text
stringlengths
0
14.4k
ekena fa raha tsy misy vola mihodina tsy mandeha ny tolona . raha tsy mampiasa vola ihany koa ny mpitondra ho main ny afo eo . mahamay be ny eto an tanàna nefa fidiram bolan ny besinimaro .
tenisany zany isaky misy olana dia vaha olana petatoko fona no raisina mampalaelo anakay .
zahay rangah tsy hanaiky fa tsy ankamerimbotsot ra a
dryyyy mahatohana fo bé ilay fihetsika sambatra izahay ehh tena sambatra manana ray aman dreny tsy misy hoe zanan kiala hafa fa dia mahazo foana makasitraka indrindra andriamatoa président andry rajoelina
ankehitriny ny mpihira kyrgyz avy amin ny tarika vako drazana ordo sakhna namoaka hira fanokafana fampisehoana tsy mbola fandre mihitsy teo aloha tao anaty fampisehoana notontosain ny seha pampitam baovao tao an toerana zanoza . kg sy ny internews mpanohana ny fampivelarana ny fampitam baovao miorina ao washington .
17 ary raha mitondra sabatra mamely izany tany izany aho ka manao hoe aoka hotetezin tsabatra ny tany ka hofongorako izy na ny olona na ny biby
ary satria matahotra noho ny tsy fisian antoka ny rehetra
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
tena mahaliana an ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan ny fiarah monina izy ireny .
34 ary ny firakotra hoditr ondrilahy efa nomenaina sy ny sarona hodi takasy ary ny efitra lamba fanakonana
ye koa tam le repechage in zao nanapak a d efa miala
inona no novakian ireo mpamaky ny global voices tamin ny herinandron ny 5 11 marsa 2018
ny ankiz gasy amzao aza ef mianatra mamboatra zaza zan am lycee zan ko
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
vita matavy daholo amzay ry rabatteurs rehetra zany zao .
christie haskins nanontany ny fanjohin kevitry ny famoahana ny dia lavitr ezaka nataon i morgan nankany somalia
rasamuel kabary am panambadiana sy amin ny fanasana
hotanterahina ny 22 hatramin ny 26 mey izao ny herinandron ny literatiora ho an ny tanora . vao ny andiany voalohany amin ity hetsika ity izao ary iarahan ny sehatra maromaro manatontosa . tsy iza izany fa ny institut français de madagascar ifm ny alliance française etsy andavamamba aft ny lycée français eto antananarivo ny fikambanan ireo sekoly frantsay aefe ary ny sampana misahana ny kolontsaina ao amin ny ambasady frantsay .
teneniko zareo oe iah ne sad miasa no mianatra tsara
ny mampalahelo dia ataon ny tanora vao misondrotra valalan amboa ka ny tompony aza tsy tia ny teny malagasy .