text
stringlengths
0
14.4k
efa betsaka ihany zay vohany zay fa de tena hoe tsy misy tohiny daholo fa de avoka kely hoe tratra ndray de avy eo miverina ihany n y fanaony satria tsisy sazy azony fa de eny sady tsy mamerina n y volan olona no mbola manao fisolokiana ihany
isaorana pdt nanome fotodrafitrasa goavana isaorana izay rehetra nahatoto sy nahamasaka ny fahavitany izao mahaiza manaja zavatra isika pénitentiaire nahazo zavatra tsara toy izao
ny fahafahana manaisotra ny anaran tsehatra ao amin ny sehatra . ru na . рф dia manampy ny lisitr ireo tombontsoa vitsivitsy ivelan ny lalàna ho an ireo sampan draharaham panjakana rosiana tahaka ny minisiteran ny atitany ny biraon ny fampanoavana ary ireo fikambanana hafa manana fifanarahana manokana amin ny mpandrindra ny anaran tsehatra .
na dia mpilalao dia afaka mankafy ny aterineto maimaim poana ao amin ny fihetsiketsehana roulette maody ny fisoratam kaonty dia very maina izany . mandresy promos amin ny tolotra dia super mifaninana ary ny sasany amin ireo tsara indrindra hita manerana ny aterineto uk lalao fikambanana .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
trop lek . nefa ts ita oe inona mb zvtr vita nandritra izay nama
ny tahan ny tsy fisian asa no ambony b fa ny tahan ny mpisotro taoka ko mitombo b
tahaka izao no anaovan i tsetsenia ireo mpampiditra ho isis global voices teny malagasy
ny loza mety hitranga ao amin ny loharano html ny endriky ny html milaza ny olon drehetra na fantatrao izany na tsia !
tokon ef hamatsy vola an i comore ami zay tsika eh . merci prezy
mihoatra ny 4000 solosaina anisan izany ny sampana sy ny medical college .
in moa na ts ptabilisation d afak atao bon à payer
ts nteny rzareo f manga tapaka no nohaniko tam maraina
quelqu un a appelé mon téléphone par erreur aujourd hui en pensant que je suis son patron et a supplié pour 2jours de congé et je lui ai donné 1mois de congé
miasa mafy isan andro ireo mpirotsaka an tsitrapo manerantany ato amin ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao saingy tsy afa manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay . tohano amin ny alalan ny fanomezana fitia tsy mba hetra hoan ny global voices ireo tonia mpahay teknolojia mpanentana ara piarovana ato aminay !
allergique hauteur aho tena tsy sahy aho na dia tia fanatanjahatena somary mahery fihetsika ireny aza
mpampianatra 286 avy amin ny lalam piofanana ho mpampianatra matihanina no voaray ho mpiasampanjakana eo anivon ny ministeran ny fanambeazam pirenena . nivoaka ny zoma 04 desambra 2015 ny lisitra tena izy ho an ireo mpampianatra .
tena lafo sy sarotra ny mamokatra toy itony nefa ezaka tokony ho atao ny fahitalavitra rehetra mino aho fa mahasarika ankizy sy ny malagasy rehetra na tsy nandia sekoly aza rehefa vokatra tena malagasy efa 5plus taona lasa ity ray ity no tao amin ny youtube ny bemozik fa zay vao hitako ary zaraiko aminareo ps mandany méga kely fa lavalava an p
tsy mila tafika eu fa ny sivily sy ny ara tsosialy eoropa ny fitaovam piadiana ady an trano firaisan kina ara toekarena cosmopolitanism sy ny fandraisana sy ny fampidirana ny mpitsoa ponenana dia !
ny tena valin teny ny amin ny fijalian ny marina dia ny hazo fijalian i jesosy izay nanavotany ny fahotan izao tontolo izao ary ny hazofijaliana entin ny mino tsirairay izay fanadiovana ny finoantsika .
anatin ny fanomanana ilay karajian ny feminisma mainty hoditra hitohy ho sehatra hizaràna ireo fomba fijery hafa ny code red mikasika ireo fanambin ny fitovian jon ny lahy sy ny vavy ho an ireo vehivavy hafa volonkoditra . afaka manaralka ireo zava baovao ianao ary mametraka ny fandraisanao anjara manokana ato na manaraka ny adihevitra ao amin ny facebook sy twitter .
nisy ireo andian olona nifamory teny amin ny gymnase ankorondrano omaly antoandro ary samy nilaza ny zavatra hitany tamin ny fizotran ny fifidianana .
famaritana malagasy fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin ny hala na miankin doha amin ny hafa intsony rajemisa 1985
tokon mis mat aty ngamb vo mataotra n gasy amzay
notontosaina omaly ny fifamindram pahefana teo amin ny tale jeneralin ny paositra malagasy paoma teo aloha sy ny tale jeneraly vaovao . tsy maintsy nirosoana avy hatrany izany na nisy aza ny tsy fahatongavan ny tale jeneraly teo aloha .
il serai temps de réagir mes filles ont été agressée rien ne bouge rien n est fait ni au collège ni missariat
araka ny voalazan ny tenin andriamanitra dia mahafaoka izao rehetra izao ny fahafatesan i kristy . tafiditra ao amin izany ny olon drehetra nanomboka tamin i adama sy i eva sy ny taty aoriana rehetra . voaray ao anatin izany koa ireo vahoaka maro tsy hita isa eny amin ny tanàn dehibe eto amin izao tontolo izao . izy ireo koa dia mila mandre ny fahamarinan dehibe izay tena goavana sy sarobidy amintsika tokoa .
nampiady hevitra be tao amin ny twitter ny fahafatesan io vehivavy tao tabuk io tamin ny alàlan ny fampiasana ireo tenifototra جامعةتبوك anjerimanontolon i tabuk sy الاماللتيماتتقهرافيتبوك ilay reny maty vonton alahelo tao tabuk . nanosika ny toe javatra hiadian kevitra tao amin ny median i arabia saodita ny tv sy ireo gazety ilay tenifototra . nampiseho ny fizarazaran ny vahoaka ihany koa izany saingy maro tamin izy ireo no nangoraka ny fianakaviana .
8 raha tsy fantatrao ry tsara tarehy indrindra amin ny vehivavy dia mandehana hanaraka ny andian ny ondry aman osy ary andraso eny amin ny lain ny mpiandry ondry ny zanak osinao .
fa ra misy liana de za manana betsaka prix mirary ra mbola hivarotra
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
zah lou pte fako fa na de ts tairina aza mipotra fona e
nosoratan i folake koa fa tsy andriny izay hahatanterahan ny apokalypsy 21 4 izay miresaka fa hofoanan ny fanjakan andriamanitra ny aretina . voalaza ao hoe hofafan andriamanitra ny ranomaso rehetra amin ny mason izy ireo ka tsy hisy fahafatesana intsony sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana . naveriny indray teny amin ny faran ilay lahatsoratra fa ny miresaka momba an i jehovah sy ny fanjakany no zavatra tiany indrindra . tena tian io ankizivavikely io tokoa ny fanjakan andriamanitra !
mdr le fiasco il est au psg depuis l ère qsi . vous avez plus gagné dans cette affaire que perdu . le monde a connu le psg grâce à la venu de léo . regardez vos audience . avant messi le psg avait 0 ligue des champions . il n y a donc pas de différence . voilà pk le psg n est pas respecté car elle ne donne pas de respect au légende . regardez les stats de messi cette saison . la coupe du monde a du mal à passer on dirait . aller bon débarras
qu yuan dia poeta mpanao asa soratra mizaka ny zom pirenen i repoblika entim bahoakan i sina teraka ny 1 janoary 343 ary maty ny 1 janoary 278
izay ny fanehoan kevitry ny filoha nasionalin ny kmfcnoe rabekijana félix momba ny fampifangaroana ny raharaham pivavahana sy ny politika tato ho ato . tokony handray fepetra hentitra ny mpitondra fivavahana mba tsy hifangaroan ny raharaham politika sy ny fivavahana .
tamin ny volana aprily rehefa namita valo andro tany amin ny trano ambenana i eftimov nangataka tamin ny fitsarana ireo mpampanoa lalàna mba halavaina 30 andro ny fihazonana azy . ny fanamarinana nolazain izy ireo dia hoe mety hamerina ny heloka aho na handositra ny firenena hoy i eftimov tamin ny global voices .
ao indonezia nanoratra i maman fa nisy fahatsapana fanahiana nahazo azy . ary na dia eo aza ny fitsapan kevitra mifanaraka aminy miomana amin ny fandresen ny gop izy
tsy ny fihetsehampontsika fotsiny ihany fa ny fihetsehampon ny lehilahy rehetra ihany koa no nasehonay . tsy miresaka momba ireo olana ireo velively ny lehilahy .
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra !
iraisampirenen nitranga in 1 ao anatin izany fitadiavam bahaolana mba hampaharitra sy tsy hampiakin doha ny fikambanana amin ny fanampiana any ivelany no anoloran izy ireo ny asany nandritra ny fivoriamben ny federasiona iraisampirenen ny arsivan ny fahitalavitra fiat tany london tamin ny 28 septambra ka hatramin ny 3 oktobra tao amin ny british film institute madagasikara miaro ny vako pirenena amin ny alalan ny fandraketana ny haino aman jery
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
mankalaza ny diabem pireharehana hoan ny mpanova taovam pananahana hijra pride 2014 tao bangladesh . sary avy amin i sk . hasan ali . zon ny mpamorona demotix 10112014
ministry ny serasera sy ny fifandraisana amin ny andrim panjakana
fampiasana eo amin i mrj . wikipedia . org
aucune vente officielle . ils ont eu l argent ou .
be tokoa hoy ity loholon antsiranana ity ny zava nitranga tao anatin ny herinandro . isan ireny ireo endrika fitsaram bahoaka ny hetsik ireo kandida ho filoham pirenena miisa 25 sy ny hafa maro saingy ny fehiny dia miroso amin ny fifidianana isika . raha ny voalazan ny lalàna dia maro ireo endri java miseho antony tsy maintsy hanemorana fifidianana toy ny hoe fahafatesana kandida valanaretina mipariaka ny loza voajanahary saingy hatreto aloha dia tsy anatin izay tranga tsy azo hanoharana mialoha ny fifidianana isika . mbola misy tomponandraiki panjakana koa eto afaka manapaka ny tokony hatao . izany resaka fitsaram bahoaka izany hoy izy tsy vao androany ary vokatry ny tsy fanarahan dalàna nataontsika ihany . tomponandraikitra amin izany ny vahoaka fa tomponandraikitra voalohany ny mpanao politika . nosinganin ity loholona ity manokana moa ireo mpanongam panjakana sy mpandrangitra adim poko . soa hoy izy fa hendry ny gasy ka tsy nety ho voasarik izany adim p
noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro eny noho
teneno oe aleo tsy atomboka androany zany fa erinandro so tapaka de tezitra ny olona oe
ary ankehitriny ny zava dehibe anjara mbola afaka hanorina indray ny portfolio amin ny rangotra ratra kely ! ho haka kokoa noho ny volana vitsivitsy nefa afaka manao izany . nataoko . maro ny olona no . afaka manao izany koa .
tsetsatsetra tsy aritra 14 h vao teraka dia efa antitra aretina hafakely tsy dia fahita firy no nahazo an i benjamin button teraka tao magura bangladesh teraka ny 29 septembre 2020 . toa efa antitra be sahady ny fijery azy kanefa vaoplus teraka noho ilay aretina mahazo ny hoditr ilay zaza . raha ianao no sendra teraka toa izao dia inona no ataonao . page tsetsatsetra tsy aritra
ankoatra ny ara dalàna fanampiana ho an ny cardholders ahitana ny isan ny asa fanampiny . izany dia ahitana ny fanomezana endrika ny antontan taratasy sy ny fenitra teny ary miasa fanampiana ny ankizy ny mpanjifa ary miantso ny asa vonjy taitra ary ny famandrihan toerana ny tolotra hotely sy ny fitaterana ny mivezivezy asa fanompoana izay no zava dehibe ho an ny mpanao dia lavitra matetika .
voaova farany tamin ny 4 mey 2016 amin ny 15 25 ity pejy ity .
etazonia fihetsiketseham panohanana ny zon ny mpiasa lahatsary
on a rien contre elle . mais on la garde kmm .
natao ny 11 febroary 2018 teny amin ny foiben ny masoivohon i madagasikara aty italia .
raha orinasa mapidina vidin entana aloh dia bravo filoha eh fa orinasa bola ts hita tableau ery d tsis bravo
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
16 ary nandroaka azy hiala teo anoloan ny fitsarana izy .
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
tena marina mits zan tenen dri zalah zany .
mickael hayamuto tss masolo anao zny et tany vadiko oh
apitondraiko 20mil ariary ndri apitso d ita eo rah raikitra
tokony ho tamin ny valo ora maraina ny alahady teo no tonga tany amin ny toerana nitrangan ilay fifandonana mahery vaika teo amin ny dahalo sy ireo mpanara dia ka nahafaty miaramila iray tany tsiroanomandidy ireo mpitandro filaminana tonga nanampy avy any tsiroanomandidy . nisy avy hatrany ny savahao ny manodidina nataon izy ireo . tamin izany no nahitàna ny vatana mangatsiaka an ilay miaramila
i palaiseau dia kaominina ao amin ny fivondronan i palaiseau ao amin ny departemantan i essonne ao amin ny faritr i île de france ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim paositra 91477 . i françois lamy no ben ny tanàna mandritry ny taona 2008 2014 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ny fivondronan kaominin i communauté d agglomération du plateau de saclay
erdogan izay azo iadian kevitra fa mpanao politika tiorka matanjaka indrindra tao amin ny firenena hatramin ny nahafatesan i kemal attaturk mpanorina an i tiorkia moderina teo am perinasa tamin ny taona 1938 no tena mahazo tombontsoa betsaka amin ny fanitsiana ny lalàmpanorenana izay atao amin ny fitsapakevibahoaka amin ny volana ambony .
nisokatra ny 16 aogositra teo ary mifarana ny 16 oktobra ny fisoratana anarana ho an izay pme hifaninana amin ny tje 2017 andiany faha 13 . amin ity taona ity somary nohalefahan ny bni ny fepetra ahazoana miditra mifaninana hisarihana bebe kokoa ireo pme izay mety hahitana lalana ho amin ny fanatsarana sy fampandrosoana ny sehatra trandrahina . araka izany orinasa nijoro herintaona no afaka mifaninana raha roa taona ny teo aloha manana vola miasa 60 tapitrisa ar raha 100 tapitrisa ar ny teo aloha . izay voafidy mahazo izany loka mahazo fampindramam bola avy amin ny banky ka tsy misy zana bola ny herintaona voalohany .
de inona izany no nahafaty azy . toa ts mis resaka mihitsy sa atao suspense repose en paix rija
ts tapaka f le ratsy le signal rah vo avy otrzao n orana d ts mande
ary hoy josoa tamin ny olona manamasina ny tenanareo fa rahampitso dia hanao fahagagana eo aminareo jehovah .
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
fakana sary avy amin ny drone mampiseho ny hakanton ny talaky maso kambojiana
noresahana tamin i dr tedros adhanom ghebreyesus tale jeneralin ny fikambanana iraisam pirenena misahana ny fahasalamana ny fanamafisana ny fiaraha miasa amin ny oms . ho atao laharampahamehana ny ady amin ny tsy fahampian tsakafo sy ny aretina kitrotro .
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany .
misotro ranon ampango efa talina iny d maraina misotro izy tsy fanaina f izy mangatsiaka bé iny sotroina tena nandaitra tamiko e
nils liedholm dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom pirenen i soeda teraka ny 8 oktobra 1922 ary maty ny 5 novambra 2007
tokony ho takatsika fa mamely na mitsikera ny firenena niaviany ireo olo malaza ireo tsy hoe satria tian izy ireo ity firenena ity fa mahavita manoroka an i etazonia eoropa sy ny firenen kafa izy ireo indray andro any . karazan olona manao ahoana izay mitsikera ity firenena ity no mahitsy fo kokoa ? tsy iza fa ireo hijanona ho shinoa hatrany .
mis marina d misy ts marina le lazainao f aleo sam hahita ze fijeriny fa sao bedy eto zah rah ny fahitak azy .
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
ary izao no anaran ny zanakalahin i gersona araka ny fianakaviany libny sy simey .
ampitomboy hitovy isan ny commune manetana i madagasikarz ny isan ny mpianatra ho raisina enam hianatra ho mpandraharaha momba ny tany ary mahavita titre définitif n na tany agny commune .
lany asa mihitsy ity flou ity . làlana pavé avy dia ny président no mi inaugurer azy . angaha tena tsy misy olona mihitsy eo ambaniny . n importe quoi .
l impasse le retour du rap francais xy . tout tes classiques keryyyyy 3
inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky global voices tamin ny herinandron ny 16 22 avrily 2018 ?
ary efa maty samoela ka ny isiraely rehetra efa nisaona azy sy nandevina azy tao rama dia tao an tanànany . ary efa noroahin i saoly hiala amin ny tany izay nanao azy ho tsindrian javatra sy ny mpanao hatsarana .
fa inona izay mololo raha miolotra amin ny vary ?
ataoko iany ny tsy iomehy s ato f tena mahalatsaka rang a
tena sahiko ny mteny fatena ny havaka ra samy mpitondra ny fandimby teto madagascar ra ianao mr le président satria betsaka sahady rany asa efa hataonao sy mbola ho atao nao . mporofo izany aaan . de izao fanamboaranao ny rova manjaka miadana izao sy ny lalana sambava izay tena nampikaikaika ny mponina any nohony finiavanao anefa hampandroso ity madagascar mamy ntsika ity dia tanteraka ny toky nomenao ny vahoaka malagasy fa ita mporofo izao fa tena ny mpetra tokoa ho vaha olana hoan . i madagascar ianao président aaan . satria tsy mijanona ny asa fanamboarana izay ataonao fampivoarana any madagascar tsika ity . dikany izany tsy maitsy mandroso i madagascar . miaraka aminao président . . mankasitra ke . eeee . .
mitondra ambavaka anao mafy ny ady hatrehanao fa tsy mora na ny fahasahiana miteny eto ary
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
mankasitraka atoa filoha . tena mila ovaina n y système de santé eto atoa filoha n a dia manohitra mafy anzany aza reo mpiasan ny fahasalamana sasany tsy te hanana relève afa tsy n y zanaky n y kibony ihany . tena potehin ireo n y fitsaboana eto .
d aon bbey d aza mteni oe d zao
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra .
tiako ity rallye pédestre ity . fa lavitra ihany io an . mazotoa nareo président . misaotra manohy ny asa e
le joueur noir bourrin et pas technique à un nom c est kimpembe
miasa mafy isan andro ireo mpirotsaka an tsitrapo manerantany ato amin ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao saingy tsy afa manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay . tohano amin ny alalan ny fanomezana fitia tsy mba hetra hoan ny global voices ireo tonia mpahay teknolojia mpanentana ara piarovana ato aminay !
efa hitahoe atao hotrany mijery rajako iny koa isika anie ataon zareo hoe peuple indigènes e fanalam baraka amiko ireto satria isika samy malagasy izany tsy afaka mifanasoa fa n y vazaha no mody mizara koba dia aparitany eran tany ny sarin lah malagasy kely
misaotra nizara lou e fa refa afaka ny traboina de formation ny fond de depart omena azireo mba ahavitany tena aratsakafo amzay
6 dia araka izany koa no ilazan i davida fa sambatra ny olona izay isain andriamanitra fahamarinana tsy amin ny asa hoe