dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Fa kel ne kie tomboni e ref mb mis frais d Zay
Yee kia, dia rideau
Tamin-kafaliana no nandraisako an' i Ramatoa Isabelle Delattre, masoivoho vaovaon'ny Vondrona Eoropeana eto Madagasikara, izay tonga nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa eto amintsika, teto amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha androany. Antenaiko fa izao fanendrena azy hiasa eto izao dia tafiditra indrindra ao anatin'ny fiaraha-miombon'antoka izay nampivoatra sy nampiroborobo tanteraka ny fiarahamiasa eo amin'i Madagasikara sy ny Vondrona Eropena tao anatin'izay 3 taona farany izay. Manantena isika fa hitohy hatrany izany finamanana madio, mahitsy ary mampivoatra izany, ka hampitombo ireo tetikasa iarahana mba hampisy vokatra mivaingana eo amin'ny andavanandrom-piainan'ny Malagasy. Laharam-pahamehana ny fanohizana ireo fandaharan’asa efa voasoritra sy ny famatsiam-bola amin'ireo tetikasam-pampandrosoana vaovao izay mitentina 325 Tapitrisa Euros mandritry ny 4 taona, ka hiompana amin'ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra, ny fahaiza-mitantana, ny angovo ary ny fahasalamana. Hisy ihany koa ny tetikasa lehibe fanatsarana ny fanabeazana izay hanomboka amin'ny taona 2023, sy ny tetikasa Tana Water III ho famatsian-drano ny Renivohitra. Eo amin'ny sehatry ny fanatsarana ny fahaiza-mitantana kosa sy ny fanampiana ilaina amin'ny fifidianana dia vonona ny Vondrona Eropeana ny hanampy antsika ho fanajana ny Demokrasia mba hampisy fitoniana sy filaminana mandritry ny fifidianana izay ho atao mangarahara sy handraisan'ny rehetra anjara. Mila fifandimbiasam-pahefana demokratika sy milamina i Madagasikara. Satria izany no antoky ny Fampandrosoana maharitra.
Merci President Mba aza adino aho amini ilay vary e sahirana tompoko
Ao ve ny gyal patron?
Ao koa nareo zay
Aaaa
Aon ian fa ato le mpanas lamb
Mety misy fahamarinany an! (Tsiky kely e)
Zany ony zareo a De octobre zany natao oviana
Tsetsatsetra tsy aritra 18 hrs · Akohokely vao foy, 4 ny tongony. Inona no tokony atao, vonoina fa sao mitondra vintana ratsy sa avela ho velona sao mitondra vintana tsara?
Sampona fotsiny izy . Ohatra ny olona misy tsy fahatombanana ihany . Aza vonoana
MARC RAVALOMANANA “ Efa nomen’Andriamanitra tombon’andro aho raha ny Baiboly no jerena, ka ny andro rehetra sisa hahavelomako dia hanasoavako ny fireneko ”
Aiza re izany teniny izany tamin'ny fotoam-pitondra ny ehhh . Tsy ho azonao amin'izany fampanantenana paokaty izany intsony kosa ny vahoaka an !!!
28 Mey 2019, migadona eto Paris ny tenako sy ny delegasionina miaraka amiko namaly ny fanasana ara-pomba ofisialy nataon'ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron mandritra ny 6 andro
Efa firenena afaka i Mara e! Afaka mifanerasera firenena mandroso, satria izany no antoky ny fandrosoana , mifandray hafa fa tsy mitoka- monina... Misaotra anao Président.
Ay mo de hianatra rariva ?
Mbola mis ambin kel ATO ts Aiko n'a 5
Ianareo ve mpisambotra voangory?
Ref tsi mtov amle olona be resk sy mteny fona de lazainy fa miavona nef zay no ten mapiavaka azi
Ankafizo ny hira fiderana ataon'ireto zandary ireto. Nindramina teo amin'ny rindrin'i Abbas Fidèle. WHATSAPP
Enga anie mba tena hisafahamarina na ianaro, Andriamanitra no lehibe nareo, tsara be le na le clip,de ho otrany zay ko nareo
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery.
Alefa Aldini Etsetra Aldini Ralamboseheno Za maka anao
Manakara
Kozzzzz! Vo maik mapte hipà teto lek maheno anzao le hahaha
Tsetsatsetra tsy aritra September 23 at 6:26 AM · Varavarana ilan'ilay fiara blindé iray mpitondra vola no nisokatra ka nisy sakaosy latsaka feno vola, rovitra ilay sakaosy ka niparitaka eraky ny lalana ny vola tany amin'ny autoroute San Diego, Californie Etazonia. Tamin'ny volana novambra teo no niseho ity zavatra tsy dia fahita firy ity, ka nivoaka daholo ny olona tanaty fiara naka izay vola sendra azy. 1 million de dollars teo no voalaza fa niparitaka. Amen be fa mety ho tanteraka eto amintsika ihany koa io raha manam-pinoana ianao
Vandy io, zao voho moi d'octobre iha mivola hoe novembre lasa teo
Alatsao eto daol le casque mpetraka ftsn any oe jerena sw misy mety amiko, le mora
Bon occ b io 200fix 0340784652
Le sosisi kel lava2
aleo jerena eny zani
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery.
RAHA NY FIRESAKY LETY EFA TOKONY HO MILIARDERA BE FIOMPIANA
Iah zao efa aty apenarana
Merci Malala a ❤
https:fb.watchoWXroRhePG?mibextidNif5oz
Hunter x hunter ty v ef ela d kamo tsika hiveri'a hijeri azy
Azafady aza tevatevain'ny vavanao ny anaran'ny vadiko hoy i Will Felaka mamaivay no nataony an'i Chris nandritry ny Oscar Academy Awards omaly. Nanao vazivazy ny vadin'i Will smith i Chris RockPlus hoe G.I 2.0 noho izy nosolaina satria voan'ny aretina ka tsy tantiny izany ka nahatonga azy namelaka avy hatrany. Marihina fa i no nahazo ny Oscars 2022 (andiany faha-94) ho an'ireo mpilalao sarimihetsika tsara indrindra. VFFIO
Bravo,,, zan ka lehilahy, tsy ijerena tavan'ol ny miaro ny ankohonanao
Repose en paix Laetitia Narove
Repose en paix Narove. Que la terre te soit légère.Tes blagues,ton sourire, Nos folies de halloween va beaucoup me manquer.
Un ami m'a envoyé cette vidéo et je trouve que c'est une des analyses les plus sérieuses de mon 1er long métrage faite par ACTIVISTE SHATTA Je partage complètement sa vision de l'activisme. toujours disponible sur Netflix
Dans la vie il y a ceux qui sont devant et ceux qui sont derrière, ceux qui sont derrière certains parmi eux sont des haineux et des incapables donc ils critiquent sans raison. Team kery James on avance
Salama!! Ny retrait de plainte ve manafoana ny action publique tompoko ?
tsia , manankery foana iny
Stppp zao
Ho aiza zay s rakay mbola manao devoir
NY ATAO HOE OLONA MIAVONA Ny atao hoe olona MIAVONA dia ny olona mihevitra ny tenany ho ambony ka manambany sy manao tsinotsinona ny hafa. Izany no miavonavona fa tsy ny olona tsy be resaka na ny olona tia mitokatokana akory. Matetika mantsy afangaron'ny malagasy ireo. Samy manana ny fomba azahoany confort ny olona. Ny tsirairay koa samy manana ny zavatra tiany andaniana ny fotoanany. - Misy tia mandany ny fotoanany miresaka sy miaraka amin'ny olona maromaro ary tsy mahazo aina raha tsy ao anaty kotaba. - Misy indray tia mitokana maka saina irery, na miaraka amin'ny olona vitsivitsy amin'ny toerana tony sy milamina. Samy ahitana mpiavona daholo amin'ireo karazany 2 ireo fa ny tena betsaka aza dia amin'ny olona be resaka. MALAGASYVEIANAO Manasa anao hizara rehefa avy novakianao Andriamanjaka Doda Sary: mpianatra tany amin'ny taona 1920
Oui tena zay mintsiny, za Zao ilay olona Tia mitokana irery fa za tsy miavona akory
Tsy mpirahavavy zay sy Kaliana ka
Manja bé nareo roa �
eka
Silamangani ndray ony n ao
Mbola ho hita eo ouz enao
Mapifila v n dikanzani? :-/ Ts te hamitaka angamb d aleo miassuré tsar
Ye
Iam
Otran allergie
Ts haitson anie kie
Fa manin nenay ts malatsak
sad miasa weekend zalah
Fitokanana ny Tranoben'ny Serasera sy ny Kolontsaina ho an'ny faritra Vakinankaratra eto Antsirabe.
Mankasitraka président, de mirary ny fitahian'ny Tompo ho anao sy ny ankohonanao, Ary mampahery anao hatrany hanohy ny ezaka efa nataonao rehetra. Mivavaka ho anao zahay eee!
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao
Ary mitovy daholo.le remarque hoe ahoana ny fampielezam-peo amin'izao. Lokon'akanjo fotsy daholo
Ity no trano antitra indrindra any France any izay efa niorina 700 taona lasa izay
Tena hita fa tefy nataon'ny Ntaolo malagasy taloh ty
Fa ndry efa nanao recherche niaraka an'zareo ?
Fa resao reto ankizy reto
DELESTAGE SY VIDIN-JIRO : TSY VE NO VAHAOLANA ? Milina simba nohon'ny fampiasàna gasoil androany, tsy mahavidy gasoil rahampitso, santionany amin'ny olan'ny Jirama. Vokany : miverimberina. Inona tokoa tsy hampiasana ny huile lourde avy etsy Tsimiroro, izay tena mety tsara amin'ny milina famokarana jiro sady mora lavitra (30) nohon'ny gasoil ? Mazava ho azy fa tsy hiakatra koa ny vidin-jiro.
Sao heverinao fa hapamdroso anao ary no hatongavany eo ! Rehefa vonona hampandroso ry henjana izay vao miasa tsy miroro
Miarahaba oh Mbola misy ilay tableau éléctronique mety moto rehetra Ireto no ho itanlissany ao anatin'ilay tableau: Compteur de vitesse,témoin phare,témoin clignotantchangement de vitesse (0à5)ho an'ny moto misy vitesse Vy miloko mainty ilay izy ah Prix efa nampidinina natao mora be satria natao 90.000Ar fotsiny ny iray (1) Atao destockage alohan'ny ahatongavan'ny arrivage manaraka indray
Njakatiana Suzah Randrianjohany Dable Axel
Inona no atao fa tena Mila casier judiciaire kanefa ny tribonaly tsy mamoaka nohon ny Grévy, misy azo anoloana azy ve?
Manantona ny lehibe an'ny mpirakidraharah a
Aok'izay ny fandorana ny ala, Aok'izay ny fandorana ny hoavy,...
ka ry ilay tsy ho vanona tsy manao fb ato akory ko
Sarotra v
aaa
Andry Rajoelina a 17 nouvelles photos. 31 janvier 2019, 10:51 · Plus d’options Ry Malagasy mpiray tanindrazana, Tonga nitsidika anareo aho hitondra vahaolana. Maro ny fepetra ho raisintsika mba hitondrana ny fivoarana haingana eto. Efa nanafatra paompy lehibe aho handraofana ny rano.Plus Hamafisina ary hasiantsika rarivato ny sisin'ny rano. Ho ataontsika sur pilotis ny tranonareo mba ho avo ary havaozina izay vannes tsentsina ka mahatonga ny tondradrano isantaona. Hoavaozintsika ihany koa ny làlana mankany Toliara. Ho asiantsika andrin-jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny làlana. Raha misy tany malalaka dia hanangana EPP sy CEG manara-penitra isika ary koa tranompokonolona ka ho tànana môdely ny eto aminareo. Ny vary mora, izay hamatsiana ny tokantrano Malgasy, dia efa eny ambony sambo ka anisan’ny hisitraka izany voalohany ianareo eto. Efa nanampy ahy ianareo ka anjarako indray izao no manampy anareo.
Tena mafinaritra maheno vao2 toiazo hisanandro, Mr le président honba anw mandrakariva ny Jesoa Kristy Tompo hafanao anatatera ny adidy miandry anw hanpadroso ny malagas
Hoy i Mandresy (Michael Jackson gasy) 5 taona lasa izay niteny tamin'ny tenako aho fa averiko eto Madagasikara ny lazan'i Michael Jackson ary ho ren'izao tontolo izao izany hoe Malagasy izany. NiraikitraPlus tamiko io teniko io ary ankehitriny ataoko hoe ny antsasany no efa azo lazaina tanteraka. Mbola lavitra ny làlana, dingana sy sedra maro vao tojo amin'izao kanefa mbola kely raha ny vina sy tanjoko. Rehefa misy ny finoana fa vitanao ny zavatra irinao sy tinao dia vitanao io ary ataovy tsara LEGEND NEVER DIES Mandresy Jackson MDG
manome Mickaël Jackson gasy mbola Tsy ary hita tao anaty 60 taona Zao!
Miandrivazo Olona telo no maty niotsahan'ny tany tao amin'ny kariera Analambaria fokontany Madiokely kaominina ambanivohitra Dabolava distrikan'ny Miandriavazo omaly 20 septembre. (Jean Patrick Rakotomalala) sary fanehoana
Esory ftsn n fantsika ref kasa r zareo de miverena!modia ao indray
Tokony homena halalana tahaka ny taximoto ihany koa ve ny taksi bisikleta raha ny hevitrao eto Antananarivo renivohitra?
Nenay refa tsy miresaka Aminay de miavona izay
A réagi
Zay v lets vo tonga atanana f en panne ndrai le daba
Resaka Lalie: Araka ny resaka nataon i Bodo dia hijoro izany ny vovonana hanampy (hanosika) an i Lalie
Raha azoko tsara dia ilay vidéo no nanaitra ny olona hanampy
Tsy misy idirany moto tompoko fa mba mangataka fanampiana Damyan kely.sahirana izy mihaina .ka efa misy laharana etsy ambany ho anireo izay afaka manampy azy.misaotra tompoko Tite Nazarro October 14 at 7:01 PM · Vaovao Damyan Nampidirina urgence Hopitaly ato amin'ny Masera Ankadifotsy i Damyan kely. Efa nanomboka mangana, sy tsy tafiaina tsara mihitsy izy. Fa tena sahirana ny miaina. Nasiana oxygène mihitsy izy aloha fa mihena ny fitepon'ny fony. Ary efa harahin'ny dokotera maso akaiky izy. Mangataka vavaka ho azy re tompoko Koa raha misy azontsika hifanampiana amin'ny fitsaboana an'i Damyan re tompoko dia tsy miova ny laharan-tarobin'izy ireo mivantana. Tena manao ezaka fitadiavam-bola ireto Ray aman-dreniny fa tsy mora tompoko : 0340900790 (Mvola) 0332042828 (Airtel Money) Misoratra amin’ny : RANDRIAMANANTENA NASOLONDRABE Rain’i Damyan kely Western union : RANDRIAMANANTENA NASOLONDRABE CIN:101 231 133 919 KAONTY FACEBOOK DADAN'I DAMYAN : RANDRIAMANANTENA NASOLONDRABE Hopitaly : Masera Ankadifotsy - Chambre 6
Ray o,kasiho ny tananao iz de ho sitrana
maro ny miteny fa tsy mahasesy 20 mihoatra ny atody n akoho , zao ny vokatra tompoko azo tsapaintanana zao ary hita am reo sary reo fa tsy tonga hoazy anefa izany fa misy formul arahina.ary zay ny nahatonga anreo miroborobo. mandefasa message sy demande d amie am ty compt ty tompoko zay liana fa tena tsy ho araka ny commentaire,hoe: boky akoho moderna marihako fa tss sarany lay izy fa zay foy iany no raisina eee !!! fifanampina no zava dehibe tompoko ooooo!!!!
Ho anao Eto Fianarantsoa indray zao Mbola Mpianatra? Tsy an'Asa na mila vadin'asa? Formation Operateur De saisie (en salle) Anomezana Asa ho anao avy hatrany Apres Formation Asa a domicil Azonao atao na aiza na aiza misy anao Mila manana ordinateur ianao dia zay ihany.
Fametrahana ara-pomba osifialy ny vondron’ny mpilatsaka an’elon'aina na ny 1er Bataillon parachutiste izay mitondra ny anarana hoe “Toby Jeneraly de Corps d'Armée MOUNIBOU Ismaël eto Ivato
Za président nanantena ahita anio TAMIN'INY 26 jona kay tsisy a!
UEFA Champions League : Enfin le Jour J D'après vous, quelle équipe remportera la coupe aux Grandes oreilles cette année? Manchester City ou Chelsea Football Club? RDV CE SOIR à 22H00 sur CANAL SPORT 3 ......Vos pronostics?....
Porno: Grand City 7-0 chelsea
Feno 62 taona anio 26 jona 2022 ihany koa ny Tafika Malagasy. Miarahaba anareo foloalindahy manokana ny tenako. Ianareo no kiadin'ny firenena ary tandroka aron’ny vozona. Ianareo no kitro ifaharan’nyPlus Fiandrianam-pirenena. Miaro ny mpiray Tanindrazana. Antoky ny Fandriampahalemana ary kitro ifaharan'ny fampandrosoana. Adidy Masina izany ! Mitaky fanoloran-tena, araky ny teny filamatra hoe Ho an’ny Tanindrazana . Arak'izany dia miandrandra ny fahafoizan-tenanareo ny vahoaka. Koa mijoroa, ary mirosoa hatrany ho an’ny Tanindrazana sy ho an’ny Vahoaka Malagasy. Hiaraka hisalahy isika hampandroso an’i Madagasikara
Bonne fête de l'indépendance Atsika Malagasy jiaby!!
Raha tsapanao fa mafy sy mavesatra aminao ny olana sedrainao.. aza idirana sy iasana saina intsony ny an'ny hafa
Ka misy lay curieux efa lay toetra mitsy na dia efa tsisy hafitsoka tsony aza
À VIF la pièce de théâtre écrite par KERY JAMES est en tournée dans toute la France. Bagneux - 19-déc (Complet) Aulnay - 20-déc - Jacques Prévert - Théâtre et cinéma Creil - 21-déc - La Faïencerie-Théâtre dePlus Creil Et en janvier: 9-janv - Coutances - Théâtre municipal de Coutances - saison culturelle 10-janv - Argenteuil - Le Figuier blanc 11-janv - Kremlin Bicetre - Espace Culturel André Malraux 12-janv - Rosny sous Bois - Théâtre Georges Simenon 13-janv - Eaubonne - L'Orange Bleue - Espace Culturel d'Eaubonne 16-janv - Pornichet - QUAI DES ARTS 17-janv - Herblay - Théâtre Roger Barat 18-janv - Montargis - Salle des fêtes de Montargis 19 20-janv - Saint Quentin en Yvelines - Théâtre de Saint Quentin en Yvelines (Scène nationale) 22 au 27 janv - Rennes - Théâtre National de Bretagne Rennes Réservations https:facebook.compgkeryjamesofficialevents Fanny Viguier
J’ai trop envie de la voir mais dommage... il y a même pas Nantes ou Bordeaux pour pouvoir venir
Hoita tanàna moa zahana
Aty akofafa ah zao
Manja Foana November 9 at 6:54 AM · Mirary soa sy mirary fahasalamana hoan'ny mpanakanto Thierra Bruno hatrany . Centre la bonté Madagascar- Maison de retraite
Mirary soa bediabe ho anazy
Marikoriko
Respect 1000 tss ady hevitra pr mits snbv
Mety misy fahamarinany an! (Tsiky kely e)
Aïna Ravaka tsy iteny betsaka Aho
MIARA-MANONJA - ALATSINAINY 26 SEPTAMBRA 2022
Miarahaba an'i député Alain Ratsimbazafy Atsimondrano Ofisialy II MBA asio resaka ao fa tena maina be ny tany eny atsimondrano eny
Ef taf lek nareo.. Sambatr ihani ny manapahaizana
amen leka😂😂zai no irianai na mbl lavitra ezaka ary
MBA atsoy mo i
Las mission izy
D rah vodaka d manin?
Ka met ts nihetsika maf nao ko Zara ts vodakanao teo za
Ianareo ve mpisambotra voangory?
MBA maheno ve ri zareo any afarabe any sa efa nisy haut parleur tam zan.juste kestion
Ianareo ve mpisambotra voangory?
MBA efa nisy micro vé na méga phone teto am tsika
Tamin-kafaliana no nanokafako tamin'ny fomba ofisialy androany maraina teto Casablanca, ny Choiseul Africa Business Forum 2022. Ny maha vahiny nasaina manan-kaja antsika dia midika ho fanomezam-boninahitra manokana, ka henin-kaja i Madagasikara sy ny mpandraharaha ary ny orinasa malagasy manontolo ! Misaotra manokana ny Mpanjaka Mohammed VI sy ny Governemanta marokanina ny tenako, tamin'ny fandraisana makotroka nasehon'izy ireo, ary indrindra tamin'ny fifanakalozana nahafapo, mba hanamafisana ny fifandraisana eo amin'ny firenena roa tonta. i Afrika sy ny Ranomasim-be Indiana dia vondrona iray lehibe afahana miara-miasa tsara mba hanatrarana ireo fanamby miandry antsika rehetra ! Mila hatsarain-tsika ny fifanakalozana ara-barotra manerana ny kaontinanta, amin'ny alalan'ny fanomezana lanja misimisy kokoa ny fanakaikezana ara-jeografika sy ny fifandraisana ara-kolotsaina. Ho tohizan-tsika ireo karazana tetikasam-pampandrosoana amin'ny alalan'ny : - Ny fampivoarana ny indostria, amin'ny alalan'ny fampiasana ny harena voajanahary ary ny fampitomboana ny taham-pisitrahana angovo avy amin'ireo fotodrafitrasa fitrandrahana angovo azo havaozina, ary ny fampitomboana ny lalana manerana ny Nosy; - Ny fambolena, mba hiverina ho Sompitra ara-bary aty amin'ny Ranomasim-be Indiana i Madagasikara toy ny tamin'ny taona 70-80; Madagasikara dia manana ny ilaina rehetra hahatonga azy ho Firenena Mandroso. Ny fijoroako eto Casablanca izao dia mba handrisika ireo mpandraharaha sy mpitarika isan-tsokajiny, mba hahatonga an'i Madagasikara ho Firenena feno fahombiazana mandritra ny taona maro mifandimby, ho sitrahan'ny malagasy tsy an-kanavaka !
Misaotra president enga anie Andriamanitra hintantana sy hiaro ary hanome hery sy fahasalamana anao ary hombanao hantanterahanao ny vina rehetra ampandrso an'iMadagasikar a
INO Koragna November 28 at 10:20 AM · Nihaona tamin'ny tenako sy ireo mpiara- miasa ireo Delegasiona avy amin''ny SEAC SADEC. Nanao tomban'ezaka mikasika ireo fifidianana Filoham-pirenena 2019 sy fifidianana Solombavambahoaka 2019. Vonona izy ireo hiara-miasa amin'ireo mpiara-miombon'antoko amin'ny fanatsarana ny fifidianana ho avy Marc Ravalomanana - Ofisialy
Tsy mahalala biby afatsy sahona. Angaha izy ireo no handrotsa bato
Nafana sy tena naharavo ny fo ihany koa ny fandraisan’ny mponina teto Ambalavao. Fihaonana izay nanolorana azy ireo ny kianja nangatahan’ny tanora ka vita soa aman-tsara ankehitriny. Hampiray hina hatrany nyPlus vahoakan’Ambalavao toa ny nampiraisan’ny baolina kitra ny fon’ny Malagasy iray manontolo anie ny fisian’izao fotodrafitrasa lehibe tafajoro eto izao! Tsy mijanona hatreo ny fampandrosoana fa maro ireo asa mbola ho atao eto toa ny fanamboarana ireo lalana isaky ny Kaominina, ny fanamboarana tsena eto Ambalavao sy ny hampitomboana ny isan’ireo mpampianatra FRAM hampidirina ho mpiasam-panjakana.
Msaotra Président, Tohizo atrany ny ezaka e
SETEX RECRUTE le recrutement de CHAUFFEUR reprend Si vous correspondez au profil, envoyez-nous vite votre LM CV: à l'adresse recrutementsetex.mg (Réf : CHAUFF) ou en mains propres chez SETEX Tsimbazaza, près de la station GALANA
ary raha tsy manana bacc fa efa zatra mitondra fiara tsara sady mahay mécanique?? Permis A,B,C,D
Tairo mb ampianaro le akizy nareo e
Fitahiana Iaviantsoa i nene mu
ERICA sa GLEN no mety amin'i CARDO???? Aza atao fitsarana mitanila Aza adino ny famerenana ny episodes tamin'ny herinandro androany amin'ny 8ora alina ao amin'ny GASYSTAR DTT 108 DTH 788 Afaka jerenao amin'ny fotoana rehetra ao amin'ny application STARTIMES ON : https:app.adjust.com47hvw5h
ALIANA na GLENE na ERICA Merci Startimes
Koz, tsik otran ts ts akan koa f kamo
F aon nareo n kamo?
Za koa shell
Miara tonga zan
Le pes 17 sur pc ve efa similaire am pes 17 sur ps4 sa mbola pes 17 sur ps3 ? Graph sy gameplay tiko tenen
Pes 17 de misy am ps3, ps4, pc, xbox one, xbox 360, manomboka eo am pes 19 zay vao similaire am ps4 le graph sy gameplay
Hiresaka momba ny degré ary mba hialana kokoa an'ilay mangataka accord sady hampitombo ny fikarohana sy fahalalana kely Misy 7 ny degré(ny tena fampiasa) : I II III IV V VI VII Fa izao ilay izy : I IIm IIIm IV V VIm VIIdim Raisintsika ny tonalité C I : Majeur (C) IIm : 2nd degre mineur (Dm) IIIm : 3rd degre mineur ihany koa (Em) IV : 4th degre majeur (F) V : 5th degre majeur (G) VIm : 6th degre mineur (Am) VII : 7th degre diminué (Bdim) ka tsy mivoana ao izany ny accords ao anaty hira iray Ka toy izay daholo ny tonalité sasany izany raisiko indray ny D D Em F G A Bm Cdim Hira iray tsotsotra ohatra : Samoela : hafaliana foana I IV V G C D( afaka ampiana raha hanatsara) Raha mba misy afaka manitsy na koa manampy dia mba tena mety Mankasitraka satria mety tsy ampy ilay fanazavako Raha azo moa dia vao may tsara :)
le degre mints ry maitre no t7 ainay mints fa mbl debutant
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego
Tadidiko mitsy Io. Zah mbola kely no nikabary teo Ranavalona. Tena masiaka bé izy .
Tafody nareo ve izahay
Mbà hendry dhl azafady ô ... Nareo d
Nenareo s ry dona zao mtovi,zalah ko nanao droit d travail 3ème année
Ye ambani ra amzareo
Manin any behoririka tamtih andro rats
Avy tany @Ravao d nijery zavatra tany ony
Ts tara aon
Orty Aa,nanontaniako izy de ouz oe tsy malala in2 izy fa I Mickael sy Ariele no malala anzan,d le pendant 2 semaine le izy d tapitra androany de mety tsy tara zany ouzi
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana.
Kay ..sady tsara ery izy zanyy
Betsaka ilay Mp tonga mangataka ilay tohin'ilay video Aleo hazavaina kely ary e !! Samy vaovao tany ivelany avokoa no nakana ilay izy.. Fa ny tena tantara marina dia olona 2 (samy vehivavy) mifampizara PlusFAHASALAMANA no hitantsika amin'ny sary ,izany hoe , olona roa mifampizara charge ilay ramatoa ambany no tsy salama ary ilay ramatoa natao teo ambony kosa no mampita ilay fahasalamana ho any amin'ilay eo ambany. Saingy ilay vaovao azontsika voalohany kosa dia hoe mpivady mitady zaza tsy mety mahazo efa ho 10 taona. Noho izany raha fehezina dia vehivavy 2 no nosaromana lamba no tena izy. ilay sary miparitaka dia nalain'ilay lehilahy izay nofaritana menamena io.
Ny tena manahirana amintsika Malagasy (izay anomezako manokana tsiny ireo olona izay manana adidy fanabeazana, izay nanao tsinontsinona an'izy io) dia tsy mba mamakafaka sy manadiady fa dia tonga dia mitsara avy hatrany avy aty hivelany ka kinanjo izay zavatra mivoaka dia hatao avokoa izay azahoana buzz.... Mampalahelo
Horakoraka, hiakiaka sy hafaliana no nandraisanareo mponin’i Mahajanga ny tenako ho porofon’ny fitia mifamaly eo amintsika. Ianareo tia ahy ary ato am-poko ianareo eto Mahajanga. Maneho ny fivoarana tiantsikaPlus ho apetraka eo amin'ny sampandraharaham-panjakana sy ny fitantanambolam-panjakana ity hotel des finances eto Mahajanga ity. Ary manatanteraka ny vina hoe fitondram-panjakana manakaiky vahoaka.
Ekena aa merci beaucoup Président, Sambatra i Madagascar fa i Mananara mba Jerevo akaiky e
Ye ndrai2 eny mis
nareo ar matetik mrava aloh
Quand vous en demandez , nous vous en donnons encore Réabonnez-vous à la formule supérieure et bénéficiez de celle qui est encore au dessus pendant 30 JOURS! N'oubliez pas que la PROMO s'arrête le 31 Aout !
Inona mo le évasion azafady , d otrinun AVY le abonnement misy ao am nareo
Devoir
Zay rer ve no ts nianatra
5.5 fmg ny budget alatsaho eo zay moto any
mekara kely fa omeko anio
Enao ary maina ko ko lemanao am in zany za
Lemako tsar mts😂
Niaraka kely nisotro zi tamin'ireto vehivavy maromaro ireto
Mba mampidira animateur atao namanao.zao jus sotroina
Tena marina mihitsy izany Dah'mama a Zah vao saika hiteny Izahay lehilahy anie endry bé daholo ny tena marina e
mbol ts sendrany n ambodia ianao .... f d omeko anao n mahereza amzay fotoan izay ....
TSARA HO FANTATRA VAOVAO MALAZA ANY IVELANY Rappeur rosiana iray, Ivan Petunin na i Walkie (27 taona) no namono tena, nitsambikina tamina trano lehibe iray satria tsy te ho anisan' ireo vatan-dehilahyPlus voaantso hanatevin-daharana ny ady any Ukraine araky ny efa nambaran' i Vladmir Poutine. Talohan'ny namonony tena moa dia nanao izy nanambarany ny antony nanaovany izao zavatra izao.
Tena i Ra Pierre lery fa tsy Rappeur
Ankilizato, anio Zoma 18 Novambra 2022. Nangataka hiresaka tamin'ny Filoha Ravalomanana ny vahoaka ka tapaka ny lalana.
Marina ny an'ny vahoaka leo an'izao fita-bitro zao
Coupe du Monde U19 FIBA 2023 à Debrecen (Hongrie) du 24 juin au 2 juillet 2023 isan'ireo Firenena handray anjara ihany koa i USA, Argentine, Brésil ary Canada Fa ny ANKOAY koa mandray anjara...ISIKA REHETRA miara- manohana ny ANKOAY Ekipam-pirenentsika malagasy FIBA
Que la terre soit légère , repose en paix vévé jump
Rehefa afaka bacc
Jemima Andriah l rf mody
LA STAR DE STAR Fantaro ary fa ny mpanakanto D-LAIN ihany koa no anisany LEHILAHY MANAMBOLA eto Madagasikara raha eo amin'ny sehatry ny mozika no resahana. RATOLOJANAHARY Lalaina no tena anarany feno ary anyPlus Ampanihy no tena tany fiaviany. Marihina moa fa izy no voasokajy mpihira lehilahy tsara feo indrindra eto Madagasikara . Raha tena mpankafy ity mpihira kalaza ity ianao dia soraty hoe : JE T'AIME D-LAIN
I masony ty ve zan ten otrizao mintsy!?
Sady VO nanova PDP sy PDC mihitsy kiala.. Azafady madama a..!! Afaka miditra mp amiko ianao dia fafako ity Pub ity rehefa mazava ny fanazavanao ka mandiso izany ianao.. Ny Zava-misy mantsy dia nisy Zaza veryPlus izay nataon'olona publication tato anaty tambazotra. Ianao nilaza tamin'ilay olona fa any aminareo ilay Zaza tsy hita ka nangataka vola 25 000Ar ianao ary nalefa Mvola ilay izy.. Tampoka teo anefa no-blokenao ilay olona ary tsy hita niresaka intsony ianao.. Ankoatra ilay Zaza efa tsy hita dia mipetraka ho mpisoloky ianao. Tsy mahasoa anao iny madama fa lazao izay zava-misy marina a.. Any Brickaville ianao no mipetraka araka ny kaomantera efa hita any. Efa nametraka fitoriana koa moa ny fianakavinan'ny Zaza tsy hita. Ny anaranao tsy fantatra fa ny compte nampiasainao aloha Dia hoe Sitraka Narovana. Ny nomerao nakanao vola 034 73 032 29.misoratra amin'i Faniriniaina Sylvia. Misy compte misy sarinao iray koa any atao hoe Mirana mioti So Partageo ataovy Tonga any..
Mety nividianany cadeau d'anniversaire leizy
Ko ts ntenenina oe mali n tao
Za re ts manambola mbola miandr vola ol aveo
Mba itantarao blagy farak'izay tsy afaka mihitsy fantatrareo hoe
: cherie a!! Esory le peratra fa marary be!! : Zany ary efa Bracelet a...
Aona iamb tompoko !!! Zah vehivavy 23ans,mila toro-hevitra resaka fahasalamana tompoko azafd. Efa 2 semaine zay tolako rehetr2 maharary foan na tanako na tombk d henoko manaitaina foana.Yno tompoko mba fanafodiny izany azafd tompoko!!!!
Allergies enao de afaka mampiasa anio efficace be fa andramo
Mirary fetin’ny paka mahafinaritra ho antsika jiaby! Ataova milay…
Hahahaha eo fa ataonay tsara e,tena tsaaaaraaaa,de se ko manaova fety milay
Tena KO mfoaza
🤣🤣🤣
SAIKA MBA HANONTANY AHO INONA ANGAHA NY FANAFODY RAOKANDRO MBA MAHASITRANA EMORAIDE
efficace be. miankina ny fisehony traitement