text
stringlengths
0
14.4k
25 ary hoy saoly tamin i davida hotahina anie ianao ry davida zanako hanao dia hanao ianao sady hahatontosa . dia lasa davida fa saoly kosa nitodi doha hiverina .
da misaotra ro prezida fa vita gne lalana aminay agny sitraka ho enti matory ho tsarova rehefa tsaroana matokisa anao fa tsy ho hadino izany
olona maro no misafidy hanomboka hanatsara ny tranokala ao an tranon izy ireo amin ny fijerena azy io ho ny fandaharam potoana tsara indrindra . na ahoana na ahoana mitoetra ny resaka momba ny vola .
ny tatoazy dia tonga lafatra mba hanome ny lanjany mahazatra ho an ny vehivavy
21 ary ny lehiben ny mpitondra kapoaka dia nampodiny tamin ny fitondrany kapoaka indray ka dia nanolotra
willy barrios d ho tapahina ve zan lay ho . . ary so d lay basse ian zan no tendrena .
mihamafy ny tsindry . mitombo an daharana ny isan ireo kandidà manohitra ny fanatontosana ny fifidianana filoham pirenena amin ny 7 novambra 2018 ho avy izao .
izay rehetra mety ho azy ka aza asiana miangana fa vonoy avokoa na lahy na vavy na ankizy madinika na zaza minono na omby na ondry aman osy na rameva na boriky . 4 ary saoly namory ny olona ka nandamina azy tao telaima dia roa hetsy ny mandeha an tongotra ary iray alina ny lehilahy amin ny joda . 5 ary saoly dia tonga tao an tanànan ny amalekita ka nanotrika tao an dohasaha . 6 ary hoy saoly tamin ny kenita andeha miala ianareo ka midìna hiala amin ny amalekita fandrao miaraka aringako aminy ianareo fa ianareo nanisy soa ny zanak isiraely rehetra fony izy nivoaka avy tany egypta . ka dia niala tamin ny amalekita ny kenita . 7 ary saoly namely ny amalekita hatrany havila amin ny lalana mankany sora izay tandrifin i egypta . 8 ary azony sambo belona agaga mpanjakan ny amalekita fa ny vahoaka rehetra kosa dia naringany
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
nanana soavaly i antoine skalecki tamin izy mbola tovolahy ary tsy nisaraka taminy mihitsy ilay izy . niresaresa tao anaty tionelina maizimaizina izy ireo mba hitatitra arin tany tao amin ny toeram pitrandrahana iray tany amin ny 500 metatra any ambanin ny tany . tsy maintsy nalefan ny fianakaviany hanao an io asa io izy . mpitrandraka arin tany mantsy ny dadany nefa nihotsahan ny tany ka naratra . niasa adiny sivy isan andro i antoine . efa nianjeran ny tany koa izy ka saika maty .
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
ireo zavatra nitranga tamin ity 8 aogositra .
ny moka aedes aegypti mpitondra ilay otrikaretina tsikongonià . sary an i marc aumarc nampiasaina miaraka amin ny fanomezan dàlana cc by nc nd 2 . 0 .
d rapitso ko zn enao d mbl ts hoavy ao am rubis .
hiran i alicia keys mitondra ny lohateny hoe fallin no ho hirany manaraka .
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany .
ils parlent tous de priorité sur tout mais les problèmes s accumule inexorablement c est que du mensonge h24 tous les ministères sans exceptions
i tita manko ts ay na amvina vo makaty
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
mahazo tsara ny hevitry ny soratra masina ve ianao ?
voici un exemple de cas pratique sur l omc à madagascar . madagascar est un pays en développement qui est membre de l omc depuis 1995 . depuis son adhésion à l omc madagascar a pris des mesures pour se conformer aux règles de l organisation et pour promouvoir merce international . cependant madagascar est confronté à plusieurs défis en matière de participation à l omc . le secteur agricole de madagascar est fragile et représente une part importante de l économie . les engagements de l omc en matière de réduction des droits de douane peuvent avoir des conséquences négatives sur les agriculteurs malgaches . madagascar dispose également de capacités institutionnelles limitées pour élaborer et mettre en å uvre des merciales conformes aux règles de l omc . pour surmonter ces défis madagascar doit investir dans les capacités institutionnelles pour renforcer son administration douanière améliorer la qualité des produits et se conformer aux normes internationales . madagascar doit également renforcer son secteur agricole en promouvant l agriculture durable et en mettant en place des mécanismes de protection sociale pour les agriculteurs les plus vulnérables . enfin madagascar doit participer activement aux merciales multilatérales de l omc et faire valoir ses intérêts pour améliorer son accès aux marchés des pays développés . l omc de son côté doit aider madagascar à se conformer aux règles de l organisation et à bénéficier des avantages merce international de manière équitable . l omc peut fournir une assistance technique et une formation pour aider madagascar à renforcer ses capacités institutionnelles et à se conformer aux normes internationales . l omc doit également reconnaître les préoccupations des pays en développement tels que madagascar et travailler à réduire les inégalités dans merce international . en somme madagascar doit faire face à plusieurs défis en matière de participation à l omc mais en investissant dans ses capacités institutionnelles et en renforçant son secteur agricole le pays peut améliorer son intégration dans le mercial international . l omc peut aider madagascar à surmonter ces défis en fournissant une assistance technique et en reconnaissant les préoccupations des pays en développement .
compte fako de ny panohitra no mahazo tsiny rip rak roots
lavanila tra tehaka amin ny fisavana ampanaoviny olona amin ny sakana apetraky ny kaominina hisorahana ny varotra lavanila mialohan ny fisokafan ny taom piotazana ihany no amidin ity olomboafidy ity amin ny mpandray izany . nisy nampandre ny fisian izany ny zandary ka nanao fisavana ny tranon ingahy ben ny tanàna ireto farany tamin ny sabotsy 16 jona 2018 ary tra tehaka tao aminy ny lavanila maitso nefa tsy mbola taom piotazana lavanila izao . nosamborina avy hatrany ingahy ben ny tanàna miaraka amin ny namany roa hafa . ny alarobia 20 jona no natolotra ny fampanohavana ary dia naiditra am ponja vonjimaika ao mandritsara izy ireo miandry ny fotoam pitsarana azy ireo . jereo sary tohiny
19 13 na iza na iza no nanendry ny faty ny aina ary izay tsy nafafy tamin ny mifangaro ity fametavetana ny tabernakely ny tompo ary ho lany ringana tsy ho amin ny isiraely . fa tsy rehefa nafafy tamin ny rano ny fanavotana dia haloto ary ny fahalotoana dia mbola hitoetra eo aminy .
ankoatra izany tao anatin ny hamehany dia mety diso famaky ny lalampanorenan i kyrgyzstan i li ary nampifangaro an i sariyev iray amin ny praiminisitra dimy tao anatin ny dimy taona farany tamin i almazbek atambayev izay filoham pirenena sady filoham panjakana .
takonana ndray v n zavakanto indrindra . o
i mendota kalifornia dia tanàna ao amin ny faritany mizaka tenan i kalifornia ao etazonia . ny kaodim paositra dia 93640 .
netizen report mitohy ny fitondran i erdogan dia mbola ho voahenjika izany ireo mpanao gazety mpandika teny ve no manaraka ?
je savais même pas qu il y avait une liste demain . après j avoue j en ai tellement rien à foudre de l équipe de france
npetrapetraka teo le fipetrahanai iny f enao ts naita anah ts ntodika
ny amin ny fitiavana an andriamanitra ary izao no lalàna dia ny didy sy ny fitsipika izay nasain i jehovah andriamanitrareo hampianarina anareo mba harahinareo any amin ny tany izay alehanareo holovana
ny zanak olombelon a tsy taitra ary tsy tonga saina raha tsy miseho ny loza . na izany aza angatahana ilay ray mba tsy hiseho aty madagasikara izany .
d mapaninona azy zay le maivana sy matevina .
efa teknolojia avo lenta moa ankehitriny ny haingon ny mofomamy mila endrika maro isan karazany ny mpanjifa koa nandritra io fotoana io no nahafahan ny tsirairay nanantona ny mpanjinjara ny akora ilaina .
saintsy tsy ny olom pirenena rehetra no mino fa mariky ny fiovana ao amin ny firenena ny fampiatoana io tetikasa io . mpilaza hevitra tsy nitonona anarana no nametraka izao hafatra izao tao amin ny bolongana irrawaddy news
nisy sary vaovaon ny artista an dalambe iraniana black hand nivoaka androany tao amin ny pejy facebook n ilay artista mifandraika amin izany . ny sary dia ho setrin ny hetsipanoherana an dalambe sy an tserasera letwomengotostadium avelao ny vehivavy hiditra kianjabe misolovava ny hisian ny vehivavy hijery ny lalaon ny ligy manerantany volleyball lehilahy ifanaovan i iran sy i etazonia . voarara tsy mahazo manatrika lalaom panatanjahatena lehilahy any amin ny kianjabe ny vehivavy ary tafiditra amin izany ny vehivavy mpanao gazety .
nanontany izy hoe efa mba namaky ny testamenta vaovao ve ianao ?
28 ireo rehetra ireo no firenen ny isiraely roa ambin ny folo ary izany no nolazain ny rainy taminy sy nitsofany rano azy samy araka ny tso drano izay tokony ho azy avy no nitsofany rano azy .
maro ireo mpifaninana nameno ny vata fahitalavitra niaraka tamin ny praiminisitra . saingy amiko ilay vehivavy mavitrika sy feno fahaiza mamorona niakanjo t shirt misy hafatra hoe avotsory i andy tsege no nijoro ho mpandresy . nanapa kevitra ny hifanandrina tamin i theresa may i yemi hailemariam tsy noho ny faniriana hanala azy amin ny toerany akory . fa tiany hosarihina kosa ny fijerin ny olona amin ny fihatsarambelatsihy ataon ny praiminisitra britanika sy ny governemantany noho ny tsy firaharahian izy ireo izay mety hanjo an i andargachew tsege izay nahazo ny zom pirenena britanika ary rain ireo zanany telo .
nanambara ny vaovao navoakan ny vaomieran ny fifandraisandavitra fa tranonkala 13 no nosakanana hatramin ny taona 2015 . tao anatin izany ny vaovao ara politika sy ny sary vetaveta .
tanàna ao amin ny faritr i provence alpes côte d azur
ny tilikambo fiambenana janoary 2014 mbola ho velona indray ve ny maty ?
mirary fasalamana indrindra tompoko enganie andriamanitra anome fasalamana anaw
aaaah . bon dg tao fon tam ty semaine ti
aoka ianao ho mora hita mazava nasty sexy sy ny sary maloto lahateny ho lehibe toy ny efitrano fandrian afaka mitarika ho amin ny firaisana ara nofo mpankafy . fa raha ianao rehefa miresaka an kolaka maloto ho hitanao fa hamorona vokany naniry mafy toy ny firaisana ara nofo izany dia miteraka olana ho fanampin ny fanaovana ny namanao mieritreritra anao mandrakariva . ny hoe saro takarina raha ny tena izy mety raha ny marina kokoa noho ny mahery rehefa miresaka mivantana maloto .
tena manokana ny volana febroary ao amin ny repoblika dominikanina . tsy vitan ny hoe mankalaza ny andron ny fahaleovantenam pirenena amin ny 27 febroary ny firenena fa misy koa ny fetibe karnavaly sy ny fiandohan ny karemy izay matetika milatsaka mandritra io fotoana io . hetsika roa tena samihafa no toa toherin ny fijerin ny fiangonana katolika . raha ny marina efa an taonany maro izy no nanizingizina mba hampisarahana ireo fety ireo . ity fifanandrinana ity dia afaka mampiseho ny endrika roa eo amin ny olona izay tena mpivavaka marina ary koa sady tia mifety . rossy díaz bilaogera manoratra ny fomba hisehoan ny lohahevitra amin ny fotoana iray isan taona
ts azoko mits mr fa fenon anzany n bokiko
iza no mahatadidy azy itony . mamy athlète misaotra nandefa sary taty aminay malagasy ve ianao
kaonty twitter roa no loharanontsary avy ao anatiny nandritra ny ady lehibe faharoan tao azia .
fanomezana tsara be avy amin i jehovah ny vidim panavotana . fa nahoana ?
andry rajoelina a une nouvelle photo . 15 octobre 2021 15 49 plus d options
2 fa hoy ravehivavy tamin ny menarana ny voan ny hazo eo amin ny saha dia azonay ihinanana ihany
11 satria ianareo koa miara miasa ho anay amin ny fivavahanareo mba hisaoran ny maro ny aminay noho ny fahasoavana azonay tamin ny nataon ny maro .
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity
andriamanitra dia fitiavana . ary toy izao no nitiavan andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny zanany lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino azy fa hanana ny fiainana mandrakizay . nomeny jesosy ilay zanany lahitokana maty teo ambony hazo fijaliana ho famelana ny fahotana mba ahatonga antsika sy ianao tsy ho very any helo fa handova ny fiainana mandrakizay . raha tsy te ho very ianao dia mivoaha tao mibebaha atolory an i jesosy ny fonao .
17 ary nanao izao tontolo izao ho efitra sy nandrava ny tanànany ary tsy nandefa ny mpifatotra hody ?
avis de recrutement avez vous de l expérience dans des projets de . maîtrisez vous le ou le . savez vous lire un . etes vous disponible . setex madagascar recrute des . si vous avez le profil requis rejoignez une société en pleine expansion où il fait bon vivre . nous vous offrons les meilleures conditions de travail et une stabilité de carrière assurée pour postuler envoyez votre dossier de candidature cv lm à l adresse recrutementsetex . mg réf info maq 3d ou déposez directement à setex tsimbazaza près de la station galana
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
kobnareo v le matière base admin et base de donnée tam siaka tam l2 .
dia ho entinareo mivoaka ho eo amin ny vavahadin izany tanàna izany izy roroa ka hotorahanareo vato ho faty razazavavy moa satria tsy niantso nefa tao an tanàna ihany ary ralehilahy koa satria nandry tamin ny vadin ny namany ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy .
d otrinona ny moyen s y grand la i chris ko mintsy hividy fa miandry ah oe
tant que c est le real ce n est pas un problème nous sommes ha à éliminer des championnats entiers
fambolena fiompiana fambolena taorian ny fiantraikany tamin ny famoahana ny fomba fitrandrahana fitrandrahana an tsokosoko dia ahitana ny fantsom baravarankely sehatry ny media mavesatra ary ny fitrandrahana . ny milina fanasan damba dia matetika ampiasaina amin ny asa mahazatra mba handrisika sy hikotrika tanimanga ary fananana hafa tsy voaporofo avy amin ny vondron orin kohaka . ny mpihaza manerantany dia mety mila mampiasa milina fanasan damba raha tsy manala ireo sazy tsy azo ialana ireo ny fanesorana ny gorodona . sarotra be ny fisintahana ny media saingy mety ho ny fomba azo ampiharina amin ny mpamokatra iray ihany no mahaliana . hamaky bebe kokoa .
dia mba jereo koa andriamatoa filoha ny ao chupzaga androva izay nikarakara sy nandray reo marary nandritra ny zay . sa hoe ts considérés zany reo dia tsy mila hery tosika . azafady indrindra
avoahy i braulio jatar . tsy heloha bevava ny fanomezana vaovao sary nampiasain ny hetsika fanentanana mitaky ny fahafahan i jatar ao amin ny twitter nozaraina be amin ny tambajotran tserasera .
artistan i anishinaabe namorona emoji nosy sokatra ho fankalazana ny iray volan ny tantaran ny tompotany ao kanadà
25 ary mosesy dia nidina nankeny amin ny olona ka niteny taminy .
39 ary indro misy fanahy mahazo azy ka miantsoantso tampoka izy ary ny fanahy mampifanintontsintona ny tenany sy mampandoa vory azy ary sarotra ny fialany aminy ka mahatorotorovana azy .
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
i hebrona ao amin ny slain ny efitra .
amin ity herinandro ity isika dia handalina ny resaka mahakasika ny fahazoana ny fitokisan ny olona irintsika tompoina sy baboina ho an i kristy .
5 sy nanjaka tany an tendrombohitra hermona sy tany saleka ary tany basana rehetra hatramin ny fari tanin ny gesorita sy ny makatita ary ny antsasak i gileada fari tanin i sihona mpanjakan i hesbona .
tamin ny 5 aogositra nitatitra tao amin ny pejy twitter ny ilay mpikaroka momba ny aterineto monina ao londra nariman gharib fa efa miverina amin ny laoniny ny fifandraisana amin ny tor .
fahaizan drafitraavy amin ny dikantenin i architecture teo amin i wikibolana anglisy .
hampidirina ao anatin ny fandaharam pianaran ny cntmad ny fampiasana ny logiciel libre . nisy ny andro natokana ho an izany ny zoma teo niarahana tamin ny auf
le leson mses am lundi io laad a vo ianatr
jules roger y avais une me ça à lyon
izao no didiko izao no didiko izao no didiko dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo . tsy misy manana fitiavana lehibe lehibe noho izao manolotra manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany .
mitsipaka marindrano ny fiampangana azy ireo ho manelingelina ny fanadihadiana ataon ny oiac momba ny mety ho fampiasana fitaovam piadiana simika any syria ny rosiana .
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
aucun dégât n a été constaté pour le moment bfmtv . com des drones non autorisés détectés près d une plateforme de totalenergies en mer du nord
fe fipasohana vy avy amin ny dikantenin i fier teo amin i wikibolana frantsay .
tanàna ao amin ny faritr i rhône alpes
pauvre bébé un animal et imprévisible de toute façon . et sa reste un animal
nambaran ireo mpampianatra marobe fa tsy hiato ny tolona hataon izy ireo raha tsy voavaly ny fitakiana ary tsy eken izy ireo ny ataon ireo mpamono afo dia ny annefa izany . tonga tao an toerana mihitsy ny mpandrindra nasionalin ny sempama nosy izay nanana anton dia ho any ambositra saingy nivily teto antsirabe nanotrona ireo mpampianatra . nambaran izy ireo fa tsy hisy hampianatra izany ary mbola hikatona avokoa ny sekoly na dia nilaza ny hiasa aza ny andaniny ary tsy matahotra ny ramatahora ataon ny mpîtondra fanjakana izy ireo .
l argent le foot et les valeurs ça fait pas bon ménage
ny nofony dia ho entina hanomezam boninahitra an andriamanitra ao amin ny
hefa nisy hatriniela io fa ny hateviny milatsaka hisantaona fotsiny no tsy mitovy
haokaoka avy amin ny dikantenin i craving teo amin i wikibolana anglisy .
zaridaina ifarimbonana ahafahanao mitety izao tontolo izao amin ny alalan ny fandaharana amin ny radio
17 na nihinana ny sombin kaniko irery ka tsy mba nihinanan ny kamboty
la russie paiera son agression en ukraine jusqu au dernier centimes .
tapaho any ny filahiny fa efa misy reniny vede mbola hanimba ankizy toy izao . esory any
atena farghdani artista sady mpikatroka mafàna fo voafonja manohitra amin ny alàlan ny fitokonana tsy misakafo ny fampijaliana azy global voices teny malagasy
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany .
ho fitsinjovana n y zon ny zaza na fanajana n y maty dia misy n y atao hoe
encore un qui gagné sûrement pas assez il lui fallait encore plus d argent
iza mo zany no sarotra manenjika dahalo any amny tany lavitra sa manenjika dahalo ambony latabatra
nitatitra i el zacapaneco fa tao gualan izay tanànakely ambanivohitra iray kely fidirambola dia nivory mba hikarakara tolo tanana ary nanangonan izy ireo hatramin ny 2 . 500 dolara amerikana sy fanomezana maro ihany koa ny fampitam baovao ny onjam peo ary ny fahitalavitra tao an toerana . nanasa ny olona hanolotra fanomezana sy fanampiana ihany koa i el poptuneco ao poptún petén . nanasa ny olona avy amin ny fiangonana protestanta mba hiara miasa amin ny maha kristiana tsara fanahy azy ireo ary hampiseho ny fitiavany ireo haitiana ny bilaogy cultura cristiana . nanasa olona avy amin ny fivavahana rehetra mba hivavaka ho an i haiti ny noticias la esfinge avy any coban .
io didim pitsarana navoakan ny filankevi panjakana ny alarobia teo io dia nitsipaka ny fitakian ny depiote ho amin ny fanovana niandrandra ny handravan ny filankevi panjakana ny didim panjakana mampanangana ny governemanta ntsay christian . nanaitra ny maro satria tsy re tsaika loatra ity raharaha ity ka ny didy nivoaka vao samy nihiratra ny mason ny maro .