text
stringlengths
1
17.8k
manan - jo hahazo fanampiana sy fanaraha - maso manokana ny reny sy ny zaza . ny ankizy rehetra , teraka tao anatin ' ny mariazy na ivelany dia manan - jo mitovy amin ' ny fiahiana ara - tsosialy .
fitantanam - pitondrana
mahonena zany , mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana .
nahitana vokany ny famotorana nataon’ny mpitandro filaminana tamin’ny fitifirana ilay vehivavy japoney mpikaroka tao amin’ny toerana arovana ao berenty , any amboasary atsimo , niseho tamain’ny faha - 4 janoary lasa teo . fantatra izao , araka ny vaovao voaray , fa olona efatra no nosamborin’ny mpitandro filaminana . izy ireo no voarohirohy tamin’ity fitifirana ity . efa nentina tany amin’ny fitsarana ireto olona ireto .
ka misy conséquence aby jiaby io . manao cercle vicieux eto tsika mianakavy . si on coule on coulera ensemble nefa . mora manipuler - na ny olona sahirana satria tsisy zay hainy ankoatran'ny sakafo hoaniny androany . d maniry b ny voly am doro tanety am voalohany fa ts fantany vokadratsiny aorina sy loza ho hisy vokatra ny doro ala lasa mandrora miantsilany avy eo . may ny tanana . tadidio fa olona mitady sakafo hoanina izy ireo . zao agnisany vokatra manipulation de masse . d mbola misy maro samy hafa koa any . isaorana ny tompo zahay analanjirofo maintso tsara ary mbola mora ny fambolena aty fa na dia zany mila fambolen - kazo hatrany .
f ts mahay f tn kely
ts teto présente fa raha teo izy asa fotsiny ny zavatra azon'la teo
http : journal - tv pas - l - info - 2 - 37 - 1161 . html
tsiory ntsoa sao intéressé njy
ka zai le mahatonga ah oe afohezina anrana
soa ihany fa efa voa faritra ao velirano 2 mialoha ny tetik'asa sahofika koa ny fampiharana avy hatrany no andrasana aoriana ny signature misaotra anao atoa président rajoelina fahaizanao ny filany vahoaka malagasy
selon que vous soyez puissant ou misérable , les jugements de cour vous rendront blanc ou noir .
tena ilaina ny fiahiana an ' ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
sady mba mangataka aminao mba atao goudron ny lalana analalava antsohihy
hijery ny tantara
zay le controle le
miha midina ny tanjona zany a . t propagande ho lohany eto afrika zao efa niova ho lohany eto océan indien .
aleo maraina jereko e sad mjer nenah za
ayatollah khomeini maty 27 taona lasa izay , saingy mbola tian ' ny mpanolotsain ' i trump hanameloka ny fanafihana tao nice
keri tu es un bon modèl a travers tes paroles et tes paroles mon apris la condamnation à la réussite god au control
2281 . fironana voa - janahary ao amin’ny olombelona ny mitsimbina sy mampaharitra ny ainy , koa manohitra izany ny famonoan - tena , sady manohitra mafy ny fitiavana marina ny tena . manafintohina ny fitiava - namana koa ny famonoan - tena , satria manapaka tsy ara - drariny ny fitohizan’ny fifandraisana eo amin’ny fiaraha - miainan’ny fianakaviana , ny firenena ary ny olombelona , izay adidintsika ny miara - miaina amin’izy ireo . manohitra ny fitiavan’andriamanitra velona ny famonoan - tena .
fifandraisana iraisam - pirenena
ny cookie dia rakitra an - tsoratra fohy izay mandefa pejy internet ho an ' ny navigateur . omeo ny tranokalam - pandraketana ny fitsidihanao momba ny fitsidihana , toy ny teny tianao sy ny toe - javatra hafa . ny fitsidihana manaraka amin ' ny tranokala dia mety ho mora kokoa sy mamokatra kokoa . mianara bebe kokoa momba ny fomba hanesorana na hanakanana azy ireo : ny politika cookie
hita misy oe mondial miaraka corona vuris hajaina ny elanelana 1m zareo aa hahaha
loza
ovin n rediffisuion
nenao kai akamon
hita tao amin ' ny
tononkalo malagasy 4 miresaka fitiavana tsy azo tanterahina amin ' izao saint valentin – andron ' ny mpifankatia izao
mon rapeur preferé juska la mor
vania harinosy
amin ' ny tetikasa hafa
efa we ts mvarotr koa
je m'écris , un nuage de fumée et l impasse