text
stringlengths
0
14.4k
20 ny taranak i nahora ary rehefa afaka izany dia nisy nanambara tamin i abrahama hoe indro efa niteraka zazalahy koa milka tamin i nahora rahalahinao
mety hisy hetsika ara tononkalo ataon ny fikambanana ve ?
amin ny 3 desambra no hanomboka ny fifampiraharahana momba ny karama farany ambany indrindra ara dalàna hoan ny taona 2015 ary efa vonona amin ny daty napetraka ny komity handinika izany .
non non y a pas re penalty . dsl ça déranges
ny skunk dia rano maimbo be izay nolazaina fa fifangaroan ireo faty mihapotika sy rano maloto avy nampiasaina ary lo novolavolaina voalohany tamin ny taona 2004 nataon ny rafael armament development authority ho an ireo mpitandro filaminana israeliana hiatrehana ireo hetsi panoherana am pilaminana efa voaoman ny olom pirenena izay niha betsaka tany amoron i jordana tany nobodoina an keriny .
i rova ko anie ndrandray fetsifetsy d mavakat anan tsy mahalala hoe rdd no mampivarotrz azy
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
tranga iray vaovao no noresahana tao amin ny facebook satria efa manakaiky ny fifidianana ao zimbaboe . tsy mitonona anarana iray mitondra ny famantaràna hoe baba jukwa bj no lasa foto dresaky ny mponina satria ireo zimbaboeiana noana resa politika dia nitsidika ny rindrina facebook ny hijery ny vaovao farany mikasika izay mitranga ao anatin ny antoko politika zimbabwe african national union patriotic front zanu pf an ny filoha robert mugabe .
sary 120pxthumbrightmari piandrian i crèvecoeur le petit i crèvecœur le petit dia tanàna ao amin ny fivondronan i clermont ao amin ny departemantan i oise ao amin ny faritr i picardie ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim paositra 60179 . i philippe hazard no ben ny tanàna mandritry ny fahazoan dalana 2008 2014 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ny fivondronan kaominin i plateau picard
24 amin ny taona jobily no hodian ny tany amin izay nividianana azy dia ho an izay tompon dova .
ary izao ny tiako indrindra amin ny zavatra rehetra ananantsika ato amin ity efitra ity dia ito lahatsoratra eto ito .
atao mody tsy hita reo satria tsy avy tana capitale nefa koa international reo dia ninay ho fanjakana aza asiana fanavakavahana fo mbola ho lavitry n y dianizireo ministre n y sport
max verstappen est champion du monde . dans un dernier tour absolument incroyable le néerlandais a dépassé lewis hamilton pour remporter son premier titre mondial .
mipetraka ao chiang mai aho amin izao fotoana izao ary tsy dia mahafinaritra loatra ny herinandro farany niaraka tamin ny ankizy sy ny zokiolona milaza ny amin ny olana ara pisefoana . natsangana ny tafika mba hanampy tamin ny famongorana ny sasany tamin ireo doro ala ary nanandrana namafy akora tamin ny rahona ny royal thai air force hanosehana ny orana mba hanadiovana ny zavo tsetroka . tsy nahomby anefa ity farany hatreto kanefa misy ny famantarana mampahery ankehitriny fa miha tsara ny toe draharaha . madio kokoa ny rivotra ary sambany izany tao anatin ny andro maromaro tazana ny lanitra manga mazava sy ny endrik i doi suthep .
trop bien le floutage des 2 agents . impossible de voir leur visages
mba hiza ary mahay mitantana kkkk aza maninofy eo rangahy eee mitovy fona anareo jiaby io zéro
nivoaka avy tamina fatwa didy ara pivavahana ny asam pampihorohoroana mampihoron koditra tahaka izao . heverin ny mpikambana ao amin ny jirga ho fandikana ny fitsipi piainan ny foko ny fihirana sy ny fandihizana . izany fandikana izany no lasa fototry ny fanamelohana ireo zazavavy dimy ireo . tokony homarihana fa nitehaka nandritra ny mariazy tao amin ny tanàna misy azy ireo zazavavy ireo .
ty le ozy francis turbo we vahao ny ombiko
dégager o reo fa fiainana efa sarotra de manakorotana foana 2023 efa akaiky de zay eh ny sasany zao manararaotra mangalatra
sary avy amin i david robinson 2012 co melanie nathan tsy azo adika . alàlana tokana no ahazoana mampiasa ity sary ity dia avy amin ny global voices irery ihany .
13 dia nisy hariva . ary nisy maraina andro fahatelo izany .
notsindriany fa izany indrindra no tokony hampiharana ny lalàna eto amin ny tany sy ny firenena . noho izany nanao antso avo tamin ireo tompon andraikitra isan tsokajiny ny filohan ny repoblika amin ny fampiharana tsy misy hatak andro ny lalàna velona eto madagasikara . rehefa hampiharina ny lalàna ho foana ny kolikoly eny amin ireny lalam pirenena ireny . hihena ny lozam pifamoivoizana hihena ihany koa ny gaboraraka sy ny tsy fanarahan dalàna ataon ireny fiara mpitatitra entana ireny sns hoy hatrany ny filoha hery rajaonarimampianina .
fa maninona ary ny lazainy fa 111 ny isan ny lahatsoratra nefa 134 no hitako amin ny .
complexes potram ho an ny fanodinana ny kodiarana sy ny entam barotra amin ny indostria .
rano mari pana aostralia amin izao fotoana izao volana
rahefa nahita ilay teraka jamba ny apôstôly dia nanontany an i jesoa hoe ry mpampianatra ô iza no nanota izy sa ny ray aman dreniny ka nahatonga azy ho jamba ? jo 9 2 .
vahoaka mivandravandran ny tahotra mahita ny andrin tetezana iray nofaohin ny rano ao srinagar .
courage maman f misy farany n zava drehetra . ts voatery ho mamaritra ny ampitsonao ny miseh androany
ny antom pijoroanay gdpem dia hamaha ny olan ny angovo eto amintsika satria azo hatao tsara izany amin ny alalan ny fiaraha miasa matotra eo amin ny orinasa tsy miankina sy ny fanjakana amin ny fananganana central kely be dia be isaky ny kaominina eran i madagasikara .
araka ny tatitra tamin ny haino aman jery amerikana tezitra i washington fa namoaka ny sarin ny filoha trump nivory niaraka tamin ny minisitry ny raharaham bahiny rosiana sergey lavrov sy ny masoivoho rosiana ao etazonia sergey kislyak tamin ny alarobia ny fampahalalam baovaom panjakana rosiana .
tsy mirehitra ny lelafo mirehitra mandrakizay ao taganrog androany ary miteny ny manampahefana iray avy amin ny orinasan tsolika eo an toerana fa izany dia noho ny tsy fahafahany manome antoka fa tsy hitono saosisy eo ambonin ny afo ny olona eo an toerana .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
9 tsy efa noroahinareo va ny mpisoron i jehovah dia ny taranak i arona sy ny levita ka nanendry mpisorona ho anareo tahaka ny fanaon ny firenena amin ny tany hafa ianareo ? ka na zovy na zovy mitondra vantotr ombilahy sy ondrilahy fito hanokanana ny tenany dia izy no tonga mpisorona amin ireo tsi andriamanitra .
izany eo ihany fa ny laharana iantsoana ny mpiaro ny natiora dia 51 91 82 ary aza adinoina ihany koa ny milaza amin ny fampahalalam baovao vitsivitsy
olona 4 nosamborina tamin ny nanipazana vovoka fotsy ny filoha lefitra goatemalteka
problème entre ny représentant de l etat sy ireo démembrement de l etat io .
cette guerre est existentielle pour la russie par contre c est l égoïsme et la soif du contrôle total du monde qui amène les autres à l faire cette dernière . la russie mérite la victoire car c est pour sa liberté économique et politique .
tsy ny afo ihany no ady atrehan ireo peroviana mpamono afo an tsitrapo global voices teny malagasy
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra .
ao anatin ny faritra feno fahadisoam panantenana mitoetra ho tantara somary mahavelombolo ihany i yemen satria nifarana ny fihaonambem pirenena . ny lalàmpanorenana indray no dingana manaraka
tantaran ny reformasiona sy ny fiangonana loterana eran tany
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
ny isam ponin i doméliers dia 203 mponina araka ny fanisana natao tamin ny taona 1999 . ny haavon ny toerana ambany indrindra dia 114 metatra . ny haavon ny toerana avo indrindra dia 187 metatra . ny fisiana ara daharampehintany ary ara daharanjarahasin ilay kaominina dia 49 . 6339 ary 2 . 1644 amin ny soratra desimaly . ny faritr ora dia gmt1 .
ny ankamaroany dia tsy mahatsikaritra ny fahasamihafana fa ho an ireo izay mihevi tena mifanaraka amin ny sariohatra ny sisiny ambany amin ny iphone dia manjary mitazam pijery miavaka tsara miaraka amin ny lavaka lava lava mankany ankavia amin ny seranana kely ary enina miankavanana . izy io koa dia napetaka amin ny loha somary somary mafy kokoa sy maivana ary somary vaky ka hoy apple eo anoloana sy aoriana .
zay ar zao ator ko . efa nanao omal
tena ilaina tokoa io satria ny vahoaka salama no afaka mampandroso ny firenena fa mba jereo ny zava miseho ao hopitaly rehetra . kolikoly sns . de ny vahoaka noana koa mba jereo president tena sarotra ny fiainana izao
décroche un job en quelques heures . rencontre nos recruteurs en entretien direct tous les jours de 9h à 16h . plusieurs langues disponibles n oublie pas ton cv rendez vous en zone galaxy andraharo bâtiment titan ii .
zaza ho vonoina no alefa ao . je mande ambohimiandra ihany o .
misy ny fivoriana momba ny famoaham baovao fanao indroa isam bolana mba hiresahana izay tantara havoaka .
6 fa jehovah andriamanitrao hitahy anao araka izay nolazainy taminao ary hampisambotra ny firenena maro ianao fa ianao kosa tsy hisambotra ary hanapaka firenena maro ianao fa izy kosa tsy mba hanapaka anao .
non kous e . mba 4gb no rip fa tsy 8gb
raha fikotiana dia izay ilay hoe aleo hijanona mpinamana
ny équipement omena tsy izay tena ilaina ny mpiasa any sady tsy ampy no tsy miasa koa zara raha hita ao antoerana mbola mikitakita koa tsisy fanaraha maso mihintsy
i wikimedia commons dia manana aino aman jery mikasika an i bronisław komorowski
marika famantarana ny rà mandriaka ao amin ny tongotrao fanaintainana hafanana na moka amin ny tongotra na amin ny tongotra roa
tao amin ny the irrawaddy vohikalam baovao tsy miankina iray ao myanmar ity lahatsoratra avy amin i pyay kyaw ity ary navoakan ny global voices indray izay tafiditra ao anatin ny fifanarahana fifampizarana votoaty .
tsis pressé v any d tng d raisiko ato ftsn
1 anatra mafy noho ny faharatsian ny mpanjakan ny joda izao no lazain i jehovah midina any amin ny tranon ny mpanjakan ny joda ka lazao any izao teny izao hoe
rah zo zani koa ten tng d 1ère ligne
efa nisy ihany antso avo nataon izy ireo tamin ny alalan ny filohan ny sendikan ny indostria eto madagasikara sim freddy rajaonera ny amin ny tokony hametrahana fepetra mazava hiadiana amin io fifaninanana tsy ara drariny io . misy fiantraikany ratsy tokoa mantsy ireny fanafarana entana tsy ara dalàna avy any ivelany ireny toy ny tsy fandoavana hetra ary manakana ny famoronana asa eto madagasikara ary indrindra sakana tsy ahafahan ny orinasa malagasy mifaninana eo amin ny tsena iraisam pirenena . na dia efa nisy ihany ezaka nataon ny minisiteran ny varotra sy ny fanjifana ny amin ny fanaraha maso ireny entana ireny toy ny famotehana sy fandorana ny entana simba sy efa lany daty dia hita ho mangingina izany rehefa vita ny fety . tsy ampy ihany koa ny fampiharana ny dinika sy teti dalàna nataon ny mpandraharaha tsy miankina sy ny fanjakana . zary lasa resaka ambony latabatra fotsiny izany ka raha mitohy ny tsy fandraisan andraikitra dia ho potika hatrany ny orin
eo amin ny s madagasikarako july 28 at 5 07 pm mandraka rn2 eo amin ny s hoy ny filazantsika mpandeha voyage azy zay 65 km miala antananarivo amin ny rn 2 làlana mankany toamasina no misy azy tsy voatery fandalovana fotsiny ihany fa toerana tena mahafinaritra tokoa . ahitàna zavaboahary tena tsara ao anaty ny tontolo maintso mavana .
miarahaba antsika amin ny anaran ny tompo !
i plomion dia kaominina ao amin ny fivondronan i vervins ao amin ny departemantan i aisne ao amin ny faritr i hauts de france ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim paositra 02608 . i raphaël chevigne no ben ny tanàna mandritry ny taona 2008 2014 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ny fivondronan kaominin i thiérache du centre
bonjour . hilal ao hiaraka tatianah tenin i gracia
18 amin ny andro fahefatra ambin ny folo amin ny volana voalohany nony hariva no hihinananareo mofo tsy misy masirasira ambara paharivan ny andro fahiraika amby roa polo amin ny volana .
noho izany mitaky ny famaritana lalàm pifidianana mazava tsara ny ceni . takiana hazava amin ity volana mey 2018 ity ny lalàm pifidianana sy ny fandaminana ara politika mba ahafahana mandrindra araka ny tokony ho izy ny fifidianana sy manatanteraka amin ity taona 2018 ity .
izio ve afa mba mangata anakiray nah ividina mba itezaina de aiza ny ahitanao rah mety tsy hisera fa hiteza anakiray 1
tena mahaliana an ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan ny fiarah monina izy ireny .
mba tena malagasy marina ve ianareo tompon andraikitra ny fampianarana ambony ao . .
calm aloha elysé ah aleo ivoaka ny diplaoman i elysé aloa
voaova farany tamin ny 2 febroary 2017 amin ny 20 29 ity pejy ity .
diarynirilanto ny an ny sasany moa dia natao cover mihitsy
makaila nguebla io maraina io asabotsy 11 may niaraka tamin ireo mpikambana avy amin ny filankevitra nasionalin ireo fikambanan ny vondrom piarahamonina sivily gineana sy ny hcr afaka nampiditra ny fangatahana voalohany mikasika ny maha mpitsoa ponenana ahy aho .
shina nihazona saina manoloana ny kianja olaimpika ny mpanao fihetsiketsehana tibetana
araka izay efa nampoizina tamin ny 3 may namoaka fanambarana niampanga an i xu ho mpila ady ny fikambananan ny shinoa mpanao haiady ary nanambara fa tsy ara dalàna sy manohitra ny soatoavin ny kung fu ilay fihestiny .
volana maromaro lasa izay dia nanoratra lahatsoratra momba an i bitcentral mpamokatra vaovao momba ny famokarana vaovao aho .
za s mamisoa ka fa mamisoa natur tany am gio d eo am 23 mifampiandr
zvtra ts nis nandritr ny 65 taona de vitany zareo ankeitriny
efa tsy matsiro tsony e . tsisy tavela tsony ilay chaîne tena mba fijery .
noor mbirik virginia quadjovie . on y va c est 14e avec la carte imaginaire . ya des séances le samedi à 18h30 le 23 sept c est parfait
tanelanelan ny fieritreretana fitiavana sy famoizana nanasongadina ny aretina ara tsosialy mbola mamely azy ireo ihany koa ny lasibatra eto isika miatrika fifandirana sy fialàn ny fanjakana andraikitra izay nahatonga ity vono olona ity hitranga hoy ny niharam boina iray maty rahalahy . raha ny amin ny raharaha iray izay nampandoavan ny governemanta federaly amerikana onitra 25 tapitrisa dolara ny orinasa mpamokatra voankazo marika chiquita nantsoina taloha hoe untied fruity company noho ny fifandraisany tamin ireo vondrona milisy nilaza izy tokony misy ny dingana hitsinjarana izany vola izany eo amin ireo niharam boina tsy ny niharam boinan i la chinita ihany fa izay rehetra lasibatra .
vehivavy lehibe tsy mahay miaigny voabaraka . nagwe draa .
ombilahy vanga meur le président andry tsara mandroso ary ho tsara miverina hita st tsapa ny fitiavanao ny fampandrosoana any mscar malalantsika
kery un concert au gabon nous ferai du bien
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra .
i bellegarde en forez dia kaominina ao amin ny fivondronan i montbrison ao amin ny departemantan i loire ao amin ny faritr i rhône alpes ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim paositra 42013 . i jacques laffont no ben ny tanàna mandritry ny taona 2008 2014 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ny fivondronan kaominin i pays de saint galmier
ampiasao ny cta ao amin ny horonan tsaryo mba hanentanana ireo mpitsidika hiditra amin ny pejin ny youtube anao ary avy eo any amin ny sehatra fototra anao .
yuan bin shinoa iray avy any amin ny tanibe ary sesitany politika ao taiwan no nanambara ilay fanakatonana ho toy ny mariky ny fiafaràn ny tetikasa reformista amin ilay vohikala mpanohitra epoch times
manarà rano ho an ny hoditra malemy ny lalana tsara indrindra
nidina ifotony nanao tombana ny fivoaran ny ezaka momba ny ady tamin ny tsy fanjarian tsakafo nihatra tamin ny mponina tany atsimon ny nosy tamin iny taon dasa iny ny iraky ny firenena mikambana sy ny solontenan ny masoivohon ny japon ary norvège . nanatrika an ity tombana ity sy nidina tany an toerana koa ny sekretera mpanatanteraka eo anivon ny birao nasionaly mpandrindra ny fiatrehana ny loza voajanahary bngrc izay teratany vahiny ihany koa andriamatoa thierry venty .
eritrea fifandraisana arak asa soratra amin i rosia
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
mpanao voalohany amin ny endrika singiolary amin ny endrika perfekta ho avy amin ny fomba indikativ an ny matoanteny explico .
ny fihezahanao sy fiasanao mafy toa izao mihintsy no nahatafiditra anao anatin ireo filoha 5 mendrika indrindra aty amintsika be finiavana .
mety nesorina tao ngamba iny . de milaza le sipa oe niala daholo hono ny équipe any avy eo .
mailo ihany raha fantany hoe enao no nitory azy ah tsy mitovy tsinona ny tempérament an olona mifoka sy ny tsy mbola mifoka biby reo ah
13 ary ho tanteraka amin izany ny fahatezerako sady hampariko aminy ny fahatezerako ka hialako fo izy dia ho fantany fa izaho jehovah no niteny izany tamin ny fahasaro piaroko rehefa notanterahiko taminy ny fahatezerako .
filma efa leny daty be le tsy ekena tsiny eeeeeeee
taorian ny nanafahana ahy tsy nanao na inona na inona aho tamin ny ankapobeny satria fantatro fa izay rehetra hetsika ataoko dia hotsongoin dia . matahotra aho fa mety ho any am ponja . ny fampakarana ny raharaha dia toy ny rojo vy ho ahy amin izao fotoana izao . efa miomana ho amin ny fonja aho .
alao sary an tsaina hoe mamorona ampahany vaovao ianao ary te hampandroso azy amin ny pejy google finday . satria fantatrao fa ny vokatra avo lenta avoakan ny avo rohy avy amin ny tranonkala kalitao moa ve tsy hahatsikaritra ny famolavolana rohy tafiditra haingana araka izay tratra ? tsy mety ny manangana rohy maromaro mankany amin ny votoatin javatra vaovao ao anatin ny fotoana fohy . hetsika mampiahiahy ho an i google ireo hetsika toy izany . ny vahaolana tsara kokoa dia ny hanampy an i google hahita sy hanondroana ny votoatiny . haka fotoana kely izany fa hanana lanja bebe kokoa amin ny tranokalanao . raha vantany vao voarakitra ny votoatiny azonao atao ny manangona jiro organika ary manatsara ny fisainanao .