text
stringlengths
0
14.4k
tanàna ao amin ny faritr i limousin
toamasina manao asan jiolahy ny sasany amin ireo mpitondra posy
dreadbag dia vita tamin ny lamba lambam pandehanana vita amin ny lamba ary ny flex fit ny elastic band mety tsara ho an ny rehetra hatramin ny 64 cm . 100 linen tsara ho an ny fahavaratra !
vo manontany ny vola ko mitsy za io fa miankina sodiama hono
ny vahoaka malagasy dia manome lanja ny maha tokana ny firaisankina ary ny fiainana anaty fiarahamonina sy ny vokatr izany toy ny fahaiza mampiantrano vahiny ny fahaiza mizara sy ny fihavanana . raha ny marina mino ny maha tokana ny olombelona izahay .
tena te hanampy fa tsisy izaho de kinésithérapeut e ka zay vitako no anampiko tompoko
otran ts manin in na miotra ary mr in trotra
nambaran ny mpitandrina seth rasolondraibe tamin izany fa ny fahamatorana ara panahy no tanjon ny mpino kristiana tsirairay . mba ahatongavana amin izany tanjona izany dia nampatsiahiviny fa ilaina ny fitomboana ara panahy . nomarihiny ihany koa fa tsy safidy akory io fitomboana io fa làlana tsy maintsy izorana raha te ho velona ara panahy .
merci fa milay be ty sad mande eo n ho eo vao lasa fotsn le izy de mandd
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
7 jehovah ô tsarovy amin ny taranak i edoma ny andron i jerosalema dia ireo izay nanao hoe ravao ravao izy hatramin ny fanorenany .
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
sarotra no ilazana izany satria ny fanjakana dia efa nametraka fotodrafitr asa goavana ary tena mety . ny jirama ankehitriny dia efa mihezaka ny mamaha ny olana misy eo aminy .
manao voky be lotra ny barea mialoha ny lalao de manevika tsy afaka mihazakazaka .
fantatra fa mbola betsaka ny tratra aoriana eo amin ny fampandrosoana amin ireo firenena afrikanina 21 mampiasa teny frantsay anisan izany
tantara mikasika ny azia atsinanana tamin ny avrily 2012
pejy mirohy any amin i bailase wikibolana raki bolana malalaka
somary nampisavorovoro noho ny antony fanaovana politika maloto ny fahatongavan ny mpampiasa vola avy any kanada dni métals manao asa fikarohana momba grafita ao amin ny kaominina ambinaniniony fokontany vohitsara sy ambatolampy . mpandraharaha malagasy iray manana fahazoan dalana pre ho an ny fikarohana talohan ny 2009 nahita mpiara miombon antoka vahiny hanao ny asa fikarohana grafita any amin io faritra io . voafetra araka ny lalàna ny fitaovana hanaovana izany fa tsy misy fitaovam pitrandrahana voafetra ihany koa ny fotoana hanaovana ny asa fitiliana enim bolana raha ho an ity orinasa ity hoy ny talem paritry ny harena an kibon ny tany amable andré benjamin .
tonga atỳ amin ny mpanomponareo ianareo . ary hoy izy telo lahy ataovy ihany araka izay nolazainao .
na mahaleo tena na tantanin ny fanjakana ny famahanam bilaogin i hard ingush astroturf na grassroots dia tsy azo lavina fa mampiady hevitra sy malaza izy amin ny aterineto any kaokazy avaratra raha amin ny faritra ary ao rosia raha manerana ny firenena .
oh ! tafahitsoka aty anaty toeram pisotroana ao dubai aho noho ny orambe tsy hain izy ireo ny mitantana izany eto . mety tsy ho tafody aho
inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky global voices tamin ny herinandron ny 11 17 jona 2018 ?
kamiao 6 feno fanampiana mitentina mihoatra ny 2 . 4 tapitrisa rs kamiao 4 mitondra sakafo fototra mitentina 16 80 000 rs kamiao iray feno karazan tsakafo mitambatra novidiana tao makro ary mitentina 4 43 585 rs ary ny kamiao fahaenina feno tranolay sy tavoahangin drano mitentina 6 75 000 rs . nitondra ihany koa izahay sakafo am bifotsy 1 kg miisa 250 misy biryani tonga dia azo hanina avy hatrany izay nomen ny namanay iray malala tanana . tsy nitondra fanafody izahay nefa manantena fa hifantoka amin ny fanampiana ara medikaly aoriana kely . teeth maestro
mananjary rehefa mody masoandro akashi olytamar misaotra nandefa sary taty aminay malagasy ve ianao
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
ataonareo f ts te hapiresak v anai f ih tsa mamali sa tianareo hiteni rery anai .
nareo mba mihera rehef anao zavatra a . fa tsy manam pahakevitra irery any fa raha misy bat nareo no alefanay fa tsis ady hoan frantsa zan eo
mais du coup personne ne parle de récupération politique quand la gauche la ramène sur ce meurtre .
zay tratr d tkon atw fitsarabhok doranavelona amzay fay reo f rh mbl fitsarana io ts manjar
etiopia nalaza vetivety ny hafatra firaisan kina nataon ny kristianina ho an ny silamo
ankoatra ireo dia nanolotra solosaina iray vaovao ho fampitaovana ny foiben ny tambazotram paritra eto boeny eny amin ny la voirie analakeky ny lehiben ny faritra mba ahafahana manafaingana ny fomba fiasan izy ireo .
aza manao ratsy n a sarotra aza ny fiainana
misaotra anao mr le président fitsinjovanao ny ho avin ny tanora malagasy que dieu vous benisse
ry zalah économe an firenena rahampitso efa mis andrem bola be daholo sahady
avo avy amin ny dikantenin i high teo amin i wikibolana anglisy .
ça c est des vrais supporteurs au moins ils ne sont me les français qui hurle sur les joueurs
rakitsarimihetsika ho an ny mpamaky sy mpijery azy ny fomba fiainana sy fihetsiketsehana tsy fahita loatra nataon ny mpanankarena indrindra andaniny sy ny manana ny fahefana ambony indrindra ankilany tany
tsetsina be de tsy afaka miaina mintsy sokafako vavako vao mba maazo aina kely inona ny aretiko zareo . efa nande ostie fa le tsetsina toa vao may grave merci
josie fernandez avy amin ny transparency international ao malezia dia nitaky fanadihadiana tsy mitanila momba io tranga io
2750 . raha miditra amin ny anara masin i jesoa tompo isika no afaka mandray avy ao anaty ny vavaka nampianariny antsika hoe rainay ! ny vavaka maha mpisorona azy no nahazoana hevitra avy ao anaty an ireo fangatahana lehibe amin ny rainay ny fiahiana ny anaran ny ray41 ny firehetam po amin ny fanjakany ny voninahitra42 ny fanatanterahana ny sitrapon ny ray ny fandaharam pamonjeny43 ary ny fanafahana amin ny ratsy44 .
aoka ho tanteraka amin i jehovah andriamanitrao ianao .
mpaka sary karim mostafa nizara sary twitter tamin ilay lasa fifanandrinana maherisetra nateraky ny kotrakotrana nataon ny polisy misahana ny rotaka
bahrain mpamono olona mangina ny etona anaty fiara global voices teny malagasy
niforona tany new york ny sekoly iray fiofanana ho misionera tamin ny 1943 . nasaina hanatrika ny kilasy faha 10 aho ary nahazo diplaoma ny 8 febroary 1948 . nantsoina hoe sekoly ara baibolin i gileada izy io tatỳ aoriana . voatendry tany côte de l or ghana ankehitriny aho .
elita 2005 . fa mbla le am taonako ts mievitra az ho loza an fa d mator er satr ts mianatra
io zay anao afer jog pro manitra be jante alu m careng bon occ planche mangavok jiro bateri vaovao seza mihidy prix 4 . 500 . 000 a dbtr kely
le mauvaise foi mitsy no éfa mibahana ao antsaina s y le hakamoana hiasa saina tsra e de mitady tany malemy hanorenam panga dy sady te hanakarena tampoka .
a donné beaucoup d amour à sa famille à ses fans à tout le monde . ses chansons irradient d amour merci et bon voyage rakroots
sahala amin i trump ao amin ny antoko repoblikana nahatonga fisaraham bazana tsy manam paharoa tao amin ny antoko demokratika sosialy afovoany havanana ny filatsahan i doria ho fidiana . olona ivelany mihitsy no fahitan ireo filohan antoko sasany azy nampangaina ho niantsampy teny amin ny laharan ireo mpanao politika teo amin ny fitondrana fotsiny mba hahazo ny fitantanana ny tanàna manan danja indrindra ao brezila . ny sasany amin ireo mpifaninana aminy niampanga azy ho nividy vato tamin ny savaranonando nisafidianan ny antoko izay hisolo tena azy ary avy eo lasa lavitra hatramin ny nitory azy tamin izany mihitsy .
lova ho fahatsiarovana ny faha roapolo taonan ny nahafatesany . sasin teny nosoratan i m . le professeur m . rajaofera
porofo iray ity nitranga tany mahanoro ity fa efa tsy mahatoky fitsarana intsony ny olona amin izao fotoana izao . efa mateti pitranga loatra ny halatra lavanila maitso aty amin ny faritra misy anay saingy mbola tsy nisy tratra ambody omby mihitsy raha tsy izao . amin ireny halatra teo aloha ireny efa misy ny fitoriana napetraky ny fokonolona manoloana izany saingy mbola tsy nisy nahitana valiny mahafa po hatramin izao . isan ny antony nanaovan ny fokonolona io fitsaram bahoaka io izany hoy ihany ny fampitam baovao voaray avy tany an toerana .
fa mba saika anontany hoe inona ny atao raha tsy nampidirina ho isan mpandova ny ray tampo aminao nefa ny ray amandreny tsy nanao didy miafina
je salue votre action mr le président le patriotisme est gravé dans votre veine et votre souci permanent de veiller à préserver la souveraineté de la nation malagasy vous honore . .
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
ny fahasamihafana misy eo amin ny tenim paritra dia afaka ny ho tena mazava . ohatra ny mahazatra lisp sy rafitra samihafa mampiasa teny fanalahidy mba hamaritana ny asa . ho nomena ny tenim paritra saingy rehetra implementations fanohanana ny fototra ihany fiteny amin ny fahasamihafana eo amin ny fanitarana sy ny trano famakiam boky .
anio no hiakatra ao amin ny fitsarana ady heloka tsotra ilay raharaha izay nitorian ny mpandraharaha iray an i ny rado rafalimanana sy ny mpiambina azy . vono sy ratra niniana ary fanalam baràka no anton izany raha hiverenana kely . tao amin ny toeram pivarotana solika iray etsy anosizato no nirahin ny olona voalaza anarana ny mpiambina azy mba hampiasa hery amin ny olona izay ananany olana eny amin ny fitsarana . zandary sy miaramila nifampitifitra
mandritra izany nisarika ny sain ny governemantan i myanmar momba ny anjara andraikitry ny 66 d amin ny fanimbana ny fahalalahana miteny ao amin ny firenena ny filankevitry ny firenena mikambana misahana ny zon olombelona .
tsy ny rehetra anefa na izany aza no maharaka ny tantaran i smap sy becky .
tontolo roa samihafa tsy hihaona mihitsy ny tontolo iainanao sy ny tontolo iainako hatramin ny taona maro .
i haingo ihany no nanokatra ny seho ka nilazany ny mombamomba azy sy ny talenta maro ananany . anisan izany ny maha mpanoratra azy ka nahavitany boky ampiasaina any amin ny anjelimanotolo .
sad fiainana efa sarotr . sarotr ne rtih mtad asa amzao e
22 mitsangàna andriamanitra ô efao ny adinao tsarovy ny fanaratsian ny adala anao isan andro .
on pourra dire ce qu on veut c est dans ce genre de match où l on voit l importance de l amour du maillot . chevalier avec son âme 100 lilloise s est transcendé dans le derby pour défendre les couleurs de son club de cœur et fait la différence . merci lucas comme depuis 20 ans le nord est une fois de plus lillois ce soir bon retour chez vous chers voisins lensois
tsara be le sary . bravo a toute l equipe
ny isam ponin i vauxcéré dia 111 mponina araka ny fanisana natao tamin ny taona 2008 . ny haavon ny toerana ambany indrindra dia 65 metatra . ny haavon ny toerana avo indrindra dia 182 metatra . ny fisiana ara daharampehintany ary ara daharanjarahasin ilay kaominina dia 49 . 3422 ary 3 . 6364 amin ny soratra desimaly . ny faritr ora dia gmt1 .
raha izaho nandeha fiara ho any amin ny tanànan i port au prince iny . tsy azoko an tsaina hoe aiza ho aiza no misy ahy . haiti earthquake horohorontany
sans ce mec les médias n auront rien . toujours autour de ronaldo pour se faire de l argent . ronaldo pète il nous montre ronaldo mange ronaldo ambrasse . ect
madagascar ne peut pas être neutre . faut choisir son camp . dommage que ce sont ces gignoles qui parlent au nom du peuple
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim pianakaviana koreana ny fomba .
de am 8 koa iah vo ho tonga aty re zao
raha tenenina an izany izy we ampiakaro ny karama tena mety ampiakariny tokoa io fa i fotsy efa tsy te hijanona ao ntsony amen aloha karama je magistrat fa mbola mila mianatra faran izay mafy
nahafinaritra be ny dia mety mbola ho tantaraina eto ihany fa ny fotoana no tsy ampy . nahitàna zavatra be dia be na dia hoe notazanina avy tany anaty fiaramanidina ihany aza satria kontinanta telo be izao no avy dia hitako afrika eoropa ary amerika .
nandalo dingana sy sedra maro ny ekipa ary nahita fahombiazana tamin izany . ekena fa eo ihany ny eo an tanana saingy lavitra ny tanjona hotratrarina . antony hiantsoanay ny orinasa sy ny tsara sitrapo ary malala tanana izany hanohana sy hanampy anay hoy ny filohan ny dtsc rabarijaona heritiana omaly tetsy mahamasina . anisan ny lalao lehibe hatrehin izy ireo ny fifaninanam pirenena u 18 16 14 12 amin ny volana oktobra sy novambra izao . eo koa anefa ny hiakarana eo amin ny n1a ho an ny taom pilalaovana 2019 . notsiahivin ny tale teknika i bayard fa nahita fahombiazana hatrany izy ireo tamin ireo fifaninanana natrehiny tato anatin ny taona vitsy sy ny farany teo .
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
f ina filière tedavini sod mis amndri ra sitraka .
le ola ko samy mijery fotsin . de maka sary hanao pub fa ts mba vonjena le ola
amin ny alarobia 31 oktobra ho avy izao indray ny fotoana iantsoana ny rehetra tsy ankanavaka na dia mpamaky fotsiny aza izy na mba liana hahalala fotsiny ihany koa antananarivo mibilaogy 4 . 2 manomboka amin ny 5 ora hariva ao amin ny centre d information des nations unies cinu na tranombokin ny firenena mikambana . raha misalasala ianao manao hoe dia haharaka inona intsony moa dia afaka miteny tsara aho fa tsy tara mihitsy akory ianao raha amin io fotoana io vao hanatrika . somary nivoaka ny nifanarahana ihany aho saingy mahafaly be ilay zavatra mihamatotra na dia izany aza . ny fizarana faharoa dia misy ihany koa moa ny dinika momba ity resaka ity ato amin ny toerana natokana ho amin izany amin ny serasera . org jereo eto ny dinika ary tsy dia ataoko mampaninona loatra na dia eto koa aza ianao no mametraka ny sosokevitrao . misy rahateo ny gazety heverina fa hamoaka ny antso ampahibemaso androany alatsinainy . namoaka tokoa ny madagascar tribune ary takelaka r
ary izaho miandry ny hitsanganan ny maty sy ny fiainan ko avy . amen .
efa tamana manara bolontany izany ka ! mariho tsara fa voasoratra amin ny teny rosiana avokoa ireo rehetra ireo ary manoratra ny fitiavan ny iray amin ny olo tiany na i renat na i gyuzel fa tsy manoratra ny finoany an i allah . fa hanaitra kosa raha amin ny teny arabo no hanoratany izay mety ho sombin teny avy amin ny korany coran na didy navoakan i khomeini na avy amin i nasrallah .
satro by avy amin ny dikantenin i casque teo amin i wikibolana frantsay .
ce n est vraiment pas le moment alors qu on est dans une situation épouvantable pour patrick pelloux . bfmtv . com épidémies urgences surchargées . pourquoi le gouvernement appelle à la responsabilité des médecins en grève
fanamarinana ny fisitrahana ny na ireo toerana izay anaovan ny mpivarotra ny asany
tanàna ao amin ny faritr i auvergne
mpikarakara fahasalamana tompoko de mila diovina ny taova rehetra . de misy produit naturel sady complement alimentaire .
arabaina tsy maty fo aman aina mon général . vaovao vo no no ampitako n y radio tvm teo . misaotra an andriamanitra .
hita oe sambatra zareo nanao azy ary avec passion fa nefa hahahaha
3 dia hampodin i jehovah andriamanitrao avy amin ny fahababoanao ianao ary hamindra fo aminao izy ka hanangona anao indray avy any amin ny firenena rehetra izay nampielezan i jehovah andriamanitrao anao .
tsy misy fanaraha maso ny votoatin ny antoko fahatelo tranonkala ary tsy manaiky andraikitra ho azy ireo na ho misy fahaverezana na fahasimbana mety hitranga avy amin ny fampiasana azy ireo .
kyrgyzstan fitsapan kevi pirenena vehivavy mpitsikilo tao amin ny parlemanta
aiza avy no mandalo ny autoroute antananarivo tamatave azafady
12 ary ny tany izay nomeko an i abrahama sy isaka dia homeko anao ary ny taranakao mandimby anao koa no homeko ny tany .
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices
bandy n ankofafa le panapoaka dynamite ireny aleo yalana ilany
nambaran ity mpitsara irasaim pirenena ity fa efa tamin ny 10 febroary 2009 ny tenany no nanolo kevitra ny tokony nihaonan ny roa tonta saingy notsipahin ny mpanohana ny andaniny sasany izany na dia efa neken ny roa tonta mpandray anjara mivantana aza . tonga eo amin ny fotoana tokony hanaporofoana amin ny vahoaka ny fahatsiarovan tenan ny tsirairay izao ka mba tena tsy ho mpangataka atiny marina ny valala tsy mandady harona amin ny fitsinjovana ny hoavin ny firenena hoy hatrany ranjeva raymond . ny oui oui arak izany dia manery azy mirahalahy naongana sy mpanongana hiatrika ny fitsaram bahoaka amin ny alalan ny fifidianana ho filoham pirenena . tsy hisy afaka hanao kobaka am bava amin izay fotoana izay fa ny feon ny vahoaka no hiteny sy hisafidy izay tiany hitondra ny tanindrazana .
maro ireo hahatsiaro an i nelson mandela ho lehilahy be herim po mitondra fanovana hoan ny firenena . hotsarovantsika ho toy ny mpankafy fatratra ny batik izy .
52 izany lehilahy izany dia nankao amin i pilato ka nangataka ny fatin i jesosy .
on rentre dans 1 stade avec 1 couteau . c est normal . bravo ô service de sécurité
23 oktobra 2012 hita tao amin ny tvm nandritra ny filazam baovao malagasy i fredy jaofera . nambarany tamin izany fa ny anton diany teto an tanindrazana dia ny hanatrehany ny fankalazana ny faha 60 taonan ny havatsa .
avy amin i wikibolana rakibolana malagasy malalaka
ela lesi otran le pi jeux film karana reni mbo kozi e