text
stringlengths
0
14.4k
na mandoa vola isan andro nareo aza io gascar mba leo ihany mpanaraka sa ve hoe tsindry
avy d mande izi zani rf vita zai .
za wa rehefa ato antrano de mijery télé foana n a de tsy mandeha aza nytele
ary ahoana ilay vola roa 2 sakosy . sa nanjavona . sa . .
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
ao amin i lama fâché misy an io tantara io mapanaelo anakay
korea avaratra mitombo ny fitarainan ny vahoaka
araka ny fitantaran ireo ray aman dreny sasany dia ny alatsinainy no nitaraina marary ireo zanany . nieritreritra izy ireo fa mandalo ihany izany kinanjo ny talata maraina nitombo isa ihany ireo zaza mandoa sy fanina tao an tsekoly . teo vao nahafantarana fa vokatr ilay fanafody kankana no niteraka ny aretin ireo zaza ireo . raikitra amin izay ny savorovoro ka tezitra ireto farany ary nikasa haka an keriny ireo mpampianatra ao anatin ireo epp roa ireto . vaky nandositra avokoa ireo mpampianatra ao amin ny epp anketa omaly maraina raha ny vaovao voaray avy any an toerana ihany .
mety zay tokoa angamba lay quitus anefa any mme raymond de mbola hoe tsy voahatitra ihany
𝑪𝒂𝒍𝒆𝒏𝒅𝒓𝒊𝒆𝒓 𝒅𝒆 𝒍 𝑨𝒗𝒆𝒏𝒕 𝑱𝒐𝒖𝒓 12 nous démarrons la semaine en vous annonçant que nous avons franchi la barre des 70 000 abonnés sur cette page . misaotra betsaka merci à tous ceux qui nous ont suiviplus depuis nos débuts et à tous nos nouveaux followers . les superfans c est l occasion de montrer vos badges mentaires svp .
mampitovy fandeha mpitondra omby ny mpitondra olona satria samy camion ngamba . mahereza .
mpanao faharoa ny singiolary ny efa lasa tsotra ny matoanteny dicter
nahatsiaro tena aho taorian izay ary tsy afaka tao an tsaiko ny zavatra hitako .
lahatsoratra efa tamin ny volana janoary 2006
fa raha ny ratsy fanahy miala amin ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahitsy dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty . ny fahadisoany rehetra izay nataony tsy hotsarovana aminy intsony . ho velona izy noho ny fahamarinana izay nataony . ez . 18 21 22
fa hoy ny loholona rehetra tamin ny fiangonana rehetra jehovah andriamanitry ny isiraely no efa nianiananay taminy koa ankehitriny tsy mahazo mamely azy isika .
quel cinéma . je ne cautionne pas du tout l agresseur mais alors le joueur il peut s inscrire au cirque gruss
nanolotra valisoa 200 . 000 dolara rs 2 crores hoan izay mamono ny tompon i charlie hebdo i mna ghulam ahmad bilour tamin ny 2013 nandoa vola rs 40 . 698 ho fandoavan ketra izy .
mampiasa ny us mena aho nandidy ny 2xl . mifanaraka tsara izy io afa tsy amin ny lanjany . tena mbola tsara sy tsara tarehy tsara ho an ny vidiny
de avy eo vonoi o alex am zay riantsoa s y me police iray igny ts mety alou le ataon o mialy e efa hita hoe mpamono olo de mbola arovana am zay vadin olo am garant i mialy mints no tokony higadra
tsy hiraharaha anareo izany i le maître des désillusions ry mpiasany ministère ny intérieur aaa leladelafo sy solelafo izy dia hijery anareo eee . izany no tadiaviny . omeko ny maereza ô .
an arivono ireo miaina anaty hatsiaka henjana be fanàla hatramin ny 5 solika sy hazo fitaina rehefa ririnina zara raha mahita ho raisina
je vient d arriver chez moi . j était a ton concert il etait magnifique je sais pas si tu va lire ce message mais sache que tu es le meilleur des rappeur les autre ne t arrive pas a la cheville . ton concert est trop amouvant . 1 heur de frissons a t es coté . merci pour tous ceux que tu as fait pour moi et pour ceux qui m entour merci j espère pouvoir te voir mardi a ton prochaine concert prendre ne seraissent qu une photo a t es coté . et pour te remercier plein de fois et surtout pour te faire part de me parcours que tu as l itéraalement changez . merci merci merci a mardi inshà allah .
na eo aza izany ny bilaogin ny ligue des ongs du mozambique fikambanan ireo ong ao mozambika dia namoaka lahatsoratra iray nanindriany fa tokony ho naka fepetra ny governemanta
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
mbola mamelombelona ihany ilay feo e . mlay ambondrona mandrakizay
6 mariky ny fitiavan andriamanitra lehibe fitiavan andrimanitra ray izay nanome ny zanany lahitokana hamonjy ny maro fitiavan ny zanaka mahafoy an tsitrapo ny ainy noho ny fahotako . jaona 3 14 17
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra !
ao amin i helotranon i ginea no misy an i nizeria . ny halava manontolon ny sisintanin i nizeria dia 4 047 km ary 853 km no halavan ny amorontsirak i nizeria . ny firenena mizara sisintany amin i nizeria dia kamerona nizera ary tsady .
aleo mifamerina sady rehefa vita mariaz aoka ny nakaban adriamanitra tsihosarahy nolobelon
13 ary boaza dia nampakatra an i rota ka nanambady azy ary jehovah nampanan anaka azy ka niteraka zazalahy izy .
betsaka sahady ny tsoa kevitra nivoaka nandritra ny fanokafana ka isany nibahana tamin izany ny tsy fahampian ny foto drafitr asa entina ampandrosoana ny teatra sy ny fampisehoana ny tsy fahafantaran ny tanora amin izao fotoana izao ny atao hoe teatra ny firoboroboan ny kolontsaina avy any ivelany indrindra ny horonantsary fa eo ihany koa ny tsy fahampian ny fiofanana ho an ireo mpanoratra sy mpilalao . santatra ambava rano tokoa moa izao tetik asa fiofanana notanterahin ny ministera izao raha ny sehatry ny teatra no resahina . mbola betsaka ny vina manaraka fa dia natomboka tamin ny fanomezana aim baovaon ny teatra aloha izany tamin ity indray mitoraka ity .
famaritana ny akora afahan ny tsirairay mandrafitra ny laza olana fototra mifandraika amin ny zavatra ilokalokantsika dia ny fampandrosoana miainga avy any ifotony .
roa andro taorian ny famonoana an i vitor nitolo batana tany amin ny polisy ny lehilahy iray voarohirohy 23 taona mba hiaiky fa izy no namono ilay zazakely . nanapa kevitra hitolo batana izy satria natahotra ny ainy saingy tsy nilaza ny antony izy . nilaza ny sasany fa mety manana olana ara tsaina izy .
fanamarihana lahatsoratra efa nivoaka tamin ny volana jolay 2007 ity adika eto ity
11 et quant à la maison du roi de juda écoutez la parole de l éternel . 11 ary henoy ny tenin i jehovah ny amin ny taranaky ny mpanjakan ny joda sy ny mpianakaviny .
100 fetra . fa n 99 andro ian no hoan mpangalatr f n 1 kos d ts anaz tson
kkkkkkk rah taty dago zao lah mety 3ans minimum sazy mihantona fotsiny . any aahhh .
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
17 inona avy no porofo fa tena manampy anao ny tanan i jehovah ? tsapanao angamba ohatra fa i jehovah mihitsy no nanao izay hahitanao ny fahamarinana . angamba koa ianao tany am pivoriana nahare hevitra nahasoa anao ka niteny hoe natao ho ahy mihitsy izany ! na nisy vavaka nataonao ary nivaly ilay izy . angamba koa ianao nanapa kevitra hanompo bebe kokoa ka nataon i jehovah izay hahatanteraka an ilay izy . na koa ianao niala tamin ny asa iray tsy nahafahanao nanompo azy ka nahita hoe tsy nahafoy anao velively izy . heb . 13 5 ho tsapantsika hoe imbetsaka i jehovah no efa nanampy antsika raha mandinika tsara an izay nataony ho antsika isika .
salama tompoko . inona kay n . fanafody mba mampazoto homana azafd
tantely andrianarison 2007 quand nous voulions jouer à brain games
tsy mampiova ny hevitry ny hetsika ho an ny fanorenana ifotony hfi ny fisokafan ny fandrotsahana antontan taratasy filatsahan kofidiana amin ny fifidianana filoham pirenena mamory olona eo anoloan ny lapan ny tanàna analakely izy ireo androany manohitra ny hirosoana amin ny fifidianana fa hanao fandaminana ireo zava manahirana ny firenena hisorohana ny fiverimberenan ny krizy aloha .
hannnn pourquoi on habite si loin les meufs . sa aurai été génial marjorie saint aubin mylène maux
tena mafy sy mandefitra isika vahaoka malagasy ra avy miasa ianao ka hody hamonjy tokatrano amboteazy tsy tambo isaina ny eny andalana tonga ao atrano indray ianao tapaka ny jiramaty
na dia tamin ny alalan ny facebook ihany aza no sehatra voalohany nampitàn ny mpiombon kevitra tao amin ny wakeupmadagascar ny hetsika milaza fa hanomana tohivakana ataon ny olompirenena ry zareo ary herinandro teo ho eo no nanapahana sy nilazàna tao amin ny pejy ny fotoana dia nisy akony ihany ilay tohivakana nokarakarainy sady tsy nohamaivanin ny mpifehy ny tanàna na oviana na oviana sy ireo vondro tafika mpiaro azy ny ho fiantraikany fa efa niomana fatratra ry zareo . noheveriny fa hisy ny fidinana hanitsaka io arabe io noheveriny fa hisy ny kiakiaka na savoritaka na tabataba noheveriny fa hisy ny kabary na fivorivoriana tsy amin antony . saingy tsy araka izay noheveriny ilay zava mitranga satria tsy azony tsara ny fandehan ilay resaka .
c est normal car il est le meilleur joueur du monde
nahazo aingam panahy tamin ny fomba nentim paharazana mirona amin ny fomba fitsaboana natoraly ny taovam pananahany ireo vehivavy any amerika latina
13 ary tsy tiako tsy ho fantatrareo ry rahalahy fa matetika aho no efa nikasa hankatỳ aminareo saingy azon tsampona mandraka ankehitriny aho hananako izay vokatra atỳ aminareo koa toy ny any amin ny jentilisa sasany .
eny farafaharatsiny mba tsy fahadisoan ny amerikana izy ity
ny lahatsary hafa momba ny fihovitrovitry ny tany moa dia ifampizarana amin ny alalan ny twitter .
tandremo ndray ary sao dia misy manararaotra manao sakafo piraisana ao
12 tsy nampoiziko ny nanandratan ny fanahiko ahy ho eo amin ny kalesin ny fireneko be voninahitra .
c est à croire que le gardien du sporting a été payé pour être aussi catastrophique . depuis karius avec liverpool en finale de league des champions je n ai pas souvenir d un aussi mauvais match d un gardien de but
mankasitraka mr le président amin ny fitiavana atolotrao . fa tena loza koa tompoko ity tsy fandriam pahale mana eto ankazoabo atsimo ity . tsy fantaro na mba ho tafa pita amin andriamato a filoha hajaina ihiany ity hetaheta ity . hatramin ny osy vé tompoko dia angalarina satria efa tsy misy intsony ny omby hangalariny .
nambaran ny fitsarana rosiana ny fandraràna ny telegram mihantsy mitsiky ary manahy ny mpisera
na potika aza ny fananan ireo rahalahy sy anabavy dia mbola nanompo an i jehovah foana izy ireo
magic johnson dia mpilalao basikety mpiantoka mpilalao vola mizaka ny zom pirenen i etazonia teraka ny 14 aogositra 1959 tao lansing
problème eto dia mibizina loatra ny olona zay fanampiana avy any dia tsimaintsy mandalo sivana ka zay tolantolany no sisa omena ny vahoaka tena sahirana aiza ve ka misy sahy manome vary 4 kapoaka fanampiana
libya mirehitra i gaza ! firaisankinan ny bilaogera amin i palestina
kaiza . mbl ts tao lets ramose d akori zani .
cite universitaire r3 rose ankatso ii b 28 10 22 15h40 mitokona ireo vehivavy mpianatra monina ao amin ny ity cite ity nohon ny fidongian ireo filohan ny mpianatra avy amin ny faritra andrefan nyplus madagasikara ny salle de loisir ho hatao trano fonenana . efa nanomboka omaly hariva ihany koa ny fandrafetana fizarana ny salle de loisir nataon ireto filohan ny mpianatra avy any amin ny faritra atsimon i madagasikara ireto . araka ny vaovao hatrany dia misy filohan ny mpianatra hafa avy amin ny faritra hafa ihany koa efa mampiomana azy ireo fa ho halaina hatao trano fonena ihany koa ny salle d etude ao amin ny rihana faharoa sy fahatelo . tsara ho marihana anefa fa trano natao hoan ny vehivavy ity trano ity ary lehilahy ireo mpianatra mikasa honina ao ireo . efa tonga eny antoerana ihany koa ny mpitandron ny filaminana sy ireo solontenan ny avy ao amin ny minisiteran ny fampianarana ambony ka handrasana ny fanampahankevitra ho raisn izy ireo . source resa vaovao
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
mba hahafahantsika mahafantatra ny fahamarinana dia andao hojerentsika ny genesisy 1 27 ary andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny tahaka ny . hanohy hamaky
ny betz oise dia tanàna ao amin ny departementan i seine et marne ao île de france any frantsa . ny misy an ny departementan i somme dia any avaratr i picardie .
voaova farany tamin ny 15 aprily 2016 amin ny 12 37 ity pejy ity .
nandao ny tanànakely i djuena raha mbola kely izy ary nandeha nonina tany manaus . tao amin ny sombin dahatsoratra notaterin ny tranonkala jornalistas livres dia nilaza izy fa avy amin ny fanontaniana iray napetrany hoe nahoana aho no tsy afaka mihira ao ? satria ve aho tompotany ? ny hevitra noraisiny mba hanaovana ny fampisehoany ao amin ny teatro amazonas .
raha mbola tsy ao amintsika ny finiavana handroso dia zava poana izao rehetra izao .
ninona no mbl ts azoko am vatanao kai .
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany .
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
bisous ao am pri ao satria kiala tsy mba hita2
mikasika ny kabary am panambadiana ihany tokony tsy hisy intsony ny ady na ny fifampiderana talenta ranofotsiny eo amin ny mpikabary andaniny sy ankilany araka ny voalazan ity mpikabary ity hatrany .
mop ara dalàna . ao anatin ny famitana ny sazy 15 taona azony teo anivon ny fitsarana ady heloka be vava toamasina i lejo na massaro ankehitriny izao tratra izao . voaenjiky ny fitsarana noho ny raharaha fanafihana volana orinasa mpitrandraka harena ambanin ny tany tao betainaomby ka nahaverezana vola manodidina ny 500 tapitrisa ariary izy ny 27 aprily 2011 . raha nijanona roa taona tao am ponja izy dia nalain ny fitsarana toamasina nanao m . o . p main d œuvre pénale ny 11 jona 2013 izay vita sonia ara dalàna ary neken ny fitsarana naka azy ihany koa ny nanaovany izany mop izany . nandritra ny roa taona niasany teo anivon ny fitsarana tao toamasina dia tsy nisy ny olana teo aminy sy ny fitsarana nampiasa azy afa tsy 23 novambra 2015 izay nandraisany anjara tamin ny fakana an keriny ireo zanaka mpandraharaha amin ny sehatry ny andramena tao toamasina ka voatery nanaovan ny fitsarana nampiasa azy tatitra fandosirana teo anivon ny fonjan i toamasina ny 19 d
aorian ny fividianana ny fitaovana filalaovana mandany eo amin ny 100 rmb yuan eo matetika ny mpilalao iray amin ny fividianana fitaovana manokana ahafahana mamaky mivantana izay mamela ilay fitoavana filalaovana nasiam panovàna mba ho tafiditra amin ilay kilalao nadika izay afaka hita mora foana sy alaina mivantana amin ny aterineto ho ao anatin ny kapila afaka entina mivezivezy ety ivelany .
voninkazo amin ny teny tibetàna vide
ref tss ny asa mamely ny aonanana de lasa manitatra mampalahelo
nahazo diplaoma teny amin ny anjerimanontolo lalana ho an ny nahazo diplaoma izay mitaky ny telo taona ny fiofanana miaraka amin ny icas neken ny mpampiasa
harena zava tsoa sarobidy voatahiry rakitra lehibe ho an ny firenena ireo sangan asan ny mpanoratra ao aminy
tsy nitondra tena tahaka ny olona salama saina sy vatana intsony ny vahoaka isiraely ka sarotra tamin andriamanitra ny nisarika ny sainy . ankoatra izany dia vao mainka nanamafy ny fon ny olona ny fitsaran andriamanitra . koa satria tsy nitodika tamin andriamanitra ny olona dia mbola niala nenina farany tamin izy ireo ihany i amôsa mba hibebahany .
d mb miaritra keli profiteo la vie en attendant
cela ne vient pas des vrais supporters ce sont des gens qui prennent rien au foot
mbola betsaka ny fandraisan anjaran ireo mpahainkintana tsy manao azy arak asa amatora amin ny fahitam baovao ara kainkintana amin izao fotoana izao ary anisan ny taranja mbola manome anjara an ireo mpahainkintana tsy manao azy arak asa ny hainkintana . 1
amin ny toe javatra fahatelo ny fitsarana dia mandidy azy ireo hamarana ny vola tavela tokony aloa eo am pamaranana kaonty . rehefa mahita ny didim pitsarana momba ny vola ny mpampanoa jeneraly miadidy ny teti bolan ny faritany mizaka tena dia manakiana ny andraikitry ny mpitam bola ary raha ilaina ny antoka mifanandrify amin izany .
røva ræ inn mo le koziny teto . . veriko papany ne anw
inona no olana amin ny maha kristiana azy na ny fahitana mpilalao sarimihetsika kristiana ! ? na ny mpaminany muhammed ho aminy anie ny fiadanana dia nanambady vehivavy kristiana ary nandidy antsika ho tsara fanahy amin ireo kristiana .
ataovy sur poteau any io sao hanolana hafa eo indray bidon aolana ra mafy tena
aza manadino ny hanao soa sy hiantra hoy ny tenin andriaman itra fa fanatitra toy izany no sitrak andriama nitra efa tanterakareo zany président mivady dia tohizo foana fa andriamanitra tsy mba tsy marina ka hanadino ny soa ataonareo izy anie homba anareo mandrankariva sy hamaly fitia anareo tompoko
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
tehafako ireo rehetra izay na eo aza ny hambo mbola mampiaka peo ihany tehafako ireo lehilahy sy vehivavy mahery fo izay tsy matahotra ny herin ny fanjakana .
48 toy izany no hampitsaharako ny fahavetavetana amin ny tany mba hahazo anatra ny vehivavy rehetra tsy hanao araka ny fahavetavetanareo .
big mj after tsy mdodo feno anao mam zel ft mad max mr sayda rarakivy vatomamy ayam tomorrow koa day lion hill donia ambi la tia vola boy black décidé ts y mahafoy arione joy hasambarako bdb eeee
fanalefahan tsazy faobe nomen ny filohan ny repoblika noho ny fetim pirenena hisitrika izany ny voafonja 11 316 efa voatsara ka manefa sazy manerana an i madagasikara ny 2 902 amin izy ireo dia ho afakaplus hivoaka ny fonja avy hatrany . ireto kosa ny voafonja tsy afaka misitraka ity fanalefahan tsazy ity ny voaheloka amin ny sazy toy ny vono olona ny heloka mamoafady ny fanodinkodinanana volam panjakana sy ny famotsiam bola ny heloka rehetra mifandraika amin ny raharaha andramena sy hazomainty . ireo voatazona am ponja vonjimaika sy ny voafonja na ny voasazy nanao fampiakarana . sary fanehoana
hanina kosa io ko ny hevitra zany mandany rora
manchester city tout près de sa première recrue estivale
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
mialoha izay dia mbola hanatrika ny fianianan ny filohan i rwanda any kigali rahampitso zoma 18 aogositra . hitarika ny delegasionina ny praiminisitra mahafaly solonandrasana olivier . fivoriana iraisam pirenena no hatrehina ka mila halefa mialoha ny lisitr ireo delegasionina malagasy hiara dia amin ny praiminisitra . teo no niseho ny nafenina satria nipoitra ilay taratasy misy ny lisitra anaran olona 9 ka ny 3 amin ireo no tompon andraikitra eo anivon ny fiadidian ny primatiora izay ahitana mpanolotsaina manokan ny praiminisitra mpiambina akaiky sady mpanampy azy ary ny talen ny serasera eo anivon ny primatiora . ny 2 kosa mpanao gazety ary ny 4 ambiny dia ny vady aman janany . ny fanjakana malagasy araka izany no miantoka ny fandaniana matoa nampidirina tao ireo anarana ireo . hiala eto antananarivo anio alakamisy 17 aogositra ary higadona any rwanda anio ihany izy ireo . rahampitso no hiala ao hihazo an i afrika atsimo ary hitodi doha an tanindrazana ny 2
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
fuel tv chaine ahitanao ireo sports extrêmes toy ny bmx skateboard snowboard wakeboard motocross . ny fandaharana africa now dia ahitanao ireo sports d action africain misongadina toy ny ultx bmx skate contest . dth 250
ny taona voalohany ao amin ny sekoly ambaratonga fahatelo dia taona fanorenam pototra natao ho an ny rehetra .