text
stringlengths
0
14.4k
non tsy voatery izao dia izao ka . fa alohan ny hiaingana fotsiny
rindra thr andrian nareo le eo am devant tokana randria lay eo ampovoany natacha toliaiarison lay ao afara alefa aaaaa
mpampianatra mozika ahy izy tany an tsekoly izay namoronany ny amboarampeo kely toy ny nataony tany amin ny sekoly maro ary nahatonga azy ho tena mpamorona ny hetsika amboarampeo tena nahomby tao venezoela . nirehareha fatratra aho afaka mihaino ny sanganasany tao amin ny onjampeo eoropeana . profesora lauro no mpamoron kira fanta daza indrindra avy ao venezoela sy ao amerika latina ihany koa aza .
misy ve fanontaniana na zavatra tsy azo na nahoana mampijaly saina anao ? amin ny alalan ny vavaka dia afaka manatona an andriamanitra ianao ary hanatona anao koa izy jakoba 4 8 . manaraka izany manokàna fotoana hihainoana azy sy hiarahana aminy . hampisehoany zavatra lehibe sady saro pantarina ianao dia izay rehetra mahakasika ny fitiavany . izany no ampanantenainy .
wechat tafavoaka velona teo ambanin ny sivan ny prc saingy tsy ho hisy intsony ao rosia ? misy dikany izany ? haha
izany hoe ny zavatra nataon ny olona na ny hadalana na ny fisavoritaha teo amin ny fiainana dia lasa teny hampitondraina na hafatra ho antsika sy ny rehetra .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
tany bangladesh lasa nalaza ny lahatsarin ny fakantsary fanaraha maso nahitana mpiasan ny lalamby namonjy tovolahy iray izay natory teo amin ny lalamby raha handeha handalo iny ny fiarandalamby . nampiseho hakingana sy haranita tsaina ilay mpanavotra raha namonjy ilay tovolahy tamin ny fahafatesana .
mino zah ry teg f ts hividy anio ianao
aleo de tsorina eto fa fahasahiranana ny nanao ny anay renouvellement nefa efa faha5 passeport ko zany tsy voatery handea any ivelany anie vo hanamboatsy na hanaovao e satria mitovy am cin ihany io fa tsy misy zavatra tsy sarotra rehefa eto madagasikara tena mampalahelo solution n13 fö masina ny tanindrazana tompokolahy sy tompokovavy
anarana iombonana sokajy endrika qwtcatégorie anarana iombonana amin ny teny endrika qwt
ho an ireo monina ivelan i madagasikara ny anaran ity voankazo ity dia grenade amin ny teny frantsay ary pomegranate kosa amin ny teny angilisy .
global voices maitso amin ny andron ny tany 2008
anisan izany ny toerana famolavolana ireo laza adina sy ny efitrano fanaovana fanadinana ary ny fitsarana fanadinana . tazana amin izany avokoa ny irika rehetra mety hahitana soritra ny kolikoly na ny mety ho fivoahan ny laza adina mialoha ny fotoana .
mpanao voalohany singiolary ny endrika manoro ny tao ny matoanteny tonen
ny ankamaroan ny olona dia mahatsikaritra ny fitrandrahana saingy tsy fantany hoe tena manao ahoana izy io . tsy takatr izy ireo ny fomba anehoan ny votoaty tranonkala ho an ny karoka fitadiavam bola hafa amin ny zavatra hitan ny mpiserasera . amin ny sehatry ny aterineto ny fitaovana aterineto tsirairay dia voamarina amin ny adiresy ip . rehefa mampihatra ny fanakanana ny votoaty mifototra amin ny mpampiasa ny lohan ny ht http na ny adiresy ip an ny mpampiasa izay mangataka ny votoatiny .
ny momba ireo rihitra mineraly vokarin ny rantsan ny barrick acacia mining plc any amin ireo toerana telo fitrandrahany volamena any tanzania no votoatin dresaka . tamin ny 5 martsa 2017 notànana mba hanaovana fanadihadiana ireo kaontenera maro nisy ireo rihitra mineraly ary nahato ny fanondranana . nampangain ny komity notendren ny filoha hanatanteraka ny fanadihadiana ho nampihena be ny habetsaky ny volamena sy ireo mineraly hafa ao anatin ireo rihitra mineraly haondrana ny acacia mining ka tsy nahazoan i tanzania ireo volabe niditra efa mahatratra ny tetibolam panjakana telo taona .
maro anefa ireo bhutane no tsy mahazo hoe inona no tena olana tsy anekena ireo sarontava . efa nalefa tamin ireo fetiben ny horonantsary iraisampirenena maro ilay horonantsary toy ny tamin ny fetiben ny horonantsary locarno fetiben ny horonantsary bfi london fetiben ny horonantsary taipei golden horse ary ny fetiben ny horonantsary iraisampirenena ao singapour ary nahazo fankasitrahana manokana avy tamin ny mpitsara iraisampirenena ka nahazoany ny laharana faharoa tamn ny fetiben ny horonantsary iraisampirenenan i toronto ny volana septambra tamin ny taona lasa . nomanina havoaka voalohany tany bhutan ny volana desambra 2016 izy io .
raha toa tsy nisy izany filazana sora bola izany ny mpiantoka na amin ny endriny inona na inona fa amin ny fomba mazava sy tsy miolankolana dia tokony hanambara amin ny filazana nosoratana ny toetra sy ny famerana ny aikitrosa nekeny .
gaga aho fa dia nifanaraka tanteraka amin ny lahatsoratra saika hosoratako io fijoroana vavolombelona io . izany mihitsy no saika ho atolotro ho vahaolana amin ny tsy fahadiovana eto antananarivo . hoe raha samy manadio ny eo anoloan ny tranony daholo isika rehetra ary manakarama ny mpamafa lalana avy amin ny latsak emboka na dia ar 100 isan olona aza dia hadio be mihitsy ireny elakelan trano rehetra ireny . avy eo isika samy tsy te handoto intsony fa samy hanary fako eny amin ny fitoerany . rehefa tsy hisy fako intsony afa tsy ao amin ny dababe dia ho hitan ny havany eo ny kaominina rehefa tsy hanala an ireny ara potoana . hahita hevitra tampoka eo indray hanampiana azy ny kaominina io . mety hoe ny orinasa indray no hanome fanampiana azy ohatra na fikambanana isan karazany .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
voaova farany tamin ny 3 mey 2016 amin ny 10 54 ity pejy ity
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany .
ilay miaramila tsy adino nalaza tamin ny aterineto ilay miaramila afgàna taorian ny namonoan ny taliban azy
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra .
ankoatran ny famokarana herinaratra an antelomita dia mahafinaritra ihany koa izy ity raha hitsangatsanganana . antelomita 1 sy antelomita 2 . raissa andrianiaina misaotra nandefa sary taty aminay malagasy ve ianao
ten trop lotra ndray . las mapianatr toetra ratsy .
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra !
misaotra amin ny fitadiavana vahaolana mr lr gouverneur lova paupil razafindrafito
io zao defa misy sain dratsy koa agny hanao totakely an ireto olona reto
samia anie mten zay mahafaka azy . ra za zao dia androan no mety amiko fa miankina am akizy sasany
mety problème climatique angamba ity mitranga eto mada ity
ts aleo mb atomboka nji . les dames d abord mants n fahalalapomba
mpanao faharoa ny endrika mifarana amin ny tovana ar amin ny endrika filaza mandidy ny matoanteny acostar .
dia tahaka izany koa ny ankizy mahita ny ray amandreny miady . ataovy izay mba hifandeferana sy hifanajana ary hifankatiavana ry ray amandreny hajaina .
za d kepoka d n l vahiny mivezivezy mikarakara ttsy k ar mb midanaka eo mijery
miarahaba anao tratrin ny fetin ny ray andriamatoa filoha mahefà be amin ny adidy hiantsorohanao . manantena anao matoky anao hatrany izahay tompoko
faut que tu y ailles xavier je suis impatiente de voir si tu aimeras autant que moi
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
. famotehana ny toe tsain ny vehivavy malagasy .
qatar 2022 lions indomptables ireo mpilalaon i cameroun voaantso hiatrika ny mondial 2022
3 dia naniraka olona adoni zedeka mpanjakan i jerosalema ho any amin i hohama mpanjakan i hebrona sy pirama mpanjakan i jarmota sy jafia mpanjakan i lakisy ary debira mpanjakan i eglona ka nanao hoe
18 misaotra an andriamanitra aho fa miteny amin ny fiteny tsy fantatra mihoatra noho ianareo rehetra aho
eo am piandrasana izany dia mihazakazaka ny fanatonana ny andro 2 aprily daty iray izay ahafahana mahatsiaro ny lasa sy manainga antsika handalina ny zava misy amin izao fotoana any malouines .
nanazava ny antony tao ambadik ilay fitokonan ny fiarakaretsaka i zhang kai mpisolovava momba ny zon olombelona
donald trump ho valifaty amin ny fanafihana simika ao syria izay namono olona sy zaza am polony maro nandefa 7 . avrily 2017 eo amin ny toeran ny fanjakan i bashar asad 59 . nanazava avy hatrany ny fanafihana ny filoham pirenena shinoa izay nampiantrano azy tao amin ny toeram ponenany any mar a lago any florida .
isaorana anie andriamanitra rain i jesosy kristy tompontsika izay niteraka antsika indray araka ny haben ny famindram pony ho amin ny fanantenana velona tamin ny nitsanganan i jesosy kristy tamin ny maty .
ny nahaliana ny mpamaky global voices tamin ny herinandron ny 26 feb 4 mar ?
ahona mo zany ny anaovan ny zone franche télé travail .
nihinana teo anilan ny antontam bato izy rehetra .
ny isam ponin i pons dia 4427 mponina araka ny fanisana natao tamin ny taona 2008 . ny haavon ny toerana ambany indrindra dia 8 metatra . ny haavon ny toerana avo indrindra dia 63 metatra . ny fisiana ara daharampehintany ary ara daharanjarahasin ilay kaominina dia 45 . 5811 ary 0 . 5469 amin ny soratra desimaly . ny faritr ora dia gmt1 .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
kay atao ko fa niasa njy maray zany nify sa namboarin
7 aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian ny fony avy tsy amin ny alahelo na amin ny faneriterena fa ny mpanome amin ny fifaliana no tian andriamanitra oha . 22 . 8 lxx . .
raha avy ny zanak olona moa hahita finoana ety ambonin ny tany va izy ? lioka 18 8
ny lahy sy ny vavy marefo amin ny fikorontanan ny toetrandro
voaova farany tamin ny 3 mey 2016 amin ny 09 20 ity pejy ity .
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany .
tetikasam panentanana pokemon tattoos ho an ny lehilahy sy ny vehivavy
tonga d ataovy am limiten ny taninao koa ny anao fa samy am taniny io nanao ny azy izy tsy nijery ny momba ny ankilany .
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna vetaveta mamely olona manokana .
lehilahy iray tokony ho eo amin ny 16 taona eo no namoy ny ainy noho ny asan dahalo . raha araka ny fanazavan ny zandary ao ambalavao dia mpianatry ny lycée iray ao an toerana izy . mbola tsy ampy taona ary ao amin ny kilasy faharoa seconde raha ny tohin ny fanazavana . nentanin ny namany hafa izy mba hiaraka aminy hanao fanafihana . dia
mais on s en fiche du soi disant poisse
rodriguez jean alain io jante pleine nlisany io oaaaaa
tokony msotro rano betsak enao fa ts ampy rano
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany .
anareo miteny hoe hamokatra mila mamokatra eeh . zao vanille nay faratra efa vokatra be anareo mody sary fanina eo fotsiny lasa anareo ndray mahazo vokatra .
ankoatra izany rehefa miasa amin ny tranokalan ny tranonkala mahazatra ianao dia tokony hijery tsara ny hetsika rehetra natao mba tsy hamela ny sazy ho an ny sazy google izay mety ho azonao amin ny farany ny asa dia efa vita tanteraka . izany no mahatonga ahy manoro hevitra manaraka ity torolàlana momba ny fampiharana fohy sy soso kevitra tsotra ity mba hahazoana ny tsara indrindra amin ny tranokalan ny hatsikana tsara indrindra ary mahatsiaro ho tsy azo antoka ny sazy .
maty aho bws le manjatina mlg may 27 at 4 27 am aza mifapikôty2 eny andalana eny rehefa otran io ny moto nao fa zah akory tsy vary gony na entana andeha ho livrena
marihina fa ny tanindrana no tena manana io fomba io . matetika dia votery mandainga izy ireny mba hahazoany fankatoavana amin ny ray aman dreniny . na izany aza anefa dia misy kosa ireo izay mifanohitra amin izany ka tsy fantatra intsony hoe mpianaka no miresaka . ny sasany aza dia toa zary tsy misy fanajana intsony ka na dia misy vahiny aza dia tsy olana amin ny ankizy ny mandray ny resaky ny olon dehibe .
ny dragona apokalypsy 12 . 9 izay mampiasa ny fahefana eto amin izao tontolo izao mba hanaovan dratsy
100 andro tamin izao fiandohan ny volana septambra izao ny nitantanan ny praiminisitra ntsay christian ny governemanta . anisan ny asa vitany ny namerina amin ny laoniny ny fitoniana taorian ireny krizy nanomboka ny 21 avrily teo ireny ka nisehoan ny fidinana an dalambe . tonga amin izao hirosoana amin ny fifidianana izao izany na teo aza ireo hetsika sy fitakiana ny tsy hanaovana izany amin ity taona ity . nanome antoka sy toky ny sehatra iraisam pirenena ny amin ny hanaovana ny fifidianana ny 7 novambra izao koa ny tenany .
lasa lafo be ary ny am service rapide oe efa 50
tsy dia malaza loatra amin ny fitondrantena maneho fahaiza mihafy ireo mpikambana ao amin ny parlemanta mps avy amin ny jogorku kenesh ao kyrgyzstan . kanefa sosokevitra iray nivoaka avy tao amin ny tranoben ireo mpanao lalàna ny amin ny tokony handavan ireo mps ny fiara vatsian ny fanjakàna nomena azy ireo ka handraisan izy ireo kosa ny minibus rehefa handeha hamonjy asa no nahatonga ireo kyrgyz mpiondana aterineto hatrany amin ny fanombantombanana ny tombontsoa tokony na tsy tokony homena ireo olomboafidiny .
tonga nanolotra ny taratasy manendry azy honina sy hiasa eto madagasikara tamin ny filohan ny repoblika andry rajoelina ny masoivoho vaovaon i korea atsimo sem son yong ho androany 16 desambra 2020 . nandritraplus ny lanonana izay notanterahina teny amin ny lapam panjakana iavoloha no nanambaran ity masoivoho vaovao ity fa mijoro eo anilan i madagasikara hatrany i korea ary hanohy ireo tetikasa efa misy sy hanamafy ny fiaraha miasa eo amin ny firenena roa tonta .
tsy misy izay tsy mikolay ny amin ny hatsiaka mamirifiry mifafy ny rehetra amin izao vanim potoanan ny ririnina izao .
inn lay moto . ny ahy za tapaka litr ts lany ef nanan hafa za 3litre ts ampy
mila manao fikarohana kely angamba raha tsy voasoratra ao amin ny lahatsoratra ilay izy . efa karazana .
mila manao fikarohana kely angamba raha tsy voasoratra ao amin ny lahatsoratra ilay izy . efa karazana .
ahoana no handoavantsika malagasy ny fitaovam pianarana fitafiana ary fanafody ho an ny ankizy ?
raha ny fitantaran ireo niharan ny fisamborana dia tao anaty herisetra tanteraka no nanatanterahan ny miaramilan ny fis tamin izany ny fisamborana . taorian izay dia notanana andro maromaro teny amin ny bc anosy . tsy nahazo fitsimbinana manokana izany na dia mpanao gazety aza fa nafangaro tamin ny mpangalatra sy ny mpamono olona tao amin ny borigady misahana ny heloka bevava tetsy anosy .
avelao hizaka ny zony manafika ny mpanonta pirinty manerana izao tontolo izao ny vaomieram pirenena momba ny fanabeazana toy ny hoe izy irery ihany no tokana mpiambina ny marina mitdy hanova ny fitantaran i monteiro lobato machado de assis castro alves ary ireo mpanoratra hafa maro izay nahasahy nanoratra amin kahalalahana ny tantarany afaka amin ny fihatsarambelatsihin ny fahaiza mitondra tena ara politika petrakevitra tsy mbola nisy akory tamin ny androny
mino ny fikajiana ny baiboly izy ireo fa hitanareo hoy ny baiboly ao amin ny
mpanao voalohany ploraly amin ny endrika ho avy amin ny endriky ny matoantenin ny mpanao filazana manoro ny matoanteny abdo .
impossible d assurer leur sécurité avec tout l argent qu ils possèdent d hommage
salama . ao amin ny fehezan dalàna momban ny asa dia misy antony 4 manapaka ny fifanarana arak asa . misy fenitra takin ny lalàna anefa hafafana manapaka io fifarahana io na eo amin ny fomba paik ady na forme et procédure na eo amin ny voto antaony fond . raha misy tsy mifaraka amin ny lazain ny lalàna ny iray dia azo lazaina hoe abusive ilay rupture . rehefa voaporofo hoe tena izay tokoa dia azonao atao ny mangataka di noho izany
raz ronuash anicet ulrich andriamamitiana finiavana classe nlesany
tamin ny 1996 i google nitondra anarana backrub tamin izany fotoana izany dia tetikasa siantifika iasan i larry page sy sergey brin mpianatra mianatra momba ny rindrankajy fikarohana ao amin ny oniversiten i stanford . mieritreritra rindrankajy mandinika ny fifandraisan ny sehatra web izareo ary io rindrankajy io mety manome valin karoka tsaratsara kokoa nohon ny mpikaroka mifaninana aminy tamin izany indrindra altavista .
mampanankarena arapanahy rehefa milamina n y fanahy zay lazzintsika fona oe mahaolona dia mande n y ara nofo
nandray fepetra tamin ny tsy fisian ny rafi pandrefesana ny taha pahadiovan ny rivotra an tserasera ao skopje tamin ny alalan ny famoahana saripika eo amin ny bolongana ny ong greenbox .
1046 ladislas ier de hongrie mpanao politika
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
23 raha ny vehivavy lany zara no ampakarina ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny . heb . ankahalainana mandimby
fanorenan tsy ara dalana fa nitaomana tany aman jatony camion aao no vokany ny madinika tsy afaka mampiakatra avo ny taniny no difotra ao
ahoana no fomba nitondran i jesosy an i josefa sy maria ? . milaza ny baiboly hoe niara nidina tamin izy ireo nankany nazareta izy ka nankatò azy ireo foana . lioka 2 51 52 inona no azontsika ianarana amin i jesosy ? . ie tokony hankatò ny ray aman drenintsika koa isika .
k lalatiana nangatak tamnah d nf nenah ef nis napiasa d zay no nantaniko n tompony sod nis napiasa d manjary mis mtovy
mpanamarika ny an ny tompo singiolary ny teny astronomus
1947 2017 fankalazana ny faha 70 taonan ny tolom panafahana
soeurs de roues fona2 e za maka anlisan fonee felicitation mamizara bisous