text
stringlengths 0
14.4k
|
---|
aaa . meti ts androani meti ts rapitso seul l avenir nous le dira |
olona mpisoloky izany raha efa nivarotra ampahany tamin ny sinoa nefa tsy misoratra aminy ny tany . izay dia efa ampy hisainana . ny ambiny fikarakarana ny taratasy hisoratra aminareo mpandova |
waldron arkansas dia tanàna ao amin ny faritany mizaka tenan i arkansas ao etazonia . 72924 72958 . |
sahara andrefana fanomezam boninahitra ho an ny maherifo |
nanapa kevitra aho fa hifady hanina mandritra ny telo volana misesy rajab sha ban ary ramadan . ary ity fanambaràna ity dia tsy sazy na fanonerana ny heloka vita ! faniriako efa hatry ny taona maro izao nefa tsy namela ahy nanao izany ny zava nisy sakana ho an izany ireo fivezivezeko . na izany aza amin ny fotoana mafana sy mando indrindra ny fotoana ifadiako hanina . hanome faharetana ahy anie allah ! miaraka amin ity fanapahan kevitra ity naka fepetra lehibe iray amin ny fiainako aho dia ny hanatsaharako ny fifohana sigara mandrakizay . ho an ireo izay tsy mahalala ahy mpifoka sigara mavitrika aho sigara 20 isan andro nandritra ireo 18 taona farany teo ary midika izany fa mijaly ny avokavoko |
merci président mirehareha izahay manana président tanora ohatra anao izao mankasitraka e |
ataony ilay hita hoe araraoty . misaotra o |
mampalahelo araka ny efa niheverana azy ny tantara . indraindray mahay mamarana izy ireo rehefa voafonja ny mpanao herisetra ary afaka tamin ny fampijaliana sy herisetra ara batana ireo vehivavy ireo . indrisy fa mbola misy ihany koa ny tantara ratsy fiafara . manana ny tantaran ny vehivavy maty eo ampela tanan ny nitokisany maro dia maro i angola . mihevitra manko ireto lehilahy ireto fa fananany ny vadiny na ny sipany . mamono ireto lehilahy noho ny fahasarotampiaro ary mahafaty mihitsy . |
ala vory hazo kirihitr ala ala kely avy amin ny dikantenin i wood teo amin i wikibolana anglisy . soedoa |
c est une bonne leçon pour les autres . bravo gn et pac |
24 dia ho entinareo mivoaka ho eo amin ny vavahadin izany tanàna izany izy roroa ka hotorahanareo vato ho faty razazavavy moa satria tsy niantso nefa tao an tanàna ihany ary ralehilahy koa satria nandry tamin ny vadin ny namany ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy . |
merci kery james . tous à la marche de la dignité samedi départ barbès 14h . |
il a raison de porter plainte car il a les moyens . ces journalistes prêt à tout pour le buzz . ils faut qu ils payent pour mensonge sans preuve . |
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina |
ngah tsy azo nafamadika ilay queen s king . . |
tsia mbola hakamely aloha no hita misongadina atreto . |
nosoratan ny mpandray anjara nasaina izay nisafidy ny tsy hitonona anarana noho ny olana ara piarovana ity lahatsoratra ity . |
ny antokom pihira valihan i jehovah no hanafana ny fotoana isaky ny ora marina 13 00 14 00 . anantenana ny fandraisan anjaran ny tompon andraikitra ambony avy any amin ny ministeran ny tontolo iainana sy ny ala ary ny fizahan tany izany fankalazana izany . |
noraisina tamin ny tsy fahatkisana loatra ilay fanentanana malaza hanalàna ny fitsaratsaram poana ny fadimbolan ny vehivavy mandritra izay fotoana izay nanerana ny aterineto amin ny teny rosiana araky ny filazambaovao regnum mpomba ny ao kremlin . |
fang tsi manw doctorat nareo amboari gram e |
mety hisy fanantenana amin izay kosa ny fiverenena ireo nosy malagasy raha araka nanambaran ny masoivohoin i russie andrey andreev iny fa manohana an i madagasikara amin ny fitakiana ny iles eparses i russie |
dina kely ndry foana ny ao antsaiko rehefa oe volo lokoina androany lokoina mainty afaka 1 semaine efa mena be |
efa ho ny antsasaky ny marary nandray anjara tamin ity fianarana ity vokatry ny hgh injection dia nanova ny endriky ny vatana . ny hormonenan ny fitomboan ny olombelona dia mitana andraikitra lehibe eo amin ny metabolisma izay tena manjary mahakasika ny fomba entin ny mozika sy ny fametrahana fatin ny biby ao amin ny vatana fa indrindra indrindra manakaiky ny tapany afovoany . ny aty dia mamadika hgh ao amin ny igf 1 ary manana fahafahana handrodana tavy matavy tsy mamokatra ary hamadika izany ho hery fanampiny ! |
mpamaritra anarana amin ny teny tailandey vide |
toy izao no nitantaran i fútbol peruano izany fampidiram baolina manan tantara izany |
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices |
fa misy an ilay film teny gasy iray iny koa hoa ilay misy resaka hopital mikatona inona ny chaine misy azy azafady . |
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba . |
hahaha tsik mila time is time p |
ny lahatsoratra iray vao haingana avy amin ny tambajotran ireo balkàna mpanao gazety mpanao fanadihadiana birn momba an i bolgaria dia milaza tantaran ny lehilahy iray izay mampiseho ny fahafahan ny mpialokaloka manolotra vahaolana amin ny olana sasany efa misy amin izany ny fanomezan izy ireo ny talentany ho an ireo orinasa izay tsy ampy mpiasa tsara ofana . |
18 ary rehefa tapitra izany taona izany dia nankeo aminy indray ny olona tamin ny taona faharoa ka nanao taminy hoe tsy azonay afenina amin itompokolahy fa efa lany ny vola ary efa lasan itompokolahy avokoa ny biby fiompy tsy misy na inona na inona intsony eto imason itompokolahy afa tsy ny tenanay sy ny taninay |
1 araka ny andininy faha 100 ao amin ny lalàm panorenana raha nametra pangataham pitokisana izy ka notsipahan ny antsasa manilan ny mpikambana ao amin ny antenimierampirenena izany dia mametraka ny fialany amin ny filohan ny repoblika ny governemanta . |
2002 j . lee thompson talen koronantsary mpanoratra senariô |
jereo zao za mandefa mp bdb d tsss tong any mits |
let s chat on whatsapp . it s a fast simple and secure app we can use to message and call each other for free . get it at |
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt |
fientanam po mangina sy talanjona amin i jesoa kristy sy ny hatsaran tarehiny ny fiamboniany ny hamoram pony tsy misy fetra izay manesika azy ho avy ao amintsika . fientanam po mahatohina antsika sy manosika antsika hanolo tena ho azy . |
ka le crêpe kos ce ts vitâ eo ndray sad ntsika ela b |
dikantsoratra qie1qie4 sinograma faha 337 ampiasaina indrindra ao anatin ny teny sinoa . |
tianao ve ny hamaky an ity lahatsoratra ity amin ny teny ? |
leakey texas dia tanàna ao amin ny faritany mizaka tenan i texas ao etazonia . 78873 . |
mba hahazoana ny fiverenana dia tsy maintsy ampiasaina ny zavatra tokony hampiasainao ary amin ny toe javatra iray izay azonao . tsy maintsy ao amin ny fonosana voalohany ihany koa izy io . |
ndryyy manova olona ny fivavahana modely ho anareo mpanankato ity mba ajanony fara faharatsiny ilay fitafinareo sy fihetsikareo momoafady ireny fa tsy mitondra soa ho anay sy ho anareo |
j ose leve le glaive et braque le me brolyk sequestre le public et revendique pour la mafia d afrique |
t as pris un coup de vieux kery . cool de t entendre encore |
40 ary nony tonga tany amin i abigaila teo karmela ny mpanompon i davida dia hoy izy davida naniraka anay hankatỳ aminao hila anao ho vadiny . |
tsis maharatsy ny anomezana ny système linux an ireo mpianatra epp . satria io no tena système sécurisé par rapport windows sady ny noyau linux ampesaina zavatra maro b toy ny android sns |
rah maita 100 moa nareo d tna tsis erreur mts le modèle amzai |
sacré puissance d écriture l interprétatio n est glaciale c est violent mais justement cela va avec le monde dans lequel nous vivons . bravo l artiste . |
zavatra tsy ampyfanononana tsy ampy amin ny teny thao |
ho hitantsika fa ny fanavaozana dia fahariana fa tsy fanovàna tsotra fotsiny fitondrana zava bao vao fa tsy fanovàna zavatra tranainy . toy ny nandraisantsika ny toetra maha olona tamin ny ni te ra ha na antsika no andraisantsika ny ain andriamanitra ananantsika anjara amin ny toetran an dria ma ni tra amin ny fahateraham baovao . |
50 ary ny famindram pony dia amin izay matahotra azy hatramin ny taranaka fara mandimby . |
film io fa sy tena ijy zanany ve de atanenio ba amijay sara le flm |
ny fampiasana herisetra amin ny vaksiny dia mampidi doza |
maka certificat medical d torio . ataovy plainte a parquet |
efa mis entana koa ao ambani fa avoka ref anao carreau |
618 . ny hazofijaliana no sorona tokan i kristy hany mpanelanelana amin andriamanitra sy ny olombelona 492 . fa satria ao amin ny maha olona andriamanitra tonga nofo azy dia mova tsy mikambana amin ny olona rehetra ny tenany 493 ary nomeny ny olombelona rehetra amin ny fomba izay fantatr andriamanitra ny fahazoana mikambana amin ny misterin ny paka 494 . miantso ireo mpianany izy hitondra ny hazofijalian izy ireo sy hanaraka azy495 satria nijaly ho antsika izy nanoritra ny lalan kizorantsika mba hanarahantsika ny diany496 . araka izany tiany hiombona amin ny sorom panavotany ireo izay voalohany mahazo tombon tsoa amin izany497 . tanteraka tamin ny fara tampony tokoa izany tamin ny tenan ny reniny izay nandray anjara akaiky dia akaiky mihoatra noho ny hafa rehetra tamin ny misterin ny fijaliam panavotany498 . |
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa . |
mihamitombo ny isan ny mpamaham bolongana manerantany mitondra ny tsimok aretina vih mampiasa ny mediam bahoaka hanehoany ny fomba iainany miaraka amin ny tsimok aretina . |
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba . |
23 fa mba hohavaozina kosa ianareo amin ny fanahin ny sainareo |
mbola mandoha trosa isika malagasy e ka na 2 aza io any ampotony dia io ihan ny antsika eto mahereza daholo |
la veille du jour où le programme du sakifo musik festival est tombé je me disais non kj ne viendra jamais à la réunion . merci de m avoir fait mentir . |
raha nanoratra kosa i samsudeen phatey hoe yahya jammeh nilaza ianao fa sitrapon i allah izany ary tsy hametra panontaniana mandrakizay amin i allah ianao . nahoana no mametra panontaniana amin i allah ianao ankehitriny ? |
fomba fanaony isaky ny alahady hariva ny mandeha mizara trakitra manambara an i jesoa . |
za efa nten anaz we vo maazo vola a d omekko nenah |
ny mpianatra dia nanamafy fa tompondakan ny fitokonana ny teny ankatso tamin ity . amin izy ireo dia midika ho tsy fahaiza mitantana eo amin ny ministera mpiandraikitra izany . fanontaniana napetrak izy ireo ny hoe fa maninona no tsy maintsy mihetsika foana ny anjerimanontolo vao henoina . |
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa . |
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra ! |
2 ny saran dalana sy ny fotoana lany iaraha mahalala rahateo . rakotonandrasana tantsaha page 183 |
aza dia miditra ny fiainany olona loatra re azafady fa zay mahasoa ny fiainantsika tsirairay avy sy ny ho avy no banjino |
manao fivoriambe intelo isan taona ny vavolombelon i jehovah ary misy lahateny ara baiboly amin ilay izy anisan izany ny lahateny ho an ireo hatao batisa . nientanentana be foana i jairo isaky ny nandeha io lahateny io . nanontanian ny dadanay àry izy tamin izy 16 taona hoe jairo a ! te hatao batisa angaha ialahy ? tonga dia nojereny tsara ny tanan i dada ankavanana ka mazava fa te hatao batisa izy . hoy indray àry i dada ialahy ve anefa efa nivavaka tamin andriamanitra hoe hanompo azy mandrakizay ? nojereny tsara indray ny tanan i dada ankavanana . hay izy efa nanokan tena ho an i jehovah ! |
mais arrêtez de parler du psg alors que ça n a concerné que le m qui s est d ailleurs fait virer |
de toute façon tout se que peu raconter le gouvernement c est que des mensonges il y as rien de vrai c est juste de manipulation . il s savent rien faire d autre |
araka ny re talohan ny nahatongavanay teny an toerana dia nirefotra ny entona mandatsa dranomaso ary nisy ny voasambotra sy naratra ary ny fakàna ny fanamafisam peo . |
je préfère faire un vocal sinon c est difficile d expliquer mon point de vue . 15 59 09 |
ko nji n mahalala n tenanji oe amzao no zao d amzao ts zao |
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka |
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra ! |
i sony mitsy no mlay na laznlesany aleo pc gtx 660 3g ary |
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao |
joe ledley dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom pirenen i fanjakana mitambatra teraka ny 23 janoary 1987 |
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices |
mampahery anao hatrany mr le président aza kivy mihintsy ady goavana io fa mivonòna miandry anao ny vahoaka malagasy mahereza sy mahatanjaha . mirary ny soa rehetra ho anao sy ny ankohonanao |
hatreto bolgara 43 no nanome toeram ponenana ho anà japoney 200 tsy mila tambiny ! |
fahendrena mihitsy izany rehefa mijery an ilay havananamana sasany |
toy ny ranon ando amin ny hafanam pararano . |
ravina dingadingana hapagotrahina de kosehana le raviny mafana in de mahandro de misotro virus haparitaka amizao io docteur tsy afakio za efa voa 1 jr defa sitranio dingadingana io |
hoatran ny tsy tonga saina izany aho tamin ny voalohany . dia lasa daholo ve ny fananako rehetra ? ny fiarako ny ordinatera maromaro fampiasako amin ny asa ny seza sy latabatra seza mihaja fandraisako vahiny piano gitara sodina ary ireo sary hoso doko nataoko sy ny fitaovana rehetra nampiasaiko tamin izany . |
tkn mb nomenareo n salut keli aloh zai vo nkozinareo anzai |
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao |
mila fanohanana avy amin ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena maimaim poana ary hahazaka miasa maharitra ! |
pope julius ii dia mizaka ny zom pirenen i frantsa teraka ny 14 desambra 1443 ary maty ny 3 martsa 1513 tao roma |
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba . |
sasao amin ny savony nosy de ataovy mandrotra tsara eo aminy lavabody io de atoseo tanana moramora iny mipotsaka iny marary fa miaritra kely fa tena mety be tamiko |
14 mahaiza àry mandanjalanja . afaka misaotra fotsiny ohatra ianao rehefa misy miarahaba tratran ny fety . ahoana anefa raha mpiray tanàna na mpiara miasa aminao ilay olona ? afaka manazava ianao amin izay saingy mila mahay mandanjalanja . hoy ny baiboly aoka ho teny mahafinaritra sady mamy sira foana no holazainareo mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona tsirairay . kolosianina 4 6 mitandrema sao tsy manaja an ilay olona ary mahaiza mandanjalanja rehefa manazava ny zavatra inoanao . hazavao tsara aminy fa tsy ilay mifanolotra fanomezana na miara mikorana no tsy mety aminao fa tianao kosa raha amin ny fotoana hafa no manao an izany . |
y a pas de si il va le gagner mencer à vous ha à dire le ballon d or 22 |
nanambara mk ny talen ny komity helsinki makedoniana fikambanana iray mandala ny zon olombelona uranija pirovska fa nikasa hametraka fitoriana ny minisiteran ny atitany avy amin ny lahatsary iray nandrakitra ny fotoana sy ny fijoroana vavolombelon ireo nanatri maso izy . |
manana nofinofy ny ho lasa praiminisitr i bangladesh aho . na faniriana tsy ho tanteraka mihitsy aza izany fa tena iriako mafy . raha toa ka hitranga eo amin ny fiainako izany dia te hampiasa izay azo atao rehetra mba hampandrosoana ny firenentsika aho . |
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany . |