text
stringlengths
0
14.4k
1 iza no nino ny teny nampitondraina anay ? ary iza no nampisehoana ny sandrin i jehovah ? 2 fa naniry teo anatrehany tahaka ny zana kazo madinika izy sy tahaka ny solofon kazo amin ny tany karankaina tsy nanana endrika na fahatsaran tarehy izy ary raha nijery azy isika dia tsy nisy hatsaran tarehy haniriantsika azy . 3 natao tsinontsinona sy nolavin ny olona izy lehilahy ory sady zatra ny fahoriana
tena mahaliana an ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan ny fiarah monina izy ireny .
ny tetiarana ao amin ny matio 1 dia miafara amin ny hoe ary i maria niteraka an i jesoa izay atao hoe kristy . hoy ny anjely tamin ireo mpiandry ondry hoe fa mpamonjy no teraka ho anareo anio dia kristy tompo . ary i simeona dia natoky fa hahita ny kristin ny tompo izy . ny magy kosa dia tonga hiankohoka teo anatrehan ilay mpanjaka .
heeee . df mtedava haf zani . nf nenah zai mb tna navôkako boky mlai mts tsssssssss
namaly taminà kabary maherihery setra i bronshtein nalefany tao amin ny vkontakte ka tao izy no nitanisa ny fikarohana ara tsaina fony vanimpotoana sovietika tamin ny filazàna fa ny fifanambadian ny olona mitovy taovam pananahana dia aretina mila tsaboina . tany amin ny 1988 tany ireny voka pikarohana ireny fony urss mbola nanameloka ny sodomia nandefa ny lehilahy ho any am ponja higadra hatramin ny valo taona raha hita fa meloka .
a jamais les premier premier club français à gagner au portugal la bise les fatigués
managna ka tsarôva fa hofantragno ifainao jare igny ivililomanjare anao koa miala zare tapaka sotro finanagna
6 jehovah no miandany amiko ka tsy hatahotra aho . inona no azon ny olona atao amiko ?
1898 gracie fields anglisy italiana mpilalao sarimihetsika sy mpihira maty tamin ny 1979
vehivavy iray izay nirehetan ny kiana noho ny nanoratany fomba fijery mankasitraka ny asan ilay toeram pivarotana no namintina hoe
iza no manana sary amin izao fotoana izao mba ahitàna ny fivoatran ny tanàna ? ireo trano aoriana any amin ny pergola itako eto izao dia tsy niova firy eto amin ny sary tamin izany fotoana izany . betsaka no azo ambara .
ho ahy dia tsy iasako saina na iem na map no ho eo fa rehefa tsy mitohy intsony ny halatra sy ny kolikoly ataon ny hvm de ampy zay ho an ity taona ity .
xamar ovir november 28 at 2 27 am karazam pitia misoloky ny fitiavana anaty fesiboky dia fitiavana tsara fiangoty feno angola sy tam hamafisin ireo sangisangy fitia mampitsanga mitoetra iainana tsy misy fepetra maharavo ny fo sy fanahy tsy matahotra fa sahisahy saingy . fitiavana tsy hay tontosaina fa nateraky ny solosaina nofinofy fa tsy tena izy mampiraraka fotsiny ny ivy fitiavana an eritreritra mifitsaka tsy afa mipelika ny saina no mamisavisa ilay tiana any ambadika tsy hita mahagaga sy mahatalanjona fa fitiavana tsy misy tanjona tsy mba mitsinjo ny hoavy fa variana amin ny vazivazy fitiavan tsy mena mamitaka izay tsy mahatanty misintaka manja izy eo amin ny sary kay banga tsy mahafia pary izy io dia misosa tsy voizina fa teraka ho azy tsy ampoizina avy eo misaraka ts isy maratra tsy misy nenina na eso na latsa ny fitiavana anaty fesiboky dia karazam pitia misoloky sento miantefa amin tsary olon tsy hita no atao hankarary xamar ovir 27 . 11 . 2022
ilay faceboobaka to lasa tapak andro ihany de lany nefa tsy ampiasaina akory
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
12 ary abrama nonina tao amin ny tany kanana . fa lota kosa nonina tao an tanàna amin ny tany amoron i jordana ka nifindrafindra toby hatrany sodoma .
tompoko tsy misy filoha mendrika nohon ny filoha rajaonarimampianina raha mbola eto madagasikara ny antony dia tsotra be tsy mivadika amin ny teny nomena ary tsy mbola namono olona iray ra aminy izy .
raha tian ny fitondrana miaramila ao thailandy hojerena tahaka ny azo itokisana ny fitsapankevibahoaka ataony tsy maintsy hajanony ny fandrahonana ireo mpanao gazety mandrakotra io hetsi panentanana io ary havelany hikoriana malalaka mankany amin ny vahoaka ny vaovao .
nasaina nahatsiaro ny nahafatesan i kristy ny kristianina . isaky ny inona izany no atao ary amin ny fomba ahoana ?
ie plutot encadrant fa tsy co directeur
im hmmm tsy dia mihevitra loatra aho fa miaraka ny tetikasan ny lingua sy ny vola hatreto . manohitra manokana ireo toetra ara bola eo amin ny lafin ny asa fandikan teny manokana aho .
tena mahaliana an ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan ny fiarah monina izy ireny .
le retour du rap sensé realiste pa d place pr l rap capitaliste nassisique egoïste
fifidianana tatitry ny fanaraha maso amin ny fanajana ny dina ataon ireo kandida ho filoham pirenena
mampalahelo ny zaza mbola vo zao vo mba manombola ny fiaina a nefa ndrii . jesosy tompo enie hiaro anareo
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
2193 . amin ny alahady na amin ny andro hafa voadidy hohamasinina ny mpino dia hifady ireo asa aman draharaha samihafa izay misakana ny fanompoam pivavahana tsy maintsy hatao amin andriamanitra ny hafaliana sahaza ny andron ny tompo na ny fialam boly mety ho an ny saina sy ny vatana 111 .
zaho io ak ef nahavita master fa niasa kely zay teo dia nijanona . dia mitady poste ndray
taorian ny fivoahany tao amin ny aterineto dia niparitaka tamin ny ny olona maneran tany izany ary ohatr izay hatrany hatrany noho izany dia mihevitra aho fa tena nanampy ny fielezany tokoa ny fampiasana ny aterineto .
filankevitry ny minisitra ao toliara hifantoka amin ny fampandrosoana ny faritra atsimo
nanazava izao tontolo izao ny tsela baratra
tratry ny fetin ny reny tompoko mbola tanora bé . mirarisoa lalandava rahavako
inona no tena mandresy lahatra ireo mpankafy ny fiadiana ny amboara erantany 2018 ? ny fango vaovao mampisavoritaky ny fizahantany rosiana ve sa ny fampitandremana hentitra ataon ny governemantany ?
taiza le r8 hatrizay tsy nijery ny zanaka malagasy merci president rajoelina
ça fait cher . mais bon moi qui mâche du chewing gum je ne les jette jamais par terre je prends un bout de papier direction ma poche et après poubelle dés que j en trouve une .
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity
5notanterahin i noe avokoa izay rehetra nasain ny tompo hataony . 6efa enin jato taona izy tamin ny nahatongavan ny safo drano nanafotra ny tany . 7niditra tao an tsambo fiara noe mbamin ny zanany sy ny vadiny ary ny vinantovaviny mba tsy ho tratry ny safo drano . 8ny biby madio sy ny tsy madio ny vorona sy izay rehetra mikisaka amin ny tany 9dia samy nanatona tsiroaroa lahy sy vavy nankao amin i noe ao an tsambo fiara araka ny nandidian andriamanitra an i noe . 10ary nony afaka fito andro dia nibosasaka teto ambonin ny tany ny safo drano .
manohana ny fanokafana akany fibeazana ny fikambanana ary miara miasa amin ny epp 36 . mizara fitaovam pianarana ho an ny akany sy manofana ny mpanabe ny mpiandraikitra ny fikambanana . ho an ny fanabeazana fototra miray ombon antoka amin ny epp 12 roa amin ireo any atsimo ny kozama . raisina an tanana ireo ankizy tsy maharaka amin ny fianarana amin ny kilasy cp1 cp 2 ary ce . indroa isan kerinandro ny fanampiana ary 20 ny iray kilasy . telo taona ny faharetan ny fiaraha miasa isaky ny epp . ny taona 2017 nahatratra 2 633 ny isan ny mpianatra nahazo tohana 1 474 tamin ireo niakatra kilasy avokoa . 18 ny mpanabe ao amin ny kozama raha 48 ny mpiasa manontolo mampihodina ny asa rehetra .
11 ary indro ankehitriny ny tanan ny tompo hamely an ialahy dia ho jamba ialahy ka tsy hahita masoandro aloha . dia latsaka tao aminy niaraka tamin izay ny mampanjambena sy ny aizina ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy .
natsangan ambatovy ny tetikasa tsara tantana hanampiana sy hanamafisana ny traikefan ny vondrom paritra itsinjaram pahefana amin ny fitantanana maharitra ny tamberim bidy avy amin ny harena an kibon ny tany . nomarihin i stuart macnaughton fa vonona hatrany ambatovy hanampy ireo kaominina sy faritra mba ho lova maharitra ho an ireo taranaka mifandimby ny fitantanana ny tamberim bidy amin ny fomba mangarahara .
ampitiavana be mankasitraka ary mirary soa ho anareo 3 mianaka koa izahay
tetik asa fanokafana tapa tsavoka ho an ny lehilahy sy ny vehivavy
voaova farany tamin ny 21 aogositra 2013 amin ny 03 26 ity pejy ity
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra !
afaka ny hiaina firy taona isika ? mba hamaliana an izany dia mila fantarina aloha hoe nahoana isika no mihantitra sy maty .
merci président fa atramizay sambako nahita président madagascar mba tegna mitsinjo antsitrapo ianao
ny fifandraisana sy ny hetsi panoherana ahoana no hihazonana ny tsiambaratelon ny resakareo
tena dia efa ratsy mintsy fiainany zanak olombelon a ka . maha vaky fo
coucou ho anareo ao sodapop ao e . de mirary soa hatrany an i fianakaviana rehetra mijery sodapop ao .
12fa velona sy mahery ny tenin andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela maninteraka ny fiavahan ny aina sy ny fanahy ary ny famavàny sy ny tsoka aza fantany mazava ny fieritreretana amam pisainan ny fo . 13tsy misy zava boary miafina eo anatrehan andriamanitra fa mihanjahanja sy miharihary eo imason izy hampamoaka antsika ny zavatra rehetra .
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra !
niteraka fihetseham po tamin ny firenena afrikana mampiasa ny teny frantsay na tamin ny haino aman jery nentim paharazana na tamin ny tambajotra sosialy ny fanambaran ny papa benoà xvi mikasika ny faniriany hiala amin ny asany nanomboka amin ny 28 febroary 2013 . ny fankasitrahana ny papa miaraka amin ny hetaheta mba hisian ny mpitarika afrikana sasany haka ohatra amin ny nataony .
le olon mten we makan atrano nef bebe ts met ho any d ts itako zay atao anaz
misaona ny fahafatesan ilay mpanakanto ogandey mowzey radio teo amin ny faha 33 taonany i afrika
ary lay vola aloa ao tls mba tokony ho jerena
nihoraka ny vahiny nasaina teny iavoloha raha vao avy niteny ny filoham pirenena hery rajaonarimampianina fa nihena ny tahan ny fahantrana teto madagasikara nanomboka ny taona 2014 nitondrany ny firenena . nolazainy tamin izany kabary niezinezina izany fa 92 ny malagasy no tao anatin ny fahantrana lalina tamin io fotoana io ary nidina ho 72 amin izao taona 2018 hiafaran ny fitondrany izao . raha atao ny kajy dia nihena 20 izany fahatrana izany . nihoraka sy nitehaka no navalin ny mpanatrika ny fety io . nifampi nefa ny maro ary nihomehy sy valaka ny ankamaroany rehefa avy eo . fihomehezana no niafaran izany hoan ireo izay nifanakaiky sady nifampikitika . asa na manamarina ny filazan ny filoham pirenena ny dikan ireny na maneso azy satria dia hafahafa ihany ny fihetsikin ny mpanatrika . ny mpanaraka ny fahitalavitra taty ivelan iavoloha dia tonga dia nihoraka hoe izany kosa ve dia marina e ! . hatramin ny mpiasam panjakana nanaraka tao ampiasana avo
hay ve 1 . 000 . 000ar eh .
araka ny namaritan i amy sherman azy dia misy fomba telo ireto izay azon ny fiangonana ampiasaina hanompoana ny fiaraha monina misy azy
mervyn leroy dia mpilalao mpamoaka horonantsary talen koronantsary mizaka ny zom pirenen i etazonia teraka ny 15 oktobra 1900 tao san francisco ary maty ny 13 septambra 1987 tao beverly hills kalifornia
hitohy ary hohamafisina ny fiaraha miasa eo amin ny région ile de france sy ny kaominina antananarivo renivohitra . samy naneho fahavononana hifanome tanana ho amin ny tombontsoan ny mponin antananarivo ny roa tonta nandritra ny fihaonana narahina dinik asa tany paris tamin ny fandalovan dramatoa lalao ravalomanana . nihaona tamin ny ben ny tananan antananarivo tamin izany andriamatoa david douillet filoha lefitry ny région ile de france izay eo am pamaranana ny fe potoam piasàny sy ny filoha lefitra vaovao andriamatoa othman nasrou notronin ireo mpiara miasa aminy .
tamin ny 2007 ny global witness koa dia namoaka tatitra mitondra ny lohateny hoe cambodia s family tree momba ny fanondranana hazo tsy nanara dalàna . noraran ny governemanta kambojiana ny famoahana izany tatitra izany .
elo avy amin ny dikantenin i umbrella teo amin i wikibolana anglisy .
fa efa firy pte rendu momba anazy eto dia mbola iprendre risque vé izy animba ny client any kosa e .
ary ny ao aloha ve mba mora sokafana ihany koa sa mahavita mi caca tsy mi pipi ny vehivavy
miasa miaraka amin ny pataloha misy ravin koditra kofehy rongony ravin damba ary fitaovana fidirana izay mamela ny masoivoho central hametraka azy amin ny toeram pitsaboana mpitsabo mpanampy .
bien confirmé julio sa manao akor etovontsoa fenoasy rah pap s
olgina no mety ho la voix d or fameno ou nitsiky no coup de cœur
tsy hita ihany izy ity . ny ambany toerana atahorana ny rano ny ambony toerana atahorana hianjera ny vato .
mandrapahafaty zany ny sazy miandry anreo sa efaka 4taona de lasa mpamerinkeloka ndray
fa betsaka zany lay artiste hifandimby ao an io fotoana lahady io . mankasitraka e
je souligne une chose importante que nous avons découvert depuis que tu es entraîneur du qsg tu as une tête encore plus carrée qu un carré lui même .
fitrandrahana fitrandrahana fitrandrahana harena ankibon ny tany
tsa mb nanambotra ordi tao zao leri f iah no nanao anreo f le phone an dada iny no njereni tao
alexandro assler faniry anthony florent george nøãhãrÿ ratsiresison toky ambinintsoa
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
tsy haiko hoe ny atao any amzany sekoly zany ve fanabeazana sa fanakelezan tsa ina le massp
daily mendrika fanatanjahan tena toy ny baolina kitra basket volley ping pong tenisy sy mihazakazaka tokony ho nampirisika bebe kokoa sy besinimaro hoy ny antontan taratasy . hafa ivelan ny trano sy ny lamaody ihany koa ny fanatanjahan tena fampandrosoana dia tokony ho speeded izy anisan izany ny ririnina mountaineering rano fanatanjahan tena maotera fanatanjahan tena equestrian sy golf . ny fanatanjahan tena miaraka amin ny toetra ara kolontsaina toy ny kung fu sambo dragona sy ny liona nandihy ihany koa tafiditra ao amin ny drafitra .
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
23 ary jehovah namonjy ny isiraely tamin izany andro izany ary tafahoatra any betavena ny ady .
toa izao ny fomba hitenenana ny hoe croatiacandobetter afaka manao tsaratsara kokoa i kroasia amin ny baiko moana . iny ny hetsika lehibe indrindra tamin ny taona 2016 satria croatiamustdobetter tokony hanao tsaratsara kokoa i kroasia .
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany .
pahazo atsik ab reni le ray faha2 ini n tna ef pahazo atsik matetik hahaha
6 ary basa lasa nodimandry any amin ny razany dia nalevina tao tirza ary elaha zanany no nanjaka nandimby azy .
13 fa izay efa mahavatra tsara ny asan ny diakona dia mahazo toerana tsara ho an ny tenany sy fahasahiana be amin ny finoana izay ao amin i kristy jesosy .
nahatsikaritra ny ekipam pikarohana notarihan i carmen aristegui fa ny fikarohana nataon i epn dia nahitana andinin tsoratra nalaina tahaka miisa 197 ao anatin ny 682 . ny lahatsoratra no nangalarina tahaka tsy nahitana farango sosona na fanononana olona .
tena mahaleo tena sy mahavita tena aho hoy izy . manome vola ahy ny zanako fa tsy raisiko izany tiako ny mikarakara ny tenako . tiako koa ny miaina eto satria mahafinaritra ahy eto afaka mandray fiara fitateram bahoaka n aiza n aiza aho . afaka miteny aho hoe eto aho no te hipetraka mandra pahatongan ny faran ny andro iainako .
20 hanafina azy ao amin ny fiafenana eo anatrehanao hianao mba tsy ho tratry ny teti dratsy ataon ny olona izy hampiery azy ao an tranonao hianao mba tsy ho azon ny lela mifanditra izy .
inona iany kie n ataonareo za kie zao vo mrava fa misy réunion . taraiki b za raha zao mbola ho any
merci mr le président . hita sy tsapa fa tena mahalala ny olan ny vahoaka ianao ary manao ezaka hamahana izany ka mankasitraka .
i zehnacker dia kaominina ao amin ny fivondronan i saverne ao amin ny departemantan i bas rhin ao amin ny faritr i alsace ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim paositra 67555 . i patrick bastian no ben ny tanàna mandritry ny taona 2001 2008 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ny fivondronan kaominin i coteaux de la mossig
4 ny manam pahaizana rehetra dia miteny frantsay daholo any madagasikara .
tamin i vietnam nizara roa ho lasa vietnam avaratra sy vietnam atsimo dia nanjary nisy ekipa roa ihany koa taorian ny nikambanan i vietnam tamin ny taona 1975 nijaly ela tsy nivoatra mihitsy ny baolina kitra vietnamiana . tamin ny taona 1991 no niatrika lalao iraisam pirenena voalohany indrindra ny ekipam pirenena vietnamiana .
lahatsoratra notsongain ny gv mpisolovava tetikasa iray miaraka amin ny global voices miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin ny sivana antserasera ity . lahatsoratra rehetra
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
alnaqi88 tsy avelantsika handehandeha foana ny fanompana ny emira ! tsy hohadinointsika ny tenifototra bateria !
mazava loatra fa ao anatin ireo lalàna ireo ny didy fahefatra dia ny hahatsiarovana ny sabata andro fahafito sy ny hanamasinana izany .
15 nefa ianao kosa ho any amin ny razanao amin ny fiadanana ho tratrantitra indrindra ianao vao hodi mandry .
bizzare on entend pas trop parler des saoudes et des qataris qui nous tuent nous les nègres mdrrrrrrr fait ce que je dit et pas ce que je fait hein par ici les pépettes c sa la vrai religion xptdrrrrr despo vous a tous devancé et de loin très très très loin shalom salam salut
fan yanqiong ny farany tamin ireo fujian 3 ao amin ny aterineto mbola voatana tany antrano maizina dia nivoaka tamin ny marainan ny alarobia ary navela hamonjy ny fianakaviany .