dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Nis fety tany sakafo2
Nareo sy iza
La ville de Mahajanga va accueillir les délégations des îles voisines, pour la Coupe des Clubs de l'Ocean Indien, du 15 au 23 octobre 2022. Madagascar sera représenté par Asco Tuléar, Cosfa Antananarivo et CHBF Fianarantsoa chez les hommes. Dans le tableau feminin, l'équipe de My-Sah HBC Ambatomirahavavy et THBC Antananarivo défendront l’étendard malgache. Des équipes de Mayotte, Comores, La Réunion sont attendues à ce rendez-vous. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mgdepeches
Ataoko fa resaka glace aux pépites de chocolat
Olona 2 maty (vehivavy sy zazakely) nosokirina tao ambany kamiao niraikitra accélérateur teny Talatamaty io atoandro io. Tafakatra trottoir ity kamiao ity ka nandona mpivarotra sy mpandeha an-tongotra. Betsaka ireo naratra nentina namonjy hopitaly (Sary nindramina)
ireo mpaka sary ireo koa tokony ho saziana fa manao non assistance d'une personne en danger mirary fiononana ho an'ny rehetra
Efa ao lé ola koa
Ngah d efajer anaz
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery.
Hijery film aloha anio alina
Tsy izay lava volo akory dia rafivavy daholo e ! Aza sodokan'ny volo lava.
Sata Elie Rakotondratsimb a jerendry ty
Antanimora - Fitsinjovana ny maha olona ety anivon'ny fonja.
Mercie président, NY zavatra mba tiko angatahina aminy ireo zazakely tsy manatsiny de ireo olona efa mahazo taona MBA tokony jerena akaiky makasitraka
Vitasoanzai zni
Tena ts met mits n lamosiko fa ts maits mivilan za vo met ref mator fa vo voter d marar
IO halavany normal
Ts meti atakalo hoe sad iny oe n meti @nah ozy le pivarotra
Mahakasika ilay pierres précieuses omaly tao Aéroport IVATO Vatosoa mitentina 380.000 dollars hatramin ny 550.000 dollars no tratra teny ivato saika aondrana tamin'ny ethiopian airline ny hariva anio raha Plus13.205 dollars ihany no tetibidy nolazaina tamin ny fadintseranana Entana entin-tanana na bagage à main no saika hitondrana azy Teratany sri lankais no nahatratrarana azy Vao misokatra ny sisin-tany dia efa zao sahady no ataon'dry zalahy..
Efa tsy anondrana kosa ny eto an tanana kou aleo ataony ze mahay azy ee!!!
Ity no clip voalohany nataoko teo amin'ny fiainako :p taona maro aty aoriana mijery azy dia mbola cahpeau foana hoan'ny Sarysyfeo Tsiry Andria Lavitra ilay vision lesy eee... bravooo
adala zan kilowatt zan a
Mtady gros disk FRCR ze manana
Io FRCR 220mm alefa mora b
f ina kai natonga anin nitatra r ts nataonreo candidat anlaisani dinosaur reo?
satria
Freddy s'est légèrement affaibli en cours de nuit et a été déclassé au stade de Cyclone Tropical Intense (CTI), selon le dernier bulletin de Météo France. Le cyclone puissant et compact génère des vents extrêmes près de son centre, mais la zone d'influence du cyclone reste réduite : peu d'effets ressentis au-delà de 200 km du centre. Un atterrissage sur la côte orientale de Madagascar est toujours prévu en soirée de mardi à un stade encore probablement intense générant des vents localement dévastateurs et un état de mer très dangereux près de la zone d'impact. La localisation de la zone d’atterrissage reste encore à préciser, mais devrait probablement se situer entre Nosy-Varika et Mananjary. Toute l'actualité de Madagascar sur https:actu.orange.mgdepeches
Enga anie ka MBA ho levona tanteraka.
on verra avc l system 3 dfenseurs
iah ne manaiki f mamay le comte fa sairana iany reny vo miakatra tournoi europe
Mivoha Liva
Ya
CANAL DIFFUSEUR OFFICIEL ny AFROBASKET U18, manohana ny lalao basket eto Madagasikara ! Araho mivantana ao amin'ny CANAL EVENEMENT (chaîne 19) ny lalao voalohany manombaka anio. Angola VS Egypte amin'ny 3ora tolak'andro. Rwanda VS Mali amin'ny 5 ora sasany hariva.
Le match Ankoay Madagascar vs Benin c est a quelle heure demain svp?
Ao anatin'izao fampivondronana voalohany, izay nanomboka ny Alatsinainy 19 Desambra 2022, ary maharitra 10 andro izao, dia in-droa isan'andro no manatanteraka fanazaran-tena etsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ireo mpilalao izay voaantso hitiliana ny ANKOAY izay hiatrika ny MONDIAL U19 hatao any Hongrie ny 24 Jona hatramin'ny 2Jolay 2023. Dans le cadre de la préparation de la première participation de Madagascar à la COUPE DU MONDE U19, qui se tiendra en Hongrie le 24Juin au 2Juillet 2023, les joueurs présélectionnés effectuent deux séances d'entraînement par jour au Palais des sports Mahamasina. Ce premier regroupement de 10journées a débuté le lundi 19 Décembre 2022. Avec Comité Olympique Malgache Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Telma Madagascar Mvola Ymagoo Phygos
Mamangy aminy fahorina Tompoko. Dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany rehetra.
Haha.... Ts njer tsra la matou ts nahita, :p
Koz a!d mb inn mb hetsik nataonji ina? :-P hahaha
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana.
Milendalenda fotsiny no azoko atao
maita anao mcharm :p :v
Nga mbl ts nahita mts r ts zao? :-P
A3 le asako teo aloha ta soavimasoandro f toute la journée stage le ampandrana
Aiv e
Tafakatra an-tanety ny tolakandro teo noho ny fiaraha-misalahin’ny Fokonolona sy ny Tafika ilay sambo Francia . Niampy 13 ireo razana hita ka mahatafakatra ho 36 hatreto ny isan’ny aina nafoy noho ity lozaPlus an-dranomasina ity. Mitohy hatrany ny fikarohana. Mivavaka ho an'ireo namoy ny ainy sy ireo tsy mbola hita popoka ary mankahery ny fianakavian'izy ireo.
Andrekakooo rà vô resaka sambo zany amiko de zvtr bé vata be kay bitika karà toy....nitengen an'olo maroooo..??
CSB efatra no mandray sy manome fanafody maimaimpoana avy hatrany ireo manahy ho tratry ny covid19 eto Fianarantsoa.
Makasitraka betsaka an’Andriamanitr a Andriananahary lehibe indrindra : pour le peuple Malagasy soyez bénis
k ankerana nge mbl akaiki mahazo noh n aty,bala afomanga keli mipoka reni no henoko teo
Anga ? 😅eny e, marin lo zan, fa za otrn idodo f bonne nuit enao e
FANAFODY NATORALY MANASITRANA VAVONY TENA MANDAITRA SADY HAINGAM-PIASA RAHATEO : Anisan'ny voasokajy anatin'ny areti-mandoza tokoa ny fahararian'ny vavony l ka betsaka ireo Tanora sy ny Olon-dehibe no mitondra faisana ankehitriny. : Manta (Papaye non mûr) : Alaina ny Papay Manta iray lehibe dia tetehina madinika miaraka amin'ny hodiny. Rehefa vita izay dia atao anaty vilany na casserole efa voadio tsara, ka tapoina rano 1 litatra ary avela hisarona tsara mandritra ny 3 andro ilay ranonà Papay Manta teo, izay vao azo ampiasaina . : Sotroina Indray verre ny maraina vao mifoha sy ny atoandro avy misakafo ary ny hariva alohan'ny hatory. : Mandritra ny 5 andro. : Tsy maintsy sasana madio tsara ilay Papay Manta teo, izay vao tetehina madinika.
Atao aona no fomba fapiasana ilay papay manta azafady
retrouvez moi sur scène pour une nouvelle tournée acoustique à partir du 15 Novembre Quels morceaux voudriez-vous que j'interprète ?
Billet réservé pour avril 2023, en espérant pouvoir voir et écouter en live les titres Banlieusard et à l'ombre du show business, les plus gros classiques à mon sens..
UEFA Champions League - Et le spectacle continue ce soir! Liverpool FC VS Villarreal CF , c'est ce soir à 22H00 sur CANAL SPORT 3. Vos pronostics?
4-2 en faveur de Lyverpool
efa vita tamboho sy le vavahady be mainty iny kay ra vavahadindreo, juste akaikinle mpivarotra mofogasy eo
Iah congé
Bézé admi
Eva Raherinantasoa Voilà pourquoi que je refuse tous les hommes qui me drague
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego
Tadidiko mintsy, toy n vao omaly Io zah io e, le manao satroha tsihy akaikin Zakabe io
Tsy misy mihaino ny fitakian’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha eto Madagasikara ny tomponandraiki-panjakana isan’ambaratongany hatreto. Manampin-tsofina ary manao ambanin-javatra ny fitakian’izy ireo avokoa naPlus izany ny minisitra tomponandraikitra na ny solontenan’ny teo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika nihaona mivantana azy ireo. Na izany na tsy izany, tsy hihemotra amin’ny fitokonana ataony ny sendikan’ny mpiraki-draharaha eto Madagasikara. Izay rehetra izay no arahanao anatin’ny fivahinianan’ny filohan’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha eto Madagasikara ao anatin’ny Vaovaon’i Kolo Tv anio amin’ny 8 ora alina.
tihanede tongo mbakivaky e sadimarary mamenatra olana de manina rambamisy mapande ny asa fade kary manaony ataony saka vôtapa ndrambo misy sairana manaozavatra nefa tsivita de aona asa atsipy teny
Salama, izahay Dia mivarotra carte PSN sao intéressé enao.
Salama details anleizy ary?
valio speed moa le
vo i downl anle raha ah fa aleo atao complet
Antanio aloha de hitandry hoe aona , nenazy koa Mila manao rdv
Ok sad le izy efa akaiki
ef hiala aty ah d endrasako eo am arret tanjombato
Eka ar
Efa las ngah
F apirimiko eo akaikini nonourse
Miaka-bokatra ny any Alaotra-Ambatondrazaka any amin'izao ( Anjarasoa Fhanio)
Henintsoa Felankasina mamofopofona makalioka miakatra izy zani
Ambatovy dia mitady Stagiaires - Toamasina Azonao alefa mivantana ao amin'ny 𝐫𝐞𝐜𝐫𝐮𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭.𝐚𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐯𝐲𝐚𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐯𝐲.𝐦𝐠 ny fangatahanao sy ny antotantaratasy ilaina amin'izany Amin'ny 26 martsa ho avy izao no fetra farany. Mirary soa antsika rehetra
Okay, tsara kosa zany ee,
Any Antofofo Antenimbe-Distrikan' Arivonimamo faritra Itasy no misy ity toerana mahafinaritra afaka hialana sasatra tsara ity ( Carnets Madagascar)
Tahiana ; Gaelle Michou tairo nama amboaro le pro fa misy toerana tony a..
Fihaonan'ireo mpandraharaha mivondrona ao anatin'ireo firenena mampiasa sy miteny ny teny Frantsay - Hippodrome Longchamp, Paris https:youtu.be5Ns3MhXIgKs YOUTUBE.COM Francophonie Le direct
Nahafinaritra ahy ilay fanandratan'ny Filoha ny vokatra avy eto Madagasikara teo iny, vanille sy cacao , tsy misy tsy mahalala ny lazan'izany ny firenena maro
Tam 2020
Fafah R'elle tsy adinoko mintsy
ZANDARY TSY MIAMBOHO ADIDY Tsy niandry baiko akory ireto zandary fa nandeha tongotra amam-polony kilometatra. Hamono ny afo mandoro ny ala arovana ao Ambohitantely - Ankazobe. Efa nanomboka tamin'Plusny Talata hariva 11 Oktobra 2022 izy ireo no tany an-toerana ary tsy niala. Na teo aza ny fahavoazana nahazo ny zandary iray, izay efa nahazo fitsaboana vonjimaika tany an-toerana. Zandary an-jatony kosa no hanainga rahampitso Zoma 14 Oktobra, vao mangiran-dratsy. Hifanohana amin'ireo efa any an-toerana amin'ny famonoana ny afo . Groupement Analamanga
Mankasitraka de mahvita soa e
Def asaina jéréni am weekend
Tena ts hay ndray ze manjo anio iah aloh ts hanambotra anio zn tson rah mbl otranle tam farani ini
Mande nga jironareo
Otranio lavatanana Io no itako mtov anle velour onmal
Fanokafana ny Zaikaben'ny Firaisan’ny Kristiana Tanora Loterana Malagasy - FKTLM faha XXI. Mahajanga – 9 Aogositra 2022
Saika ho any za fa tsy afaka fa annulé ny congé-ko . Fanompoam-piren ena aloha.... afaka 3 taona koa za mba mamonjy zaika FKTLM
Betsaka ny asa efa natao ary maro ihany koa ireo izay mbola miandry na ireo fohy ezaka izany na ireo lavitra ezaka. Nahafahana nijery ny fomba hanatsarana sy hanafainganana ny fomba fiasa hampipaka nyPlus fampandrosoana eny anivon’ireo distrika sy kaomina anatin’ny enim-bolana manaraka sy ny roa taona sy tapany ho avy ny dinika sy tafatafa niarahana tamin’ireo governoram-paritra rehetra androany. Ny hitondra fampandrosoana hatreny anivon'ireo kaomina sy ireo distrika rehetra no tanjona iraisana. Ary rehefa mandroso ny faritra rehetra dia handroso i Madagasikara
Marina zany président fa raha mb te ho tiany vahoaka Faritra SAVA sy Analanjirofo anw de ampiakaro vidiny vanille
Miazakazaka izany Asa izany Niakatra ny hafainganam-pandeha ny TGV.. Resaka Trano mora sy Building, Eto dia vita ny fifanaovan-tsonia teo amin'ny Sekreteram-panjakana ny tanana vaovao sy ny toeram-ponenana Plus ary ny Commune Urbaine Ambositra,fa hanangana logement Duplex 40 ao amin'ny kaominina Ambositra . Nanotrona izany ny governoran'Amoron'i Mania. Izao moa dia tafiditra tanteraka ao anatin'ny velirano faha 11 ny Filoha Andry Rajoelina Tsy misy Faritra ho adino fa milamina Dia misesy e!! Alefa Ramatoa Ben'ny tanàna Haingo Nambinina Alefa Ramatoa Governora Mamiarisoa Radaloson
Lainga kos ee Ikongo DIA HADINONAREO
Ts poinsa rah izani
Rav zay
Tongasoa eto Ambalarano, kaominina Fenoarivobe, Distrika Fenoarivobe, Faritra Bongolava. Jean NM (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Everiko fa sarina pingouin bdb tafiditra aty madagascar reo
Merci oe mantsy an i Fra
Nandeh v
Tsy aritra ifampizarana 15 décembre, 08:21 · Mamotika ny tanora malagasy ny fisian'ireny chambre anelakelan-trano ireny sa fitadiavam-bola dia tsy olana?
Tena manimba tanora ny fisiany sambra tsisy akizivavy verinjina intsony fa ny ankamaroany entiny sipany any Sambra hany ka manjary simba ny oavin'izireny lasa vesatra oany Ray amandry. Tsy ny akizy ihany fa na vehivavy lehiba tereny fianana ve sa fitiavambola belotra
Toujours plus sublime plus talentueux, plus engagé... Le combat continue avec audace
raha mlivre androani anle izy enao d am fir tong aty
100 000ar zani ilay izy livrer Anotaniko vet2 ilay livreur oe am firy izy no afaka mandalo
Ts aleoniarak tamnay otrizay EFA tong
Ka tss lacle
Sad vo mtodik d maakamo b tong d fofonain ol n heno
Hahahahahaha n fofonaiko ko zn ts meti amnao
Tout s'est super bien passé aujourd'hui, merci à tous ceux qui ont répondu présents. Nous sommes entrain d'étudier vos dossiers et reviendrons très vite vers vous. : : Pour ceux qui ont raté les portesPlus ouvertes de ce jour, vous pouvez toujours envoyer votre CV à l'adresse recrutement.madacomdatagroup.fr A très vite !
En faite, il n'y a plus de porte ouverte donc pour demain?
Iah v d ataoranji?
Presque ratsy fiafara
Tokony homena halalana tahaka ny taximoto ihany koa ve ny taksi bisikleta raha ny hevitrao eto Antananarivo renivohitra?
Ref tsi mtov amle olona be resk sy mteny fona de lazainy fa miavona nef zay no ten mapiavaka azi
Reo tompoko
Le grena io ian couleur,fa le ambany ty mis rouge otrzao
Andry Rajoelina a 15 nouvelles photos. 29 octobre 2021, 19:46 · Plus d’options
Mizotra atrany ny asa fampandrosoana . Isaorana atrany Ianao Atoa Filoha
Eny kie ko
Ef manombk mfitra atsik marina manda
Mety misy fahamarinany an! (Tsiky kely e)
Cadeau spécial t St Valentin Surprise sy suspens nandritry ny 9 volana dia io eee
Aza adinoina fa mbola mitohy ny TOMBOLA M'KORANA! Sao dia mba ianao ilay mety ho tsara vintana ahazo ny iray amin'ireo scooters 12 ho sarihana ? Aza miandry intsony fa ataovy haingana ny réabonnement anao!
Madefa,mondial ve ny canal plus
Anio amin'ny 8 ora alina ny fotoanantsika ao amin'ny televiziona nasionaly Malagasy hitafako amin'ny vahoaka Malagasy amin'izao fifaranan'ny taona 2020 izao. Ho arahanao mivantana eto amin'ny pejy ihany koa izany.
BON REVEILLON MR LE PRESIDENT ET JOYEUSES FETES DE NOUVEL AN .SOYEZ HEUREUX ET BENI .NOS SOUHAITS A VOTRE FAMILLE
TOROHEVITRA-MAHASOA FOMBA TSOTRA FANAOVANA FISA MALAGASY TENA MAHOMBY Betsaka amintsika vehivavy no tsy mahazaka FISA tsindrona sy ny fihinanana fanafody ireny. TSARA HO FANTATRA Fantaro ary fa rehefaPlus hijanona fiterahana isika vehivavy, dia izao no ataovy fa tena mandaitra tompoko. Asaivo dakany Reninao tena niteraka anao ny kibonao sady miteny izy hoe : Tsy maintsy zaho Reninao ihany zanako no miteny aminao hoe : Tokony efa hiteraka indray ianao izay vao mahazo vohoka. FANAMARIHANA Marihina fa tsy maintsy Reninao niteraka anao ihany no manao izao FISA MALAGASY izao aminao zanany vavy, izay vao tena mandaitra tompoko. Mazava ho azy fa tsy dakana mafy ny kibo fa atao moramora ihany. Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGER AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao.
Ko ra maty tampoka l'ai reny de aona. Veloma mapamangy zany.
Le Japon dote la Commune urbaine d'Antananarivo de deux camions-pompiers recyclés d'une valeur de 83.215 euros. Ce soutien matériel a pour objectif d'aider les sapeurs-pompiers de la ville dans la réalisation de ces missions, qui s'étendent parfois dans les communes périphériques. En effet, en plus des multiples activités sur différents sites pour prévenir les risques, les sapeurs-pompiers de la CUA effectuent en moyenne 3 sorties de véhicules par jour pour les interventions dans le cadre de leurs missions de secours et de sauvetage. Les véhicules ont été remis au maire Andriantsitohaina par le chargé d'affaire (a.i) de l'Ambassade du Japon; Takaku Yoshiki. Ambassade du Japon L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg
Toujours sous perfusions d'aides et de dons multiples comme toujours ! Les investisseurs fuient le pays après s'être fait plumés avec une corruption devenue sport national... Madagascar, pays d'avenir qui le reste...
Inonare zany eh
In mety rtih
Pendant que les membres du mouvement SOS Vanille se sont concertés avec le ministre l’industrie, du commerce et de la consommation (MICC), Edgard Razafindravahy, le ministre de l’intérieur et de la décentralisation, Justin Tokely et le Secrétaire d’Etat chargé de la Gendarmerie (SEG), Serge Gelle, la manifestation a pris plus d’ampleur et les manifestants sont allés plus loin. Un conducteur de tuk tuk vêtu d’un T-shirt orange a été obligé de se dévêtir. Les manifestants l’ont sorti de son véhicule pour le lui enlever de force. L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg
Hamono afo no nataony fa tsy hamaha olana. Efa hoe foano ireo Dia tsy atao. Nahazo vola na menace koa angamba ilay solontena Dia mody tsara koragna
MB SAIKA ANOTANY , IN NY ZO TOKONY HANAN'NY OLONA MANOFA TRANO ARY INONA N LALANA HO AN TRANO EFA ELA NOFAINA
Mikasa hanao hevitra hafahafa nareo zany
TELMA DAY - OMENA CREDIT IANAREO ! Ho anareo rehetra izay mankalaza ny fitsingerenan’ny taonany anio : ho anareo ity lalao ity ! Tsotra tokoa ny fomba fandraisana anjara : - Soraty ao anaty commentairePlus ny hoe 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗗𝗔𝗬 (Ohatra : TIA DAY) - Manaova abonné amin’ny pejy Telma Madagascar Ny fisarihana mivantana dia ho atao rahampitso Alakamisy 02 Desambra, ary olona 05 no ho voasarika ka hahazo crédit 5 000 Ariary avy. 𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝘀𝗲𝗵𝗼 𝗖𝗜𝗡 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗸𝗮 𝗹𝗼𝗸𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗿𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝟬𝟭 𝗗𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝐭𝐨𝐤𝐨𝐚 𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝟭𝟴 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 Safidiko N°1 Malagasy.
Credit anay ndray zany no anagalarinareo hanomezana loka olona?
Mananatena Partie 2 amlay SIPA. Soa ihany fa mbol misy anlay ZANAKO ho arahina raha tsy zan de ts naloha intsony n abonnement
Le Sipa tena nanapaka lalandra ka le izy manomboka machiro no tapitra
Mitohana tanteraka ny fifamoivoizana etsy Beforona Rn2 izao maraina izao. Kamiao roa lehibe nifandona ary nimbahan-dalana. (Fampitaom-baovao) Source : Vaovao Farany - Fil d'infos Ofisialy
Ts d mataitr tson ireo a!
Ndao ho fantarina hoe iza moa i Solofonirina Yael Morgan ?? Mahafinaritra fa manàsa anao aho hijery. Fomba atao raha tiana ny hanatratra ny tanjona ..
Mahafinaritra.m ipetraka états unis efa ela nefa dia mahay miteny gasy tsara tsy mifangaro americaine-gasy .fa tsy otrany ankizy sasany vo mipetraka kely any ivelany dia manao vary am ananan franco-malagasy rhf miteny fa tsy mahatadidiy tsara fiteny ndrazany
Bsr, raha misy partage ka tsy eo ve ny iray dia valider ilay partage. Tany no resahina.
Possible raha misy ny procuration dans les règles nataon'ilay tsy afa-nanatrika. Ny ankoatr'izay tsy mety
Atsik ar ef mapitondra olo rf mande double amzao f kamo mtondra
tsika bandy zanaki ny dia tongotra e
Kkkkk courage
Am fir rava
Je profite des derniers jours du mois honoré de Ramadan pour vous faire découvrir un titre que j'ai enregistré avec le groupe Al Mouridoun: http:www.youtube.comwatch?vk2ppdObCmXQ Al Mouridoun est un groupePlus composé de 2 frères qui font des chants religieux(anachid, madih). J'ai participé à une des chansons de leur 1er album qui est dans la lignée de savoir et vivre ensemble. Leur album est disponible sur le site de Savoirettolerance.com: http:www.savoirettolerance.com YOUTUBE.COM http:www.youtube.comwatch?vk2ppdObCmXQ
le dieu du rap frnçais avc ce regart engagé et impétueux
Mitaraina ny zavaboahary May ihany koa ny ala ao Mananjary amin'izao fotoana izao (Sary nindramina)
Raha mba nampiasa baiboly mantsy ra Prezy de tsy nisy izao....May i Madagasikara Mitaraina ny tany
Identifieo eto le bandy akama ts mahazo omena malalak iny
Jacky Jb Danger, Eddy Eric vovoka sisa itanlisany tao aorinan mangakeky..
Tongasoa eto Ambalarano, kaominina Fenoarivobe, Distrika Fenoarivobe, Faritra Bongolava. Jean NM (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
teo atsinana kely teo zay no nihaino ( mbola tsy nanafatra vary tsinjo t zany zay)
Aiza koa. .Fa inn n averina nenlah?
Ts haiko!econometrie ini n ahiako nf d ho sanatria v k zai tokoa no averiko :3 vo maik loza
Mety Mbola misokatra ngamba
OK ar
F olona firi zn n mtambatra amzao ?
K mila mametrak avance mits fa efa bdb we njer anio d zay maazo aloh
Ok ary e,
Am 2 Ony IZY AO ampegonana
Ketreandry alo2 zany satry amn 20 no mila vita na
Ok aleo ketreako d alefako eo
Manin tsy am ville aty de MBA mifanaiky2
Efa nandef offre vdb za fa vo ray ian nanaovako entretien
Mba approuveo kely mo admi
Mih Antsa le teny Atsimbazaza fahiny
FIANARANTSOA rehefa alina iny Akashi Olytamar (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Ndrianasy Lauricia Karina aona zany ma cherie Sady ninao tonga de 14 mintsy
inn loka?
Ao f alaiko any 🤣 Manasa isakafo 😁
Ahona ozy josi teo
Za atramzao ts mator tam 3 VO nod Zay s Fra
VAOVAO BE MBALIK HOME 120 PLUS Ireto indray ary ireo vokatra MBalik vaovao mandeha amin'ny herin'ny masoandro hatrany: jiro ahantona 04 lehibe miaraka amin'ny jiro iray mirehitra rehefa mahatsikaritraPlus fihetsehana. Azontsika rehetra jifaina manerana ny Nosy: eny amin'ny Telma Shop akaiky anao, sy eny amin'ireo mpanjinjara MBalik rehetra ! mamiratra ny hoaviko
Prix raha tonga de vidina
Elabe zn vo mangatsika rf mjanona d elabe ko vo mafana rf velomina
Maivana tsara fa manify io ref haute temperature
Mety misy fahamarinany an! (Tsiky kely e)
Voilà pourquoi je sème l amour autour de moi
Io sisa dispo Cadre Evo Mis ekipmnt fa tsis lacle Complet carénage (misy jiro arina s'y rambony Noir matt mangavok Mis miembotra kely de kely ny loany (réparable) Alefa mora bé(afaka manao échange zavatra afa) Prix 3m 0380925497
Miraho Antsa Finaritra io misy
Lelenaaaa kosaaaa leeee
D ten tsa azoko aloa
Sad rah iaro2 anaz eo ataondreo fa miray tsikombakomb aminaz eo koa
Ye,k na i dada tena gaga taitra be ,
Hafa mihitsy izany nandeha lamasinina tamin'ny andron'ny RNCFM izany
Avereno fa zahay mbola tsy nahita !
eny rets a
Oui za tan an mams teo d tnga tampoka Vahatra sy ny cousine zareo soian mba nanao manja2 😂😂😂
VAOVAO MBS ZOMA 13 MAY 2022
Inona zao tsy anome za a azy zao sa ampihorohorpnar eo dray lay olona any aminareo io vevavy tsy vanona