text
stringlengths
1
17.8k
satria i alemaina nandray ireo mpiavy avy amin ' ny finoana samihafa , dia ambaran ' i chaim fa na izay aza dia mahatsapa mahazo aina kokoa .
prix vilebrequin sym fighter 150cc .
jereo ilay video hoe miezaha mba tsy hivadika toa an’i jesosy : rehefa misy fakam - panahy , ary valio ireto :
maro ny olona no niaiky ihany koa fa noho ny maha lehilahy jamaikana pelaka azy , ny fandresen ' i james dia fandresena koa ho an ' ny hetsiky ny lgbt any jamaika .
isam - ponina 864 mponina
voaova farany tamin ' ny 4 mey 2016 amin ' ny 11 : 27 ity pejy ity .
global voices amin ' ny teny malagasy
kiii
alefaso imailaka ny hevitra hafa mipoitra amin ity lahatsoratra ity
mankasitraka m . le president
avec une alliance bancale fi , pc , liot rn ils ont tous réussi à se ridiculiser . le barnum mis en place par l'opposition pour contrer la réforme a fait pschitt . quel spectacle lamentable . .
taorian ' ilay horohorontany , tapaka ny tambajotran ' ny antso an - tariby , finday sy aterineto tany amin ' ny faritra sasany :
sad le vovoka ao am cyber n tna mapiverimberina az
nofy ratsy zany ko
hita tao amin ' ny
efa ho olombelona 1 . 000 no tonga ao gresy isan ' andro , izay avy any syria avokoa ny 60 , araka ny tatitra avy amin ' ny sampan - draharahan ' ny firenena mikambana misahana ny mpitsoa - ponenana . nanjary fialokalofana vonjimaika hoan ' ireo olona an ' arivony tonga amin ' ny alalan ' ny lakana avy ao an - dranomasina ny nosy atsinanana sy avaratry ny ranomasina égée : kos , kalymnos , leros , chios sy lesbos .
ao anatin ' ny toe - javatra misy ankehitriny , tsikaritra ireo tsy fetezana maro izay toa mifandray amin ' ity tranga ity . voalohany indrindra , rehefa tonga ny vanim - potoanan ' ny orana , nahatsikaritra ireo nanana ny fahafahana nitsidika ny nosy lehibe tamin ' ny herintaona fa sambany tao anatin ' ny taona maro no tsy nisy toy ny isan - taona ny rivodoza .
sois pas si modeste
f ts niantso .
bravo madame . mahavità betsaka ho an'ny tanindrazana . . .
fombafomba ho an ' ny krismasy
fa nahoana kay ny kilonga ety toa tsy misakafo
d asaiko makani izy
sami mijery
aon kay n mamadika méga an telma 500 h lasa 1g d sad 7 j
amen
la réaction de neymar après le ballon d'or . rmcsport . bfmtv . com neymar félicite benzema . mais dénonce la 8e place de vinicius au ballon d'or
afaka 4 volana dia mety ho tratra ny toy izao indray i madagascar
vivement que vessi fasse ces valises pour la maison de retraite car la lui donné du crédit et une place dans la tots ligue1 alors qu'il est boosted et naze , mence à faire beaucoup la non .
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in - droa ny hevitra .
nareo hoany andoaram apitso .
fa manina
la laïcité de l'etat en sueur
mahafinaritra lay fitiavana tanindrazana saingy indrisy lay fahaleovantena mbola sarisary atreto
2 . 2 . andraikitry ny tsirairay :
reto mbola tohiny le rechercheko
mihaja valerienne randrianjanahar y bomb attack kwh einn
ts mahzk namana roso indray n sasany ,
mram b n connexion
stumbleupon tato anatin ' ny ( 2 )
mila manao fikarohana kely angamba raha tsy voasoratra ao amin ' ny lahatsoratra ilay izy . efa karazana .
fanamarinana ny anarana anaty lisi - pifidianana mavitrika ny olona amin’ny ankapobeny
ooooh d aon rtih zany
ary tsy dia mahagaga
ary ny hoditry ny zanak ' osy dia nafonony ny tànany sy ny malambolambo amin ' ny vozony ;
namaly am - pahatezerana ilay lahatsoratra nivoaka tao amin ' ny tranonkalan ' ny “sydney morning herald” ireo mpijery aterineto any katara izay milaza ny tsy nahazoan ' ny vehivavy katariana miantsena ary tsy mora ny fidiran ' izy ireo amin ' ny teknolojia .
arahabaina rankizy t fahaizana anananareo . tafita ambony indrindra ary tahian'nyray mpahary . ary mitomboa fahendrena koa
i rosnay , marne dia kaominina ao amin ' ny fivondronan ' i arrondissement of reims , ao amin ' ny departemantan ' i marne , ao amin ' ny faritr ' i champagne - ardenne , ao frantsa . ny insee dia mampiasa ny kaodim - paositra 51468 . i jean pouget no ben ' ny tanàna mandritry ny taona 2008–2014 . ilay kaominina dia kaominina mpikambana amin ' ny fivondronan - kaominin ' i communauté munes champagne vesle
mb itondry goute fa aty tss vola miihts aty
efa tsy crédible intsony ianao , raha n'y tenanao moa zany no afabaraka tsy maninona f n'y firenena malagasy mihintsy no lotoinao
mba mahay mipetraka zay ry dada teo nareo tsy misy zavatra vita faty olona fakana ankeriny ny fanananolona tsotra tsy misy antony marobe
hewitt , minnesota dia tanàna ao amin ' ny faritany mizaka tenan ' i minnesota , ao etazonia . ny kaodim - paositra dia 56453 .
au moins lui il ne fait pas de sibyllines
voaova farany tamin ' ny 9 jiona 2009 amin ' ny 09 : 28 ity pejy ity .
12 fa nanompo sampy , izay nandraran ' i jehovah azy hoe : aza manao izany zavatra izany ianareo .
tena ilaina ny fiahiana an ' ireny zaza kamboty ireny izay tena ahitana sokajy maro samy hafa .
mitia armelle rehefa le tezitra inyy
hoy i philip brumley , mpanolo - tsaina momba ny lalàna , izay misolo tena ny vavolombelon’i jehovah : “tena tsy araka ny tokony ho izy mihitsy ny fampiharan’ny manam - pahefana ny lalàna . nisy lehilahy maromaro nanasa an’i teymur ho any amina trano iray , ohatra , tamin’ny 2016 , mba hiresaka amin’izy ireo ny zavatra inoany . nisy fotoana aza ry zareo tonga tany aminy mihitsy . hay noraisin - dry zareo feo ilay resaka , dia iny avy eo no nentiny niampangana azy . aiza ve koa vitan’ny manam - pahefana hatramin’izany mihitsy ! izay hanafoanana sy hanamelohana an’ilay fivavahana mihitsy no tanjony , nefa tsy hoe nanao ratsy akory ilay fivavahana . tsy rariny mihitsy izany ! ”
32 tany damaskosy ny governora notendren ' i areta mpanjaka dia nampiambina ny tanàna damaskosy mba hisambotra ahy ;
calcium ts ampy
rah noum tsy rariny
atombohy ny resaka
na fanolanana na fakana taova . zanakao nga no kitikitihinao .
fantatrao ve hoe ahoana no viewings dia maka toerana ? ny olona sasany dia mety ho tsara kokoa izay mampiseho fahaiza - manao mpividy manodidina ny trano fonenany ny tenany , kajikajiny ny trano hita avy ireo olona mivarotra quicker , araka ny hita araka ny antontanisa .
nisy ireo lamin’asa napetraky ny kaominina ho an’ireo percepteur izany hoe tokony hiaraka hiasa miaraka amin’ny lehiben’ny tsena izy ireo ary tokony koa manao ny tatitra rehetra momba ny asany isan’andro amin’ny lehiben’ny tsena izay misy azy avy . anisan’izany ny filazana ny tapakila nozarainy sy ny nomerao ary ny vola miditra . tsy nohadinoina ny firesahana ny olana mianjady amin’izy ireo .
vo mianatra barrage kosa e
misaotra atoa filoha ilay asa fa tsy kabary . ny tompo manankarem - paha soavana anie hitahy anao hahatontosanao ireo velirano nataonao t vahoaka malagasy .
hahaha gaga mo za ko
merci beaucoup
fandraisana andraikitra amin ' ny it
tamin ' ny maraina aho nanara - maso mivantana ny fifehezana ny afo tamin ' ny ala tao banyuasin , s . sumatra . tsy miraviravy tanana – jkw
ts ato koa loa bébé
misaotra sy midera ny administrateurs ny groupe ahy fa tena mifehy tsara ny ethique . ny tanjona . tafita ny malagasy . mendrika ny malagasy .
.
kaky , volontany avy amin ' ny wikibolana anglisy .
mila manao fikarohana kely angamba raha tsy voasoratra ao amin ' ny lahatsoratra ilay izy . efa karazana .
hita tao amin ' ny
docteur no mahay anizany
vizaka nitory teny izy de naka aina
amin ' ny tany egypta ary ho ritry ny mosary ny tany ;
araka izany , mitodika any amin’ny mpikarakara sy mpanomana ny fifidianana izany ireto kandidà 22 ireto , ny hijerena izany rehetra izany . tsy mbola fantatra kosa anefa ny fepetra , na ny andraikitra horaisin’izy ireo rehefa tapitra ny 24 ora nomen’ireto kandidà ireto ny fitondrana sy ny ceni ary ny hcc . na izany aza , mirona ho any amin’ny fanemorana fifidianana ireto kandidà ireto .
faritan ' ilay taridàlana fa tokony hifanaraka amin ' ny rafitra ara - dalàna amin ' izao fotoana izao ireo tolotra ara - bola anaty tranonkalam - pifandraisana ireo , toy ny fepetra momba ny fampindramam - bola manokana , izay mamaritra ny zanabola isan - taona tsy mihoatra ny 24 ho tsy azo hiadian - kevitra eo amin ' ny lafin ' ny lalàna .
ay ve mbol kelikely ny zanany e
takelaka fisoratana ho an ' ireo mpandika teny
boysband iani n manao anzani
ankoatra izany , nampanantena hanatanteraka ireo hevitra voaangon ' ny ekipan ' ny fampielezan - keviny avy amin ' ireo mpisera media sosialy izy izay tafiditra ao anatin ' ny politikan ' ny tanànan ' i taipei raha mandresy amin ' ny fifidianana . maro ireo nankasitraka ny fahavitrihany tao amin ' ny media sosialy tamin ' ny fampandraisana anjaran ' ireo tanora marobe mba hifidy .
mankasitra tompoko
xiaomi a le vent en poupe . après avoir doublé apple et été premier constructeur de smartphones en europe au deuxième trimestre 2021 , l'entreprise chinoise s'impose finalement devant ses deux concurrents de taille , apple et samsung . xiaomi devient numéro un des ventes dans le monde en juin 2021 , une première .
oe asina durée tache de ressources
nandefa fanentanana “amboary io” tamin ' ny alalan ' ny fandokoana ny endriky ny praiminisitra teo amin ' ireo lava - tatatra misokatra ivelan ' ny anjerimanontolon ' i karachi , i alamgir khan tao pakistàna . etsy ankilan ' ireo fihetsiny , nanoratra ny teny hoe “amboary io ! ” i khan .
sam am raha manahira tsaina azy
tsara vahiny ela zany , asio zaza amzay fa mande ny ftoana a
zon ' ny nanova na mpitia mitovy fananahana ( lgbt )
tsy hisy hovoafitany ty voambolana mety mampihomehy ty sad tsy redevable fa aleo ailika
la vérité n'est pas bonne à attendre
alaiko any ary
an aona fandeany mo
ba apenar e
jiro tapaka ve , ndrindra hoe ministre de l'énergie no vahiny
miandry fanekena ny hevitra rehetra . aza alefa in - droa ny hevitra .