text
stringlengths 0
14.4k
|
---|
azo ampiasaina araka ny fepetra apetraky ny lisansa creative commons attribution sharealike mety misy ny fepetra fanampiny mihatra . jereo fepetram pampiasana ho an ny antsipirihany . |
ny fanoratana mafana ny toe draharaha politika eto madagasikara raha atao indray mitopy maso . mifamahofaho be ihany raha hidirana lalina . andaniny |
angidimby sy vondro kery misahana ny rotaka ao taima fa tsy nanakorontana ny fihetsiketsehan ny tsy manana zom pirenena ry zareo |
. af no top level domain fehezan dalàna ho an ny afghanistan ao amin ny aterineto . |
aleo loa tonga de apetraka koa . tsy lety ilay miandry sode tsy vita eo io ko |
ny desambra 2012 noesorin ny filankevitr i matsue io fanangonan tsonia io fa nangataka kosa ny filankevitry ny fanabeazana ao an tanàna ny hamerana ny fahafahana mamaky io boky io satria heverin izy ireo ho diso nalefa lavitra loatra ny fanehoana an i hiroshima taorian ilay daroka baomba atomika . |
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity |
antony faka fanefena noho avy amin ny dikantenin i question teo amin i wikibolana anglisy . |
mba maneke diso oa ry fitsarana avo lenta a |
misaotra amin ny fitsinjovana ny akaiky sy ny lavitra . |
tsy misy décision tsy misy conséquence sy répercussion izany . izay aloha no tsarovy . dia lanjalanjao daholo koa satria hibaby ny vokany ianao ary indrindra ireo zanakao any aoriana any . ny vahaolana samy manana izay ho teneniny fa tsy hisy hizaka ny torohevitra nataony eo satria mijanona ho torohevitra fotsiny izany . manam panahy sy manam pahaizana ianao dia lanjalanjao izay atao . ny vokatry ny décision anao ny conséquence dia afaka ahenanao raha mahay mandanjalanja ny asianao ny tongotrao ianao . ny torohevitro hoe mangala aloha saina ataovy mangatsiaka tsara . hevero amin izay ny ho avy avy eo amin izay fanapahankevitr a rehetra mety ho raisinao . dia hanontanio hoe vonona ny amin izany ve ianao . indrindra rehefa lehibe ireo zanakao ny hizaka ny vokatry fanapahankevitr a noraisinao fa tsy hamily ny tsiny irery any amin ny iray . satria raha hisaraka ianao dia misy ihany koa ao aminao ao ilay olona mikatsaka s y mitady ilay tombotsoa manokana toa ilay vadinao . |
interprétation malgache tsy tokony hatao ny mitondra ny sasany amin ny fakampanahy . rajemisa 1985 |
mila miezaka mampiakatra ny sandan ny ariary dia mlamina . tsy afarana daholo io zavatra rehetra io |
avelan ny fitondrana saodiana malalaka ny fielezan ny lahatenim panavakavahana sonita mahery vaika avy eo raiki tahotra daholo rehefa miseho ny zavatra tahaka izao |
fa tanani ataoko otran le eo amboni demi fotsin fa ts lava |
13 dia nijanona teo anelanelan ny maty sy ny velona izy ka dia nitsahatra ny areti mandringana . |
rehefa tsika zany no manana tetikasa de tsy maintsy ampafantarina ry zareo . fa refa ry zareo no manana tetikasa tsy mila mampwfantatra antsika |
1 mitatitra momba ny asa soa ara tsosialy ataon ny mpila ravinahitra ny panama guide |
mijereva ravina goavy 7 de asina mandravasarotra tenehina tsara dé atao bain de bouche matétika |
sary avy amin ny hong kong free press . |
io no atao hoe propodition na projet de partage . |
zao ah d miteny mba iomanana . ilazao zareo lebe . ra sanatri misy tsy afaka d manao ny adidiny rery izy zan |
aza misalasala mampisambotra ny sasany amin ny fahalalanao manam pahaizana mifandraika amin ny konjonkta ankehitriny . tadidio fa mila tranonkala vaovao foana ny tranonkala media mba hijerena adihevitra ampahibemaso momba ny vaovao ara pahasalamana mahazatra na ny hetsika ara pahasalamana . avelao izy ireo hamoaka lahatsoratra tena sarobidy aminao ary manontania rohy mankany amin ny tranonkalanao . raha ny marina tsy ho be loatra ny hangatahana alalana hamadika azy . ary hampihetsi po amin ny mpihaino marobe ny fitsaboana ataonao indrindra indrindra amin ny fikarohana ao an toerana . |
nanome mari pankasitrahana ho an ireo mpaka sary nasionaly misa 11 voalohany tamin ny fifaninanan tsary iraisam pirenena wiki mankafy ny tany izay mankalaza ny tsangambato voajanahary sy ny faritra voaaro ny wikipedia okrainiana . |
parfait il faut couvrir le plus tous possible de la zone |
isika kristianina rankizy koa dia aoka hanjaka amitsika ilay tenin andriaman itra hoe aoka ny lahy hanao zay mety hatao vavy ary mba toy izany koa ny vavy lahy korint 1 7 3 . masina ny tanindrazana . oadray zfd masina ny tenin i tsoumpo |
mpanao fahatelo ny singiolary ny efa lasa tsotra ny matoanteny plier |
37 ary dia hamaly azy ny marina ka hanao hoe tompoko oviana no hitanay noana hianao ka nomenay hanina na nangetaheta ka nampisotroinay ? |
tena marina daholo . anisan ny manampy koa dia ny fitendrena ihany no ialana sasatra kely eny antenantenan ny fianarana hira sarotra . ohatra mandany adiny 1 mianatra hira sarotra ho anao . dia maka 15 minitra itendrena feon kira mora tendrena sady mahafinaritra anao . dia miverina mianatra ilay sarotra ihany . |
mankasitraka andriamatoa filoha zahay matoky anao hatrany . ary mbola tsy nisy nahavita ny vitanao . mirary soa asa masina izay iantsorohonao . |
antoko eo amin ny fitondrana hatramin ny 1959 ny pap na antokon ny hetsi bahoaka . mbola izy no antoko natanjaka tamin ny fifidianana tamin ny 2011 saingy vitsy ny isam bato azony . tato anatin ny taona vitsivitsy singaporeana maro no nanakiana ny governemanta noho ny tsy fahombiazany manoloana ny fiakatry ny vidim piainana ny fitombon ny tsy fitovian ny karama ary ny fahamaroan ireo vahiny mpifindra monina miasa ao amin ny tanàna . |
miasa mafy isan andro ireo mpirotsaka an tsitrapo manerantany ato amin ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao saingy tsy afa manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay . tohano amin ny alalan ny fanomezana fitia tsy mba hetra hoan ny global voices ireo tonia mpahay teknolojia mpanentana ara piarovana ato aminay ! |
pejy mirohy any amin i fiarahabana wikibolana raki bolana malalaka |
kerry james c est l afrique qui gagne force à toi james . je kiffe trop tes albums |
20 dia notrotroin ilay zatovo izy ka nentiny ho any amin dreniny ary nampofoiny izy mandra pitataovovonan ny andro dia maty . |
manoloana ny zava misy iainan ny firenena ankehitriny dia nanapa kevitra ny fikambanan ireo ben ny tanàna eto analamanga |
raovina zao no ande am io toerana tsara be io fa zany zao no ilaina |
2 ny iraka nampanaovina azy hanamboatra indray ny tranon andriamanitra efa rava 11b 13 |
non sa toujours été il faut éviter d écouter la tv parisienne . c est la période chaud froid donc normal de choper grippe ou bronchite ou rhume . |
pejy mirohy any amin i teulada wikibolana raki bolana malalaka |
ka za ts ntondra robe aty fa any tana dol ko |
mihoatra ny 40 amin ny loto avy ao bangalore no mivarina ao anatin ny farihy bellandur amin ny alàlan ireo fantsona marobe fanarian drano mivantana ireo fantsona famoahana ranon orana swd feno ireo fako simikan ny indostria faohany eny amin ny làlana lalovany avy any amin ny faritra samihafa ao an tanàna . |
ny fire brigade tao rybnice izay nanompo tany amin ireo tanàna kelin i loukov sy haje ihany koa dia nanangana tamin ny taona 1892 . niditra tao amin ny departemantan ny fire fire ao semily ilay kiraro . 15 . 1900 dia natao tao rybnice louka tamin ny 12 . toerana . nisy brigade vaovao napetraka tao amin ny 1904 ary novidina ny 1912 tamin ny sambo 4 tanana izay nanompo hatramin ny 1947 . |
tombanana eo amin ny 5 isan jato eo ireo mponina haisiana mahafehy tsara ny teny frantsay kanefa mbola teny ampiasaina amin ireo boky fianarana vatsian ny governemanta ara bola izany . fony izaho nianatra tsy mba nianatra ny teny frantsay izany mihitsy hoy ny renin i calixte izay miantso ny tenany hoe madama frantz calixte . raha nanontaniako mikasika ny fomba nahatafitany tany am pianarana izy nihomehy sady niteny hoe tsy tena afa panadinana aho . |
4 atsik n manaik we ataw aty aia n sasany |
courage pour la suite . merci pour cette très belle initiative . prendre entreprendre même si on a mal . |
47 nefa tsy araka ny alehan ireo ihany no nalehanao ary tsy araka ny fahavetavetan ireo ihany no nataonao fa hoatra ny zavatra kely loatra izany ka dia nanao ratsy mihoatra noho ireo indray ianao tamin ny nalehanao rehetra . |
tsy misy anefa ny mangarahara manodidina ity resaka ity |
firy ème épisode nd1 zao ty . ze rats tsita eto no manenina . |
maty vao ramalala . ataon inona intsony iny e . zao lay oe fiatsarambelats ihy fotsiny . maninona raha fony fahavelony izy no notolorana aniny . |
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices |
ra azoko tsara de tsisi zavatra azoko le izy kai mou resaka baolina kitra le iziiiiii |
voalohany daty ireo dia afaka ho mampatahotra ho an ny lehilahy sy ny vehivavy indrindra raha ny amin ny fanaovana izay tsara fahatsapana voalohany . raha ny daty voalohany azo inoana fa raha tsy misy hitch misy zavatra tokony tsy ny olona rehetra rehefa avy naka vehivavy ho daty voalohany . |
k iah tkn mbl amita cours aty ko lasa mbl mverina aty ndrai |
20032018 10 30 filazana avy amin ny airtel ialana tsiny ny tsy fahafahanao miantso sy mandefa sms amin ny tambazotra airtel nohon ny olana ara teknika teo amin ny jirama . efa eo amperin asa ny teknisianin i airtel hamerenana izany amin ny laoniny . azonao atao hatrany nefa ny misitraka ny internet |
tsy misy firenena tanàna fiarahamonina na ambanivohitra tsy ahitanafitiavan ny olon droa mitovy taovam pananahana . tsy mazava amiko mihitsy ny fitsapan kevi bahoaka handraràna ny mariazy eo amin ny olon droa mitovy fananahana |
nohamafisin ny fanambarana voalaza ho nataon ny mpitondratenin i ahmed shafik izany tahotry ny maro izany izay nilaza hoe efa vita ny revolisiona . |
mifanohitra amin ny finoan ny vahoaka tsy any amin ireo firenena rehetra manana fitondrana iray tsy refesi mandidy ihany no isian ireo rahona amin ny fahalalahana miteny . ankehitriny dia zavatra iainan ny demokrasia tahaka ny antsika ihany koa izany izay iharan ny fomba fameperana sy ny lalàna amin ny fahalalahana miteny ao anaty aterineto indrindra ireo voakasiky ny tsiambarantelo sy ny copyrights hoy ny talen ny ong derechos digitales claudio ruiz . |
27 dia nilaza taminy izy ka nanao hoe tonga tany amin ny tany izay nanirahanao anay izahay koa tondra dronono sy tantely tokoa izy ary itony no vokatra avy tany . |
hype williams dia talen koronantsary mpanoratra senariô mizaka ny zom pirenen i etazonia teraka ny 1 janoary 1970 tao queens |
misimisy ihany izany tranga avy any ambatondrazaka izany an |
manambara i roy berman avy ao amin ny bilaogy mutantfrog |
nitranga ny nampoizina noho ny fomba fiasa . nanapa kevitra ny hisintaka tsy ho eo anivon ny ceni ireo ekipa solontenan ny kandidà rajoelina . nahatsapa izy ireo fa tsy mandeha amin ny laoniny sy ny tokony ho izy ny famoahana ny voka pifidianana . mazava ny fanambarana . tsy afaka manamarina ny voka pifidianana avoakan ny ceni izahay . mihataka amin ny fanaraha maso ny fikirakirana ny fanisam bato |
c est un bon entraîneur il n a pas toujours eu de chance . à lille il a hérité d une équipe championne de france avec plusieurs joueurs clés qui sont partis . |
mihevitra ity petrakevitra ity fa antokon olona sangany ao amin ny fitondrana izay nanapa kevitra ny hanitatra ny fifehezany ny sehatry ny banky no nikononkonona ity tantara ity . fotoana vitsy lasa izay azon ny sampan ny orinasa alnair ny sampana fifehezana teo anivon ny fampiasambolan ny kazkom banky tsy miankina lehibe ao kazakhstan . |
mpanao voalohany ploraly endrika ankehitriny amin ny endriky ny matoantenin ny mpanao amin ny filaza mandidy ny matoanteny insinuo . |
nvid pain au lait ian a sod ts tinao |
otran mainty b zan sa n masoko no mandry 2 |
io baiko io izay natao tamin ny 15 35 dia tena nisy fiantraikany tamin ireo dtac 10 tapitrisa mpampiasa fecebook . mino ny fisokafan ny serasera ny vondrona telenor ary malahelo ny amin izay mety ho naterak izany tamin ny vahoakan i thailandy . |
mitohy hatrany ny fikarohana ataon ny polisy ireo olon dratsy nahavanon doza tao maintirano ity . tsy mitsahatra izany raha tsy hita ireo tena tompon antoka tamin ity habibiana nahazo ny zanak i melaky iray ity . manaraka akaiky ny fizotran ny raharaha ireo tompon andraiki panjakana any an toerana ankehitriny . hatreto ihany koa dia mbola tsy fantatra ny tena nahatonga ny famonoana an ity talen ny kabinetran y faritra melaky teo aloha ity . |
ary vovo tany no namoronan i jehovah andriamanitra ny olona ary nofofoiny fofonaina mahavelona ny vavorony dia tonga olombelona izy genesisy 2 7 |
kely dia kely aho ra eo anatrehany rehetra izay mente sy ny toerana misy anao président fa lehibe kosa ny finoako ho any hoavy taranaka malagasy saingy malahelo aho satria marary ny fanabeazana ankehitriny . |
10 11 . inona ny valisoa nomen i jehovah an i josefa ? |
la vrai classe serait de rejoindre lacazette à lyon |
raha nentina nankany an efitra mba halaim panahy jesosy dia ny fanahin andriamanitra no nitondra azy . tsy nitady ny fakampanahy izy . nandeha tany an efitra izy mba ho irery handinika ny iraka nampanaovina azy sy ny asany . amin ny alalan ny fifadian kanina sy ny fivavahana dia hampahery ny tenany izy hiatrehany ny lalana voapentin ny ra izay tsy maintsy hodiaviny . fantatr i satana anefa fa nankany an efitra ny mpamonjy ka noheveriny fa io no fotoana mety indrindra hanatonana azy . ifm t . 103 |
hatao ny 23 janoary ka hatramin ny 27 janoary any davos ao soisa ny fihaonambe fanaon ny world economic forum zaikabe momba ny toekarena eran tany hivorian ny mpitarika ara pôlitika sy ara barotra . afaka mandray anjara amin ity zaikabe ity ny olon tsotra amin ity taona ity amin ny alàlan ny fandrosoana ny heviny mba hahatonga ny tontolo ho toerana tsara kokoa ary amin ny famoahana izany ao amin ny tranonkala fifampizarana lahatsarin i youtube . |
13 fa tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan andriamanitra fa ny mpankatò ny lalàna no hohamarinina |
atao inona intsony fonja . izay manao ny tsy mety rehetra zao efa vitavitaina amin ilay hoe izay tsy nanota taminareo no aoka hitora bato azy |
mankasitraka anao izahay mr president dia courage fona fa andriamanitra tsy manary anao aminzay ataonao rehetra |
salama e . 10 ianareo no nizara ny horonantsary mivantana nataon i guitare mamy . 1 tamin ireo 10 ireo ihany no nomena ny approbation satria zavatra mitovy ihany ka sao mantsy ho tezitra ianareo maninona no tsy nalefa . misoatra tompoko |
fa maninona ary ny lazainy fa 111 ny isan ny lahatsoratra nefa 134 no hitako amin ny . |
anisan ny mpanazatra manana ny zava bita tsara indrindra eto madagasikara amin izao fotoana izao i dollys . nahazo tompondaka eran tany roa teo amin ny sokajy sénior sy junior lehilahy ary tompondakan i afrika izy hatreto . |
tsis hajany mintsy le mpijery fa mamilafila be le real |
ancienrose mpampiasa twitter dia nizara tantaranà vehivavy iray izay nanao fanalàn jaza fony mbla tsy ara dalàna izany tao tiorkia . ilay tantara dia milaza ny hamafy sy ny hirifiry amin izany fanalàn jaza tsy ara dalàna izany ary ny hahamarina tanteraka ny tenin ny praiminisitra raha toa hovoaràra ny fanalàn jaza |
raha dila io fetra io dia azon ny sampan draharahan ny làlambim pirenena ampanesorina ny entana ary ny sarany sy ny andraikitra rehetra dia adidin ilay andefasana azy . |
dikantsoratra yan1yin1 sinograma faha 4059 ampiasaina indrindra ao anatin ny teny sinoa . |
ka za ne ts nanao entretien tao am abc e |
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany . |
nitondra ireo karazan javatra nangalarina ny raiko . saingy tamin izany taona izany tsy nahafantatra ny dikan ny hazan ny ady araka ny fiantson izy ireo aho . saingy taty aoriana rehefa miaramila aho tao amin ny zandary fantatro amin izay izany hoe hazan ny ady fa karazana sabatra kely fotsy na angamba takelam panondron ny miaramila nalainao tamin ny fahavalo resinao . |
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in droa ny hevitra . |
fanadihadiana nataon ny mpisera twitter iray ny fomba fitateram baovaon ny media tamin ny fifampitifirana tao dallas |
tsy hisy omby ho very tsony zany . ny fahaverezan jaza na olona tsy hita popoka reny koa zany zao ho foana amin izay . |
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra ! |
namaly izany taratasy nalefa taminy izany ny samaa tv tamin ny fangatahan izy ireo an i maya khan hifona tsy misy fepetra nefa dia nolaviny izany izay namerenan i zafar siddiqi nanoratra ny 28 janoary mba hampahafantatra fa natsahatra i maya khan sy ny tariny ary tsy handeha intsony amin ny fahitalavitra ny fandaharany manomboka ny 30 janoary . |
xxl n manaraka n xl nefa met ngeza be |
tsitsiko ato aloha fa mety maharitra any amin 3mois any io satria hoe indray isakerinandro eo ono de efa mety manasa loha |
16 ary joaba nitsoka ny anjomara ka dia niverina avy nanenjika ny isiraely ny vahoaka satria niantran i joaba izy . |
fotoana ny fampandrosoana andeha isika rehetra hanavotra an i madagasikara malalantsika ity . merci président . |
rehefa irahina isika rehetra vita batemy ary koa nandray ny sakiramentan ny fankaherezana dia matetika milaza fa tsy vitako izao tsy mahay miteny aho tsy voaofana amin izany aho . jereo anefa fa raha vakiantsika ny evanjely dia hitantsika fa ireo apositoly ireo dia tsy nivoaka tamin ny sekoly avo lenta ary saika mpanarato ny ankamaroany . jesoa kristy izany dia nampanao batemy an izao tontolo izao tamin ny alalan ireo mahantra tamin ny alalan ireo madinika . noho izany isika rehetra no voantso araka ny evanjely araka ny fanomezam pahasoavana azontsika tsirairay avy . mazava loatra dia tsy maintsy atao amin ny alalan ny fitenenana . |
9 mahatsiaro ho voaro ny ankizy matetika rehefa mananatra azy amim pitiavana ny ray aman dreniny . lasa tsapany hoe misy fetrany ny zavatra azony atao ary misy vokany tsara na ratsy izany . tena mila ny tari dalan i jehovah àry ny ray aman dreny . tadidio fa tsy voatery hitovy ny fomba fitaizana zanaka fa arakaraka ny kolontsaina . miova arakaraka ny fandehan ny fotoana koa ilay izy . tsy voatery hanombantombana an izay tokony hataony na hanao izay saim pantany fotsiny anefa ny ray aman dreny raha miantehitra amin i jehovah . |