text
stringlengths
0
14.4k
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
mahagaga zany nga moa tsy olona efa manana traikefa fitantanana no manao ny taratasin ketra ao commune . sa le akamakama sy fianakaviana tsy an asa no napidirina tao .
𝗙𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗜 𝗕𝗢𝗡𝗜𝗡𝗔𝗛𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗔𝗧𝗟𝗘𝗧𝗔 𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗠𝗣𝗢𝗡𝗗𝗔𝗞𝗔𝗡 𝗜 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗝𝗔 𝗝𝗨𝗗𝗢 𝘀𝘆 𝗙𝗜𝗕𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗢𝗡𝗝𝗔𝗠𝗕𝗬 alarobia 3 aogositra 2022 lapam panjakana iavoloha notontosaina tao amin nyplus lapam panjakana iavoloha androany 3 aogositra 2022 ny lanonana fanomezana mari boninahitra ireo atleta malagasy sy mpanazatra namiratra nandritra ny fiadiana ny tompondakan i afrika teo amin ny taranja judo sy fibatana fonjamby . nandritra izany lanonana izany no nanoloran ny filoham pirenena andry rajoelina ny medaly sy ny mari boninahitra chevalier de l ordre de mérite de madagascar ireto atleta nitondra avo ny voninahim pirenena ireto . manohana hatrany ny fanatanjahan tena malagasy ny fitondram panjakana ary namaly avy hatrany ny fangatahan ny filohan ny federasionina roa tonta ny filoham pirenena ka omena toerana mendrika azy ireo taranja roa ireo amin ny alalan ny fametrahana dojo national manara penitra . toerana izay efa entin ireto atleta ireto hanomana sahady ny lalaon ny nosy amin ny 2023 ary ny jeux olympiques izay hatao any frantsa amin ny 2024 .
hita mitsy ilay mpanohitra eto oe tsy mijery hafa tsy ny tombotsoany
aaaaandray d tena tss azo itokisana tsony mints zany ny olona nefa mpiray tampo aminao zao mapalahelo le lelah torio faty any aleo igadra any
efa fantatrareo v oe iakatra nfre taxibe ati manomboka volana juillet .
ty kosa mba mitovy tsy otran ry neymar sy ry mbappe
ady amin ny tsy fandriampahalemana eto boeny mifarimbona ny ben ny tanàna sy ny solotenam panjakana ary ny mpitandro filaminana 25 juillet 2017
ny sapile dia lalana andehanana any amin i jesoa miaraka amin i maria . 112
araka ity fampielezan kevitra ity dia tsy maintsy mandoa isa isaky ny fampidiram peo tsirairay ianao . tahaka ny mitovy amin ny ao amin ny google . ny sandan ny tsindry isaky ny tsindry dia mety tsy mitovy amin ny tsenan ny tsena iray amin ny iray hafa . na izany aza raha manana fomba fijery mahazatra ianao amin ny fitantanana ny fampiasana amazon pay per click dia hahazo fiverenana ambony amin ny fampiasam bola ianao .
nena ndray contraire misy blague ve tsy mankaleo anareo mints n a dia efa heno foana fa fomba tantarainola az mitombo kely eny iany perso oui
any amin ny commune imerimandroso koa mba zarao mr le président a .
taoko fotsy ho any d maninona tsyz miaraka fa tsy haiko kpnmo izy n a ho any fa niteny ihany izy we ho any
rosiana mpanao gazety miisa telo no maty nandritra ny alin ny 30 jolay tao amin ny repoblikan i afrika afovoany teo amin ny toeram pisavana iray ivelan i bangui renivohitra .
ary ny zanakalahin i jakoba nanao taminy araka izay nandidiany azy
reveko be maheno an ity zoky ity miteny .
canal madagascar ny bonus tout canal 15 jours tsy mandeha akory
mitsôka be io rehefa feno io . in 1 tamin ny fiainako aho no nahavita an io .
défini d abord faux et usage de faux et toi même tu répondras à ta question .
14 milahara manodidina hamely an i babylona ianareo rehetra izay manenjana tsipìka asio izy fa aza tsitsina ny zana tsipìka fa tamin i jehovah no nanotany .
projet an rajao nge io fa ts an rajoel eh
okaaa lekaaa leee tena o voaroaka isika re izanyy leeee
déconnecter nao ny kaontinao dia mamerina mikaroka ireo vaovao tokony ho privées ianao . raha mahita azy ireo amin izay fomba izay ianao tsy privées izany ireo vaovao ireo fa misokatra ho an ny rehetra . raha tsy hitanao ireo vaovao ireo dia na tena nisy n pirate ny kaonty na misy naman ilay olona manana accès amin ireo vaovao ireo manampy azy . oh tsy facebook . ny orinasa ara dalàna dia manana accès amin ny informations mahakasika ny cif ny orinasa hafa . raha ei dia tokony hita ao ny no cin sy ny mety ho adiresin ny ny gérant ka raha handefa taratasy ofisialy aminy ny orinasa iray dia mitady ny anarany na ny anaran ny orinasany ao dia hita ny rehetra . raha olona tsy mahay izay dia hitory fa nampiasa olona manao asana agent de renseignement ilay orinasa . kanefa izany dia accessible ho an ny orinasa ara dalàna rehetra hanaovana droit munication isan taona .
manomboka miaina ny fiainam baovao izay natolotr andriamanitra anao ianao jaona 10 10 2 korintiana 5 17 .
te ho anisan ireo ahazo ity fiara sy moto ity ve ianao . mandraisà anjara amin ny lalao tombola goavana avy hatrany rehefa manao na ianao . efa vonona ireo ekipanay handray anareo . azaplus adinoina fa mbola mitohy ny fihenenam bidy an . raha toa ka mbola tsy abonné canal ianao . araraoty fa 50 . 000ariary monja dia mahazo décodeur sy bouquet access mandritry ny iray volana . ho an ireo efa abonné kosa manaovà réabonnement formule anao amin izao ary mazahoa bonus 30 andro formule amboniny . mandraisà anjara avy hatrany amin ny lalao tombola izay mety ahazoana fiara raitra abonnement tout canal mandritry ny 30 volana moto .
le seul et l unique meilleur rappeur français du millénaire . avoir deux têtes sur me kery c est avoir la valeur absolue sur le papier blanc exprimant la justice de l ordre la détérmination le pouvoir de changer les choses par les mots armés . ses textes me des sabres très tranchants éliminer les adversaires racistes et injustes . kery james est une bibliothèque qu il faut lire et relire avec amour . big up alix mathurin du côté de brazzaville congo . 2014 tu étais dans mon pays sous la bénédiction du réseau mobile mtn laisse moi te dire que ta prestation scénique était une boule de bombe à chaque morceau j avais la chaire de poule . et tu avais terminés avec le morceau hardcord à la demande du public . le bon dieu veillera on se verra et je te bien de fois tu nous inspire avec un bon feat avant que tu t en aille en retraite peut être . après toi dans le rap y a le vide . je parle des puristes j ai dit et j assume .
14 . inona no hanampy anao hanana tokantrano sambatra raha tsy manompo an i jehovah ny vadinao ?
efa tan dctr iz omal de efa nahaz fanfd
hita eo ny adinlaisany androany . fa raha amiko aloha aleo mahita locauxe . us colomiers zany ve tsy kitramponkotany any . coupe ondry
za ko mahita hoe ts ampy choque iz na le feo malefaka kel
ny fandoroana ny lapan ny tanàna ve no tena nisongadina tamin ny tolona 1972 ?
laingo laniny tendro avy amin ny dikantenin i ending teo amin i wikibolana anglisy .
taorian ny andro maromaro nikatonana tafaverina ny tranonkala azerbaijani tsy miankina malaza momba ny adihevitra sy vaovao day . az . na izany aza mitohy ny fanontaniana tamin ny nanjavonany vetivety tsy toy izany kosa ny forum ao amin ny tranonkala fantatra amin ny adihevitra misokatra sy demokratika .
raha taty dago io ady io efa tapitra ripaka ny gasy
efa mankalaza ny faha 15 taona niorenany ihany koa ny fikambanana ankehitriny .
fa izio ve tsy mandeh bonus . satria nividy c omaly
manohy ny fitakiany amin ny famoahana an i othman ny mpiserasera amin ny alalan ny fitakiana antserasera .
3 ry zanak olona ireto olona ireto efa nampiorina ny sampiny ao am pony ary ny fahatafintohinana mahameloka azy dia apetrany eo anoloany . moa hety hanontanian ireto va aho ?
ambony rihana 300 000ar miaraka amin ny jiro tsy miady intsony ny ambany rihana 300 000 ar miaraka amin ny jiro miady varotra
sampan draharahan ny fanaovana fanadihadiana sy momba ny didy amam pitsipika
k te ifidy azy eo ko aleo ataony any
41 ary nisy demonia nivoaka tamin ny maro ka niantso hoe hianao no zanak andriamanitra . nefa norarany ireo ka tsy navelany hiteny satria nahalala azy ho kristy .
andro vaovao ho an ny mpiray tanindrazana indray androany ary toa mahavelom bolo ny mahita ny ankamaron ny olona manao ny asany an davanandro am pitiavana ! na dia teo aza ireny loza nianjady t malagasy ireny ! atao ahoana tokoa moa fa tsy maintsy mitraka e ! fiainana daholo ireny !
zah ranga maka anw oo . hatram farany .
tsara mitsy n ipubliena anzao sy ampafantarana n vao2 farany mb his hisainan reo lelah sasan manao zipo reo
22 dia efa tonga tamiko ny tànan i jehovah tamin ny omaly harivan ny andro nahatongavan ilay nandositra izay tonga tao amiko ka nosokafany ny vavako mandra pahatongan ilay nandositra izay tonga tao amiko nony maraina dia efa nisokatra ny vavako ka tsy moana intsony aho .
ny lamesa tamin ny sasakalin ny krismasy tao amin ny fiangonana fianakaviana masina .
tena zany mintsy . manomboka erÿ ivandry jusk eo
ra zao habeanlah zao alou tsy afaty ah mitsy eh . le antsy fotsiny aza mila tsy hozaka
avec leo messi c était encore plus facile d y parvenir car ce mec était un génie sans lui ce pliqué à mon avis
15 minitra monja miala ny oniversite no misy ny tranon ny fonjan ny ankizy tsy ampy taona izay nifanaraka tamin ny biraon ny fanorenam ponenana ho an ny mpitsoa ponenana mba hihazonana ireo ankizy tsy ampy taona niampita irery ny sisintany amerikana .
tanàna ao amin ny faritr i rhône alpes
panama zavatra mahavariana eny amin ny lalambe
isaora filoha zay efa vita sy ny mbola hatao fa mba asio fiheverena hany ny mba hisian ornasa eto ty nosin tsika t mba hoan reto tanora aman ketsiny mahavita fianarana isan taona ty a .
ka ny vita gasy tsy mlay ny olona rehefa mividy zavatra dia izay mahafinaritra azy no vidiany . ary zany no atao hoe varotra ary tsy arendrina irery fa tonga dia ny entana varotana rehetra ny mampandeha ny an ny vazaha dia ry zareo mahavita izay mahafinaritra ny olona
fahatanterahana manan danja amin ny ady iraisantsika atao amin ny heloka bevava nasiam piomanana ny herisetra ary ny fanondranana zavamahadomelina ilay fisamborana
fa mbola vo haingana teo an no nahalala an izao t fotsy
bonjour d antsoy aloha fotsiny izy rehefa ho any ndri satria izy ndray2 miasa sabotsy
afaka 5 taona io d lava fa velao agny
efa akaiky ny farany aleo lazaiko fa mbola namono afo ilay tokony hilaza an zay
tsy mety le izy ny sasany mahazo amin ny gony ny hafa mahazo tapa gony ny hafa mahazo amin ny kapoaka ny sasany mahazo amin ny madco
la voix d or 2021 iza daholo ilay mpakafia olgina ato . olgina 3 little birds prime 4 demi finale la voix d or 5 eme édition viva production
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
courage à bakambu et en attendant la série noire sa continué existait . mençons à peur déjà . bon continuation à toi à jamais les premiers
bjr dia aiza misy azy azafady . merci
ao anatin ny minitra vitsy hisehoan ny fotoana feno aizina dia ny haino aman jery tranainy sy vao haingana no mitantara ny antsipirihan ireny zava mitranga ireny toa tsy dia manaitra noho ny tsindrona amin ny hoditry ny tantara . saingy rehefa tonga ny resaka fandringanana ny vitsy an isa any pakistan dia lasa misy fahatàrana eo amin ny fanapariaham baovao amin ny antsipirihany eny fa na ny famintinana aza
teraka tany afrika atsimo aho ary toy izany koa ny ray aman dreniko sy ny ray aman drenin izy ireo . izay no maha afrikana ahy ! izaho izany no antsoina hoe miloko raha izany fa tsy fotsy hoditra .
io izao ny hcc olona tsy voafidy akory fa notendrena kanefa dia izy indray no tompon ny teny farany satria izay no voasoratra ny lalam panorenana .
nfafana daol zay ny publication an sasany anreo maka 25 tao mahamasina ra mahita anty vidéo ty ry zareo reo . hahaha 25 k . o debout e .
i tapiramutá dia kaominina ao brazila ao amin i 20px bahia ao amin i centro norte baiano itaberaba .
vous pouvez maintenant vous envoyer des messages vous appeler et voir les informations concernant le statut en ligne et la lecture des messages .
endri pamaritra anarana amin ny teny poloney
eny kia sad mams ki tsapko niova lasa otran tia be zn
iangaviana tompoko rehfa hita somantsara ilay ankizy izay anaovana recherche otrzao mba hanazava tsara fa mitaintaina amin ny toerana izay
il font honte à munauté j espère qu il seras puni et qu il ne pourras plus exercer la parole de dieu ce diable
mila hery sy fahalebiazanao avy aminao damien kely . mamela hoazy tompoò . mamindra fô am fianakaviny . ray
hetsipanoherana eo ambonin ireo rano miaraka amin ny sorabaventy mivaky hoe heloka bevava ny fanimbana ny tontolo iainana . loharano pejy facebook n i cọt s hiếu
tsy tokony hisafidy ny fanararaotana tafahoatra amin ny fanafoanana ny fahalalahan ny fanehoan kevitra ny governemantantsika ho antony hanoherana ireo tsikera . ndeha ho jerentsika ny zava misy marina mialoha ny hanatanterahantsika ireo fepetra maro tsy amim piheverana .
zah manana fa tsy mahay inona no ataoko mba ahaizako mrc ho an izay mmaly .
niteraka fanehoankevitra be dia be tao amin ny haino aman jery sosialy nandritra ny herinandro ilay lohahevitra isan izany ity an i isabel dos santos ilay zanaka vavin ny filoha angole ity
k alamino haingana ary f tkn atao n reservation am cotisse
qui a jeter les jacinthes dans l eau il faut les mettre dans le bac
ny tenifototra ar واحشناياباسم wemissyoubassem malaheloanaozahaybassen no maneho ny hetahetan ireo ejiptana mpampiasa twitter hahita ny fiverenana haingan i youssef . keizer mpanao taokanto an dalambe dia nanolotra ny sary iray nataony mba ho an i bassem izany dia mizotra mankany amin ny fanehoana hoe mbola avo dia avo ny lazan i bassem na dia vao indray mandeha monja aza no niseho fahitalavitra hatramin ny nanombohan io andiany io
un zéro zay fa mila nailo le défense hhhhhh
famakafakana ny adim panahy sy ny finoana ary fanantenana tao amin i joba
an arivony ireo mpino tonga tany vohipeno nanatrika sy nanome voninahitra ny fotoana .
ary tahaka izao ny endriky ny toerana rehefa vita
ity zvtr ty mety misi zvtr omen olona secrète an lay mpitifitra de tsi de maatsiaro an tenana tsony ka komandina fotsn we zao atao
k milamina ne leizi f nji mts zani miobstacler az p
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
hisy ny fanentanana sy fampahalalana ho an ireo kandidà hametraka fangaraharana ny kaontim bola . mampirisika azy ireo sy ny antoko mpanohana hanara dalàna ny samifin amin ny tetikasa indrindra amin ny fitantanana ny kaontim bola amin ny fifidianana .
c est officiel twitter accepte la proposition d elon musk . le patron de tesla et de spacex va racheter l intégralité des actions twitter en circulation à 54 20 dollars pièce ce qui correspond à la proposition initiale du milliardaire . numerama . com elon musk rachète twitter et va potentiellement changer l histoire des réseaux sociaux numerama april 25 at 6 56 pm c est historique elon musk vient de mettre la main sur twitter . il va sortir l entreprise de wall street .
zz ne doit pas décrocher si le m . l appelle ce n est pas respectueux
12 ny taranak i elama dia efatra amby dimam polo amby roan jato sy arivo
26 ary jeroboama nanao anakampo hoe izao ny fanjakana dia hody amin ny taranak i davida ihany
ahoana raha manao zavatra mampalahelo ahy ny namako ?
je passe car ma familler va contaminer par .
hirany sy malala gôma zaho no atsiarovako azy sady nitiavako azy . tsy heno intsony a
19 dia hoy ny vahoaka rehetra tamin i samoela mangataha amin i jehovah andriamanitrao ho an ny mpanomponao fandrao maty izahay ! fa efa nanao izao ratsy izao izahay ho fanampin ny fahotanay rehetra satria nangataka mpanjaka ho anay .
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .