dialog1
stringlengths 1
14.7k
| dialog2
stringlengths 1
6.6k
|
---|---|
FANDAHARANA SAHIA LASA IZAO ALAROBIA 03 AOGOSITRA 2022 | Tsara ny fiarahana tamin'i Rakotoamboa Jean Louis |
Za ga in anio ri Tompo o | Sakaizako honoðð |
Ankatso sa ENI? | ny idole anay prof-nay ihany a |
Fa enao saik we rovin n eritreritr hod | D manombk amvin ? |
Ceinture ki fa tady kiraro hamatorany pataloha | TS mvakiloh k ððð |
Ianareo ve mpisambotra voangory? | D naeno daholo ve le olona reo |
Tsy NY Lehilahy Rehetra No Tsy Manjary Fa Anao Mitsy No Tsy Mahay Misafidy NY Manaja Sy NY Tena Tia Anao . Ceasar | Je commenterai plus tard, je suis à l'hopital en ce moment... Mon chien a avalé une carte mémoire de 512 Go et il chante toutes les chansons dedans. Nous prions et espérons qu'il n'atteindra pas le dossier vidéo ! |
article eco d preinscription de recherche | D inn daoli n ao anatinreo? |
Kaly nteneninao teo fa tsss we gouté tompoko | kefa ao anatini daoli zani |
Sady maika hampiaraka | Nefa in aveo le tsy vodika am kahie zan |
Ts kobnai aloa f mb nseraserainai tato io d miandri2 top anai | mbol tsa ami nai anie |
MIARA MANONJA ALATSINAINY 08 AOGOSITRA 2022 TOHINY | Ohatra velona lalam-pifidiana na tsy eken'ny rehetra izao! |
Mapatav b nereny oni e fa protéine tokon oaniko | Proteine ary n tna mapatavy |
Noho ny fahatapahan’ny connexion internet ety amin’ny foiben’ny REAL TV ety Manandona Ambohijanaka dia misy olana ny fampitana ny vaovao amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera. Afaka arahanao avy hatrany ny Real News- Ny Vaovao Marina raha vao miverina amin’ny laoniny ny connexion. Hialana tsiny indrindra amintsika mpijery. | Tsy efa mandeh pejy doka foana ve zoky tyh ee |
Miezak e | Fa resaresaka mangatsiaka bé ah zany rty a 𤣠|
Ny tena zava-dehibe ho ahy rehefa maka sary fety toy izao dia ireo fihetseham-po tazako avy lavitra na ihany koa ireo zavatra tsy fahitako firy no tena enjehiko sary... Santionan-tsary azoko omaly ireto (c) Teg Life | Tena marina lesy izany. Mahafinaritra mihitsy io mamoaka fihetseham-po io antsary |
Salama groupe, mba nisy namaka mangataka torohevitra dia nisolo tena nanoratra fotsiny aho. Raha nisy plainte reciproque ve dia efa iakatra tribunal amin'izay ilay izy kanefa zareo efa nilamina ihany dia ahoana no atao raha tiana ajanona ilay fitsarana? | Anatra ho an'ny sisa. Misy olona tena tia an'io mitoritory io mihitsy sady tia mandeha police sy gendarme sy tia miakatra tribonaly. Raha efa nahazo convocation dia tsy maintsy manatrika audience dia eo no miteny hoe efa nilamina. Fa raha pénal dia tsy maintsy mitohy ny raharaha |
Scène nahafatifaty kely ahy androany Kay ve ny bé ditra mba malefaka kely mahay manao azafady | Malala na tezitra bé aza Dia ohatran olona ndeh hiomehy foana |
ts possible | F manin no ts possibl?
Mbl tsis bonnenuit aloh :-P |
Ts tam 11 teo sa | De aona hozy dadabe nahazo anile akanjo,tabatabain koa olona efa fanina |
D manin no mangirifr | Sod mb tany am toerakafa tany no nazahonao anzaoðð |
andao ary fa hoita eo...nataotsika androani 220817:19 zao fifanarahana zao | Lanaka yaho 𤣠|
Misy tena miaina an'ireto ve ianareo ry mpifankatia | Misy fomba fanaonay ian am'reo fa ra iz rht kosa tsy ho vita en même temps mihts, mb imaginéo f nén sasany aza ne na d bisous kel tsis e' |
Njer déba omal | Ye, maharikoriko anan i Siteny ,vendrana,efa ato antrano ah , mafana bé loatra ny andro d nody ah,fa ny ao fety mandrampahariva WE, et Chantal noefa Tonga ao |
Kery James est en direct dans Légendes urbaines - RFI au micro de Juliette Fievet (official), avec Matthieu Chedid - M -, Grand Corps Malade Officiel, Sefyu, et Stéphane de Freitas. Rdv vers 20h30 sur Instagram pour un live ! | Depuis 1996 on suis le frero depuis. Idéal J Original MC . Belle progression c est un bon Kerry |
Etsy kely ange e!!! Tantara mifototra amin'ny fitiavana tanindrazana ny HIAKA. Tsy voizina ao mihitsy izany miady lehilahy sy miady vehivavy izany na hoe i anona mampirafy an'i anona na hoe rafozana sy vinanto mifandritaka, ... Pi-maso kely fotsiny io. Misaotra ny mpankafy rehetra. Ny SCÉNARISTE: TAPAPOROHANA Manoroka mamy. | Zao vao 'nahita anilay Tapaporohana , hay ve ianao eh |
Ao fa oani za zao d le chocolat tong d oentina any sa avelako anaty Frigidaire loa | le proteine ef any? |
Indraindray reraka fotsiny mananatra olona, fa dia aleo ny fiainana no hananatra sisa | Zan mits, d mandrerak mits ndraindray |
ndao asina presentation kely? ;-) | Sheylah,mptrk Fianar |
SUPER SUNDAY Ho an'izay avy marary fo amin'izay misy azy any dia ity misy match fanalana sorisory!! UNION BERLIN BORUSSIA DORTMUND Rahampitso amin'ny 6ora sy sasany hariva ao amin'ny ST WORLD FOOTBALL. DTT 245 DTH 254 Ho an'izay tapaka jiro sy miaina anaty haizina any ho any mbola afaka mijery amin'ny finday ianareo : https:app.adjust.com8hql67d | Elclassico alahady zao tokony alefanareo |
Resak sasalamba oe | La matétik Io l'as aloha n'a taraiki |
Zao ary tsss ko | Tongolo inn? |
Inona koa tsy amonoana an'itony ehh | manin ra mamely omby fa tsy le zaza no atao anzany tapahina tany le balita ny le menasofina io de alef mody ref avieo de atao maita mintsy reto gasy manopo vazah reto maty mbol loatr ry alikia vavy sy lahy reto zao ny zaza tsimanatsiny no mapalahelo |
Nariana tamin'ny tany ireo toaka gasy 120 litatra tratra tao amin'ny parkazy Antsohihy saika halefa colis tany Maevatanana. Ny 06 Martsa lasa teo izy ireo no tratra ary ny 10 Martsa vao nipoitra ny tompony.Plus Nogiazana ny entana ary niakatra fampanoavana. Omaly no natao nivoaka ny didy ary nariana tamin'ny tany ireo toaka tratra. (Loharano : JDR NEWS) | Mampalaelo oatrini vokatra tsi nosasarana ve de zao no vahaolana |
Otrandra rochel | hita pory hoe tsy scientifique |
Itanlah kai leader price | Ts hitako |
Politika Malalaka November 19 at 7:37 AM · Hoy i Lalatiana Rakotondrazafy omaly 18112022 tao amin'ny Fandaharana Tsy ho tompon-trano mihono RNMTVM. Fa na mividy amin'ilay lalao 64 izany isika dia tsy misy afatsy baolina no mandeha ato amin'ny TVM ? Tsy maintsy mihodina ilay TVM, tsy maintsy mandeha ny vaovao. Aza dia mila voatsiary kosa re e. Aza mitady amin'ny 12 ka hatramin'ny 02 ora ary aza mandrangitra vahoaka tsy amin'antony. RAHA TSY MAHAFALY ANAO DIA NDANA MIADY HEVITRA ANY AMIN'NY FIFA . Ny fiandohan'ny volana novambra anefa dia niparitaka tamin'ny pejy mpanohana ny fitondrana ny vaovao fa hampita ny lalao Mondial 2022 any Qatar ny TVM. Ny taona 2018 dia nanome toky i Andry RAJOELINA tao amin'ny TVM fa TOKY NO OMEKO NY VAHOAKA MALAGASY IRAY MANONTOLO FA AHITA MATCH COMPLET COUPE DU MONDE . Source: Faniry Razafimantany | Ra mande de isaorana ny tomponandraikit ra ,ra ts mande de ty omena ze matonga ny olana |
doctorat aty 5 taona | Ilaina ny titre,miraikitra am tantara |
Tsara kosa aan Kelikely mahafatifaty Tsy atao betsaka aan 8 | Makarary andoha be eo noho eo mintsy |
salama mety 90mil ar ve le tab lenovo 8 pouce? | Salma tompoko. Ts mety |
A réagi | IZY rehetra Ony koa ððð |
Denise en concert surprise sur nos plateaux | Daeka Niaina mba nahay nihira iany ve ??? |
Za Mbola sahirana nanao any gauffre omal | aiza ze cv eo |
Ho fampahafantarana antsika mpikambana rehetra | Inona ry reto no mba hanalana anle mibotsina kely be de mangidihidy be. Mrc ! |
aptondray an dodo de omeny an tita | Vo hovidina |
Efa naterinla ve oe n flash fefa ao ralava | mbola |
Aiza ? | Sa hisotro booster?ðð |
REAL NEWS NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 20 SEPTAMBRA 2022. | Aza miditra manipulation na Russian izany raha mbola tia hiaina democratie |
afak matori ra te atori k :-) | Bnwi ary |
Jon Sno Yesterday at 10:23 AM · Hafatra kely hoan'ilay olona nandratra ny fonao | Misaotra betsaka e andriamanitra anie hombanao fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina Rha Snf |
Ina ki n manana eo fa izy nanome tam nena de ts maintsy mba manome koa | Coucou ndri otrin ony kie le vola any amindrue ividianan moto |
Le 2 taloha no entiko | Aza adino a |
iah ary mjery am chercher tout iny tsisy | Tsar rah jereni n dossier serie amreni disque dur reni d jerena ao rah mis walking dead |
Ye ts poinsa atsasan mits v trano mlay b in | Itedavo pividi hafa ndray |
FIADIDIANA NY TANANAN'I TOAMASINA : 1 MILLIARD 250 MILLIONS ISAM-BOLANA NY CARBURANT Mitentina 18.481.1119.389,91 Ar ny teti-bola ampiasaina ho an'ny fiadidiana ny tanànan'i Toamasina raha ny voarafitra ao anatin'ny budget réctificatif izay vao nolanian'ny filankevitra monisipaly. Tafiditra ao anatin'io teti-bola io ny fandaniana ho an'ny solika izay mitentina 1Milliard 250 Millions isam-bolana. (Source: Lamas Victorien) | Aza adinoina aloha fa Commune urbaine sady capitale économique de Madagascar i Toamasina. Aradalana izao vola be izao raha ny fahitako azy. Avoahy koa ny an'ny sasany rehefa amoaka ihany dia MBA azon'ny rehetra antsaina ny tena fandehany budget ana-CU lehibe izany e. Diego Mahajanga Fianarantsoa Toliary Tanà Antsirabe koa be vola be. |
Ts pdp f pub kai | A réagi ð à votre message |
ZANY HONO IZAO NO MALAZA, HILAN NAREO TAXI MOTO VANINY HONO NY MPITONDRA MOTO SASANY MBA MIJANONJANONA AKAIKIN IZY IRENY,,, MISEHO SAHADY NY TOETRAN SASANY, HiTONDRA MOTO AHO RAHAMPITSO KA HIJANONA ENY FIANTSONANAREO ENY, DIA HITAKO EO IZAY BE VINANY FA AVY DIA TSY AN LAH INTSONY NY MOTO IZAY B VINANY EO FA ATAOKO LA VENTE ,miandry aho | Sur mintsy ,mis tena matsiravina mits zareo reny |
ary lokanai vo tsaramaso ko tam atoandro kai | Andeh ivid anle iz a fa atao inon ian n loka |
FIANARANTSOA 03.04.2022 | Tandremo io Lahety fa tia mijerijery trop max sinon asio video ho anay Majunga aty GG |
Aiza nenah | Raiso ze tinao eo bb a |
A l'occasion de la sortie de mon recueil de textes 92-2012 20 ans d'écriture je serais en séance dédicace le Samedi 1011 à la Fnac des Halles à 15 heures. | ça m'rend guedin d'att s'clip !! |
Tena mapalaelo | Tena zay mintsy .mapalahelo ty vavitokana ty |
Ndrie v andeh ian am zoma za ten ts and eh fa mbla tatara b tih vola b aloh tih | Ts andeh kinza |
Ts adaiko mpiasa any iny tsoni reo réf maazo za aveo | F tkn tsoahana fona rf avy mapiasa aniny f ts avela eo |
hadinoko any mants zay d nf ry fotsy naka moto taty hoany ankatso d nasaiko andalovandreo any rf mverina | Eo akaikin n mos tele eo |
Découvrez mon nouveau titre Vivre et mourir ensemble en image. Retrouvez la totalité des paroles en activant l'option sous-titre sur YouTube. http:o66n.mj.amlinko66nxwtmq6x81mzk1NrjFSLpy0uOHdVVbMtPCcAaHR0cHM6Ly93d3cueW91dHViZS5jb20vd2F0Y2gdj1rdUN1REZ6MnBXMA YOUTUBE.COM Kery James - Vivre ou mourir ensemble (clip officiel) | Kery james c koi t'es truk de vivre ensemble? ou d'intégration wsh arrête de croire ke t'es comme kémi seba au lieu de chanté pour la Palestine tu chante pr les palestiniens mè esque t'es au courant dla hagra ki font au palestiniens noirs (sumr) ? kery james rohff vous êtes pareil des nègre de maison comme il dis kémi seba. nous les vrais renoi pa les renoi arabisé du 94 , on préfère booba malgré tous ceque les gens mal intentionné pense de lui il nous représente!! vive booba et kémi seba! Honte a rohff et kery james nègre de de services!! |
Tsy misy mahazo manao mavo stroka ny police eto mada | Foanako ireo antenimiera roa tonta ireo. |
Mdrr... aza mapme oa, pr info ftsn lou elle a klk1 mais jc pas pas jsui pas si puissante pr les penser | kozy a!!!!ððð |
Ity no Plan B S02 art'adalana | mety ho tonga any am plan C ve io sa ahoana |
Mirary alina sambtra daolo tompoko oooo . Azafady tompoko, .,somary lava ny tantarako zay mba angatahako antanandroa torohevitra arakin'tolo dalana mifehy toejavatra rehtra tompoko. J no anarako gardien asako, nanana diplôme bacc année 2013 saingy zay mou zava nisy dia natao alou.( 10ans )niasako zay tsy mba nisy olana. Mbol célibat tenako are âge de 32ans zao anoratoko zao. 500mille karama départ ary atramin 'zao, tsisy sakafo, tsisy OSTI fa mianton'tena. .tny Mai 2020 teo dia voaendrikendrika tamin'ny fahaverezana fitaovam panjakana ny tenako. Vokany nahazo sazy miantona 2ans.2mois taty aorin'zay nefa dia nisy zavatra afa niseo tato ampiasanako. Nande nisakfo tany ivelany tenako. Dia very nisy naka tao anatinny 1h de temps ny jiro be anakiroa Aurosolaire avec détecteur de mouvement mihisa (2). Tezitra aviatrany ny mpampiasa ahy are nampiahatra aviatrany lay sazy miantona tsifidiny sady tsy nataoko akoury zay azoko avi'ny endrikendrinafa kah nikasa ampiditra anah amponja hony .... Refa taty aoriana anefa. Tsy nitory ndray izy fa notereny asorina tsikelikely karamako vidin'ireo jiro ireo kah zara sisa mba vola raisina .lefitro daolo ireo. Saingy ny vesatra ara tsaiko zay mahatonga ahy mitaraina sy mitady vahaolana dia izao tompoko : Ambanin'zareo tenako are tsisy vidiny intsony fa Zahra raha olona manana fahfahana hony kah zay tenenenin zareo dia tsy maints atao daolo. Fanontaniana tompoko. Manoloana tanatara. Mendrika hoahy ve sazy ara tsaina omen zareo ahy? ?? Inona tokony ataoko tompoko ??? Manmohana sazy miantona miseo. Jiro very. Mananjo mametra pialana vé zah tompoko sa miandry zay sitrampoiny eo foana | N'partager-ko ao amin'ny groupa mpahay lalana ity pub anao ity |
Inona ny sakafo tsy hoaninao mihitsy na malaza matsiro aza Ny ahy : trondro tode maloiloy 2 andro aho vao mihinana | Pomme de terre, marary kibo be foana Zaho vao mihinana ovy endasina na andrahoana. Fa raha hatao chips ovy nefa tsy maninona kiboka. Mahalany Pringles be mihintsy sady tsy marary |
Tonga soa ao Sambava ny Filoha Andry Rajoelina.. Mialoha ny hitanisana ireo Dia rehetra tontosainy any dia mba hametraka hafatra kely ho an'i Mahery Lanto Manandafy aho... Tsy ny fampitahorana na tsaho na koaPlus famendrofendroana no nataon'ny filoha sakana tsy hampandrosoana an'i Madagasikara. Araka ny teny izay nataon'ny filoha teo ampatongavana dia ny hamaha ny olana no anton-diako hoy izy ary efa nahita vahaolana ary hitokana sy hampiseo fa nanatanteraka ireo velirano nataony izy. Filoha ny Malagasy rehetra izy ka tsy misy mahasakana azy. | Lasa orange jiaby ny loko ao tanana |
Neny ko de misahirana | Cynthia Nyaina za ko de msahirana mi mentioned anao kaa Mlay ranga lw miome aa |
TOLOTR'ASA IZAY LIANA Mampita fotsiny izahay fa efa io ny laharana antsoina raha liana. | Milendalenda fotsiny no azoko atao |
Rehefa misy marary anao na aretina mahazo ny zanakao akaiky anao dia dokotera na mpitsabo aloha antonona voalohany vao Facebook! Betsaka no manome torohevitra eto nefa sao tsy hety aminao akory ka hanandrakandrana | Mba te hande azy itony ny tenako |
Fiangonana Jesosy Mamonjy.. Niafara tamin'ny torabato ilay fifidianana izay ho Filoha mpitantana ny fiangonana. | Aiza ko hisy fiangonana , sy mpivavaka anao anizany e! Fa io le torabato avy any andanitra, zay voany dia mihondrika avokoa , mampalahelo ! |
Tsy aiko mintsy aki a! | Possible |
Tsetsatsetra tsy aritra November 22 at 9:34 AM · TOVOLAHY IRAY NAMOY NY AINY TAO AMIN'NY HOTELY TENY ALAKAMISY FENOARIVO lehilahy iray no hita faty tao amin'ny hotely iray tao amin'ny fokontany Ambodivona omaly tamin'ny 07 ora sy 30 minitra teo Ilay vehivavy niaraka taminy no nampandre ny hotely ka natao ny ala nenina fa saingy tsy tana ny ainy. Raha araka ny voalazan'ny mpitsabo dia ny fisotroana zavatra mampiridiridy no nitarika ny fahafatesany. Notanana eny amin'ny zandary moa ilay vehivavy natao fanadihadiana sy ho fiarovana azy. Page Tsetsatsetra tsy aritra | Niotra ny tokn ho izy zan le firidiridiny de ny aina no nanefa n farany |
Comme dit Shone GFG C'est cohérent ? Qui est l'infiltré qui m'a placé dans cette émission? haha | Haïtien Sur le chemin de notre liberté |
Ts vola b v tih amzany e | Yeuuu ao anatiny zayyy |
MBA omeo accord na tonalité anle tanalahy iny ze manana | Ataovy Do fa zay no tsotra nefa tsara. Tandremo fa misy FA mineur zay eny anelanelany eny |
⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀ La tête trop pleine pour l'avoir dans les nuages ⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀ Extrait de Album sorti en 2016 ⠀⠀⠀⠀⠀⠀⠀ Dessin de fredericknobaart | Ça fait longtemps on calcule même plus ce qu'ils pensent...on est audacieux. |
Hahaha.....zaniii | ts mbl nis article na boki naitana anzani oe faza mamorona :-P |
Ankorondrano aiz n faranzn d aiz n fakana azy? | D avy eo eo misy sapanana roa, ray makany soamanandrariny d ray manohy mivoka am lalambaovao |
F parcours physique no nianaratsik tamzai | fac science any fianara ny bandy tsy mahay no mianatra eny koa |
Atao légende d tsy resy mits. Atao superstar ndray d maivana lotra ndray Efootball 2023 patch | Ary ts zh rery kay le |
Rah mis ftona | Congrats lesy â |
Tongasoa eto Ambalarano, kaominina Fenoarivobe, Distrika Fenoarivobe, Faritra Bongolava. Jean NM (misaotra nandefa sary taty aminay Malagasy ve ianao) | MBA maheno ve ri zareo any afarabe any sa efa nisy haut parleur tam zan.juste kestion |
Mtovy amnji anazavana zvt reni iani | Iny ko bizina eo |
Kopa-tanana kely ho an'ny minisitry ny mponina Soafilira Princia mankasitraka e !! Voatetiny avokoa ireo toerana misy ireo traboina rehetra tsy miala mihitsy na andro na alina.. | Tsara kokoa raha mba hisaorana NY fandraisany andraikitra e ! Anjaran'ny Pasteur sy Mopera foana NY mitso-drano , fa MBA anjaran'ny mpino kosa ny anjara rakitra e !!! |
Transferer o aminazy any de le LM anaty le clé iny | N rah ary lasandrie any ko |
Hihi aleo ator amzay loa fa bonne nuit | Ok bonuit njy |
Zay vo tena mamay zalah tanana ah, eny ambony moto elah d ef misy mitifitra tampoka zany . Tany tsisy Fanjakana ngbn eto | Ry mpandatsaka ain'olona; Sao tsy ho zaka re ny tody. |
TONONKIRA - BITSIKA Jumpao Jumpei Jumpao jumpao Iny fa hitako izao ilay lalana alehako eh Ka n'inona hitranga tsy hatohitra ahy eh Ndray reko anatiko ao tsy azoko toherina eh Ilay feo mibitsika ahy mampitondra fahitana anie Na izaho na izy na ianao Manana hery ao anaty ao Raisina hampatanjaka anao Fa aza avela hamotika anao Iny manosika ahy hamonjy ny toerako eh Ka izay manakana ahy hiala moramora anie Na rivotra totra-drano na tany hiovitrovitra eh Iray aminy afoko ao ka hanjary ho namako eh Jumpao Jumpei Jumpao jumpao (ouh ouh ouh ouh ouh) Na izaho na izy na ianao Manana hery ao anaty ao Vonona hampatanjaka anao Sa avela hamotika anao Vita tompoko!!! Miandry video sisa | Ripaka ah eh Jumpaaaa jumpeeeii |
mbl hita eo | Ko i Tita oani any |
MIARA-MANONJA ALAROBIA 28 SEPTAMBRA 2022 | I Madagasikara iray manotolo no potika amin'izao fotona izao TGV lay werawera anla tsy maharesy lay fahatrana mbahaoka |
Ok ary | Akat we ndrie |
Iza no mankafy KOMPOZE e? Sakafo Gasy Stuttgart | Efa tsy io intsony le kopoze ao an-tsainay |
Manja Foana November 21 at 3:44 AM · Tratran'ny lozam-pifamoivoizana omaly ny mpanakanto Jackie Juivon (kopikole Dadi Love) sy ny ekipany . Tsy nisy moa ny aina nafoy fa ny naratra no nisy . Arahabaina tsy maty fo aman'aina , dia mirary fahasalamana | Mitandrema ihany ré papan i kambana |
La grève des étudiants de l'ENS Ampefiloha se poursuit et s'intensifie. Les étudiants descendent dans la rue et toutes les routes menant à Ampefiloha sont bloquées Paul Bama Jofa L'actualité de Madagascar en continu sur https:actu.orange.mg | Grève 1, rahampitso io hiampy revendications hafa, dia miampy hatrany ... Dia tsy misy fifidianana |