text
stringlengths 1
17.8k
|
---|
za efa leo be an'iny film tsis lohany sy vodiny mitsy |
dia mbola hafarana hoaty tany maina mividy bidon zôna koa . |
ngh tss tsony am mamanareo |
reo ko ve d mitovy ee |
accordeur io r'ise a . |
io ko misy bandy akama 1 |
zz rty mamo a |
marina zany le roa ah |
tout , de l'entrée aux guests , de l'ambiance accoustique à hardcore , c'etait juste exceptionnel . les me les adultes ont adoré . |
inona avy diplôme ilaina azafady , |
prix |
raha samy manaiky ahoana ny roa tonta . eto madagasikara tsy misy divorce par consentement fa tsy maintsy pour faute foana , rehefa tsy voaporofo ny fauten'ny andaniny na ny ankilany de rejetée ilay demande |
elah de nz fantanina kanh |
eka |
vivre pour vivre ensemble . |
dein . fa nga d efa tsis saina no ao no hanao maloto . zanako aza vo 2ans miten rehefa te hipipy d esorina tao d misasa vo miverina ao . hay d mis olona voretra be |
kay ngaah ts naka sary |
n fc 21 ko |
hahahaha fanesoana v nenareo sa aona le |
compound marrow , complément alimentaire haingam - piasa mp na 0346479151 |
alefa tony intoxte tony fa zavatra ohatrizao mb hahazoan mpanohitra aina , tsy nisy niraharah l 9000ar , echec koa l dakan ankeriny tsy tapakevitra dia ity indray no boost mafy . tantara mitohy |
velirano kkk |
k io miiits prooblem ita eo moa n ataon |
amen |
ny mividy zavatra halatra dia naman'ny mpangalatra ka mety raha midina any ianao raha tena valera be lay telefôn . |
tsoa ihany |
ex nlah fa elah mbola tsy tany |
mampalaelo . am fifidianana ihany isika no fantany |
aiza izao atsika katolika nandray satana nomeny filohampirenena . n'a aiky nandray ny fanomezana misy devoly . tena mampalahelo sy mahamenatra |
mlay |
nena koa aza mbola tsy azo androany koa |
k teneno anazi f nga iah nresaka tamnazi |
zahay nahita ny ekipan'i teg life tao karibo nisakafo dia efa nieritreritra ny haka sary kay tsy hita tao akory ity ramose ty . |
f'i tahïaña elah anisany |
soniaviko vato ngezab ery point d vue ery ini zani |
ilay resaka lalana amin'ireo commune rurale mpamatsy vokatra aty amin'ny faritra mr le président mba jereo ihany koa a . mijaly ny tantsaha fa vitsy ireo mpanangom - bokat ra tonga noho ny lalana ratsy |
happy halloween ny membres |
def aiza |
merci d mb mangatak zay filo randre mato andry ranjoelina mb ano katra ny lalana f zao d ef 2 taon tsy nikarama f ny asa nay ana mb nivohitra ny f any ng tss aretina . mb mengavy moe |
a réagi |
trop trop hâte pour lyon . |
omek anw ny maereza |
misaotra monsieur le president |
il ne t’auraient pas droguée et agressée ils t’auraient enterré sur scène eux |
ts asina ftsn zn |
aranaque ireo , misy ndray tonga dia oe omeo anah ny numéro rib plet jerenay ny prenao dia arotsakay zao dia zao ilay vola . n'importe quoi ny valiteniny . mila mitandrina |
defa ze mis |
23 : 26 matoria amzay president fa reraka an . miasa mafy mihitsy ianao ty tsy matory andro aman'alina |
serge willy ran |
tsika mo zany mbola manana kianja tsara sy maro mandilatra zareo seychelois ee |
milay e . |
tany baobab vo nid |
ay |
isaky ny am firy no mandeha am tv ilay izy . |
tompo ooo |
super fan kenza princia |
amen |
ko rah ts isanandro zay |
mande vola tony f ts mande sentimaka |
bravos |
le flashnai lek an gradin an zai , na le disqu dur ini koa ar hadino an |
ary izy mitsy zany le hitako teo am akoor teo annn |
hahahaha tena manao ko tena ka |
mr henrie sy mr johary prof mathematique . maafinaritra be reo an sady nahaizako methode betsaka |
merci beaucoup ky a |
miantso eo foan zareo e |
https : groups 476599522368319 permalink |
iah ko ar zao mb voani sery |
trop bon . teuskwa . |
fitsenana ny ekipan'ny barea - mahamasina 03 |
sarl . ou entreprise de fitia . |
fa manin |
andry rajoelina april 23 at 7 : 04 am · rehefa avy nizara ireo fanomezana tamin’ireo ankizy maherin’ny 20000 tao mahamasina dia tonga nanolotra ny anjaran’izy ireo ho an’ny ankizy eto ambovombe niaraka tamin’ny samaritan's purse sy ny tetikasa ankizy krismasy ny tenako . ato am - poko avokoa ny zaza malagasy rehetra koa na dia monina an - tany lavitra aza izy ireo dia tsy diso anjara fifaliana sy fitiavana amin’izao fandraisana ireo fanampiana vokatry ny fo avy amin’ireo ankizy monina any etazonia izao . fa ny zava - dehibe indrindra , ambonin’ny fanomezana dia mampita amin’ireo zanatsika ny fanabeazana anatin’ny finoana sy ny fifankatiavana izao fizarana izao . |
merci beaucoup seg , mahafinarit ra ny lesona omenao . |
tsy haiko na tokony hihomehy aho na halahelo . le mpiasa mampalahelo . fa le werawera tamizany sy ny zavamisy ankehitriny toa mampihomehy ihany |
mirary soa zanako o |
efa azo zani n volani . |
ko nareo meti nianatra tamzai ko |
jehovah andriamanitra anie hifidy anao ho filoha hanavotra anay madinika eto madagasikara president amen |
ra tena malagasy marina enao dia mba jereo ny vahoka lavitra andriana mihinapako sy mihinana tsilondraketa faaza faly mihinambe rery nareo |
grave koa zany . |
lalana tsy maintsy ho lalovan'ny tsirairay izao , fa vita aloha izay ny adidiny ety antany fa tapitra ny anjarany ety , mbola iona amny itsika indray andro any rah sitrapon'i tompo , mivavaka ho any fanahiny tsika mb ho voavonjy mirary fiononana feno ho any fianakaviany |
soafara disaine |
fa le bazila ko lo de tena miteni2 fona be lotra |
vakio ao isaia 66 , 16 - 17 dia ho itanao fa ratsy tokoa n kisoa |
lova andriatiana |
d ts nis vola naloa akotranzay . |
naja foniana |
hahah mahay ana |
fibre family 300 go fibre home 900 go |
any no any aminay e , hitahiry ty nofoko mandrakizay e . |
prix |
ay moa , norma leka zany |
ny ray sy ny zanka ary ny fanahy masina ane hanome hery ary fahasalamana ho anao amen |
betsiboka io wee |
gymnase tsy azo atao any am - bilany . asa sy . sakafo . no ilain'ny vahoaka . fahantrana sy fijaliana manarapenitra no iainan'ny vahoaka . hihihihi |
merci malala a bisous mamy b â¤ï¸â¤ï¸â¤ï¸ |
tena ho ratsy izy ty , mampalahelo |
non ce n'est pas correct de sa part de dire ça . lui même l'a dit il joue avec ces armes . les espagnols ont dominé le football mondiale avec de la possession pendant très longtemps et de nombreuses équipes veulent jouer pareille . |
syndicat no mbola misy valeur kokoa noho ianao irery fa raha tsy mahazo rariny tonga d aleo fitsarana |