dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Ts te inana tsony a
Ts nsotro jus
sa najanona iny
Aon a
Nji zani vavimato?
oui
Fanokafana ofisialy ny Kianja BAREA Mahamasina
Misaotra betsaka anao MR le président Rajoelina no manome hasina na lanjany ny zava-bita eto amintsika.Indri ndra ny fanohananao ny Barea
Loza n embouteillages aty a
Raikitra😂
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery.
Ity ilay zanaka antranony Tv Plus
Les internautes, la radio, la parano entre nous. YOUTUBE.COM Kery James - Contre Nous feat. Youssoupha Médine - La Ligue (clip)
et je pourrais te tue dans cette preuve
Ity CEG manara-penitra, mahazaka mpianatra 1200, notokanana teto Mahazoarivo ity no CEG voalohany naorina teto Antsirabe tanatin’ny 40 taona. Manerana ny faritra Vakinankaratra kosa dia miisa 19 ny sekoly manarapenitra natsangana mba hisitrahan’ireo mpianatra fanabeazana mendrika ary miisa 819 ireo zanaky ny faritra noraisina ho mpiasam-panjakana eo amin’ny tontolon’ny fanabeazana. Jerena manokana ihany koa ireo mpanabe ho fanatsarana ny fanabeazana ka mpampianatra 15000 no nozaraina livret d'autoformation hahafahan'izy ireo mampiana-tena hahazoany Certificat d'aptitude à l'enseignement. Mpampianatra miisa 5000 kosa no nahazo radios-carte misy fampiofanana amin'ny fanomezana fampianarana teny frantsay ——————- Ce CEG manarapenitra que nous avons inauguré à Mahazoarivo est le premier à être construit à Antsirabe depuis 40 ans. L’établissement dispose de 24 salles de classe entièrement équipées et pouvant accueillir 1200 élèves. Vakinankaratra dispose actuellement de 19 écoles manarapenitra et 819 enseignants y ont été recrutés en tant que fonctionnaires. 15000 enseignants ont également reçu un livret d'autoformation pour qu'ils puissent obtenir leur certificat d'aptitude à l'enseignement. 5000 enseignants ont quant à eux bénéficié de radios cartes contenant des formation en langue française.
Tsy hisy hiteny tsony kosa aloha hoe tsy laharapamehana izao e ny ankizy mitombo Isa isan-taona nefa ny fanaovana sekoly tsy misy .. Tsara ilay manome lanja fampianarana toa izao
Biraon'ny Commune vaovao eto Andranovorivato, district Vohibato Fianarantsoa Jos Soandry ( misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Kai za tsi miavona ..merci
VAOVAO TSARA !! sao indray hisy hilaza hoe izahay tsy naharaka Noho ny fimenomenonana misy eo amin'ny mpiray trano indrindra fa ny mpivady tato ho ato ka mba hampilamina ny fandaharam-potoanan'izy ireo amin'ny novelas sy sports dia nanapa-kevitra izahay fa avoaka mialoha androany ny programme ho an'ny BUNDESLIGA. Efa ora eto an-toerana avokoa ireo ka alamino tsara ny fotoananareo. Afaka jerena ao amin'ny application STARTIMES ON avokoa ireo lalao rehetra ireo : https:app.adjust.com8hql67d Midira hafatra miafina raha misy fanontaniana
Avereno avereno avereno ny La Liga fa tsy bé zesta eo,
'ga de tsy MBA 250
Eka
f inn n mot de passenle admin n poste 2 io?
D jereo any amban any mis Windows Update d clic droit d ovay desactive
Efa nzara groupe zany teo sa mbola
Izy 4 d hortensia za nef ef mba saika izara oe mba mzara 2 izy sy Origène na izy sy luca d nalain daol izy 2lahy
Mb ijereo toerna loa
nareo no tkn hitadi anzani ko
Zao za vo tafiala ar ndrie
Za ko ar
Mikitrika am Anglais ny Admin
Izany oe rare be zany maha absent anla?
Bb ko le marary ny olqnq
K tokoni alamina f any ne mb mis olona f ts hoe ts misy
HAFATRA Ry foko mangina izay mora tomany Raha hoe fijaliana dia avelao any Raha fijaliana no aterak'iny Dia tsofy rano izy hahita ny tiny. Ny tena fitiavana tsy mba terena Fa vetson'ny fo izay samy nekena Ka aleo tsy misy toy izay hanan-dratsy Aza mitia raha hoe valifaty. Mahaiza mitia raha hitia olona Iray no tiavo dia mahalala onina Ny ho avy tsinjovy fa aza variana Jereo ny hanomanana izay any aoriana. Ka zao ry zalahy no hafatra ho anao Aza mitia raha hoe hilalao Ka hanandrana ato dia hiditra ary Tsarovy fa misy ny todim-pitia. Fa raha tsy mampirafy dia hoe sarimbavy Tandremo zareo a,fa sao ny anabavy No lasa mizaka ny tsieran'ny aina Mba mieritrereta,mba tongava saina. RAZAFINIARY Egy Toerana: Ankadivory , Angavokely Manjakandriana (sary: Amelie)
Ho an'ilay mpandoro ala :ny zanakareo dorana fa tsy ny alan'ny vahoaka Malagasy
Lehilahy iray no voadonan'ny fiara sy moto halina teny Tanjombato. Raha ny fitantaran'ireo nanatri-maso dia handeha hiampita arabe izy no nodomin'ilay fiara ary mbola voadonan'ny moto indray avy eo ka vaky ny lohany ary ahiana mafy ny ainy. Nitsoaka moa ilay fiara sy moto nandona azy. ( Haja Rakoto)
Dia mba milamina v tompoko ny sainareo...( nitndra moto sy fiara nandona ilay olona )
La punchline de la semaine : J'écris la détresse d'une nation Qui sur ses propres terres n'a plus la libre circulation Sous couvert de sécurité, l'apartheid se maquille Et le mur sépare des familles... Illustration de Marillon The Beef Illustratrice
Ma sœur Di souvent: il y a les peuples qui sont locataires chez eux, d'autres sont propriétaires.. .un jour on viendra les chasser.
Sod mb afak ijerendrie anle collier kie za d omeko vola tong aty
Sod tstindri eo ko
GEYSER, akaikin Ampefy Rasamizanany Diego
Vao njery anty tampoka a d neveriko fa zordira bdb na la neige ay kay diakona ,mifona a
Ny zavatra tokony ho fantatrao rehefa hividy moto Efa niasa na Bon occ . Aza adino ny manao page Medim 23 Communication ra toa ka te hanaraka ireo toro-hevitra hafa hoavokanay ianao. Misaotra ny Prenium motorbike nivahiny tato aminy fandaharana. Hoanareo mpivarotra moto sy pièces ihany koa , azonareo atao ny mivahiny ato aminy fandaharana , mandefasana hafatra miafina (MP) na antsoy ny numero : 034 98 427 33 032 85 955 68 https:www.facebook.comMedim-23-Communication-241286540050145 https:www.facebook.commotorbikestoreantsakaviro
Sur lesy Ando Rabe an!
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery.
kiiii...asaivo mitondra santionany amle kisoa aloh atao porofo amzay mba liana izahay
f mbola makati kai maka car?
Ieu reef mazoto
Tafapetraka amin’ny fomba ofisialy ankehitriny ny faritra Vatovavy, faritra faha-23 eto Madagasikara. Toa izany koa ny governoram-paritra dia ny Dr RANDRIARISON Maurice Lucien. Velirano nifanaovako tamin’nyPlus mponin’i Mananjary izao fizarana ara-panjakana izao mba ho famerenana ny hasin’i Mananjary ary indrindra indrindra ho fandaminana ny fitondrana ny raharaham-panjakana sy hitondra ny fampandrosoana haingana, mahomby sy manakaiky vahoaka. Betsaka ny lalana nodiavina vao tonga amin’izao fijoroan’ny faritra Vatovavy izao. Isaorako manokana ireo Ray aman-dreny, Ampanjaka, Ndregnony sy ireo Oloben’ny Faritra nitso-drano an’i Nosy Varika, Ifanadiana sy I Mananjary ho Vatovavy ary I Manakara sy Vohipeno ary Ikongo ho Fitovinany. Mankasitraka ihany koa ireo mponina avy amin’ny distrika telo mandrafitra ny faritra Vatovavy nandeha kilaometatra maro, niondrana an-dakana, tonga marobe teto naneho ny firaisankina.
Félicitations vatovavy, merci Mr Président holava andro hienana anao hoela fanapahana eto fitondrana
Fra we miandr ho milliardera
Efa manomboka ma afo anay ato
Iza avy no mankafy jazz o?? mba hanombohana aZy Accord primaire:(triades) Majeur: 1-3-5 mineur: 1-b3-5 Dim: 1-b3-b5 Aug: 1-3- Sus4: 1-4-5 Sus2:1-2-5 Add9: 1-3-5-9M Accord secondaire : 7e (dominante): 1-3-5-7m Maj 7: 1-3-5-7M min7: 1-b3-5-7m .... Mbola ho lava fa alefaso ny commentaire o..
Aiz ny 5bmol7emdiminué eo am lé accords secondaire??
Nga mis feti b
Juste msakafo2 pizza s nem s saboss n ataoko ato d jus
Toy izao ny karana rehefa mi-rap :p Ohatrany hoe Gasy zany ihany ee :p India Rap Cyphers
Ay ve Don Smokilla karana eh, zao zany le Gasy ploit any India , Team requin
Ianareo ve mpisambotra voangory?
Tadidiko mintss fa tamzany zay le tsy maheno mintss de manontany amnle eo akaiky foana hoe inona hono ? Mitehaka ny olona de mitehaka mafy ery ko aah miihomehy ny olona de MBA mihomehy nefa anie de tsisy henoko eeh zah raha teo ko efa noana fa na mpivarotra compoze tsisy enao anefa tsy maintsy mandeha fa anontaniany neninay avy eo oe inona ny vaovao tany MASINA NY TANINDRAZANA sisa ny mba henoko ny tena ko tara de mbola aty alavitra be aty ny place
03 05 2022 AHOANA MARINA MILA MIJORO ISIKA HANAVOTRA NY FIRENENA
Tsy mahay kanjo mbola tsy voky foana
Efa nampanandramako anle mpivarotra fa mtov2 am neny izy
Ao antrano zany ndri manao azy io,d inona NY taille ao
Lalao fitsapana sy Lalao fanazaran-tena teo amin'ireo mpilalao voafantina mety handrafitra ny ANKOAY sy ny Ekipa Dream Team Sporting Club-DTSC. Match test et match d'entraînement entre présélectionnés ANKOAY et DTSC présélectionnés ANKOAY 68-42 Séléction DTSC Analamanga Comité Olympique Malgache Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront Telma Madagascar MVola Ymagoo Phygos
Mandria ampiadanana Papa Nesta, mankahery ny fianakaviany rehetra, tsaroana ny soa nataony
DÉCOUVREZ EN EXCLUSIVITÉ UN COURT EXTRAIT DE PARADOXALE UN TITRE DE MON PROCHAIN ALBUM. RDV VENDREDI À 18H POUR DÉCOUVRIR LE CLIP DE N'IMPORTE QUOI RÉALISÉ PAR LEÏLA SY. TU SENS QUE LE PROCHAIN ALBUM VA FAIRE MAL...TRÈÈÈÈÈS MAL!!!
Trop depuis toute c'est année je ne lâcherai jamais kery James jusqu'au bout écouter la vérité sa va faire mal très mal vivement le prochaine album
F n huil essentiel n makan italy,..societe goavan nge le iz fa ts haiko m6 n ts nampalaz az e.mahay miafina b zalah.
Anai koa mantsy maita katsaka
Miandrivazo Olona telo no maty niotsahan'ny tany tao amin'ny kariera Analambaria fokontany Madiokely kaominina ambanivohitra Dabolava distrikan'ny Miandriavazo omaly 20 septembre. (Jean Patrick Rakotomalala) sary fanehoana
Kofiarantsaret n fiainana mbl h tsaroiny dhl n rhtr vitany
Afaka faza mataotra
Tih stage tih zao manahiran
Afaka miasa fôna za ka
D société tsotra no afak hanaovanji anzani😂😂😂na kely karama😂
Andatsao jante pleine chrome axe 90 TONGA DIA ASIO PRIX Alaina zao tonga dia midira mp
Apetrako eto iani ts misi noyeu avan
Hahahaha
Teneno izi oe anai oe hanao film x d izi manao cameraman😂😂😂
Miditr cyber narw manw az e hahahaha
Hahaha...awa e
N'a Aleo ita eo ary
Rf alefani d apodindri ndray
Tongasoa indray eto Fianarantsoa. Aty amin ny faritra misy ny Rova , tanàna ambony Patrick Antonneli (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Ndrooo mapalaelo lay biby, efa miaritra mitsy Sao may nefa ireny no mampidi bola am fizahan-tany
Raha mitsinjo ny ho avy ianao dia mamboly hazo androany mba hialokalofan’ny taranaka fara-mandimby.Tsy maintsy hotratratsika ny tanjona handrakotra ala an'i Madagasikara! Fanamby no hapetrantsika fa ho avokavoky ny ranomasimbe indiana i Madagasikara ary rehefa tsy ho fahatelo isika na faharoa dia ho voalohany isika amin'ny fandrakofan'ala ny firenena. Indrindra raha miara-mientana isika mianakavy na mpianatra, na skoto, na tanora,na lehibe, na mpanao politika, na olontsotra, na miaramila, na iza na iza fa hiaraka handrakotra ala an'i Madagasikara isika ka 40.000ha farafahekily isantaona, ary 40 tapitrisa ny zanakazo hovolentsika faharafahekeliny. Fanetriben'ny firenena ny mandoro tanety ary hoampiantsika ny tantsaha tsy hanao tavy intsony fa vatsiana zezika ahafahany mamboly ara-dàlana. Hikajy ny tontolo iainana isika ary hampiasa akoranafo fandrehitra toy ny éthanol hikajiana ny ala sy hisian'ny fandrosoana hoan'ny isantokatrano. Koa entaniko ianareo, ndao hamboly hazo, kajio ny ala, tsinjovy ny taranaka, ary ndao hamerina indray an’i Madagasikara ho Nosy maintso mavana mahatehonina, mba ho mendrika ny taranaka Malagasy.
Ra atao karazana voankazo sy hazo fakana huile essentiel ireny no ambolena de mino aho fa arovany mponina eo io satry iz iany no ioty ny vokatra de mba hazo 50cm ko ilay atsatoka fatsy ilay 1nje kely renyzay mba betsaka kokoa ny velona
Hoela velona ny membre
Gael Nex fa manina elah manao haha ?........
Mba mangataka inspiraka zalah fa andoko moto atao loko personnalisé .Mankasitraka
Asio soratra hoe heripo fa tsy lova
Coucou ndrie ! Nanaona ki le kiraro !
Coucou vo mten prix za d tsss mamal
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony ataonay mivady. Hitodi-doha any Mahanoro, izay isan’ny voa mafy taorian’ny fandalovan’ny rivodoza BATSIRAI izahay izao maraina izao. Ho avy hankahery sy hanampy ireo MpirayPlus Tanindrazana traboina sy voa mafy ary very fananana. Hiara-hijery amin’ireo tompon’andraikitra maro any an-toerana ihany koa izay hanarenana ireo fotodrafitrasa maro izay simba sy rava. Nohon’ny tsy fahatomombanan’ny seranana (piste d’aviation ) dia tsy afaka ny hipetraka ao Nosy Varika izahay saingy tsy manadino ireo mponina any an- toerana izay handefasana izao maraina izao ihany fanampiana VATSY TSINJO sy VARY MORA avy eo Mahanoro. Miara-miatrika ny fahasahiranana isika fa tsy mifanadino na mifanary. Mifampahery sy mifanome-tanana satria mbola marobe ireo asa fanarenana ary goavana ireo asa fampandrosoana mbola miandry antsika. Manantena ny fandraisantsika andraikitra ny tsirairay .
Misaotra fandavantena ananareo Mivady Andriamatoa Filoha
Des matchs à couper le souffle vous attendent ce week-end sur les CHAINES CANAL SPORT. Le championnat de la SERIE A fait son grand retour sur CANAL ! Ne manquez pas le match du moment Juventus vs Inter Milan, ce dimanche à 22h40 sur Canal Sport1
Mankasitraka anareo namerina azy. Mondial sisa andrasanay mpankafy
Mankalaza ny faha 24taonany androany i MBAPPE Ireto ny efa azony: Coupe du Monde Euro U19 Ligue 1 Coupe de France Coupe de la Ligue Ligue des Nations Meilleur joueur de L1 2019, 2021 et 2022 Meilleur jeune joueur de L1 2017 et 2018 Meilleur buteur de Ligue 1 en 2019, 2020, 2021 et 2022 Trophée Kopa 2018 Golden Boy 2017 Meilleur jeune joueur de la Coupe du Monde 2018 Meilleur buteur de la Coupe du Monde 2022 12 buts en deux Coupes du Monde Son Idol: CRISTIANO RONALDO
Misy olo maro² tiako mentionnéna fa ôka alouh
MARO RAHA HITA : TSY FANOMEZANTSINY FA TENA MAFY NY FIAINANA ANKEHITRINY. Misaotra betsaka ho azy fa tena Reny tokoa ity ranamana ity. Tsy manan-kohanina ireo fiavakaviany dia ny volony indray no namidy mba ho lasa vola.
Mivarotena ihany koa no filaza izao , tsy fidiny aminy Io ,fa mbola maniry tsara avy eo e , courage Tompoko
Mahafinaritra mihitsy mahita mpivady niaraka niketrika, nifanohana, niaraka nisondrotra...n ifampatoky
Ref tsi mtov amle olona be resk sy mteny fona de lazainy fa miavona nef zay no ten mapiavaka azi
tongasoa à fianar
merciiii
Fanampiana kely.. Raha sendra nifamindra zavatra takama ianareo na naka jeu ka tonga any an-trano dia tsy hita daholo ilay zavatra nafindra (kanefa ilay espace nihena) dia ireto ny solution : 1- Redemarreo lo ilay pc.. 2- Raha mbola tsy hitany dia clique droite eo ilay partition Propriétés Verifiena izy avy eo.. 3- raha mbola tsy hita iany dia mampiasa logiciel everything na cherche tout dia atao recherche ny anaran'ilay jeu. Ouvrir l'emplacement du fichier (chemin) , Dia ao anaty dossier found0000 izay ilay izy dia avoaka ao fotsiny.. Siora daholo..
Merci beaucoup... Tena ilain io...
NY ATAO HOE OLONA MIAVONA Ny atao hoe olona MIAVONA dia ny olona mihevitra ny tenany ho ambony ka manambany sy manao tsinotsinona ny hafa. Izany no miavonavona fa tsy ny olona tsy be resaka na ny olona tia mitokatokana akory. Matetika mantsy afangaron'ny malagasy ireo. Samy manana ny fomba azahoany confort ny olona. Ny tsirairay koa samy manana ny zavatra tiany andaniana ny fotoanany. - Misy tia mandany ny fotoanany miresaka sy miaraka amin'ny olona maromaro ary tsy mahazo aina raha tsy ao anaty kotaba. - Misy indray tia mitokana maka saina irery, na miaraka amin'ny olona vitsivitsy amin'ny toerana tony sy milamina. Samy ahitana mpiavona daholo amin'ireo karazany 2 ireo fa ny tena betsaka aza dia amin'ny olona be resaka. MALAGASYVEIANAO Manasa anao hizara rehefa avy novakianao Andriamanjaka Doda Sary: mpianatra tany amin'ny taona 1920
De gaga enao ts azonolo ny atao oe miavona, misy olo ato de miteny zah oe miavona nef zahay olo piresak isan'andro, de ny maha gaga koa de ity rah sendra mahitsy fiteny ianao de lazaina fa oe miavona , nah olo miavona zan le manambony tena ts misy karah izy koa mbol amboniny tany ty ,
HAFATRA Ry foko mangina izay mora tomany Raha hoe fijaliana dia avelao any Raha fijaliana no aterak'iny Dia tsofy rano izy hahita ny tiny. Ny tena fitiavana tsy mba terena Fa vetson'ny fo izay samy nekena Ka aleo tsy misy toy izay hanan-dratsy Aza mitia raha hoe valifaty. Mahaiza mitia raha hitia olona Iray no tiavo dia mahalala onina Ny ho avy tsinjovy fa aza variana Jereo ny hanomanana izay any aoriana. Ka zao ry zalahy no hafatra ho anao Aza mitia raha hoe hilalao Ka hanandrana ato dia hiditra ary Tsarovy fa misy ny todim-pitia. Fa raha tsy mampirafy dia hoe sarimbavy Tandremo zareo a,fa sao ny anabavy No lasa mizaka ny tsieran'ny aina Mba mieritrereta,mba tongava saina. RAZAFINIARY Egy Toerana: Ankadivory , Angavokely Manjakandriana (sary: Amelie)
Tsy aiko hoe izahay aty ivelany v ni tena sensibilisena amtiny Aok'zay tsis farany tony sa v oe afaka apitaina am Facebook le pub d mety miantefa any amle tena pandoro... Ndraindray ko lo le Pub tena any amle tsy mivonto mitsy no manaintaina e.... Andana midina antoerana d entano n piaramonina fa any no tsy ampy fanentanana fa tsy aty am facebook.
Rehefa misy marary anao na aretina mahazo ny zanakao akaiky anao dia dokotera na mpitsabo aloha antonona voalohany vao Facebook! Betsaka no manome torohevitra eto nefa sao tsy hety aminao akory ka hanandrakandrana
Rehefa andeha hianatra any amin Lycée Ambatondrazaka Alahady hariva dia tsy mandoa frais indraindray satria efa fantatry ny controleur hoe reto ndray le mpianatra mpangalatra masinina dia tsy maka lagy intsony izy...mikafiry anle volakely hijerevana video io a....fa rehefa andeha hanao vacance any Moramanga na aty Tana dia ny fihinanana moforavina sy sosisy mofoakondro no mafotaka dia manisa tunnel...manao belotte...sns.. ..fahatsiarovan a tena nahafinaritra.. .. tsy ho adino mandrakizay.... maniry ny mbola hiverenany....
SARY INDRAY MIPIKA Fantaro ary ny mpanakanto Wendy Cathalina sy ireo fianakaviany. Marihina moa fa hanao fampisehoana ao Mahajanga tsy hoela ity mpihira kalaza ity.
Tonga d sosety no tsaroin'ny vavako tampoka teo
Fiaramanidina ( Boeing 727) efa tsy niasa intsony no novidian' i Bruce Campbell ary navadiny ho lasa trano azo hipetrahana tsara. Injeniera efa misotro ronono ny tenany Noho ny fahamaizan'ny tranony dia nanapan-kevitra izy ny hividy ity Boeing 727 ity ary ny hanavao azy ho azo hipetrahana
Tokony natal ohatran'io koa.zany le avion roa vao.novidina dia simba. reny.trano mora
Rehefa niditra teto Ambilobe aho dia nitamberina tato an-tsaiko ny fiarahana tamin’ny mponina teto hatramin’izay. Teto no niresaka tamiko ny Mpanjaka ISSA Tsimiary III tamin’ny fotoan’ny fampielezan-kevitra. Plus Misy zavatra mampijaly anay Prezida, dia io lalana Ambilobe Vohémar io. hoy izy tamiko. Dia Nataoko fanamby teo imason’ny mpanjaka, ireo olobe sy ireo ray aman-dreny teto fa tsy maintsy ho vitaina ny lalana Ambilobe Vohémar. Ary dia tsy hay nolazaina ny fientanam-po nihaonako indray tamin’ny mponin’Ambilobe. Iarahantsika mahita fa tsy natao kobaka am-bava fa natao tena Velirano tokoa ny teny nomena ary dia notanterahana. Ataontsika sampanan’ny fampandrosoana i Ambilobe ka mbola betsaka ireo asa ho atao hanatsarantsika ity tanana ity sy ny aty amin’ny faritra avaratra. Efa natombontsika ary ho vitaina ny lalam-pirenena RN6 manomboka eo Ambanja ka hatrany Antsiranana. Fitia mifamaly ny antsika ary ato am-poko hatrany i Ambilobe. Mankasitraka ihany koa ny vahoakan’ny Vohemar tonga maro be teto. Isika izao no miaraka manoratra tantara vaovao ho an’ity faritra ity.
Misaotra anao président ooo tena mahafaly anay ny velirano nataonao. Tohizo atrany
Kay moa. Manina ts mkal am petite bouffe rema
tairo mb andefaso mvola any e
TSY SASATRA MAMERINA EEH ... Izahay dia tsy hanisy Filtres ny Publications rehetra ato fa rehefa mahita zavatra mihoa-pefy fotsiny Ianareo dia Signaléo fotsiny dia jeren' ny Admins 'zay afaka atao! Opa, Vetaveta, Fiantsiana Ady Foko na Fiantsiana Ara-Pinoana ... Marihinay etoana anefa fa maha-manalazy sy miala voly ny ato ihiany koa dia tsy voatery izahay hamafa raha Blagues na Sary tsy mivantana be ny mahaveta azy Sns ... Araka ilay tenin' ny Namana vitsivitsy tao hoe : - Ianao afaka manisy Filtre ny Masonao 'zay tokony ho raisiny sy ny tsy ho raisiny Groupe ity, tsy mitovy avokoa ny fisainatsika rehetra ato fa misy ny Lehibe, misy ny Akizy, misy ny Mora tohina, misy ny mahazaka Sangy mahery Sns ... Fa ataovy am-panajana daholo ihiany ny Fiarahana ato eeh'!!! Dia mbola indramako tenin' ilay Namantsika iray ato hoe : - Ity dia ohatran' ny Film, miara-mijery Isika mianakavy, rehefa sendra misy hifanoroka iny dia mba mody mitapi-maso na mody mivoaka ny Akizy, rehefa Dessin Animé no miainga dia mba miara-mifaly Akizy eo ny RAD ...!!! FARANY : MARO LOATRA NY DOKAMBAROTRA NA NY PUBLICITÉS ARA-BAROTRA ATO KA NANAPAKA IZAHAY FA MANOMBOKA NY ALATSINAINY IZAO DIA IZAY PUBLICITÉS NIRESAHANA T ADMINS IHIANY SISA AJANONA ATO FA TONGA DIA MIFAFA IZAY TSY NIRESAKA. 03 ISANANDRO IHIANY NO RAISINA. LASA KOFONA RESAKA DOKAM-BAROTRA ILAY GROUPE. MISAOTRA.
Atao ahona azafady ny miala ty groupe ty fa tena efa veta2 no betsaka ato
Tokony hoe tsy Diary lay titre an'iny Film iny fa Zanaka ampielezana. Zanako zanako zanakoooo. Misy zanako mipoitra fona... na tantara tokony ho tsara anie lasa simba reto eh... Dia mba ataovy mifanentana tsara re tompoko ohhhhh lay ray aman-dreny sy zanaka...
Ita mits enao oe tsy naharaka episode voloany tsy ainao mitsy ny hevitrilay oe Diary
Attention jpourrais te surprendre
Ray ihn ko..mila mahay mtsatoka
K ts maits ho zay ntenenini any
k mandehana fotsini oe d any mahita anze tenenini
Ny zavatra tokony ho fantatrao rehefa hividy moto Efa niasa na Bon occ . Aza adino ny manao page Medim 23 Communication ra toa ka te hanaraka ireo toro-hevitra hafa hoavokanay ianao. Misaotra ny Prenium motorbike nivahiny tato aminy fandaharana. Hoanareo mpivarotra moto sy pièces ihany koa , azonareo atao ny mivahiny ato aminy fandaharana , mandefasana hafatra miafina (MP) na antsoy ny numero : 034 98 427 33 032 85 955 68 https:www.facebook.comMedim-23-Communication-241286540050145 https:www.facebook.commotorbikestoreantsakaviro
Aiza kay misy io o
Nanotanitani b tantinenay teo we izy oni ela miarak amko ve oni .Averiko fa anabed ana
D nanaona oe?😃😃
Courage eh tssy mazoto mitsy zao aloha
Mamisoa tay
Malahelo morontsiraka
Avia aty majunga ndray ary ee , hijiboro
Fitokanana Centrale hybride ANAHIDRANO ANTSOHIHY
Mankasitra anao mr le président a. Tanteraka tokoa ilay velirano misaotra indrindra
Anakiroa
k miasa ko
Salut daholo !!! Mba nandeha nanala kely teny Antanimena teny zah sy le bandy akamako tam sabotsy teo. De tamin 10alina teo zahay no nandalo teo am le rond point hiditra ny tetezana Ankadifotsy io, tonga de nisy olona 4 tsy fantatra hoe avy aiza nipoitra tampoka, vao nanitsy anay ry taory de nitsoaka zahay de le bandy akamako tafatsoaka moa zah noplaquen ndry taory de lavo tamin ny tany de nararaotin dry taory nosavaina no nisy moto 3 nijanona namonjy anah de nitsoaka le mpanendaka. Raha ato nareo de misaotra indrindra less de mirary soa bedebe ah. Raha tsy nisy an lisany de tsy hay zay niafarako teo. Soa ihany fa tsy nisy zavatra azony sady tsy naratra ihany koa. Mlay less ry zalah ah !!! Maromaroa ny hisy ohatr anareo mba mifamonjy eny. Siora
Efa réseau mintsy izany ny mpanao anio eo amin'ny manodidina eo. Za ko efa tratra fa teo ambany tetezana.
C'est peut-être pas moi qui fait du rap conscient.... Le live en one shot de Le jour Où j'arrêterai le Rap est disponible sur ma chaîne YouTube : youtu.beRHtVhEMmHXs Dernier morceau de l'album disponible dans les bacs et sur toutes les plateformes KeryJames.lnk.toJrapEncore
moi je le surkiffe j'aime sa musique j'aime c'est écrit j'aime le personnage j'achète sa musique depuis la première fois que mon frère m'a fait écouter sa musique il y a 20 ans j'ai assisté à trois de ses concerts alors là que dire juste magic waouh depuis il m'accompagne sa musique m'accompagne
Nandeh bus
Am fir zan ela mial any
Fa nareo mjanojanona
Ieuh ko
sad n ankizini ts ao fa lasa any ambala hoe
Olon efa kel iny ko mbola ho kel
Notontosaina androany ny fanolorana tamin'ny fomba ofisialy ny fampitaovana hoan'ireo ampahany amin'ny CRA ( Commission Régionale des Arbitres). Nitarika ity lanonana ity ny Filohan'ny Federasiona Malagasy Basketball - FMBB Atoa RAMAROSON Jean Michel. Nandritra ity fotoana ity no nohararaotina ihany koa ny Fiarahabana ireo Filoha mirahalahy dia Atoa RAJOHNSON, Francky Arnaud izay lany ho Filohan'ny CEBB ( Mpanazatra) sy Atoa RABEMANANORO Andry, lany ho Filohan'ny CCA ( Mpitsara Lalao). Namaranana ny fotoana dia ny fanolorana ireo fitaovana ekektronika ho an'ny Ligim-paritra Androy, ka ny Filohan'ny Ligy Atoa Princy Dominique no nandray ny fampitaovana avy amin'ny FMBB. Nanotrona ny fotoana ireo mpikambana eo anivon'ny FMBB
Bravo Fédération Malagasy de Basket Ball Merci pour le travail fait Mankasitraka président Jean Michel Ramaroson et son équipe
Sambatra ny Firenena manana an'i Jéhovah ho Andriamaniny.. Hoy ny Filoha Andry Rajoelina.. Tiako ny hizarana amintsika Malagasy namako ity tenin’Andriamanitra ity amin’izao andro Alahady izao mba hankahery antsika rehetra. Ny Zoma teo, nifoha maraina nivavaka aho mialohan’ny handehanako tany Mandoto, Vakinankaratra. Nanokatra ny Baiboly, ary toa izao ny hafatra voaraiko tao: Eksaody 3:7-12: Ary hoy i Iaveh hoe: Efa hitako ny fahorian’ny vahoakako izay any Ejipta ary henoko ny fitarainany noho ny afitsok’ireo mpamoritra azy: fa fantatro ny fijaliany. Ka hidina aho hamonjy azy amin’ny tanan’ny Ejiptianina, hitondra azy miakatra avy amin’ity tany ity, ho any amin’ny tany mahavokatra sy malalaka, tany tondra-dronono aman-tantely….Ary ankehitriny dia indro fa tafasondrotra hatrany amiko ny fitarainan’ny zanak’i Israely, ary efa hitako ny fahoriany atambesatry ny Ejiptianina amin’izy ireo. Koa handeha ianao amin’izao, irahiko any amin’i Faraôna, hitondranao mivoaka ny zanak’i Israely vahoakako. Fa hoy i Môizy tamin’i Andriamanitra: Inona moa aho no hankany amin’i Faraôna sy hitondra ny zanak’i Israely hivoaka avy any Ejipta? Dia hoy Andriamanitra: Homba anao Aho; ary izao no famantarana fa Izaho no naniraka anao: Rehefa tafavoakanao an’i Ejipta ny vahoaka, dia hanompo an’Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo. Nankahery ahy namita ny iraka hanampy ireo mponina tao Mandoto sy ny Malagasy rehetra izany ka zaraiko aminareo ary mitondra ambavaka isan'andro ny tokantrano tsirairay ny tenako. Mirary alahady feno fitahina ho antsika rehetra!
Nahita reportage t France 24 zaho androany 170722 t 19h 30 mahakasika ny volamena 73 tena ontsa ny foko !
Ianareo ve mpisambotra voangory?
MBA maheno ve ri zareo any afarabe any sa efa nisy haut parleur tam zan.juste kestion
Admin bogosse
Ce sont pas les murs qui ont des oreilles ce sont les briques qui parlent
Ambohimiadana Andramasina safiidy Maloya (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Ambohibemanjaka ery ampita nisy an- dry Rakotoarivelo sy r'igahy Edy...
Nihazo an'Androhibe aho androany rehefa tratry ny anoanana dia nahita toerana tsy ampoizina nivarotra sakafo (raha afaka ny Galana Antsonjombe dia alohan'ny ahatongavana amin'ny ekar misy mpivarotra fiara tranoPlus lehibe dia eo ilay izy) Nisy soratra teo hoe soupe silamangany dia faly fa nangatsiaka ny andro Indrisy anefa fa efa lany izy io na ny menu du jour koa tsy nisy intsony.. nahafinaritra ny fandraisana satria namorona zavatra tsy nisy tanaty carte ry zareo satria izay no notadiavin'ny tendako TOMPONY : OLONA TSOTRA BE SERVICES : 1000 QUALITÉ : matsiro be fahadiovana : aontsara 12000ar ny assiette iray tamin'ireo (menu iray no nangatahiko dia nomeny iray natao andrana aho ) Mandalova ao fa tsy anenenana NB : HISOKATRA TSY HOE ELA NY PEJIN NDRY ZAREO ARY MANAO LIVRAISON ZAREO
am mah teg anao d otrzay n fandehani.
Andao iaraka hanohana ny ekipa Malagasy isika androany! Ireo sokajy lehilahy no hanomboka azy androany amin’ny 3ora tolakan’andro Sokajy vavy kosa amin’ny 5ora sasany hariva Afaka arahinao mivantana ao amin’ny CANAL ÉVÉNEMENT ( chaîne 19).
Mba asio commentateurs ilay izy e.
Raha ny mahazatra antsika dia fotsy ny lokon'ny cygne fa ity karazany iray ity kosa dia mainty. Any Australie no ahitana betsaka azy, ny volony rehetra dia mainty avokoa ary mena kosa ny vavany
Tsy mitombina intsony ilay hoe gisa mainty le
nisy pasitera namangy izahay teto
Fombany pasteur io mamangy olona io sa aona Landy
Tsy ilaina koa
Ko rah ts chorale izi ty😂😂😂
Fa roviana no mivaly ny examen
Ts Aiko kie
Le 30000 tokoa mo MBA alefaso mvola
Vo ts nandray vola
Iala pa am in e
Sad mis band akama ko meti hapanafatra proteine anao oe f oita eo rah mis vola leri rapitso
Ye
Naazo akanjo v
Tonga hiara-hiombom-bavaka amin'ireo mpino eto amin'ny Îlot de la Vierge izahay mivady. Ankinintsika amin'Andriamanitra ny zavatra rehetra
Mafinaritra bé Makasitraka président asio fiombonam bavaka isaky ny faritra. Hiaro Anareo jesoa
Tsy biby fiompy namana akaikin'ny olom-belona aho nefa mahatsapa fangirifiriana fanaintainana tahaka ny olona ihany koa. Tapaka ny hazon-damosiko ary maharary ny kiboko. Tsy afa-mihetsika intsony aho ary mihamafy ny fijaliana. Matahotra ny ho faty misoko miadana aho, fahafatesana faran'izay iaretana ela indrindra Raha tsy tianareo aho dia ataovy sambobelona anaty fandrika garava vy dia ario lavitra ny toerana fonenananreo. Tsy biby mampatahotra aho ary tsy mbola nanao ratsy anareo. Manfarsiaka fotsiny aho mitady tafo hialofana ary noana mangepakepaka mitady izay harapaky ny vava.
Aleo lery ndray no hiambina ny saka
Quelques nouvelles de 2019 : Film en montage Album dans les bacs Kery James ∙ Paris ∙ AccorHotels Arena - 2.12.19 Reprise de la tournée de À VIF - 2019 08.01 • AUBERVILLIERS • L'Embarcadère COMPLET 09.01 • VESINET • Théâtre du Vésinet 10.01 • LIMOGES • Centre culturel Jean-Moulin 12.01 • CLAMART • Théâtre Jean Arp 15.01 • MONDEVILLE • Mondeville, La Renaissance 16-17.01 • SAINT NAZAIRE • Le Théâtre, scène nationale de Saint-Nazaire 18.01 • NIORT • Le Moulin du Roc 19.01 • CHEVILLY • Théâtre de Chevilly-Larue 24-25.01 • CERGY • Théâtre L'apostrophe Cergy 29-30.01 • BREST • Le Quartz - Scène nationale de Brest 31.01 • CHERBOURG • Trident Scène Nationale 01.02 • SAINT-VALERY-EN-CAUX • Le Rayon Vert 02.02 • PONT-AUDEMER • Théâtre L'eclat Pont Audemer 06.02 • ONET-LE-CHATEAU • Théâtre La Baleine 07.02 • NARBONNE • Le Théâtre - Scène Nationale de Narbonne 12-15.02 • BESANÇON • CDN Besançon Franche-Comté 24-25.01 • PONTOISE • Théâtre des Louvrais - Nouvelle scène nationale 28.02 • BLOIS • La Halle aux grains - Scène nationale de Blois 5-9.03 • LYON • Théâtre de La Croix-Rousse 12.03 • VESOUL • Théâtre Edwige Feuillère 13.03 • REIMS • La Cartonnerie de Reims 14.03 • CLICHY-SOUS-BOIS • Lespace93 15.03 • SAINT-OUEN • Espace 1789 16.03 • PALAISEAU • Théâtre de la Passerelle 19.03 • SAINT-ETIENNE-DU-ROUVRAY • Le Rive Gauche 20.03 • JEUMONT • Centre Culturel André Malraux 21.03 • EVRY • Scène nationale de l'Essonne, Agora-Desnos 23.03 • ROUBAIX • Le Colisée - Théâtre De Roubaix 25-26.03 • POITIERS • TAP - Théâtre Auditorium de Poitiers 27-29.03 • TOULOUSE • Théâtre Sorano 05-04 • CACHAN • Théâtre Jacques Carat Cachan 06-04 • SAINT-MICHEL-SUR-ORGE • Centre Culturel Baschet 11-12.04 • SEVRES • Le Sel de Sèvres Réservations bit.lyKeryJamesAsterios
Des dates prévus en toute la France. Et en Suisse à quand la prochaine date ? Hâte de te revoir sur scène !
NATAO HISY HITOMBOANA TOKOA VE? Justin sy vadiny nandritry ny Awards. Ny no nampiakanjo azy ireo.
Tsy hita intsony ny hasiana ny aina
SOLIKA: Ampy tsara ny tahirintsika ary vao nisy sambo tonga. Tsy mbola hiakatra ihany koa ny vidiny hoy ny OMH.
AIZA DAHOLO ILAY TAITAITRA MILAHATRA ENY AM STATION AM ZAO ORA IZAO ?????
INFECTION VAGINALE MYCOSE VAGINALE Anisan'ny olana sedrain'ny vehivavy maro ireo ! Mety ho antony maro no antony mahatonga azy ! Fa ny ho zaraiko eto dia vokatry ny fisian'ny vongan-drivotra mandafika ny tranon-jaza izay atao ho LAFIKA izay mitondra trouble hormonale ka mampisy infection ,Mycose vaginale ! Matetika refa manao fitiliana dia tsy hita ary tsy fantatra ny fototra mahatonga azy io . Matetika dia mikorontana ny fadimbolana,ary douloureuse be ,mamoaka fofona maimbo sy masiso ,ary tsy mety afaka ,mitambaingana, Maina ny col,ary dia tsy misy envie,kamo sy malaina manao RS aza ndray2,ary na manao RS aza dia tsy mahatsapa excitation,misy fotoana aza marary any anaty col'nao refa manao RS. Refa tena milatsaka aza ny fakan'io lafika io dia misy zavatra maniry ao anaty col ,heno mibahana , manohana mihitsy ka lasa fahoriana ho an'ny vehivavy ny manao RS refa tonga izay fotoana izay fa tena mijaly sy marary ,ary mangirifiry mihitsy aza refa mipipi. Matetika dia lasa mitondra korontana sy olana eo anivon' ny tokatrano io ,indrindra eo amin'ny mpivady satria lasa tsy tia manao firaisana ny vehivavy refa voan' io
Inona ny solution ny fa liana
Anah jiaby
Fa maninona raha mba milamina
M
Aroseo zn
MIARA MANONJA ALAROBIA 17 AOGOSITRA 2022
Otrizao efa faly daholo ny vahaoka malagasy rehetra fa hizara blosse sy kity skoleira i Dada