dialog1
stringlengths
1
14.7k
dialog2
stringlengths
1
6.6k
Miemotra apitso
arabainaa
Sad le any andoranofotsy mandoko ozy ra doly
Ko we ts mandoko ouiiz Lalaina
Ok ary e
Ok tatie a merci a
tsika ne tsa afaka
Hahaha..f isak inona no lets ro mpakao izy iny?
Fitsenana ny ekipan'ny BAREA - MAHAMASINA
Tena te hody zay aty espagne muy bien por direct alefa barea
Fahazazana daholy zany Du beau monde Memes Entertainment November 29 at 8:43 AM ·
Fabio DW Sarobidy Jwayas Lisan ndray reo aa
Am fir zany
Fa ndri amfir manao volo
FANAZAVAN' NY MINISITRY NY FITSARANA MOMBA NY FAMPIDIRANA ANATY LISIM-PIFIDIANANA IREO VOAFONJA Manana zo feno ny olona any am-ponja kanefa tsy mbola voatsara , hoy ny minisitry ny Fitsarana raha nitondra fanazavana mahakasika ny fampidirana ireo voafonja anaty lisi-pifidianana izy. Ny olona mbola hotsaraina, ary voamarina fa mbola manana zo feno maha olom-pirenena azy, toy ny olon-drehetra, no voakasika. Tsy ny olon-drehetra ao am-ponja no efa very zo avokoa. Nanamafy izy fa tsy voakasik’izany (tsy mahazo mifidy) velively ny olona efa very zo noho ny didim-pitsarana.
Tena voron’azon’adal a i Madagasikara ka na maty, na miongom-bolo
Fitokanana ny trano vaovaon'ny Fitaleavam-paritry Filaminam-bahoaka ho an'ny faritra Vakinankaratra.
Mankasitraka Indrindra M le Président
FIANARANTSOA rehefa alina iny Akashi Olytamar (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao)
Nii zany moa le Resaka a?
Tsapako hoe mafy ireo adidy miandry saingy efa nanolo-tena ho an'i Tanindrazana ianareo ka tsy maintsy hiatrika izany indray. Rivo-doza i EMNATI indray izao no handrava sy hamotika zavatra eto.. Ny vahoaka tenaPlus efa sahirana mbola miampy io rivo-doza io koa.. Teo fona ianao Ramatoa minisitra Soafilira Princia nankahery azy ireo ary nanampy ireo traboina.. Mankahery anareo tompon'andraikitra koa izahay araka izany..Satria amin'ny maha minisitry ny mponina anao dia tsapa ilay tebiteby sy alahelo ao anaty amin'izao voina mahazo ny mpiray tanindrazana izao.. Mankahery ny vahoaka Malagasy rehetra koa araka izany.. Ndao isika rehetra hiray hina hatrany hifanampy.
tsara karama aloaha anao zoky e
Vaovao Tsara : tafakatra amin'ny dingana manaraka i ilay vehivavy Malagasy mandray anjara amin'ny STAR ACADEMY 2022 rehefa navotan'ny mpijery Tsara ho fantatra fa nandritra ity fandaharana fifaninananaPlus ity dia inefatra izy nampiara-peo tamina mpanakanto malaza - Lewis Capaldi - Garou - Slimane - Patrick Fiori Ary nahazo fanasana manokana avy amin'i izy hiara ihira aminy amina seho lehibe iray ho ataony Taorian’ny nahazoan’i ny the voice 2021, andrandraina ny ahazoan’i Anisha ny Star Cademy 2022 io
On est avec toi ,ne lâche pas,courage ,Alefa Anisha
Faniry Georginah tss hidiran'ny le tongotra mintsy le resaka fb
Mba approuveo amzay Bg
Francia Razafimandimby Yasmine Razafimandimby mbola ho tratrako,
ZAY TONGA SOA NO ARABAINA ZALAH!!!! Moramora ihany Srk Imeritstosika
Aiz elah zao ry faniry emmanuel rabesaotra rabethanks?
Nareo zao n b sera
Nay wa ts naitan mints ko
Awa
Aleo @sabotsy miarak @nareo fa dem mbola tsy mahay de iaraka @akama zay aloa
inona kay mampiavaka guitar classic sy guitar folk
A gauche classique A droite acoustique folk Manche sy corde no avy hatrany d hita mampiavaka azy fa ankoatra izay ny feony sy ny fivoakan'ny zavatra tendrena Aminy samy hafa koa
Coucou daholo eee, raikitra ndray ny sodapop miaraka amin’ny loka vaovao be, hilalao miaraka amin’ iza ianao? Ando sa Tatiana sa Mihantavola.
Coucou ilalao miarahaba aminy tatiana
Esori moa ty akanjo ty
Las ita n akelezako VO miala io 😂
Fahatsiarovana farany ho an’i Frogy lalou raëlison l 'artiste Misaotra sy Mankasitraka tamin´ireo soa sy zava-bitanao rehetra ary hinoanay fa efa sambatra ianao any izay
Dr Henintsoa amin ILO AINA !
Am-pirahalahiana sy am-pifaliana no nandraisako ireo solontenan'ny Fivondronan'ny Eveka Anglikana eto Madagasikara tonga niarahaba ny tenako noho ny taona vaovao androany. Tanana havia sy havanana miara-miasaPlus hanasoa ny mpiara-belona ny Fanjakana sy ny Fiangonana. Samy mandray anjara amin'ny fanabeazana sy ny fikolokoloana ny olom-pirenena ary ny fampandrosoana ny Tanindrazana. Taona vaovao ahafahantsika miasa miaraka ho amin'ny fampandrosoana amin'ny sehatra maro ity taona 2022 hoy ireto Eveka tonga teto Iavoloha androany. Mankasitraka azy ireo amin'izany fahavonona izany ary mirary soa ho an'ireo fiangonana miisa 1237 anatin'ny Eklezia Episkopaly Malagasy sy ireo mpino Anglikana manodidina ny 1 alina sy 1 tapitrisa manerana ny Nosy.
Misaotr nandray de mirary soa e!
bonsoir prix bouquet money
Bouquet money avec fleurs?
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao
Ary raha diso miresak loatra ndray nefa enao de oe beresak ko iny ka ,na oe tsisy atao ko iny eeh
Aiz ko hisi ISTE ef miditra saad
INfo kou
Misy tsy mino mihitsy ny sasany rehefa ilay mba tenenina hoe tsy afaka aho fa mbola mampandro kisoa Aiza koa ?? Ianao Zao koa ve Dia anao an'zany?? Oadray oa ry lala.. rehefa nisafidy ny hiompy dia miaritra Zavatra maro.. Zah anie bandy simple tahaka ny rehetra ihany e.!!
ny tarehy aza tsy mipoitra koa, iza no milaza eto fa enao io, sinon ataovy izay mety e
FITONDRANA EFA NIOMANA 5 TAONA - TSY MAHITA IZAY HASIANA NY TANAMASOADRO. Imerintsiatosika: Manaiky ny fampandrosoana saingy mandà ny hakana an-keriny ny lovan'izy ireo. Maro ny resaka mandeha momba ny tetikasaPlus Tanamasoandro eto Imerintsiatosika ankehitriny. Ny fanjakana izay milaza fa hapetraka amin'ny tanim-panjakana ny foto-drafitrasa. Mifanohitra amin'izany anefa no hita satria misy tanin'olon-tsotra voakitika amion'ity tetikasa ity. Tsy manakana ny tetik'asa Tanamasoandro ao anatiny tanim-panjakana ny mponina, ary vonona ny hiroso makany amin'ny fandrosoana saingy ny tanindrazany manodidina io tanim-panjakana io dia tsy tokony hokitiana satria tany fivelomana, misy tanimboly ,tanimbary, trano. Tsy ekenay ny akana botolo ny taninay, tsy misy fampiherana isan'ny sora-baventy nolanjain'ny mponina Imerintsiatosika ireo androany. Noho izany, miantso ny fanjakana izahay hijery haingana ity raharaha ity. Source: Radio Fivoarana
Miverena aty ambohimanjaka raha mbola sahy te ahita loza angah Tonga dia vita
9 kia fa nataon lalaina am bateuse iany na le lafarine aza
D ts nanin
fa ahoana ndrai????
Ts Aiko fa b kizitina b
05 05 2022 MPANDRAHARAHA ENY AMIN’NY ONIVERSITE ANTANANARIVO- MITOHY ARY MIHAMAFY NY HETSIKA FITAKIANA KARAMA
Raha mbola olona tsy mahalala ny atao oe asam panjakana no mitondra ity firenena ity indrindra fa tsy ampy fahaizana sy diplôme dia aza gaga isika oa
Madagascar accueille du 6 au 9 décembre 2022 la réunion du groupe de travail du réseau d’agents de première ligne pour les États francophones d’Afrique. Cet évènement est organisé dans le cadre de la mise en œuvre du plan intégré d’appui en matière de sécurité nucléaire à Madagascar, par l’Agence Internationale de l’Energie Atomique (AIEA) à travers l’Institut National des Sciences et Techniques Nucléaires (INSTN-Madagascar), en coopération avec la Douane Malgache. Des agents et techniciens auprès des administrations douanières, de la police des frontières et de la Gendarmerie ainsi que des experts nationaux et internationaux, en particulier de l’AIEA, en matière de Sécurité Nucléaire et de détection et prennent part à cette réunion. Cette réunion sert de plateforme de partage pour les pays francophones d’Afrique membres de l’AIEA. Il s’agit de mettre en commun les meilleures pratiques et les enseignements tirés des opérations de détection en matière de sécurité nucléaire et de promouvoir la formation de réseaux et la coopération régionale dans ce domaine. A l’issue de la réunion, les pays pourront renforcer leur système de détection aux frontières et ainsi instaurer une réponse adéquate et efficace face à la menace des matières nucléaires et autres matières radioactives L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mgdepeches
Essayez au moins de ramasser les ordures pour éviter la honte qui est pire que la bombe nucléaire pour une Nation digne de ce nom
Manahoana
Aona
Feno 46 taona tamin'ity taona ity ny nisian'ny fikambanana GBPE na ny Groupe Biblique des Professionnels engagés (Fikambanan'ny Mpitantana sy Mpiasa mandinika ny Baiboly). Ao anatin'izany indrindra no anaovan'Plusireo mpikambana misandrahaka manerana ny Nosy Zaikabe iraisam-pirenena any Toamasina amin'izao. Ny hitondra an'i Jesosy kristy fiainana eny amin'ny sehatry ny asa no antson''ny Gbpe. Nanamafy ny filoha mpanorina Ramaherison Johns fa ny fitondran-tena mifanaraka amin'ny baiboly no tena ijerena anao oe mpivavaka ve ianao sa sarintsariny. Tsy olona manana diploma fotsiny koa no ilain'ny firenena sy ny orinasa fa olona mahatoky sy matahotra an'Andriamanitra indrindra koa. Ny vinan'ny fikambanana dia mba ho maro ny mpitondra, mpitantana sy mpiasa handray ny Filazantsara.
Fikambanana tena nampahery sy nampitombo ny finoako eo fanarahana ny Tompo.Voninahit ra ho Azy irery ihany.Misaotra ireo Loholona sy Mpiandraikitra rehetra.Mirary soa anareo mandrakariva hahefa be hatrany
En direct du facebook de Le Parisien ! Le Parisien était en direct. 30 novembre 2016, 11:44 · EXCLU. Dans les coulisses du zenith de Paris avec KERY JAMES OFFICIEL Youssoupha et Lino Officiel
Stressé ? On y croirait pas. Tous les jours un nouveau challenge. Le combat continue...
Eh tsy
Otrin zany alefa
Teny amin'ny Rocade sampanana Ambohitrimanjaka : Fiara nisy nitoraka vato teny am-pandehanana io hariva io tamin'ny 7ora30. Teo amin'ny tandrifin'ny mpamily no voatoraka, tsy nijanona mihitsy moa ry zareo faPlus nanohy ny diany. 8 izy ireo no tao anaty fiara izay niparitahan'ny vovo-pitaratra. Lalana efa falehan'izy ireo isan'andro izy ity fa dia sendra izao fikasan-dratsy izao. Akhim R.
De mbola i Stanley ihany no olana lehibe amzareo .
Alefa PM a !! Manatanteraka fidinana ifotony any amin'ny Faritra Atsimo ny Nosy ny Praiminisitra Ntsay Christian. Araka ny efa nambaran'ny Praiminisitra Ntsay Christian nandritra ny fitsidihany ny FaritraPlus Anosy tamin'ny volana septambra lasa teo, dia hanolotra Centre de Réhabilitation Nutritionnelle et Médicale CRNM ho an'ny distrikan'i Tsihombe sy ny distrikan'i Beloha ny fitondram-panjakana, ka tonga nametraka ny vato fototra hanombohana ny asa fanorenana ny fotodrafitrasa ao amin'ireo toerana ireo ny tenany androany. Notsiahivin'ny Praiminisitra fa toromarika avy amin'ny Filohan'ny Repoblika ny fanapahan-kevitra noraisina hirosoana amin'ny fanorenana, ary natao indrindra hiomanana sy hiatrehana ny fandraisana an-tanana an'ireo fianakaviana marefo ianjadian'ny tsy fanjarian-tsakafo, ary ny hikarakaràna azy ireo eo amin'ny lafiny fahasalamàna. Tomponandraikitra maro avy aminny Faritra no tonga nanatrika ny lanonana, ary samy nankasitraka an'izao fanatanterahana ny vinan'ny Filoham-pirenena izao.
Tsindry bokotra le maly ve ty kkkkkkkk
Tsy matahotra miampita ny admin
Ma Yah Rakoto tadidin ty le tany akorondrano??
ANDAPA: (SUITE)Nangalatra tao ampiangonana,nisy kapoka tsy hita maso niantefa tany aminy. Jehovah hiady ho anareo,fa hianareo kosa hangina(Eksedosy 14:14) Tsy afa bela teo Parcage ilay rangahy nifampitadiavanaPlus nanomboka ny zoma ka ny Alahady vao tratra raha nangalatra tsy nahy ny telephone sendra mi charge teo akaikin ny alitara tao ampiangonana nandritra ny fivoriana.Tombanana mety ho nandritra ny Kristianina nivavaka dia nikipy no nangalany azy satria vao tapitra ny Amen dia nanjavona ny finday. Tsy nisy nanampo fa i frere ao amin'ny Tompo no nahavita izao satria isany mba mpiangona namana ao izy amin ny andavan'andro ary tsy vahiny fa tompi-tanana. Nikasa hitsoaka ihany izy nefa tsy namaly azy ny mpiangona fa telephone avereno,tamin ny fomba tsy nampoizina anefa ilay kapoka niala avy any izay tsy fantatra avy taiza fa ny solomasony teo amin ny tanany ihany no nandratra azy. by Marino Rajaonina
Tompo hainao atao ny zavatra rehetra vonjeo izy hiala amin i adalany
Mirehitra ny tanety eny akaikin'ny seranam- piaramanidina Ivato efa 40 minitra mahery izay! Sary nindramina
Jesosy mamonjy n nanao anaio
sad mangdd n tenda
Allergie ngamba
Henjana koa izy roa kely ireto an !
Ny ahy Evah sy Aina tena tiako bé le mifandrangitra kely foana tena hainy zareo le izy
vidindri iani nga le akanjo?
Eka a
ef napokani B47 ar oe ini ko,fantanji nga josé bota2 ini?na ra tahiry deban B47?
Tsy fatako leka fa nanao aona oe
Ay tokoa mou
Tsara b nenaz
Voafehiny ve ny art Inona ary ilay vazo teto?
Fifaliana Santatriniaina Izany izahay raha hi-voyage
Soi Ian TS mianatra
Soianyy
Raha ny vokam-pikarohana nataon'ireo mpahay tantara maro (Abdelhamid Al-Auouni, ireo mpahay Tetiarana avy amin'ny Burke's Peerage, ...) Dia toa Taranaky ny Profeta Mahomet ny Mpanjakavavy ElisabethPlus Faharoa. i Fatima zanaka vavin'i Mahomet tokoa no reny niteraka an'i Hasan Ibn Ali, izay Razamben'ny Mpanjakavavy. Raha izany no izy dia mpihavana izany ny Mpanjakavavy Elizabeth faharoa sy ny Mpanjakan'i Maroka ary ny Mpanjakan'i Jordanie. Loharano: CNEWS Michael Randriamaniraka
Rehef ny manampahaiza zany miteny oe 1 million d annees avant jes.crist de mino tsika
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana.
Aty Tamatave de 6000ar kg sady mandatsaka no mihitsy no miavona
Ianareo ve mpisambotra voangory?
D aona zan rf ividy composè ????
Ambatovy dia mitady Soudeurs - Toamasina. Azonao alefa mivantana ao amin'ny site web www.ambatovy.com ny fangatahanao sy ny antotantaratasy ilaina amin'izany. Amin'ny 18 septambra ho avy izao no fetra farany. Mirary soa antsika rehetra Tsy andoavam-bola ny fandraisana mpiasa ato ambatovy
Je suis intéressé le travaille soudure
Za ngah mb mis mony zany ra ts idrai2
Ary aleo enao omena matetika amzai tsis risque hisi mony tson😇😇😇
Proposeo evo mbika any...mp ny prix sy sary.. merci..iilaina demain matin
Mis fa allisage 56 jaune pleine
Fa iza moa i LATIMER RANGERS? Teraka tao amin'ny tananan'i ANTANIMORA ATSIMO izy ny taona 1937. Amin'ny foko NTANDROY dia mahazo anaran-bintana ny zaza rehefa teraka ka ny azy dia MARA no nomena azy. Anaran-bintana MAHERY ny atao hoe MARA. Taty aoriana dia ramatoa BETSILEO mitondra ny anarana hoe RAMANANA no VAVOLOMBELONA nitondra azy tamin'ny BATEMY tao amin'ny fiangonana loterana tao ANTANIMORA. Rehefa natao batemy izy dia nomena anarana VAOVAO ka lasa RANDRIANASOLO JOSEPH ny anarana fanampiny izay nentiny. Zaza tia fianarana dieny mbola zaza ny tenany ary atoa EMILE RAMAROSON, izay nanambady ny anabaviny, no nampitsiry tao aminy izany fitiavana izany. Atoa EMILE RAMAROSON dia BETSILEO koa avy any MANANDRIANA ary niasa governora tany amboalohany. Fa vaorohirohy tamin'ny tsy fahaizany mitantana ny tany izay niadidiany dia lasa nesorina tamin'izany asany izany ny tenany( gouverneur en disgrâce). Taty aoriana izy dia lasa nisahana ny asa COMPTABLE ny karana iray izay nitantana magazay tao ANTANIMORA. Azo lazaina fa olona manan-pahaizana mihitsy i atoa EMILE RAMAROSON fa tsy hitanisa ny fianarana norantoviny eto aho satria manjary mitatra ny votoatin'ny lahatsorako. Mbola tsy nandia lakilasy akory i RANDRIANASOLO JOSEPH no efa nampianarin'i EMILE ny teny FRANTSAY rehefa miverina avy miasa, isan-kariva, any an-trano. Marihina fa tarabe ny fidiran'i MARA tany an-tsekoly. Efa 12 taona izy vao niditra nianatra tao amin'ny Sekoly Ambaratonga Voalohany(ECOLE PRIMAIRE) tao Antanimora ny taona 1949. Nohon'ny fahaizany sahady ny teny FRANTSAY sy ny JUGEMENT SUPPLETIF, izay nafahana nanova ny anarany sy ny TAONANY, dia nasaina NANDIGANA LAKILASY 3 ny tenany. Raha tokony ho 16 taona ny tenany dia lasa 13 taona no voamarika tamin'ny alalan'io JUGEMENT SUPPLETIF io. Voamarika ary fa nahazo 16 taona izy rehefa niditra tao amin'ny dingana faha 7 ny ECOLE REGIONALE tao FARAFANGANA ny taona 1953. Azo lazaina fa zaza tia MAMAKY BOKY i MARA. Io no niahavahany tamin'ny mpianatra maro indrindra tamin'ny fahaizany miteny sy manoratra ny teny FRANTSAY. Izay ny antony nahatonga azy nitana lalandava ny laharana voalohany tamin'ny taranja FRANTSAY tao FARAFANGANA. Noho izany fahaizany sy ny fitiavany mamaky boky izany no antony nanendren'ny mpianatra azy ho tompon'andraikitra ny fitehirizan-boky na BIBLIOTHEQUE tao Farafangana. Anisan'ny boky tena nahasarika indrindra an'i MARA dia izay nosoratan'ilay mpanoratra WESTERN frantsay ALBERT BONNEAU. Isan'ny sangan'asa io mpanoratra io dia ilay boky hoe LA MISSION DU DERNIER ESPOIR. Nisy koa anefa ireo mpanoratra tantara western izay nahasarika azy koa. Isan'ireny ry JAMES OLIVER CURWOOD izay nanoratra LES AVENTURES de HOPALONG CASSIDY. Raha ny marina dia nisy fiantraikany mahasoa teo amin'i MARA ny famakiana ireny boky ireny taty aoriana. Ny fanampin'anarana LATIMER RANGERS izay nentiny ka nampalaza azy taty aoriana dia nalainy tamin'ny alalan'ireny boky WESTERN ireny. Na ny anaran'ireo zanany voalohany koa dia nahitana izany. Ny zanany lahimatoa CARSON ROCK RANGERS zao dia anisany. Ny vavimatoa MINNETAKI SUNSET RANGERS(MASOANDRO MITAOTAO-VOVONANA- SOLEIL AU ZENITH) izay entina ilazana ilay vehivavy APACHE(une SQUAW) izay mitondra lakana ao anatin'ilay boky. Farany amin'izany fitanisana izany dia tompokolahy LARAMIE RANGERS, ahatsiarovana ilay tovolahy haingana raha hilalao poleta(le pistoléro le plus rapide de l'Ouest). I LATIMER RANGERS dia nanambady an'i MAHO ANJENEE JEANNETTE VIVYAN. I ramatoa dia NTANDROY AFOMAROLAHY avy any KAMISY ANTANIMORA. Ny taona 1961 izy mivady no tonga voalohany tao ANTANANARIVO niaraka amin'ny zanan-drizareo voalohany, CARSON ROCK RANGERS. Tao amin'ny PRESERVATRICE( lasa ARO taty aoriana) no orinasa nampiasa voalohany an'i LATIMER. Teny AMBATONILITA no nisy ny biraon'ny orinasa. Mpanangona taratasy atao arsiva( classeur de dossiers) no andraikitra noraisiny tamin'izany. Ny taona 1962 izy no niditra voalohany tao amin'ny RADIO tamin'ny alalan'i CALVIN TSIEBO( BARALAHY), izay Filoha lefitrin'ny governemanta TSIRANANA. Ny asa nanendrena azy tao dia SECRETAIRE AUXILIAIRE COMPTABLE. IRAKIRAKA, MPAMAFA BIRAO, MANAO SAISIE no tena asa nataony tamin'izany. Eto dia mila fampahatsiahivana fa RADIO TANANARIVE no filazana azy tany amboalohany. Teny ANTANINARENINA tao amin'ny sampan-draharaha mpanjakana misahana ny PAOSITRA sy ny FIFANDRAISANA AN-TARIBY no nisy azy. Nanana birao tao RADIO TANANARIVE ka ny SORAFOM( Société de Radiodiffusion de la France d'Outre-Mer) no nifehy azy. Tsy nijanona naharitra tao amin'io toerana io anefa izy satria afaka roa volana taty aoriana ny nanendrena azy tao, dia notendrena ho MPILAZA VAOVAO(REDACTEUR DE NOUVELLES) ny tenany rehefa nosokafan'ny prezida TSIRANANA, tamin'ny fomba ofisialy, ny birao vaovao ny RADIO eny ANOSY ny datin'ny 28 FEBROARY 1962. Mandroso ny fitantarana satria 18 volana taty aoriana dia lasa nianatra ny ASA FANAOVAN-GAZETY AN-TSORATRA tany PARIS i LATIMER ny taona 1963 ka hatramin'ny 1965. Ny olona niray dabilio taminy tamin'izany dia atoa JACOB ANDRIAMBELONATARA izay lasa tale ny COURRIER DE MADAGASCAR rehefa niverina tany Madagasikara( MADAGASCAR MATIN plus tard lors des événements de 1972). Ny taona 1965 ka hatramin'ny 1967 dia mbola niofana manokana momban'ny ASA GAZETY MAMPIASA NY RADIO tao SAINT GERMAIN EN LAYE eto Paris i LATIMER. Rehefa vita izany fiofanana rehetra izany dia nody tany Madagasikara izy ka nasaina nanatevina ireo mpanao gazety misahana ny sampan-draharahan'ny FILAZAN-BAOVAO ao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Izy no nanaraka sy nanao raki-peo ny dian'ny première dame, JUSTINE KALOTODY tany MAINTIRANO ny taona 1967. Toy izao no fototra nipoiran'ilay fandaharana LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO izay nampalaza azy. Nisy fotoana izy no nisahana ny filazan-baovao faharoa tao amin'ny RADIO MADAGASCAR. Tsy nanaiky izy ny hanalana ny ampahany amin'ny kabarin'i JENERALY DE GAULLE tany PHNOM PENH izay miampanga sy manohitra ny ady izay ataon'ny tafika amerikana any VITENAM. Noho ny didohany izany dia lasa olona natahorana izy na tao amin'ny sahan'ny RADIO mpanjakana io ka nahatonga ny tale FLAVIEN RANAIVO namindra toerana azy tao amin'ny sampan'asa izay mamolavola PROGRAMA. Mpamolavola programa(animateur de programme) no andraikitra vaovao nanendreny azy ary manana fandaharana indray mandeha isan-kerinandro izy izay maharitra 1H30. Nanomboka tamin'zay no nanombohany nanoratra sy nikarara ilay fandaharana fanta-daza erak'i Madagasikara, nantsoiny hoe LALANA sy HAVOANA MENA MASOANDRO. Misy fampahatsiahivina koa rehefa namoaka ny BOKY MANGA izay nanoratany ny ahiahiny sy ny alahelony ny Prezida TSIRANANA rehefa notsaboina tany amin'ny hopitaly La PITIE SALPÊTRIERE eto Paris ny taona 1970 dia LATIMER no nofidiny hanao INTERVIEW azy. Faharoa manarak'izany koa, rehefa niseho ny fihetsehan'ny ny NTANDROY, ny MAHAFALY...taminy AVRIL 1971 dia nolazain'ny manan-pahefana fa misy teratany malagasy izay nirahin'i MONJA JAONA hono tany CHINE mba hamatsy basy ireo NTANDROY. Rehefa nidina ny raopilanina teny IVATO i LATIMER dia nosamborin'ny zandary etsy ANKADILANANA fa izy ilay olona nirahin'i MONJA JAONA haka basy any CHINE(MAI 1971). Fahadisoana sy fifandrifian-dravatra anefa izany satria nirahin'ny gazety JEUNE AFRIQUE, izay mpampiasa azy izy ka lasa nanao reportage ny GUERRE du VIETNAM. Tamin'ny alalan'izany no nahitany firenena vitsivitsy, anisan'ireny LAOS, CAMBODGE sy VIETNAM. Afaka nanao interview ny printsy SOUVANNA PHOUMA ny LAOS koa izy tamin'ny diany izany. Farany, izy koa nanaraka ny tafika amerikana tany amin'ireo tanana izay nifandonany tamin'ny VIETCONGS, isan'ireny ireto tanana LUANG PRABANG, PAKSE, SAVANNAKHAT... Rehefa novotsorana izy satria nahatsapa ny fitondrana fa diso dia nangataka DISPONIBILITE tao amin'ny RADIO ny tenany ka lasa, rehefa afaka fotoana fohy, namonjy ny nosy COMORES. Ny orinasa BBC sy CAMERA PRESS no naniraka azy tany an-toerana mba hanao reportage ireo KOMORIANA izay nangataka ny fisintahana amin'i COMORES ka hamonjy an'i FRANCE. Rehefa hiverina nody any MADAGASIKARA izy ka nandalo tao MORONI dia notendren'ny prezida ny COMORES ALI SOILIH ho MPANOLOTSAINA ARA TEKNIKA azy. Noho izany dia i LATIMER no nasainy nanofana ireo mpanao gazety miasa ao RADIO COMORES. Tsy ary ho voatanisako eto daholo izay toerana nandalovany sy izay zava bitany. Efa misy boky navoakany manokana momba izany rehetra izany. Fampahatsiahivana fotsiny no hany farany ataoko. I LATIMER RANGERS irery no mpanao gazety nanatrika sy naka sary ny fifamonoana teo amin'ny BETSIREBAKA sy ny KOMORIANA ny desambra 1976 tao MAHAJANGA. Maro ireo KOMORIANA maty tamin'izany. Nandritran'ny taona 1984 ka hatramin'ny 1994 izy no voaroaka tsy natao hiasa tao amin'ny RADIO MPIRENENA noho ny fijoroany amin'ny fiarovany ny MARINA HATRANY. Izy koa no mpanao gazety voalohany tonga teny amin'ny CAMP GMP eny ANTANIMORA rehefa nangataka fialofana teny ny kolonely BRECHARD. Rehefa tafiditra tao amin'ny CAMP GMP ny tafika ny 12 febroary 1975 dia mbola izy no naka sary an'i BRECHARD sy ISTASSE naratra. Mbola izy koa no nanao reportage mikasikan'ny COUP d'ETAT du 31 décembre 1974 sy ny AFFAIRES RATSIMANDRAVA ireny Ny taona 1991-92 iny i LATIMER RANGERS no voatendry ho Ministre de la Culture. Voatendry koa Conseiller spécial du Président ZAFY ALBERT Ankehitriny Vice-Président ny CFM misahana faritany TOLIARA Na dia maro ary ireo andraikitra nosahaniny tao aorian'izany dia tsy nisakana azy nanoratra ka nahazahoany sitraka sy loka. 2019 nampiakarina COMMANDEUR de L'ORDRE NATIONAL Ireto avy ny boky nosoratany sy navoakany: Transe, divagations et délire(Poème), Prix de la poésie française au concours littéraire 2005 organisé sous l'égide de la Commission de l'Océan Indien par le Conseil Général de l'île de La Réunion Tanana, lalana sy havoana mena masoandro publié en Malgache en 1973 et chez Laterit en 2013 Les Pleureuses du Soir Au Chant des cigales, l'histoire de la vie tourmentée de FIOMBEAE(autobiographie) Des villages, des sentiers et des collines à l'heure du couchant Maro ny zavatra nodinganiko nefa mety hahaliana ny besinimaro tamin'ny lalana nandalovany sy ny zava-bitany nefa nafoheziko. Misaotra betsaka anareo naharitra namaky hatramin'ny farany. RANGERS TSIHALIGNO Malagasy ve ianao, manasa anao hizara rehefa avy novakianao
Everiko fa sarina pingouin bdb tafiditra aty madagascar reo
Olona 2 maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana teo Ambodiafotsy Malaza io maraina io. Taxibe iray no nivadika ka nandona moto sy bisikileta maromaro. (Sary nindramina)
Mirimorimo loatra ire bus G ireo, mahazo iny vahilava iny! indrindra koa mahazo ny lalan' i Vontovorona iny ! Tena mampalahelo ny tsy manan tsiny, RIP
HAFATRA Ry foko mangina izay mora tomany Raha hoe fijaliana dia avelao any Raha fijaliana no aterak'iny Dia tsofy rano izy hahita ny tiny. Ny tena fitiavana tsy mba terena Fa vetson'ny fo izay samy nekena Ka aleo tsy misy toy izay hanan-dratsy Aza mitia raha hoe valifaty. Mahaiza mitia raha hitia olona Iray no tiavo dia mahalala onina Ny ho avy tsinjovy fa aza variana Jereo ny hanomanana izay any aoriana. Ka zao ry zalahy no hafatra ho anao Aza mitia raha hoe hilalao Ka hanandrana ato dia hiditra ary Tsarovy fa misy ny todim-pitia. Fa raha tsy mampirafy dia hoe sarimbavy Tandremo zareo a,fa sao ny anabavy No lasa mizaka ny tsieran'ny aina Mba mieritrereta,mba tongava saina. RAZAFINIARY Egy Toerana: Ankadivory , Angavokely Manjakandriana (sary: Amelie)
Tsy aiko hoe izahay aty ivelany v ni tena sensibilisena amtiny Aok'zay tsis farany tony sa v oe afaka apitaina am Facebook le pub d mety miantefa any amle tena pandoro... Ndraindray ko lo le Pub tena any amle tsy mivonto mitsy no manaintaina e.... Andana midina antoerana d entano n piaramonina fa any no tsy ampy fanentanana fa tsy aty am facebook.
Tena nahafinaritra ahy androany ny nitazana ireo trozona teto amin'ny ranomasin'i Sainte Marie. Hafaliana miavaka ny mahita ireo andian- trozona miaina sy miriaria finaritra eto amin'ny nosintsika, ka tokonyPlus ho arovantsika izy ireo sy ny tontolo iainany mba hitondra fampandrosoana ho an'i Sainte Marie sy i Madagasikara manontolo.
Faly be le trozona mahita an raprezy
Parcours CV motivation bedebe...miankina amze amalindry azy eo iany
D in AVY nanontanini
Mpivady vao vita mariazy no nanao volan-tantely ary nisafidy manokana ny valan-javaboahary mitahiry menarana. Niara nankafy ny hakanton'ity biby misy poizina ity izy roa natoky tena diso tafahoatra ilay rangahy vétérinaire ka nihetsehan'ny angamaintin'ilay bibilava nandrapaka avy hatrany dia maty tsy tra-drano avy hatrany ilay tantaram-pitiavana faran'izay fohy indrindra.
Grave zany ! Sahy loatra Ny menarana anie devoly e
Kidje!ra mb urgent anzao matoa anai mkozi
Sady andrainjato any ordi
Manja Foana November 16 at 6:29 AM · Resy lahatra ihany koa ny lehilahy manambola .. Hoy i BIG MJ ( indray andro izay ) Tapakevitra zah androany fa andeha ampiangonana zah aloh de tena mpino ary tsy tapaka mivavaka isan'andro ary ankiniko ANDRIAMANITRA fona ny fiainako fa tena efa ela tsy nandeha à l’église tsy andainga fa t 2012 ny farany Ka mba anontany anareo aho hoe mety ve raha izao poziko izao no hoentiko any ampiangonana sa tsy maintsy hoe hikata na costar be reny ???? Mirary soa hoantsika retraretra homba antsika mianakavy anie ny tompo. Jereo ato ny valiny ry Big MJ https:www.facebook.com104023678903036posts177767134862023?appfbl
Andriamanitra topoko ts mijery Zay fitafianano ankoatran fitafiana mamoafady ....f n'y fo nao no jeren oe t'en manolotra n fonao ho azy marin ve Ianao ???madio fo olon rehetra v ianao satry Izy n ef niten f rah mety oziz Dia mihavana olona rehetra
250 wa n ananako
D nanaik iz ?
Aza tsisy atao ah
https://www.facebook.com/steevocam/videos/466167368830430/?mibextid=ZKlF025XJ6KyrSs8
D atao loka maraina ze ts lany
Za ts te andeh bus
D aona oziz
Ts d b asa b tsoni zany ao
Nanomboka omaly hariva hatramin' izao maraina izao dia miezaka mamono ny afo ao amin'ny valan-javaboary Ambohitantely Ankazobe ny Polisin'ny hery vonjy taitra niainga manokana avy eto Antananarivo. Plus Hatreto, mbola ao anatin'ny famonoana afo izy ireo. Efa tonga any an-toerana ihany koa ny miaramila avy ao amin'ny Protection civile sy ny sapeurs Pompiers . ( Polisim-pirenena)
Ratsy fiafara ihany le Madagasikara
Ary mba nisy nahatsikaritra ve we le gilet an'i Kevin ef nesorina namatorana n tongotr'i Kim tonga an hoptal lery manao gilet tsis ra huhuhuhu!!!!
Ka zay le atao film kk
Tena vé tsy atsasakadiny sisaa
Ye
Makany lou ndriee, de zai vo mandef mail
Ok rets a tantaraiko zavatr ndri demain
Rou lio flash November 21 at 2:53 AM · Rhf manao laoka akoho aza omena vady ny helatrany sy ny tongony fa lasa manidina eo Io de Gaga enao
Tsisy an zan kolou e
Ra tsy zany vé za mantany eh
T'en met kel b n kil any
Tsy moramora mitady vola Zao Le asa kosa alu tena enjana ka
Tonga de otran lasa antitra tampoka zoky le
Tena lagy za tany am gab omal
Tsapako rty a za mo d diso fanantenana tanterama
ESPAGNE 7 - 0 COSTA RICA mafy izany!
rodana veh koa relève le costa rica ry goavy manta avy veh
Rapitso ndray bbey a
Mjeri tele
Lay m'haha amzao kosa ngamba mode gratuit ka
Le loko le trano ary tsara rah mbola tsidrina fa otran somavoka fa aleo réf mis vola
Mifankahita @ld topotrano ve refa mipetraka sa tsy mifanena, zay mantsy mety tsy tin'i Fra
Pain au raisin nvidiko goute
eka
Fanafody vavony natoraly tompoko fa tena mijaly be bevoka 1 mois
EfA naturelfa mila miaritra jely
Sad te hitest B47 hahaha
@ vin tong?
Finance s'y fiscalité aloha no tena ambany be fa missy sasany 11,30 eo tsy haiko hoe tsy maintsy averina ve koa zany fa za kamo
Fa mis à Zay 11 Zay koa d kamo b za america anle izy
Zay met aminy Neny fa mbola ijer kiraro na botte ian
Ampijereko an'i Rova zany fa ndri mbola tsy fantatra
F olona samihafa?
Ye saamihafa
Za aon
Aona marn kai programmatsik rapitso
k tsika v mtovy?
Efa mtov zao lah s vavy ko ref manao tokon Sam mazaka
Mety misy fahamarinany an! (Tsiky kely e)
Zay no maha be fitiavana anay
Mba mila fanapina zareo fa tena otran mirongatra be le HAO am loha de mba omeo torohevitra am fanalana azy a
Sasana matetika de lay fihogo kely ireny no ampiasaina
Tokon mb annule n coursnay
F'angaha tsy efa s emploi d temp
Mitady bequille medicale paires azafady an'olondehibe zay manana hovidiana
misy aty ho an'zay mitady
Aveo izy antsoina fa mbol b crédit b za
f manin ts naloa?
Efa talohan’ny nitantanako ny firenena no efa nametrahantsika ireo vina ho an’ireo tetikasa lehibe hanavaozana ny sehatry ny angovo eto Madagasikara. Mivadika ho asa ireo vina rehetra ireo ankehitriny koaPlus ankoatry ny tobim-pamokarana herinaratra centrale hydroélectrique ao Sahofika izay natao sonia omaly ny fifanaraham-piaraha-miasa hananganana azy dia efa maro ihany koa ireo tobim-pamokarana herin’aratra mampiasa ny angovo azo havaozina napetraka sy an-dalam-panamboarana manerana ny Nosy amin’izao fotoana. Hita ao anatin’izany ireo mampiasa ny herin’ny masoandro parcs solaires , ny rano centrales hydroélectriques ary ny rivotra centrales éoliennes .
Misaotra betsaka aminy fikasana izay amboarinare tena tsara bé fa makasitraka tompoko merci beaucoup monsieur le Président Andry
Manaona e! Otran'ny itako actif be le groupe Mada ML iny enao fa sode mba afk angataako conseil fa za débutant ?
Vous pouvez maintenant vous envoyer des messages, vous appeler et voir les informations concernant le statut En ligne et la lecture des messages.
Ra mandefa vola neny za d vidiko
Ef aiz zn zao?
Sod offre alefa fa ts amp las miala 150 mats
Mety ka yellow100
18 volana dia afaka tonga hatrany Ambatondrazaka ny làlana tsara miainga eto Moramanga. Raha nampitaraina nandritra ny taona maro dia natombotsika ny 15 oktobra 2019 izany. Hamokatra tsy hijaly rano intsonyPlus ihany koa ireo mpamboly satria hiasa izay ny tohodranon'i Bevava. Tsy maintsy mandroso ny faritr'Alaotra MANGORO, tsy maintsy mandroso i Madagasikara
efa mahantra Zao ny Madagascar tsisy mijery
Miarahaba an'i Gwladys, mpanentana ny fandaharana Tsora-Bitsika amin'izao tsingeritaona nahaterahany izao Mirary soa ho azy
Tsora...., Hihinana s'y sa hanohy n'y lalao, tsoraaa...., Joyeux anniversaire Gladys
Ifindra trano zao we ry Dava
Aaa ! feno be NY foroanan'i Hanintra d tsy afaka hiakatra reo
Miarahaba tompoko mety am firy kay nareo mlivre an'ilay chapiteau am zoma andaminana n programme mats ....D am fir nareo no maka azy indray n asabots tompoko
Bjr
Nahaliana sy tena nahafinaritra ahy ny nitafa niaraka tamin’ireto ankizy avy amin’ny faritra rehetra manerana ny Nosy ireto nandritra ny fandaharana Demokr’ankizy ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoPlus an’ny ankizy androany. Lohahevitra efatra dia ny fiarovana ny ankizy sy ny zony, ny fanabezana, ny fahasalamana ary ny tontolo iainana no nametrahan’izy ireo fanontaniana mivantana tamiko sy namaliako azy ireo an-kafaliana. Mialohan’ny fandaharana ihany koa dia niaraka nitsidika ny Lapam-panjakana Iavoloha izahay, nampahafantarana ireo ankizy izany hoe toeram-piasana filoham-pirenena izany ary nahalalan’izy ireo bebe kokoa ny mikasika ity toerana manan-tantara lehibe ity sy ny tontolony. -------------- Pour la célébration de la Journée Mondiale de l'Enfance, j’ai échangé avec les enfants Malagasy dans le cadre de l'émission Demokr'ankizy. Une cinquantaine d'enfants issus de toutes les régions de Madagascar ont pu me poser toutes leurs questions, notamment sur la protection des enfants et de leurs droits, la santé, l'éducation et l'environnement.
Tsara , omeo fotoana koa ireo mpianatrin'ny Lysea, dia omeo fotoana hiresaka aminao koa ireo mpianatrin'ny oniversité, samy mila an'izao fa tsy ny ankizy ihany, izaho vonona
Sady tsisy vola tsony aty fa Aleo asaiko vidiny Neny
Ataovy any am tatie rasoa