text
stringlengths
1
17.8k
manomboka mahatsikaritra ny toetr ' andro tafahoatra ny olona . mampahatahotra ny mieritreritra fa raha lasa tena tafahoatra izany , ary mahatsapa izany ny tsirairay , midika ve izany fa tara loatra ?
ef epp
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin ' izao saint valentin – andron ' ny mpifankatia izao
firy g io azfd
ary efa antitra indrindra ely , ary izy nandre izay rehetra nataon ' ny zananilahy tamin ' ny isiraely rehetra sy ny nandriany tamin ' ireo vehivavy izay nanompo teo amin ' ny varavaran ' ny trano - lay fihaonana .
aiza .
tena mahaliana an ' ahy ny fiahiana ny zaza kamboty fa anisany vesatra hoan ' ny fiarah - monina izy ireny , .
fns rasoanaivo manjaaaa
miroso hatrany isika president
zao ve de mbôl sahy hiteny ny fanjakana fa mbôl ho lany indray amin 2023
atsipy ny tady an - tandroky ny omby ( efa ho lany tamingana ihany koa raha izao no mitohy ) , atsipy ny teny am - pon’ny mahalala ( isika mpandray anjara manana andraikitra eto amin’ity resadresaka ity )
gazety amin ' ny teny malagasy
olo efa lany resaka anakianana tsisy mba zava pasitera anie e . ny vava no betsaka
ieee . fa raha webo izy no ts haiko hoe atao apa koa ve fa nenah natao daoly
merci
d aon ono .
manja ki nji ninas aiza zao ninas
loza zan , courage ny fianankaviana rahetra e ,
mombamomba ny wikipedia
tsy afaka miantso an’andriamanitry ny hatsaram - po rehetra ho rainareo ianareo raha fo masiaka sy feno habibiana ny fonareo ; satria amin’izany toe - javatra izany , tsy manana ao aminareo intsony ny mariky ny hatsaram - pon’ny ray izay any an - danitra ianareo32 .
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim - pianakaviana koreana ' ny fomba .
le calme avant la tempête médusés , me une fusée r ancais se abonné vous confinement oblige appuyez ici iciel
all 56
enjana elah ry sonika tosy
ary aza manadino ny soa betsaka avy aminy .
tsar
i agonès dia kaominina ao amin ' ny fivondronan ' i lodève , ao amin ' ny departemantan ' i hérault , ao amin ' ny faritr ' i languedoc - roussillon , ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim - paositra 34005 . i patrick tricou no ben ' ny tanàna mandritry ny taona 2008–2014 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ' ny fivondronan - kaominin ' i cévennes gangeoises et suménoises
afrika atsimo : ny kianjan ' i nelson mandela
1 metre
hita tao amin ' ny
d mbl iah ef ts salama ndrai v no hitadi . : - p
aholano loa ny lohany f rats toetra
ny fampiasana fidiram - bola azo antoka sy voaaro
na izany aza , nanambara zavatra hafa tanteraka ny fanadihadiana nataon ' ny tranonkalam - baovao tsy mitady tombombarotra meta . mk . nifandray tamin ' ireo olona voalaza fa tompon ' ny seha - baovao mpomba an ' i trump ny mpanao gazety meta . mk . niantsafa tamin ' izy ireo ny tompon ' ny tranonkala roa . mpianatra siansan ' ny solosaina ny tompon ' ny tranonkala iray , ary mpampianatra teny anglisy ny iray . nanazava izy ireo fa manohana an ' i trump mba hahazoana vola avy amin ' ny alàlan ' ny ‘tendry’ atao amin ' ny dokambarotra an - tserasera miraikitra ao amin ' ny tranonkalan - dry zareo .
nahazo fahafahana ireo olom - pirenena nizeriana miisa telo ambinifolo taorian ' ny fakana an - keriny nataon ' ny boko haram nandritra ny volana maromaro
olon ' ny jery ve ianao ( ary te - hizara ny tantaranao amin ' izany fomba izany ) ? sa mila fanairana raha vao misy tatitra mikasika ny filoham - pirenen ' i moldova ? ireto misy fitaovana vaovao vitsivitsy hanampy anao hikaroka ny tantaranao manaraka , sy sehatra vaovao ( tahaka ny fampahatsiahivana ny tantara sy ireo sary mampifandray ) hanolorana tsotra sy mazava fampahalalana .
asehon ' ny mpianatra amin ' ny alàlan ' ny taokanto ny tsy rariny sy ny fanimbazimbàna zon ' olombelona ao filipina
wassinah ismael
hita tao amin ' ny
misaotra andriamatoa filoha
tsy nisy fivoarany tamin ' ny fifaninanana fanaovana fampisehoana loatra ny fampielezan - kevitra . ny politika malagasy tsy mifototra amin ' ny fandrafetana politika , ary vitsy ny hilaza fa ny fifidianan - dry zareo dia izay mety ho zavatra rehetra ankoatra ny fanohanan ' olo - malaza sy ny mahaizy ilay olona . mampihomehy ny teti - panorina politika amin ' izao fotoana izao miankina amin ' ny balaonina , fandihizana ary ny mozika mitabataba , saingy mety hiteraka voina ilay fampihomehezana rehefa tsy miezaka ny miala amin ' ny fahantrana mahakivy amin ' ny alalan ' ny demokrasia sy ny fanohizana ny fampandrosoana i madagasikara .
le plet est traumatisé .
mpanao fahatelo ny singiolary ny ankehitriny ny endrika maneho ny matoanteny terroriser
ousssseeeeeh
efa raran'ny fitsarana ve mbola atao ihany .
les instru sont tox tox toxikkkkkkkkkkk
miliardera io fa aok itandrin
amin ' ny tenim - pirenena hafa
tena grave mintsin izy le zoma depot final , ery daniella sy mitantsoa zao ef navita
le sasany angaha tsy mba misy eh
eo amin ' i
ary rah mba ny lalana sy ny securite an rehetra eto mada no vahana de milam n reetra .
miandry anty zany za a
atombohy ny resaka
azo n boki zn .
tena mety le tetikasa
teo avy n taty
intervalle ela tsisy minimum
eny ar
30 ary hosea , zanak ' i elaha , nikomy tamin ' i peta , zanak ' i remalia , dia namely azy ho faty ka nanjaka nandimby azy tamin ' ny taona faharoa - polo nanjakan ' i jotama , zanak ' i ozia .
patriotisme , tena mahafinaritra saingy mampifilafila foana ny organisateurs rehefa otrzao . toetsaina mila ovaina . revenzalah mihitsy le mahita anle vahoaka milahatra , mitalaho anjara - toerana iray , miaritra masoandro na hatsika eo . ankoay pour vous les gars . volez au plus haut .
fa manin kosa no alanareo be paraky e . nga zareo niala maina e .
imagines une telle la tienne . oufff difficile , voire impossible , d'y resister
définition malgache fomba entina manahaka , mifandray amin ' ny ray aman - dreny na olon - kafa lafin - kavana eo amin ' ny tarehy na toetra rajemisa 1985
misy anle policopie anova iny ve any aminy t3na . 0
hialana amin’ny kolikoly sy ny gaboraraka : arahi - maso ny fitantanana ny tobim - pahasalamana
merci bcp
ie makanesa any
kamo be izahay sy rafotsy dia tsy niasa
arahan ' ireo mpiambina mivoaka ny efi - pitsarana ireo voampanga . nofatorana rojo vy ny tanan ' izy ireo ary nentina tao anaty fiaram - pitaterana maizimaizina , misy varavarankely makarakara . a , ( voampanga lah ) , mipetraka eo amin ' ny sisin ' ny sezan ' olon - droa . misy lehilahy iray mipetraka eo akaikin ' ny varavarankely mifanila amin ' ny sisin ' ny fiara . mandehandeha manerana ny fiara ny mpiambina iray , manisa ireo gadra . rehefa nandalo teo amin ' ny a ilay mpiambina , nanome tsiky kely izy . nanamarika avy eo ilay lehilahy hafa eo amin ' ny sisiny mifanila . hoy izy tamin ' ny a : “tsy fantatro izay niampangana anao , saingy sambany aho nahita ny iray amin ' izy ireo mitsiky . ahoana ny tantaranao ?
mahakamo nazy
amen
james kery le vrai
forme grave ty
aoka aloha ho fantatrao… fa aty amin ' ny deparitemanta ampitandranomasina , dia feran ' ny didy apetraky ny prefe ny vidin ' ny lasantsy , mitovy ny vidiny , na iza mpaninjara , na aiza na aiza ny toerana izarana azy . sarotra ny mahazo ny fametrahana izany kajikajy izany , ary tsy avoakan ' ny mpaninjara koa . tsy misy ny fifaninanana , eo ambany maso tsara tso - dranon ' ny fanjakana izany… .
20 indro , andriamanitra tsy hanary ny olona tsy manan - tsiny ary tsy hitantana ny mpanao ratsy ;
colin io misy ps3
raha pete andry rajoelina no mandefa io films gasy ty de mino aho . indrisy
zanako avy amin ' ny zanakavavin ' ny kananita izay iraisako monina ianao ;
mirary fiononana feno ho any fianakaviana
solon - drihitra . araka ny filazan ' ny ntaolo
am fianar bizna ao leka
ya
tantaran ' ny eoropa andrefana farany
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim - pianakaviana koreana ' ny fomba .
iangaviana ianao haneho fifanajàna amin ' ny hevitra rehetra . tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna , vetaveta , mamely olona manokana .
fitia tsy mba hetra hampijoro tsara hatrany ny global voices
derien
nando mb nteneniko d am juillet ony vo nandray anzany izy izy lozani mlalao phone fotsin
ka na tout canal mandavataona aza no omenareo tsy mahafapo fa film efa nande daolo no ao , ze alefa rehetra de efa nande daolo , makaleo be
merci beaucoup pour ton passage au real madrid
amin ' ny tetikasa hafa
19032018 - 15 : 30 : takaitran ' ny rivodoza : tafakatra 17 ny maty ary 15772 no tra - boina vokatry ny fandalovan ' ny rivodoza eliakim , ka tany amin ' ny faritra atsinanana sy avaratry ny nosy no tena lasibatra .
le meilleur rapeur de tout les temps et la meilleure plume big up kery
mandriam piadanana andry
mombamomba ny wikipedia
ny ao amin’ny fitondrana . satria efa fantany fa tsy ho lany izy .
4 iza no tsy mba maniry hoe hanana trano azy manokana , ary honina tsy amin’ahiahy miaraka amin’ny fianakaviany ? tena sarotra anefa ny mahita trano amin’izao . maro no mifanizina ao amin’ny tanàna feno olona . maro koa no mipetraka amin’ny trano hazo kely mora rava , na trano tsizarizary . toa nofy izany hoe hanana trano azy manokana izany amin’izy ireo .
mino ny fanahy masina aho , ny fiangonana masina manerana izao tontolo izao , ny fiombonan’ny olona masina , ny famelan - keloka , ny fitsanganan ‘ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay .
sekoly iray ao etazonia mampianatra ireo raim - pianakaviana koreana ' ny fomba .