tena fa mahavita tena ka manao tsinotsinona ny hafa.
Ts manjary Mits reny
Tena za indray no hanaovany menace rtyh ah
Mon clip inspiré de mon personnage dans youtu.beH0hOYEpHbGM Rdv le 2 Décembre à l'AccorHotels Arena pour le découvrir sur scène avec Youssoupha. le 12 Octobre sur Netflix keryjames.lnk.toTuVoisJrapEncore 23.11 Bruxelles - La Madeleine 25.11 Villeurbanne - Le Transbordeur 27.11 Lille - L'Aéronef 2.12 Paris - AccorHotels Arena www.keryjames.frtour
tu est le rappeur les plus racore ??
Ar i rojo mpostule am chat ao am fb
Ts manambola Zay 😂😂
Sodapop miaraka amin’i Artinah, Clarella ary Mihantavola, hilalao hiaraka amin’iza ianao, tenin’iza? Raikitra an…
Salama daoly, tenin'i Miantavola de miaraka Artinah
16 nouveaux cas de covid-19 ont été enregistrés au pays pour la période du 13 au 19 août 2022. Ces cas ont été recensés à Analamanga (14), Vakinankaratra (1) et Sava (1) D'après le ministère de la Santé publique, 157 cas actifs du covid ont été relevés sur l'ensemble de Madagascar durant cette période. Aucun décès lié à la maladie n'a eu lieu, si 3 formes graves ont été enregistrés. 57 personnes atteintes du virus ont pu rétablir leur état de santé durant cette période.
Non, serieux? Que 16 cas? Mais vous nous prenez pour des imbéciles?
Tontosa androany 1 desambra 2021 tao amin’ny Fitsarana an-Tampony Anosy ny lanonana fandraisana ny fianianan’ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny fifidianana naPlus CENI. Nanatrika izany fandraisam-pianianana izany ny Filoham-pirenena sy ireo filoha sy solon-tenan'ny andrimpanjakana. Nianiana ny hanatanteraka ny andraikitra sahaniny araka ny didy aman-dalàna mifehy azy ireo sy ny lalàmpanorenena, ny hitandro lalandava ny fahamarinana, tsy mitanila, ary handala ny fahamendrehana takian’ny andraikitra sahaniny ireto mpikambana vaovao ireto. Araka ny lalàna mifehy azy ireo dia hiantso fivoriana tsy ara-potoana ny zokiny indrindra amin'ny mpikambana vaovao amin'ny CENI, telo andro aorian'izao lanonam-pianianana izao.
Minana miliara tsirairay avy indray izao ireo
SARY INDRAY MIPIKA Fantaro ary ny mpanakanto Wendy Cathalina sy ireo fianakaviany. Marihina moa fa hanao fampisehoana ao Mahajanga tsy hoela ity mpihira kalaza ity.
Hafahafa eky ma tenue de plage nao ty eh, misy colant anaty ao e
Met sod nenah diso
Ip inoma
Nandritra ny lalao farany amin'ny fifanintsanana andehanana ho any amin'ny fiadiana ny Tompondaka Manerantany amin'ny baolina kitra Qatar 2022, izay nifanandrinan'ny BAREA Madagasikara tamin'ny ekipam-pirenenaPlus Tanzaniana, dia hita taratra ny ezaka nataon'izy ireo. Tsy nitsanga-menatra isika Malagasy noho ireny vokatra ireny. Mankahery sy mamporisika azy ireo hatrany ny tenako. Na amin’ny mora na amin’ny sarotra . Na amin’ny fandresena na amin’ny faharesena dia mifanohana hatrany isika . Mankasitraka ny BAREA tamin’ny fiarovana hatramin’ny farany ny voninahi-pirenena . Misaotra ny ekipa iray manontolo sy ny mpanazatra. Miray fo sy saina hatrany aminareo ny vahoaka Malagasy rehetra. Alefa Barea ! —— Que ce soit dans l'épreuve, dans les défaites ou dans les victoires, nous sommes unis et nous nous soutenons . Merci à nos Barea d'avoir défendu jusqu’au bout les couleurs de Madagascar. Alefa Barea !
Tiko sady tohanako ny ahy,Mila ampiana foana n'y ezaka de tafita n'y FaranyTsy n'y fandresena ihany no hiarahanay amin'ny Barea fa n'a resy koa aza e
Ataoko efa mahazatra anareo n manao vu anai e
k ra mb sipa akama nareo tsa atao vu
Ye sad mditra am 7 enganie mb ts ho taraiki n cotisse
Raha izay d aleo mandeha alarobia maraina
Fitokanana ny RN5A eto Ambilobe
Miandry koa zahay ny ho fahavitany RN13,amizay ts mijaly mandeha besalama, za maka anao président
Iza koa no avy any ifanadina
sam handramana oe iza n tena tsara
𝑯𝒂𝒑𝒑𝒚 𝑩𝒍𝒂𝒄𝒌 𝑭𝒓𝒊𝒅𝒂𝒚 Nous souhaitons que vous atteignez tous vos objectifs pour cette belle journée de Black Friday ! Alefa Comdata Madagascar
À jour ny admin .
Alefaso eto indray ary ny Hafatra , coucou na firariantsoa tianao handeha Sodapop izao
Coucou daholo ny mpijery SODAPOP rehetra ô
Tsetsatsetra tsy aritra 7 décembre, 03:15 · Ireo ekipa hifandona amin'ny 14 de finale. Iza no ekipa alainao?
Marocco atramin farany zay é mafy nenay reo
Zay zany
Tsa hitan io koa leky ny lalagna mody
Mahafinaritra mihitsy mahita mpivady niaraka niketrika, nifanohana, niaraka nisondrotra...n ifampatoky
Tohanako 100℅ mintsy ...samy raha tiany
le vola efa vonona aty
teneno zan oe aso ray tapak azo alefa am phone f ts haik manko oe halef Fb ve sa mail f lery vo an toliara oe d tng am hernandro ty
Malagasy ve ianao September 12, 2021 at 10:41 AM · Iza avy no zanak'i FANDRIANA isika e? Malaza tsara tovovavy mihitsy ity toerana ity raha ny filazan'ny maro azy. Michael John D'or ( misaotra nandefa sary taty aminay MALAGASYVEIANAO)
Tsy lafo famille nay ao tee shert Ty ka sa aona Luroyanne Egyptia s'y Alice Gidelle s'y Marthe Razanamasy s'y Ietah Paul s Stellie Paul s Rose Gasy
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana.
Aty aminay 7000 a kg ..manga Diego
Aterina aty oe de aminareo rf mande midina nareo
Manin a
vola hotrina?
Efa niantso Saad Le nandefasako cv omal d rahampitso n entretien am 2.30 d aterinlah za eny ampefiloh
Salama eh Mba Saika anontany kely azafady Marina hono fa tsy miteraka ny vehivavy rehefa milentika be ny fotrany na vitsy anaka
Reny az no tena be taranaka ko
Azo sokajiana ho indigne ve ny zanaka tsy miraharaha ny ray amandreniny mihitsy? tsy mitsidika , tsy mifamdray am ray amandreny efa taona maro? merci
Non ....araka ny hevitro dia ny zaza nikasa hamono ray amandreny na niray tsikombakomba hamono ny ray amandreniny no tratra izany dia ao am lalana misy ihany koa
Efa ela no niandrasako an ty ho voafelaka be fa Zao vô tratra
Haha2 de oe Tonga de lanakiny hehy aaho vo nahita n poziny
Tsy vahaolana eo amin'ny fiainana tompoko ny fisotroana Toaka Tranga teny Behoririka Sao misy mahalala ity Ramatoa ity. mamo dia nentiny nianjera ny Zanany mbola kely, mbola tsy mahatsiaro tena ny Reniny, efaPlus natsoina ny Assistance Sociale ny CUA, miandry procédure isika zao. Tokony eo aminy 2 na 3 volana eo ilay ZAZA tsy fantatra na misy voa noho ilay fianjerana Isaorana ireo tsara sitrapo nanome ronono, miahy ilay ZAZA, nanome fiara hanaovana izay azo atao. MBOLA MISY MALAGASY TSARA FANAHY. Efa any aminy Assistance Sociale ny CUA ilay ZAZA zao rehefa avy nokarakaraina, ny Reniny mbola mamo tsy mahazaka tena vita ny adidy manandrify anay … By Paolo
ZAH ALOH TS MANOME RARINY AN'LAY RENIPIANAKAVIAN A NA INONA NA INONA ANTONY AMZAO,tsvaha'ol ana mits zao,ts'teh hanompa aho fa tongava saina hoan'zay manana eritreritra marivo salon'Sana otrzao(TIA'TENA )
Chemise alzz 55 manoratra MTRT pour RS,... Vaovao be fa efa niasa kely ftsn mbola tbe tsara prix adorable
Rado Andriatsiferana io mis e
Après Nanterre hier, rdv ce soir à Orly pour le 2eme concert de la tournée ACES et pour découvrir le ou les prochains lauréats.(Concert complet)
J aurai du venir .
Nalain'zalah Barcelonais tany Costa Rica daoly ny naharary azy atram zay
De hanin? Tezitra no azon'lah atao
Any amle mpanao volonay tsotra a zany no anao volo na izy no asaiko makat aminay sad izy afak mametak diadem za v anao diadem andedeh any
MBA moramora zany zay!sady ao antrano
Ho anao tanora nahavita fianarana. Nahazo diplaoma teo anelanelan’ny taona 2019-2022. Maniry hanamafy ny fahaiza-manao sy hanampy traikefa momba ny fikirakirana sy fifehezana teknôlôjia indostrialy. Miandry anao ny Internship program izay fanofanana arak’asa mandritry ny roa taona omen’Ambatovy. Hanazava izany misimisy kokoa ny tompon’andraikitra : Ny Alarobia 14 Desambra 2022 izao amin’ny 8 ora sy 30 minitra ao amin’ny LTP Toamasina Tanamakoa, efitrano faha 44. Ny Zoma 16 Desambra 2022 amin’ny 8 ora sy 30 minitra eo anoloan'ny Faculté des Sciences, Oniversiten’Antananarivo Aza tara ary entano ny namana fa io no fotoana ahafahanao mametraka fanontaniana sy mahazo fanazavana feno momba izany Internship program izany. https:ambatovy.com
Botou Florencia Carole krkr Ty?
Fihaonana amin'ny mponin'Ambalavoanio, distrikan'Andapa hiresahana ny momba ny olan'ny lavanila.
Mbola feno nosy maitso ny agny aminay ,mila anao izahay président
MANANARA AVARATRA: VEHIVAVY MPIVARO-DAMBA MANDEHANDEHA NISY NAMONO TAMIN'NY FOMBA FENO HABIBIANA Maty nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana tao Analanambazaha CR Mahanoro distrikan'i Mananara Avaratra nyPlus vehivavy iray antsoina hoe Cristine Caniela, mpivaro-damba mandehandeha . Ny sakaizany izay niara-dia taminy nandeha nivarotra sy ny naman'izy ireo ihany no voalaza fa tompon'antoka namono nahafaty ity renim-piainakaviana iray ity. Ka ny iray amin'ireo no efa voasambotra. Amin'izao fotoana izao dia aman-jatony ireo vahoaka miara-mirohotra eny anivon'ny tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena ao Mananara-Avaratra, mitaky ny hamoahana tsy misy hatak'andro sy hanaovana fitsaram-bahoaka ity lehilahy iray efa voasambotra ity. Source: Rabenirina Laza Betega
Ataova Zay mety afantarandreo ahoana n'y Maty .rip
20K membres Merci à tous d'avoir contribué à rendre le groupe plus populaires
Jo Any Sa Riaka jereo kely ne tyyy eee
T'étais bizarre
bizarre aona koa e?
𝑴𝒐𝒕𝒊𝒗𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑫𝒂𝒚 La réussite apporte un sentiment emprunté de satisfaction à chacun de nous. Commencez à essayer, continuez à réessayer car tout effort finira un jour par payer.
Un salaire motivant net , précis et sans blabla
Fa rendrarendra sy haingo'na moto moa zany ny rétroviseurs sy phares ary clignotants ho an'lisany maika be reooo ???
Tena adala mihintsy ny vazah namorona ireny teo ambon'ny moto an'zalah sasany
Rehefa avy namangy sy nankahery ireo mpiray Tanindrazana amintsika tao Mananjary, Manakara, Farafangana ary Fianarantsoa izahay mivady nandritr’izay roa andro nisesy izay dia eto AMBALAVAO indray androanyPlus maraina no anohizanay ny dianay. Isan’ny nahita takaitra tamin’ny fandalovan’ny rivodoza BATSIRAI ihany koa teto amin’ity faritra ity. Maro ny tokantrano very fananana, ny tantsaha very voly sy biby fiompy, ny lalana sy tetezana tapaka. Tsy mitanondrika isika anefa fa tsy maintsy miroso, miara-miatrika manoloana ny sarotra, miara-mitady vahaolana amin’ny mpiara-belona hanarenana haingana ireo simba. Satria mila ny fanohanana avy amintsika tsirairay avy ireo Mpiray Tanindrazana rehetra manerana an’i Madagasikara
Tiako bé poziny Mme Président ty.sinon mankasitra Meur le Président
Hiala sasatra an-tsary kely isika Any Ambodiatafana faritra Atsinanana any no misy ity toerana ity Iza no efa tany? ( : Carnets Madagascar)
Tsk Ko mo d Aty fn ko
Salama groupe, izahay dia manofa trano, Avril 2021 izahay no niditra taminy trano, izany oe mbola tsy ampy eritaona ny nipetrahanay, janvier 2022 ny topotrano milaza aminay fa amboarina ny trano fa omena preavis 3mois izahay ijerena trano, apres miakatra ny hofatrano raha mbl miverina izahay, eo anefa ny olana, tonga izy naka hofatrano volana fevrier nilaza taminay fa afaka ipetrahanay ndray ny trano fa miakatra 250 000ar ny hofany, raha 230 000ar izy teo aloha, ok hoy izahay, izany oe tsy nisy ilay fanamborana trano fa Te ampiakatra ny hofany izy, afaka adiny 2 ndray anefa izy niantso anay fa tsy mety ndray hono ilay 250 000ar fa 280 000ar ny tena hofany trano, eo no ilaina hevitra aminareo hoe inona no tokony ataonay fa tena manararaotra tanteraka ilay topotrano, marihina fa tsy nisy contrat teo aminay fa reçu isambolana no omeny anay. Misaotra
Afaka mitory.fa ra manam-pot amzn ve tsy aleo mifindra?aty amk mis
VAOVAO MBS ALAROBIA 17 AOGOSITRA 2022
Zao mbola misy miteny fa mandeh tsara lay fitondrana Tongava saina ry vahoaka fa na rano sotroina aza ty hinjaliana bangony fotsiny ny jiro
D mb reserveo otrzai ko zani nenah am sabotsy zai f kai mis reservation
😂😂
atsovy finday
Za tss crédit
Ao fa ilazako
Ok tatie a merci a
Mahavelombolo tokoa fa misesisesy ny fahombiazan'ireo mpanao fanatanjahatena Malagasy. Tafita amin'ny dingana famaranana ny Barea rehefa nandresy ny ekipan'i Botswana ka handray anjara amin'ny CHAN izayPlus hotanterahina any Algérie. Koa miarahaba ny ekipantsika nahavita izany dingana lehibe izany. Hiaraka hanoratra ny tantara indray isika satria sambany amin'ny tantara no hiatrika izany fifaninanana izany i Madagasikara. Manohana anareo hatrany ny tenako sy ny Vahoaka Malagasy iray manotolo. Mpandresy isika Mpandresy ny Barea Mpandresy ny Malagasy
Misaotra BAREA , alefa Madagasikara
Hoy ia
F ry neny modi amvin?
izy manaiky manao acte de vente mazava oe
ie fixe za ko tsy mahay miady varotr fadisobe ah 😔
Tahak'izao ny sekoly handratovan'ireo tanora fahalalana ao Betioky Tsy misy tafo fa mitafo lanitra my mpianatra ao amin'ny CEG Betioky. ( Alexandre Crédit Etahorany)
Fa angah dia tsy mba mandefa fangatahana mihintsy ny lehibeny sekoly sa hoe nandefa fa tsy voavaly? Tsy ho hitany tompon'andraiki tra mihintsy io raha tsy handefa fitarainana ny any an-toerana,,,ma toa nasiana ny sokajy isan-karazany, miainga aminy sefo-pokontany, député,maire,go uverneur sns dia ny mba hampita hafatra
NOSY BORAHA Niampy 34 ireo razana hita natsingevan' ny ranomasina any fari-dranomasina Avaratra ny Nosy Boraha. tafakatra 70 ny fitambaran'ny isan'ireo maty amin'izao fotoana izao.. njaka
Jesosy oh! Anehoy fahagagana ho an reo zay mbola ts hita! Mifona amnao re zahay e
Iah zao manambotra boky sad mihaino anle agradndra poposy
Ampesaina ko
Mankalaza ny faha 24taonany androany i MBAPPE Ireto ny efa azony: Coupe du Monde Euro U19 Ligue 1 Coupe de France Coupe de la Ligue Ligue des Nations Meilleur joueur de L1 2019, 2021 et 2022 Meilleur jeune joueur de L1 2017 et 2018 Meilleur buteur de Ligue 1 en 2019, 2020, 2021 et 2022 Trophée Kopa 2018 Golden Boy 2017 Meilleur jeune joueur de la Coupe du Monde 2018 Meilleur buteur de la Coupe du Monde 2022 12 buts en deux Coupes du Monde Son Idol: CRISTIANO RONALDO
Tee - shirt famille fady toaka no tedaviko raha misy
VO nvid
Fa le 6A mbola 5millions mahery
Tokony homena halalana tahaka ny taximoto ihany koa ve ny taksi bisikleta raha ny hevitrao eto Antananarivo renivohitra?
Tiako kosa ity, mapte i-imprimer de atao banderôle lanjalanjaina eny andalana
Za mbol ts afak mindran am Rojo fa mbol mis vola ndramina taminaz
indraminra Andriatina oentina an tsididy
Ho fantatra afaka fotoana fohy ny mahakasika ny fahasalaman'i Efa ao an-dapa avokoa ireo fianakaviany.
Tokony tsy miasa mits demain aloha
EFA aiza
Amle entretien
TOLOTR'ASA VOARAINAY IZAY LIANA:
Otrin ny karama fa ataoko lay cuisinier
SABOTSY 06 AOGOSITRA 2022 - DISTRIKAN’I MANANARA AVARATRA - LEO NY FITONDRANA SY NY FAMPANANTENANA
Poofff ,, Koa afa tsy tia rajoelina tonga de teneneno hoe tsy tiako rajoelina hoe
manontan anah neny we anao in aty am faran volan zao
saika oe tsika n idina nef las minana congé b
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao
Marina za zao tsy bé resaka zany ef toetra mitsn lay izy!
D tss olona any fa miid fotsin sa Fots mjanona
Miandry an'azy tonga VO mandeha
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 03 AOGOSITRA : Alban RAKOTOARISOA - Filoha Nasionaly APM - Antoko Politika Madio. GASCAR FENOSOA
Mba avy aiza itony BABAKOTO itony é , Izay ilay fanontaniana Rehefa misy fangatahambady ….. je rigole
Fa Tonga de MBA vidio refa miala bus ndrir
Za mandeh moto
Fa elah tsy afaka manatitra ana de omena essence sa ts mande mts moto
F amfiri n taxi brousse mande
Efa aty atsika zao
D nareo mtsam lek tokn idisk ne ko
Salama daoly tompoko! Nisy dadafaranay nivonoin vadiny ary maty sur place noho ny vely hazo be teo lohany! Natrehany zanany mianadahy mou io fahafatesan Rainy io t adimivadin'izy 2 ka nitantarain t fianakaviana de izay no nahafatarany rehetra azy! Ary ny ponina nanatrimaso kou dia vavolombelona milaza sy nahita fa Maty noho ny fivelesan lay vevav T hazo be tew lohany izy! Ny mapalaelo nefa de vao maty 3volana le rangah de napiditra lehilahy tao atrano ravevavy ary de nfanambady izy 2 ka de ao tranonjarew mivady taloha iany izy ireo no mipetraka! Fanotaniana: mou ve misy lalana azo mba itorina an le vevavy mba ialany ao le tranon le rangah vadin taloha!?? Manana porofo mazava sy efa nanao fitorina ny fianakavina t io raharaha io saingy nanana procureur ary lehiben polisy ny dadan'io vadin zaw io ka de nirava oazy ny fitoriana!! Mba misy afaka manome evitra ve azafady? Ary misaotra mialoua ho an ze mba manoro evitra??
Mamerina mitory eny gendarmerie miaraka porofo sy témoins.
D mapanantena pokaty ftsn ko
EFA nsasiko d las maf2 le nono bbey a
N armoire nao akorontan kp
Aon n fomb hisavana anty trano ty amrah keli zai😂😂
lasa zao oooh alefaso eto ny coucou dia vakiko ee
Coucou, mafinaritra mijery anareo, mlay nareo ka, mavita b, d courage daoly oooooo
Tokony anao Reveillon kely mihitsy rariva aloha hitsenana ny volana Febroary fa mafy iny janoary iny an
Otrany efa nandany 2 volana ireny nanapitra anilay Janvier enjany iny
Tkn ef nomenzareo fanafodi ne zn ra zokinai mali na mbl ts nvali n test rah n tenini president
Taraiki aon ko e zay var zay tokon marain noanin zao
23 Jolay 2022- MAGRO Behoririka 8h 25mn: Tsy azo hidirana fa feno mpitandro ny filaminana manao sakana manodidina sy amin’ny lalana rehetra miditra ao amin’ny Magro Behoririka
Le mpanondrana volamena sns reny mba sndrasana otrzao fa ol ivory kou de ambenana otran re.y misy ady be reny eto tana!.....hihih h
Inon
mba indramiko
Iza moa ilay nitady Méca mahay tato?
Ndrii mampalahelo n'y mijery azy de mihosomenaka trop
Ny drafitra ara-tsosialy plan d’urgence social apetraka hanampiana ireo marefo sy ireo voakasika mivantana amin’ireo fepetra amin’ny fitokanamonina hiadiana amin’ny coronavirus no entina ho antsika androany. Anjaran’ny fitondram-panjakana ny manampy ny vahoaka amin’izao fotoana diavin’ny firenena izao.
Misaotra betsaka President a!! eo akaikinao mandrakariva ny Tompo hanolon- tsaina sy hanampy anao. Ary ireo zay rehetra mbola ho ataonao ihany koa dia ankasitrahana sahady.
Jamba mifampitantana, teny marina ara-bakiteny raha ny tantaran'izy roalahy ireto Ontsa sy onena tokoa ny fonay nahita ireto olona 2 ireto izay samy jamba ary tena nifampitantana tokoa. Izahay dia tsy mipetraka ao Antsirabe fa nandalo fotsiny ihany. Avy tany Betafo izahay no nifanena tamin-dry zareo teo Tsivatrinikamo nitondra tsihy 4 entiny hamidy any Betafo mandeha tongotra, nijanona izahay ary niresaka taminy sady nividy ny tsihy 2. Nalahelo ka nanapa-kevitra niverina tany Betafo indray nanatitra azy ireo izay hita fa tena mbola lavitra be tokoa. Ka mba ho fanampina azy ireo no anaparitahanay ny sariny sy ny mombamomba azy eto. Ny fanjifana ny asa tanany dia efa fanampina sy risim-po lehibe ho azy ireo tompoko ô satria ny masony no jamba tsy mba mahita toa antsika fa ny sainy sy ny vatany dia manana tanjaka be entina miaina sy mivoatra amin'ny fiainana. RAKOTOARISOA Erman : 0346147133. RAKOTONIAINA Nomenjanahary Maminirina : 0384446048. Lot 1126A115 Ambohitrimobe Antsirabe110 Marihina fa efa nazahona alalana tanteraka tamin'izy ireo izao famoahana ny adiresiny sy ny numeroany izao. Isaorana mialoha sahady izay afaka manampy azy ireo. Fianakaviana Razafimahenina
Atra anie homba anareo roa lahy...zay no azoko atao...
Ay sa ator ntsika
Mafana zn andro k
Tamin-kafaliana no nandraisako ny Sekretera Jeneralin'ny Fikambanana Iraisam-pirenena momban'ny Frankofaonia (OIF), Louise Mushikiwabo, androany teto Iavoloha, niresahana indrindra ny mikasika ny fanamafisana ny fiaraha-miasa. Niompana tamin'ny sehatra maro mahakasika ny fiainam-bahoaka andavanandro ny dinika, indrindra ny momba ny fanabeazana izay mikendry ny fahafahana mametraka tetikasa hafahana mifanakalo mpampianatra avy amin'ireo firenena ao anatin'ny OIF ho an'ireo Oniversite Manara-penitra, mba ho fanatsarana ny tontolon'ny fampianarana. Eo ihany koa ny fanohanan'ny OIF ny ezaka mikasika ny fampananana kopia nahaterahana ho an'ny olom-pirenena tsirairay, ary ny fiarovana ny tontolo iainana, izay sehatra tena ilofosako mafy tokoa. Nitondra avo ny feon'i Afrika i Madagasikara nandritra ireo fandraisam-pitenenana nataoko teo amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Ary mahavelom-bolo tokoa ny finiavan'ny OIF hanamora ny fahazoana ireo famatsiam-bola maitso ho an'ireo firenena frankofaonina. Mitovy ny fomba fijery mikasika ny maha zava-dehibe ny fanamafisana ny feon'i Afrika sy ireo nosy kely mikasika ny fitadiavana ny rariny mikasika ny toetrandro.
Mizotra antsakany sy andavany ny Fiaraha- miasa Mpiara- miombon'antoka , satria matoky ny Fitondrampanjak ana ry zareo !
Tany analakely service client
aleo atao ary nenah am sabotsy
Tongasoa eto Tunis ny tenako hanatrika ny andiany faha 8 amin'ny TICAD. Voninahitra lehibe ho ahy no nitsenan'Atoa. Kais SAIED, Filohan’ny Repoblikan’i Tunisie ny tenako. Afaka nifanakalo hevitra momba ireoPlus tetikasa sy fanamby iombonana izahay mirahalahy, indrindra manoloana ireo krizy izay mianjady amin'izao tontolo izao. Anisan’ny olona manana firaiketam-po amin’ny tanora ihany koa ny Filoha Kais SAIED ary resy lahatra tanteraka izy fa tena zava-dehibe ny teknolojia vaovao, hitondrana fampandrosoana. Ankasitrahako manokana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fampianarana satria tanora eo amin'ny dimampolo eo ankehitriny no mandranto fianarana eo anivon'ireo oniversite eto Tunisie. Izao fihaonanay izao ihany koa no nahafahanay niresaka momba ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'i Tunisie sy Madagasikara eo amin'ny sehatra samihafa toy ny indostria mekanika sy ny fambolena.
Alefa Présidente Manatena vao2 Mahafaly Aminao n'y vahoaka MAlAGASY
Otran mapamotiv zanyy
Coucou eny kia
RJ 301 Yesterday at 3:18 AM · Matoa tenisany lasa mpinamana d samy mitovy aretin-tsaina zay
Misy itoviazana fa kosa ny tsy itoviazana
tng d mb mis vonona rah mis ilaivana azy
mantania @ band an fa an v f ts hisy e
Téléchargez GRATUITEMENT 9Trap Music, extrait de mon nouvel album prévu pour le 8 Avril : http:on.fb.me9TrapMusic
Noir et fière de l'être,c'est toi le meilleur kery je t'adorrrrrrrr!
Fa 'drie EFA miasa koa
Ngah hisy an'izany e 🤧
De ra lafo iny de afaka mampindrana ana ndrie ve ?
Nef MB saik zay n anampin ividianan anaz
andefaso mp,d mjereva hafa koa
Eka a
bonsoir!inona kay ry reto no tokony ho atao fa misy ankizy vavy kely tokony ho 16 taona eo eo tsy dia salama saina izy no nalain'ny olona hiasa ao amin'ny .Rehefa tonga tao anefa io ankizy vavy io dia naholan'ny patron any ary lasa zary fahazaran'ilay patron ny nanararaotra azy ara-nofo ka bevohoka izy zao dia tadiavin-drizareo alefa mody .Marihina fa tsy dia salama saina tsara ihany koa ny renin'ilay ankizy vavy kely io.inona ry reto ny tokony ho atao fa mampalahelo le zaza an
Voaporofonao vé nefa oe le patron no nahabevohoka azy ??? Hadihadio tsara fa sao enao indray no ahita loza
Mbola vo nlokon le moto
Fa aiz ty zao
TSINJO JMJ Hahazo vary amin’ny vidiny 2000 Ar ny kilao sy siramamy amin’ny vidiny 4000 ariary ny kilao ny mpizaika amin’ny Andro maneran-tany ho an’ny tanora (JMJ Mada X) any Antsirabe manomboka androany EoPlus Avaratsena akaikin’ny boribory fihodinana sy eny Ambohimena manoloana ny fivarotana fitaovana Safidy manamorona ny lalam-pirenena RN 7. Ireo no toerana ahafahan’ny mpizaika amin’ny JMJ Mada X any Antsirabe misitraka ny vary sy siramamy amin’ny vidiny mora. Teny amin’ny faritra manakaiky ny fitobian’ireo mpizaika sady tsy lavitra ny toerana nanaovana ny lamesa, vokatry ny fiaraha-miasan’ny MICC sy ny SPM. Sary DRICC
Toy raha nirehafitsika iny Ninah Charles
Toa ela b rtih
Yeuhh
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego
Tsaroako tsara taminio zah ilay nanao fotoana tamle tsein Zay fa tapitra ihany ny kabary fa tsy hitako izy. Nilaza izy fa akanjo fotsifotsy no nanaovany taminio fotoana io .
Miaraka am tita
Eka
Tongasoa eto Ambalavao! Tsy diso anjara ny tanora eto Ambalavao fa nahazo Kianja Manara-penitra mahazaka mpijery miisa 1000. Am-pifaliana no anolorana azy ireo ity Kianja vaovao ity sy hihaonako amin'ny vahoakan'Ambalavao
Ho Tahin Tompo hatrany ianao President.... Ary Ho feno Fahasalamana hatrany satria be ny adidy ataonao ny vahoaka
Any Amin JDD??.De ahoana ozy le Kiala Mihaja
EFA vitako copie daoly v Ony d ts Aiko fa anontanio hery
F ts oe hoary na hoary
Jerijereko
Ko mb ilaiko matoa angatahako
Refveo ndray zanyyyy fa tih mcharge