text
stringlengths
0
14.4k
magnabotra fanjakana agalarigny aveo atao oe président tsimadrary kanefa anareo ihany no tsizatra raha madrary
tantely monina eto antananarivo madagasikara . mpandika lahatsoratra ofisialy ato amin ny global voices teny malagasy nanomboka tamin ny 4 septambra 2014 .
fara malala claudia aon reto dahalo na saka reto
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
ho an ny ankamaroan ny orinasa ny fandrosoana ara teknolojia amin ny vanim potoana nomerika vaovao dia manolotrapototra tsy voafetra . maro amin ireo orinasa no mandeha an tserasera noho ny mety ho vitan ny search engine optimization seo . vokatr izany diatena ilaina amin ny fandraharahana ny fandraiketana ny aterineto ho toy ny sehatra ara barotra vaovao izay ahafahan ireo orinasa mamboly tsara .
sary avy amin i talel nacer nampiasaina rehefa nahazoana alàlana
tovolahy iray 24 taona no voasambotry ny polisy teny anosibe raha saika hanendaka olona nitaingina moto ny 10 janoary lasa teo tokony ho tamin ny 7 ora maraina . polisy manao fanamiana sivily nandeha fiara mpitatitra no nahatazana azy nanaraka sy namoha ny sakaosy nobaben ilay lehilahy nitaingina moto teny an dalana . nidina ny fiara avy hatrany ilay polisy ka nanenjika ity mpanao ratsy izay tsy lasa lavitra dia voasambotra . nandritra ny famotorana azy tao amin ny kaomisaria mahamasina no nahafantarana fa efa mpamerin keloka ny tovolahy . vao 13 taona monja izy dia efa mpanendaka . efa in telo izy no niditra am ponja noho ny resaka fanendahana hatrany . omaly izy no natolotra ny fampanoavana ary nampidirina am ponja eny antanimora .
tamin ny fanehoan kevitra tamin izany lahatsoratra izany bilaogera malaza eo an toerana ribaro nanoratra hoe
i attilly dia kaominina ao amin ny fivondronan i saint quentin ao amin ny departemantan i aisne ao amin ny faritr i picardie ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim paositra 02029 . i jean paul bruet no ben ny tanàna mandritry ny taona 2008 2014 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ny fivondronan kaominin i pays du vermandois
tsy nety sasatra nanenjika azy ireo mpanohitra an i jesosy . nitsikilo azy mba hahafahany manome tsiny azy izy rehetra mitady izay hirika rehetra ahafahana manadiso an i jesosy antoko politika antokom pivavahana ny mpanora dalàna sy ny fariseo ! tokony handoa hetra ho an i kaisara ve isika ? tokony hino ve isika famisy ny fitsanganana amin ny maty ? inona no lehiba indrindra amin ny didy ?
tsy mbola nisy toa izao koa ny fanaovana takalonaina olona teto madagasikara ka mandry andriran antsy ny mpanam bola mpampiasa vola .
5 tsy iny va no fisotroan ny tompoko sy famantarany zavatra ? ratsy izao nataonareo izao .
and . 66 ny fifanolanana rehetra misy eo amin ilay voatery misoratra sy ny mpiraki draharahadia entina eo amin ny mpitsara voatendry amin ny fanaovana andrimaso ny rejisitry ny varotra izay hanapaka amin ny alalan ny didim pitsarana .
kerry james . mon frère tu es plus dangereux qu une bombe atomique . tr op trop fort
anjaran ny malagasy araka izany mitrandraka na manararaotra ny fanampiana avy amin ireto manam pahaizana momban ny sarimihetsika .
tsy izany no anapaha ilay baleine fa mitady an i jonà ry zareo sao mbola tsy nivoaka
panama zavatra mahavariana eny amin ny lalambe
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
isika rehetra dia te hiaina amim pilaminana sy amim piadanana miaraka amin ny mpiara monina hifidy mpitarika isika eto amin ny firenentsika hisolo tena antsika sy hihazona foana an io fiadanana indrisy anefa fa io fihavanana tsy hitranga sy ny ady mitombo na dia teo aza ny sendika sy ny fifanekena firenena maro nahoana no miandry olon kafa hanapa kevitra ho antsika amin ny hoavy ?
tsy tratra hatrany izany na dia nolazaina aza fa nisy ireo ezaka maro samihafa hanamarinan toerana ny harifaobe . amin izao fotoana dia 5 2 indray no tanjona ao anatin ny lfi mba hiaingan ny toekarena eto madagasikara . rehefa tratra io taha io dia manomboka miakatra tsikelikely ny lafiny ara toekarenaka hiteraka fampandroasoana . miankina tanteraka amin ny fahaiza manaon izay mpitondra ho lany amin ny fihodirana faharoa eo anefa izany satria maro be ny singa ara toekarena hetsehina sy hampandrosoana hahatrarana ny tanjona . raha tena mahay aza ny mpitantana dia mety hihoatran io tanjona napetraka io mihitsy ny tahan ny fitomboana ara toekarena . miankina amin ny safidin ny vahoaka araka izany ny hahatanterahan ireny karazana fanapahan kevitra ara toekarena noraisina ireny .
amin ny ankamaroan ny fiarahamonina kolombiana ny tsy fahafahana miteraka dia heverina ho tsy fahombiazana amin ny maha vehivavy . rehefa tsy hitan ny vadiny nanontany azy aho raha azony natao mbola mety hiverina hiady miaraka amin ny mpikomy ve izy ?
président a . tena mafibe ny fiainana mila tsihozaka tsony ny vidiny zavatra rehetra ny vidim piainana tena hoe miakatra isanadro e . mafy e mafy
tsy misy olona te hamaky tantara fohy rehefa mamaky ny mombamomba mampiaraka an tserasera . rehefa lava loatra ny mombamomba maro ny olona maro mba handresy ary tsindrio eo amin ny profil amin ny manaraka . ny toy izany koa ny mombamomba izay fohy loatra . a profil manazava amin ny antsipirihany mikasika ny tenanao ao amin ny fehezan teny iray na roa mety hahatonga anao tsy liana mijery . fitadiavana fitaovana tonga lafatra eo amin ny roa no fototra ka an tsipiriany foana ny mombamomba sy ny teboka .
mpanjifa vaovao ihany . faharetan ny fizahan tany amin ny ankapobeny 7 andro . ao amin ny toerana fandraisana anjara ihany . mety hiova ny fepetra sy fepetra . ny toerana tsirairay dia mahaleo tena sy miasa .
hisy ny vela kevitra faharoa mikasika ny fampiasam bola stratejika mifandraika aminity zes ao aminny faritra diana sy sava ny 20 ka hatraminny 23 febroary eto antananarivo ary ny 24 sy ny 25 febroary any antsiranana .
kilalao io fiarahana fa zay feony fanirisoa de feony mankasitraka anareo roa vavy
hira noforonin i noely andriantsoavina tany amin ny taona 2002 na 2003 tany ho any izy ity . fa hoy i donat saindrotoky hoe
miteraka resabe ny mahakasika ilay mpanakanto malagasy malaza d lain izay nanambady lehilahy frantsay mitovy taovam pananahana aminy . samy manana ny heviny ny fiarahamonina .
14 20 hoy ny iray izaho efa naka vady ary koa izany no tsy afaka ny handeha .
vakio bebe kokoa momba ny fikambanana sy ny mpikambana ao amin ny holmbygden . seholmfiber .
32 ary amin izany na zovy na zovy no hanaiky ahy eo anatrehan ny olona dia hekeko kosa izy eo anatrehan ny raiko izay any an danitra .
aleo mits averiny f za ts mbola naita ko za mants niertrertr oe am 5 latsk lay iz vo manombk toy ny isan andro d ts namadk télé mits ah fa d niandr az andeh tam 5 latsk . ai kai lay iz oz n olona nandeh tam 3 10
lasa rano mamy ny ranomasina nony avy nijery trozona tany sainte marie ny mamim bahoaka hany ka 2 sahady zay no maty .
androany ity filohan ny antoko gffm ity dia nifamotoana tamin ny vahoakan ny farafangana izay nahavory olona marobe tokoa na dia efa maizina aza ny andro .
18 dia lazaiko aminareo anio fa ho ringana tokoa ianareo ary tsy ho maro andro eo amin ny tany izay efa hidiranao holovana rehefa tafita an i jordana ianareo .
heeeeeee sod mb nareo kosa aloh no ts hay tenenina . p
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra .
jereo eny amin ny fiaraha monina misy anao eny fa ny paozin ny tanora amin izao fotoana izao dia efa miroana be any amin ny maha vavy azy .
célébration arahin dihy ho an izy tompo ho fiderana azy . mankasitraka anareo e . tena célébration am couleur an diego mintsiny .
tsy misy heviny mihitsy io lazainy hoe antony io satria tsy hita loatra izay fifandraisan ny mety ho fividianana ny safidin ny olona
voasokatra tao anatin ny 0 . 0989 segondra
milay kosa zany ko . miakatra ho azy zany ny barea .
4 indro ahy ny fanahy rehetra toy ny fanahin ny ray dia toy izany koa ny fanahin ny zanany samy ahy ireny ny fanahy izay manota no ho faty .
ny ezaka farany hanaraha maso ny fanivanan ny sina weibo dia ny tetikasa memory hole an ny propublica . mampiasa ny rindrambaiko hanaraha maso ny vondronà kaonty 100 an ireo mpampiasa weibo mba hitily ireo sary voasivana sy hijery ireo votoaty voasivana . araka ny mety heverin ny tsirairay ny lahateny ara politika no sokajy lehibe indrindra ahitana ireo sary voasivana . mandrakotra ny zava drehetra avy amin ny tsikera ny governemanta sinoa sy ireo fangatahana ho an ny fitsrana ara piarahamonina ka hatramin ireo fandraisana hafa ireo zava nisy ara tantara ny dikan ilay lahateny ara politika .
paix à ton âme et merci pour cette conscience que tu as réveillé en nous
tanatinà tafatafa nifanaovana nandritra ny hetsika iray tao londona dia notondroin i justin bieber ho toy ny firenena kianjoanjo i indonezia ary tsy mahagaga raha nanjary lohahevitra noresahana be tao amin ny twitter izany tamin ny herinandro faran ny volana aprily .
15 fa mandositra ny sabatra ireo dia ny sabatra voatsoaka sy ny tsipìka voahenjana ary ny havesatry ny ady .
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
mpanao gazety tsy misy sisintany ahoana no hiarovany ny bilaogera .
matetika isehoan ny fanapoizinana avy amin ny alalan ny fihinanana karazan trondro saropady rehefa fotoam pahavaratra toy izao . saika hitrangana tranga fahafatesan olona vokatry ny fihinanana trondro hatrany indrindra any amin ny faritra atsimo atsinanana iny . misy ireo karazan trondro tsy azo hanina rehefa fahavaratra .
ka le izy ange nalefanvmadame prisca taty email e
mais tout les seniors souffrent pas de maladies quand même . ambiguïté règne .
ity fanafihana ity no ratsy indrindra teo amin ny tantaran ny tonizia amin izao fotoana taorian ny fanafihana tamin ny 2002 tao amin ny sinagôgan i ghriba ao amin ny nosy be mpizahatany ao djerba
araka ny lazain ny kaomitim pirenena momba ny zon olombelona cndh ny tsy fahafehezan ireo manampahefana mametraka ny maha tò teny azy eny anivon ny sekoly no mitondra ho amin ny toedraharaha fiahiana tena .
gianluigi buffon dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom pirenen i italia teraka ny 28 janoary 1978
ça vaut pas l entrée des joueurs au parc des princes la semaine dernière .
jereo moa ve jesosy nanomboka nisy tamin ny fotoana iray ?
toujours pas passez à autre chose 1993 est loin même si cela est beau de l avoir gagné
tsy voatery ho mpisera aterineto ianao misokatra amin ny hevitra izay mifandraika amin ny resaka fifandraisana na teknolojian ny fampahalalam baovao ny fifaninana . jereo ity ambany ity raha te hahafantatra bebe kokoa momba ny fidirana amin ny fampahalalam baovao an olotsotra avy amin ny mpiara mpamorona ny global voices ethan zuckerman resadresaka nataony niaraka tamin ny mpanova changemakers na tadiavo koa ny fampahalalam baovao an olotsotra misy ny tetikasa fanentanana ao amin ny rising voices .
mankasitraka president . fa mba ampiakaro moa ny karama mba ahafahan malagasy rehetra misitraka an zao fotodrafitrasa izao e . mafinaritra d mafinaritra ery ny mijery azy fa ampafirin malagasy no afaka mba misitraka anzao . sa saod kosa d ho an olona vitsy an isa ihany no hanaovana an itony toerana mahafinaritra itony
tamin ny 28 septambra 2009 namono mpandray anjara nitondra tanam polo mihoatra ny 150 tamin ny famoriam bahoaka nokarakarain ny mpanohitra ny mpitandro ny filaminana gineana izay teo amin io kianja io ihany . vehivavy mihoatra ny 40 no naolana teo imasom bahoaka olona miisa 1 . 500 farafahakeliny no naratra ary maro hafa no nanjavona .
tanàna ao amin ny faritr i aquitaine
na te hiasa aza nge tsisy asa e aiza ilay asa nampanantenain izao fitondrana izao ho an tanora . nisy ve . misy ve ary mbola ihisy ve . fahantrana io
misy ihany koa ny tabataba marobe tamin ny bilaogy momba ny fifandraisana voalaza fa misy eo amin i evo morales hugo chavez sy fidel castro izay tondroina am pivazivaziana ho ivon ny ratsy amerikana latina . milaza i miguel buitrago fa mandoka fahatany an i evo morales i etazonia raha miampanga ny fanentanany fa tohanan i chavez sy castro . nanaiky i miguel centallas ary manazava azo antoka fa tsy mila an i evo eo amin ny fahefana i etazonia . saingy ny filazana izany dia manamafy ny fanohanan i evo an ireo mpifidy anti amerikana . miezaka mamakafaka ireo antony manosika hafa misy i boli nica tamin ny lahatsoratra lalina sy lavalava iray
nadikan i zeinobia ao anaty lahatsorany ho amin ny fiteny anglisy io hira io .
manomboka ndray zany zao ny toejavatra toy zao tsy maintsy hitoy io mitandrema manomboka eto mahereza fona neny a ary enga anie mba ho hita arapahasalamana le zazakely ndriiiiii iiii
mialatsiny indrindra tompoko . ilay fanavaozana tsara fa tsy tokony lokoina loko politika ilay izy . mampanahy ao aoriana kely ao ny handokoana ny saina pirenena ho volom boasary ko .
mpiara miasa hoe e ? mpiara miasa ahoana ? raha jerena ny teny fototra ny hoe mpiara miasa dia entina ilazana ireo izay mpiray asa amin ny toeram piasana iray ka samy manatanteraka ny anjara andraikitra tandrify azy ny tsirairay hahatanteraka ny lasin asa kasaina hotontosaina projet . ry mpamaky malala fitiavana andriamanitra andriamanitry ny famonjena izy ka ny hanafaka ny olona amin ny fahotàna ary hanome fiainana mandrakizay ho an izay rehetra mino azy no kendreny jao . 3 16 . efa vitany tamin ny alalan i jesoa kristy ny famonjena izao tontolo izao . mila anao kosa anefa izy ho mpiara miasa aminy hampiely izany vaovao mahafaly izany ka hitaona ny olona handray an i jesoa kristy ho tompo sy mpamonjy azy . ho vita fihavanana aminy .
la casquette à l envers la montée en ligue 1 le barrage face à st étienne l abbe deschamps de nouveau remplis la gouaille la franchise le doigt d honneur merci pour les travaux je préfère avoir furlan que der zak au moins j ai du jeu et de l animation
4 ary naseho tamin kery ho zanak andriamanitra araka ny fahamasinana tamin ny fitsanganany tamin ny maty dia jesosy kristy tompontsika na notendrena na naseho ho zanak andriamanitra mahery
que les fêtes de fin d année soient riches en affection et en gaieté que la nouvelle année 2021 déborde de bonheur de bonnes surprises et de prospérité que tous ces voeux deviennent réalité .
black out mihitsy ve manombok zoma ne l iz e
kihon dalana lehibe ho an ny hetsiky ny mpitondra fivavahana ny vanim potoana ankehitriny . mitombo mantsy ny andrikitra iantsorohan izy ireo amin ny fikatsahana ny fampijoroana ny fahamarinana izay antom pisian ny hetsika . tao anatin ny herinandro vitsy dia nijoro ny vondron kery lehibe iray izay eo ambany fandrindran izy ireo ka ahitana ankolafy fikambanana ary sindika efa dimapolo mahery . izany dia ho valin ny antso izay nataon ny hmf iray volana lasa izay . ny hametraka tetezamita vaovao andresen ny tombontsoa iombonana no tanjon izy ireo ka ny fanambarana ny hery no lalana entiny manatratra izany .
nilaza i navalny fa nandainga momba ny vola lany tamin ny tetikasan ny olaimpikan i sochi i putin raha nilaza izy fa nitentina 214 miliara robla izany na manodidina ny 6 5 miliara dollars . nanambara i navalny fa mbola be lavitra noho izany ny tarehimarika marina any ho any amin ny 46 miliara . nisy tetikasa taloha nataon ilay mpanao politika avy ao amin ny fanoherana boris nemtsov nahita ny fandaniana ho nahatratra 51 miliara . ny fandresen dahatra ru avy amin ny bilaogera mpanohana ny governemanta dia nolaniana indrindra tamin ny olaimpika madiodio ny 6 5 miliara raha lany tamin ny fikarakarana ny fotodrafitr asan i sochi lalana fitaovam pandraisana ary ny seranam piaramanidina kosa ny ambiny . ny zavatra rehetra izay tena ilain ny iray amin ny faritra vitsy fitsidiky ny mpizahantany any rosia .
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra .
taitra ary lasa tokoa ny sain ny maro raha nahita sy nandre ny fanontaniana napetrak andriamatoa faniry alban rakotoarisoa filohan ny antoko politika madio na ny apm tao amin ny fandaharana don dresaka tao amin ny tv plus madagascar ny alahady 01 oktobra 2017 .
merci zandrikely président et joyeux noel à vous et la famille
misy ny mitsinjo fa ho voaroaka ao amin ny antoko komonista shinoa noho ny tsikera fanamarihany i ren . na izany aza tsy ankasitrahan ny rehetra ny fanapahan kevitra toy izany . tsai xia mpampianatra avy ao amin ny sekoly foiben ny antoko nanasongadina fa mety misy fiantraikany eo amin ireo mpikambana 80 tapitrisa mahery ao amin ny antoko ny fitantanana ny raharaha ren
ny tena mahafaly ity maraina ity dia ny mahita ny fandraisan ny maro fanehoan kevitra amin ny fiteny malagasy fitenin drazana .
atreto dé lé prix satri lé état hitandry iany
tanàna ao amin ny faritr i ain 354 pj
23 fa izay te hirehareha dia aoka hirehareha amin izao dia ny fahendreny sy ny fahalalany ahy ho jehovah izay manao famindram po sy fitsarana marina ary fahamarinana etỳ ambonin ny tany fa izany no sitrako hoy jehovah .
nenareo ko zavatra ôtrazn de tenenina sy hiasana saina an zarw io de tsitk ze idiran mijery fotsn de vita zara aza misy hojerena
tsy sahy misambotra ny tena lohany ny tompon andraikitra na efa nisy tale iray ihany aza md saingy nahazo fahafahana vonjimaika lp avy hatrany iray andro taty aoriana rehefa avy nandalo ny fitsarana misahana ny kolikoly cpac . zary lasa misy mizana tsindrin ila ity raharaha ity . na izany aza efa nanao ny asany hatrany sy mbola manohy izany mangina ny eo anivon ny bianco . andrasana ny ho tohin ny asan izy ireo indrindra rehefa tonga eny amin io rantsam pitsarana iray io ny raharaha .
ny ankamaroan olona eto ampovoantany tsy dia mahay mpanakanto avy an am faritra . felicitation selekston .
rah mis olona afk manontany any d norma b
fa na zan na ts zan tiko b le ceinture ahhh alefa filoha ahhhh
arahabaina nahatratra ny fisotroan dronono . ho voky ronono tokoa zany e .
de toutes facons la plupart des voilees ne sont pas autorisees a faire du sport par leur mari ou leur entourage
15 koa tomoera tsara ry rahalahy ka hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo na tamin ny teninay na tamin ny epistilinay .
manana fifandraisana manokana amin ireo mpanakanto ireo ve ianao ?
teni andakil anai zao tam matin tsis resaka anzao
https pages team rohff kery james 1409712682617642 aimes les gens
tsignim bahoaka io mpikajtramo olona ab io ts mampalahelo anakahy
fotoana izao handraisana hiarahana ary hiara misakafo . ny fitetezan ny natiora dia mandondona ny lohanao ary manisy toerana ho an ny eritreritra sy hevitra vaovao . mihaino ny feon ny natiora ianao ary mahatsiaro tena ho velona sy tsara .
de mbola sahinao ihany ve telma ny hiteny oe safidiko n 1 .
zay vao naheno andafy andrefana andafy avaratra foana henoko hatramin izay
torresgotay jereo ny tantaran i francheska duarte dia manontania tena hoe nahoana ny olona no tsy mino na inona na inona eto amin ity firenena ity ?
raha toa ka toa ny tsy misy valiny ny vavaka ataontsika tsy tokony hitady izay sakana mahatonga izany ve isika ? mety ho avonavona fandavana hamela heloka tsy fifankahazoana amin olon kafa na toa an i jakoba adivarotra amin andriamanitra raha homba ahy andriamanitra ka hiaro ahy amin izao lalana alehako izao dia jehovah no ho andriamanitro genesisy 28 . 20 21 . famaizana taona maro vao tsapan io patriarka io fa ny zavatra rehetra anie ka fahasoavana daholo genesisy 48 . 15 5 . tena mifanohitra tokoa amin ny vavaka nataon i jabeza hoe enga anie ka hotahianao tokoa aho ka hohalalahinao ny faritaniko ary ho amiko ny tànanao ka harovanao amin ny ratsy aho mba tsy hampahory ahy izany . naborany tamin andriamanitra ireo fangatahany ary natoky ny fahamoram pon andriamanitra izy sy niankina tamin ireo teny fampanantenana natao tamin ireo razambe genesisy 28 . 13 15 . ary dia nomen andriamanitra azy izay nangatahiny 1 tantara 4 . 10 .