text
stringlengths
0
14.4k
28aza manao amin ny namanao hoe mandehana ka miverena
24 kanefa tsy manainga ny tànany va ny olona raha ianjeran ny rava ? ary tsy mitaraina va izy raha tratry ny loza ? na raha mila ho potraka izy
farany ny 10 may 2017 nalefan ilay kaomisiona parlemantera ho any amin ny antenimieran doholona ilay tolodalàna mba hanaovan ity farany fifidianana izany hoe andininy tsirairay mihitsy .
que les personne parlent ou se taisent à jamais
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin izao saint valentin andron ny mpifankatia izao
ny tobim paritra famonjàna sy fanarenana ao cebu dia fantatra amin ny fampiasàna tsy tapaka ny dihy mirindra mba ho fomba famerenana ireo mpifonja ho eny anaty fiarahamonina indray . jereo anie ity seho mahavariana iarahan ireo mpifonja marobe mitafy akanjo tohitenany mivolom boasary sy miara mitsinjaka ity e !
jereo koa ny pejy hoan ny mpandika teny raha te hahazo fanoroana
nakatona vonjimaika nandritra ny fihaonamben ny hoavin i ejypta ny habaky ny mpanaramaso ny zon olombelona global voices teny malagasy
mankalaza ny faha 42 taona nahaterahany androany i yzit mirary soa ho azy
ampahany amin ilay petadrindrina lehibe nampiasaina ho an ny andro hijerena ny lovantsika . sary feno .
mianatra teny anglisy ao amin ny fandaharam pianaran i yalla ihany koa ny zandrin i amira lahy kely matti mitovy amin ny anarany ny fanampinan arany 8 taona . nanampy azy ilay irakiana mpitsoa ponenana riyam mansoor . mpifindra monina ny ankamaroan ireo mpampianatra amin ny fandaharam pianarana hoy i mansoor ary ny fifankahazoana amin ireo mpianatra no fanalahidin ny fahombiazana .
telo andro sisa dia hivalona tanteraka ny taona 2017 . sambany teo amin ny tantara maha praiminisitra azy ny lehiben ny governemanta
lutfi hoy ny vato misakana dia nahita tao amin ny fiarovana ny olom pirenena ankoatra ny hafa ny tsy fanajana lalàna sy fitsipika tamin ny fitondrana any indonezia dia tsy nanana tonta fifanarahana amin ny tany rehetra ny mpiasa mpifindra monina fandefasana tsy ara dalàna ireo mpiasa mpifindra monina ary ny mpiasa izay tsy mahay .
wow . magnifique . là au moins on voit que le pays a un président qui décide et qui améliore l image de ce beau pays . j apprécie beaucoup les actions de ce président et qu il soit réélu et continue dans la même lignée jusqu à ce que le pays ne soit plus la honte des malgaches . bravo en tout cas et longue vie à lui
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
assyrius dinika fandraisan anjara noforonina ny 29 jolay 2008 tamin ny 13 24
maneho ny tsy fankasitrahany an io hevitra io i anderson da mata mpianatra amin ny anjerimanontolo hoe hanana ny fiaviany avy amin ny literatiora paortiogey ny vakoka breziliana ao amin ny ivon ilay lahatsoratry ny folha naverina tao amin ny diário de noticias . arovany ao amin ny pejy facebook ny manokana ireo fanovàna natolotra .
5 ary ataovy eo ambanin ny sikin ny alitara hatreo ambodiny izany ary aoka ny makarakara hanasaka ny alitara .
ny lisitra ary ve izany no homena tsiny sa ny safidy tsy handeha hifidy ka nahatonga ny taham pandraisana anjara ho ambany be ? betsaka no nanakiana mivantana sy tsy niolankolaka ny ceni t tamin ireo tsy fahatomombanana maro tsikaritra nandritra iny androm pifidianana iny .
miantso ny mpitandro ny filaminana ireo mpianatra mba handray fepetra ka hiaro ny aina sy fananan izy irero amin iny faritra iny fa tena fadiranovana .
hita sy voamarina mantsy fa i adama dia tsy nahita vady sahaza ho an ny tenany na dia navela hisafidy aza izy . fa raha vantany vao nahary an i eva kosa jehovah andriamanitra ka nitondra azy teo anatrehan i adama dia nahatsiaro sy nahatsapa avy hatrany i adama fa tia an i eva ary nanaiky fa ity no vady tandrify azy .
defa dian la ts ho vanombanom piai nana mandrakizay zan lets . ny atody ry zandry tsy miady amim bato a
mahafinaritra ny jeunao monsieur rafidy be tsikitsika a .
qu ils arrêtent de faire leurs pleureuses . prendront ce que subissent les autres clubs
mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .
hifantoka any amin ny faritra sava avokoa ny sain ny mpitia fanatanjahantena rehetra anio indrindra fa ny taranja baolina kitra . hotanterahina any mantsy ny fifidianana ho filoha vaovao hitantana indray ny federasiona malagasin ny baolina kitra fmf .
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
nahabe resaka indrindra tamin ny fehinkevitry ny mpizaika ny hoe ravana ny andrimpanjakana rehetra afa tsy ny filoham pirenena ary haorina ny rafitra vaovao . velona ny ady saritaka politika fiarovan tseza fitadiavan tseza . voalaza fa tompon ny teny farany ny filohan ny repoblika ary hisy komity hatsangana handinika izay fomba hanatanterahana ny fehinkevitra sy hanara maso ny fanatanterahana .
azo lazaina ho tsy nanan tsafidy ny governemanta . mitaky fanazavàna momba ireo tsifahombiazana miverimberina ireo ny vahoaka malagasy ary io minisitra io no hita hatao mpisolovaika ny ankalana nibaribary indrindra . saingy amin io sehatry ny fahanteran ny tambajotra io marobe ireo tsy fahatomombanana eo anivon ny mpanapa kevitra ao amin ny jirama ny governemanta ary ireo hafa mpaninjara herinaratra . ny zavatra azo antoka dia ny hoe tofoka tanteraka ireo mponina manodidina
tamin izaho nosamborina tamin ny maraina telo tamin ireo polisin i hà nội no nidaroka ahy .
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity
ny mahagaga kely ahy dia ny ankizy amin izao tezaina amin io tsy azo kapohina io no tena zero daholo na ny fahalalam pomba na ny fahaizana ary tsy mahay manaja ny rindram piaraha monina .
ny 4633 1988 aj5 dia anisan ny zavatra madinidinika ao amin ny habakabaka izay hita fa mihodikodina manodidin ny masoandro . ity zavatra madinidinika ity tahaka ny ankamaroan izy ireo dia tsy hita maso noho ny hakeliny ary noho ny hamaizin ny lokony .
ny olona rehetra amin ny zanak i arona mpisorona izay misy kilema dia tsy mahazo manakaiky hanatitra ny fanatitra atao amin ny afo ho an i jehovah misy kilema izy ka tsy mahazo manakaiky hanatitra ny hanin andriamaniny .
6 raha tsy miezaka hihavana amin ny hafa isika dia tsy hisy dikany ny fanompoantsika an i jehovah . anisan izany ny vavaka sy ny famonjena fivoriana ary ny fitoriana . mar . 11 25 tsy ho lasa naman andriamanitra mihitsy isika raha tsy mamela heloka . vakio ny lioka 11 4 efesianina 4 32 .
l invite du jour mivantana 18 may 2022 durlin retogniane sg antoko fiombonana sy ralison jocelyn abel président antoko fiombonana gascar fenosoa
raha mba nanao ny filaminam bahoa ka ho laharam pahamea na zao nareo dia mety tsy matimaty foana izy ireo . mafy ny mahazo ny vahoaka malagasy mirary fiononana ho anareo mana manjo tompoko .
nous avions déjà prendre par ses déclarations à propos du qatar son manque de probité au profit de son amour de l argent . sa passion n est pas le football .
tena manana conscience professionnelle ny ankamaroan ny mpitsabo ao amin ny homi . vitsivitsy no frustrés
hijery ny tenim pirenena rehetra ? mandika ny tantaran ny global voices izahay mba ho hitan ny rehetra ny fitantaran olo tsotra manerantany .
novambra 12 2010 amin ny tolotra 13 comments
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
tss fanjakana donko à madagascar agn ee . aiza miaramila police gendarmes jiab regn mampiteny n moana
aza mihemotra aminny fitakiana mintsy fa tsy azy madagasikara
tokok mba 10kg fa ts 50kg zan fa rahovina zan o feno . natokana ho an usine ity tolotra ty fa ts mba ho an be sy ny maro .
colombia mahavita lahatsary iray isan andro ireo bilaogeran dahatsary tamin ny taona 2010
israely fisoloana vava ny fampinonoana imasom bahoaka
f hitondra vam kai sa hande moto ra mande elah .
raha ny fijeriko azy dia tsara ilay karazam panahin olombelona afaka mibaiko ny zava boary na dia nivaingana aza ireo mponin i beijing . raha ohatra ka tena afaka mamaha ny olana ateraky ny haintany ry zareo dia tena mendrika tokoa . nefa toa tsy dia rariny loatra ny tsy nampilazan ny birao mpanova toetr andro na iza na iza mialoha ny fotoana .
ahoana ito sary tsy ankiteniteny ito président a . mba asio fizarana grain artemisia fa mba te hamboly izahay e
tohizo n ketrika fa tsara isika malagasy ange b atidoha fa ny fanamboarana fitaovana no ts misy e courage dhl e
efa nampitaina tamin ny mpiara mitolana omaly fa manana fanambarana lehibe hozaraina amin izy ireo ny filoha ravalomanana marc . telo sosona avy hatrany ny zava dehibe nambarany teo amin ny kianjan ny finoana raha nitafa an telefonina tamin ny mpitolona tonga maro teny an toerana ny tenany . voalohany dia nanmbaran ny filoham pirenena fa hanova zava dehibe eo amin ny famahana ny krizy eto madagasikara ny fivorian ny troika amin ny faha 31 martsa hoavy izao . nazavainy fa efa nanao antso avo tamin ny firenena afrkana tatsimo ny tenany mba hanampy amin ny fivoahan ny firenena amin ny krizy ary dia nandefa iraka manokana avy hatrany ny fanjakana any an toerana hijery ifotony ny tena olana . faharoa dia nodisoan ny filoha ravalomanana tanteraka ny filazana fa miantso an ireo mpamadika isa maraina ny tenany . tsy miresaka afa tsy amin ireo mpitarika mivory ao bel air ny tenako hoy izy ka aoka hatsahatra avy hatrany izany fisandohana izany . fahatelo farany dia namba
nitsidika miafina an i gaza ilay britanika mpanakanto an dalambe malaza banksy ary namoaka andiana soratsoratra sy kisarisary amin ny rindrina graffiti mampiasaintsaina sy fanadihadiana fohy .
tena mety tokoa ny hananana politique nationale de l emploi mba hisitraka asa mendrika mahavelona ary maharitra ny tanora malagasy ary mifanaraka amin ny diplaoma sy fiofanana nataony . tsara fa tohizo
il faut dire ça à nos dirigeants et surtout à notre fameux champion du je ne sais pas quoi
dôsie tafaporitsaka mampiseho fa sary miboridana no takalon ny vola indramin ny tovovavy ao shina
fa ref veo ndray aleo ela ndray mandefa fa ts za fon
dikan izany mbola an ny fanjakana lay tany fa efa akaiky ho vita ny fanoratana azy ny tsara dia raha tsisy litige na olana lay tany taorian ny reconnaissance taorian ny affichage dia manao taratasy izy am domaine fa jo afindra aminao ny tany angatahany isorohana ny empietement
si il veut rester c est pour le fric tout simplement mdr
galtier a des qualités pour ramener un grand club au sommet mais malheureusement psg n en est pas un
tu veux gagner des matchs avec une équipe de bras cassés c est pas seulement la faute de l entraîneur c est la faute de jour aussi
zon ny nanova na mpitia mitovy fananahana lgbt
npozin lery miteahaka otran oe mieritrertr sahdy oe asitriko aiza dray aza ty vola ty
ny marketing ara nomerika rehetra dia hiankina amin ny hatsaran ny votoatiny
kiobàna 1 . 100 no hita tsy voafehy teo amin ny sisintany manasaraka an i costa rica sy nikaragoa . nilaza ny tafika nikaragoaiana fa tsy hamela ny olona tsy misy taratasy ho ao amin ny firenena ary nanamafy noho izany ny sisintaniny atsimo tamin ny andia miaramila mandeha an tongotra .
matahotra ny tsy handresy amin ny fifidianana ny mpitondra fanjakana ankehitriny ka izao tsy afaka manapa kevitra izao . midika izany fa ny hanovana ny lalàmpanorenana sy ny fametrahana lalàmpifidianana izay heverin ny fitondrana hvm no mampikatso ny raharaham pirenena amin izao fotoana izao . miandry ny fanapahan kevitra ny fanjakana avokoa ny rehetra ankehitriny mba hahazoana mahafantatra ny tokony hatao amin ny fifidianana amin ity taona ity .
tena ilaina ny fiahiana an ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
tsy voahaja anefa izany noho ny fitondrana tsy refesi mandidy mitondra ankehitriny . hany ka adika ho fanakorontanana sy fanonganam panjkana avokoa izay rehetra hetsika miseho na antoko politika io na sendika na koa fikambanana samihafa . ny antokon ny fitondrana kosa nefa etsy andanin izany migalabona manao izay tiany na mahazo alalana avy amin ny mpitondra eo an toerana na tsia . dia laroina fitokanana sy hetsi panjakana samihafa izany mba ahafahana mampiasa ny fitaovam panjakana sy andaniana koa ny volam panjakana .
lay mpiambina manao cortège misiokasioka eny arabe reny alefa miandry eo fa tokony hazaka embouteillage mako ministre reny otranay mpiasa tena mila jiro ato an trano miakina jiro fiainanay rehetra nefa dia tapaka foana tsisy vaholana foana mandreraka
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity
fijoroana vavolombelona sary fasana hoan ny daholobe tati baovao nivoaka 100 taonan ny fandaharam pianarana mbola mitoetra foana ny fandavana ny fisian ny fandripahana ny armeniana
tamin izany andro izany ny mpianatra iraika ambin ny folo lahy dia nankany galilea any amin ilay tendrombohitra nasain i jesoa nalehany . nony nahita azy izy ireo izay nisalasala taloha dia nitsaoka azy . ary i jesoa nanatona azy ireo ka nilaza taminy hoe efa nomena ahy ny fahefana rehetra any an danitra sy ety an tany koa mandehana ianareo mampianara ny firenena rehetra manaova batemy azy amin ny anaran ny ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina ampianaro izy hitandrina ny zavatra rehetra nandidiako anareo . ary indro aho eo aminareo mandrakariva ambara pahatongan ny faran izao tontolo izao .
misaotra anareo mitady vahaolana dia misaotra an i masera koa nanome toerana e .
18 . 1 anarana iombonana sokajy endrika zpwcatégorie anarana iombonana amin ny teny endrika zpw
nous avons de la chance il n est pas parti en roulades sur 10 ou 15 tours . supporter a banir définitivement mais les joueurs mériteraient d être recadrés plus souvent et sévèrement pour leurs attitudes qui desservent ce sport .
avela ho faty ireo vahoaka madinika eto an drenivohitra sy any atsimo zay mba kelikely ny sehatra hanaovana ny asa fiahiana ara tsosialy
tsy betsileo ihany . fa vakinakaratra nos . azafady a . misy prof nampianatra anay teny ankatso ary ao am akademia ao izy izao . hoy ny teniny hoe raha tsy mahazaka adidy dia aza manambady anay s y zareo vakinakaratra . betsileo izy socioligue manana ny toerany tsotra ouvert . tena tsoriko hoy izy . taty aoriana vao nihatsapa ilay izy .
tanàna ao amin ny faritr i haute normandie
ny hevitra tianay voizina dia mba hiara hiasa hamorona lalàna momba ny olana ireo mpitarika fivavahana ireo mpitarika ny fiarahamonina sivily sy ny governemanta ao amin ny firenentsika .
ny mahay milomano ihany no maty an drano satria matoky ny fahaizany milomano loatry izy ka izay rano hitany dia tsy atahorany nefa ny rano mety lolo na fadiny
azafad mba anontan kel zao l iz mis chaine vo tong tao 2 l i
maro ny mety ho antony mampihintsana ny volo . tafiditra ao anatin izany ny fiasana saina sy vatana be loatra ny sakafo tsy zarizary ny loton ny tontolo iainana ny fahanterana mba hampitoniana ny fihintsanan ny volo dia azo atao ny miaro azy . fomba iray azo atao tsy ampiasana afa tsy akora natural ity
d mba mierah ko aloan ipetrak b eto ambon fandrina kkkkkkkkkkkkk
4 dia namaly ilay levita vadin dravehivavy novonoina ka nanao hoe tonga tany gibea izay an ny benjamita izaho sy ny vaditsindranoko handry tao .
nankalaza ny andro iraisampirenena ho an ny frankôfônia ny global voices amin ny teny frantsay
ye lalaina koa ary efa mbaiko anao anle rib iny d andraso wa loa fa facture mbola bdb
sao dia chat eto no moraka kokoa mba tsy voatery mamonjy ciber hianareo
ny haben ny ny latabatra sy ny banky angona dia saika tsy voafetra . tsy manam petra ny ampy sy ny fanondroana isaky ny latabatra . 3
makasitraka and toa filoha de mbola manantena anao hiaro ny voninahipirenena tolory tanana hatrany reo ekipapirenetsik a mbola ao anaty ady sarotra
filoham pirenena tany antsiranana ny tsirairay no mila mandray an tanàna ny fampandrosoana
ho an ity taona ity horaisin ny tanànan i tsiroanomandidy ny andron ny kolontsaina japoney na fety japoney antsoin dry zareo hoe matsuri . mikarakara izany ireo mpilatsaka an tsitrapo japoney na jocv miaraka amin ireo manampahefana any amin ny faritra bongolava . ny 28 avrily izao ny fotoana ao amin ny capj ao amin ny maison des jeunes any an toerana .
raha vao vola no atao ambony de tsy hisy raha hanjary intsony . fa tonga de ra mandrika no hiafarany . ataovy fitaovana izy fa aza avela hanao anao ho fitaovana
25 dia halain ny mpisorona eo an tànan dravehivavy ny fanatitra noho ny ahiahy ary hahevahevany eo anatrehan i jehovah izany ka hateriny eo amin ny alitara .
fa ny fanontaniana momba ny vokatra na pricelist masìna ianao avelao ny mailaka ho antsika izy ary ho mifandray ao anatin ny 24 ora .
merci president isaorana andriamanitra nazahoanay filoha toy anao io hanavotra ny nosimalalan tsi ka ity
raim pianakaviana iray voarohirohy fa nahavita nanampatra ny filàn dratsiny tamin ity zanany vavy vao 15 taona izay naterany no maty tsy tra drano noho ny vono sy daroka nataon ny fokonolona azy .
naharitra telo ora ny fametrahana ny antonta taratasin ady sy ny fanadihadiana natao tamin i kandida ho filoham pirenena patrick raharimanana mahakasika ny fitoriana nataony an i talen ny fonjan ny tsiafahy amin ny raharaha kolikoly houcine arfa .
grossière et pitoyable à l image de son président et de nombreux autres sportifs ukrainiens .